Newsmada

Found 3143 news

  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:47 Jul 29, 2024
    Nisy ny fiofanana ho an’ ny mpiasan’ny fahasalamana eo anivon’ny hopitaly ao amin’ny urgence teo anivon’ny DRSP Analanjirofo, niarahana tamin’ny DCAmum sy ny OMS. Fiofanana namaliana ny hetaheta hanatsara hatrany ny tolotra fahasalamana omena ny vahoaka ary manaja ny maha olona. Fanamafisana ireo traikefa amin’ny fandraisana an-tanana ireo marary (serasera) […]
  • Rugby – «Federale 2» : hidona ny JSTA sy ny Stade
    Newsmada - 05:41 Jul 27, 2024
    Hianoka lalao goavana indray ny mpitia taranja rugby, manomboka rahampitso. Etsy amin’ny kianja Malacam Antanimena no hampiantrano ny fiadiana ny ho tompondakan’ny “Fédéral 2”. Miisa 4 ny fandaharan-dalao voalahatra amin’izany ka anisan’ny andrasan’ny rehetra ny fihaonan’ny JSTA Ambondrona sy ny Stade Olympique de l’Emyrne (SOE). Ekipa diso mifankahalala tsara saingy […]
  • Échecs – Mada 2024 : hiadiana ny tapakila handehanana any Tunisie
    Newsmada - 05:41 Jul 27, 2024
    Nahavory ankizy maro ny fifaninanam-pirenena amin’ny taranja échecs, izay natao teto an-dRenivohitra, nanomboka omaly. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika any Tunisie izay mahazo ny laharana voalohany isan-tsokajy. Notanterahina nanomboka omaly, hatramin’ny rahampitso, etsy amin’ ny kianja mitafon’ny Ankoay Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasi­kara taranja échecs, sokajy […]
    Tags: Tunisie
  • Distrikan’Andramasina : omby vositra roa norobain’ny dahalo
    Newsmada - 05:40 Jul 27, 2024
    Nanaovan’ny dahalo rotsaka alina, norobain’izy ireo ny omby vositra roa tao amin’ny fokontany Ambodivato, kaominina Ambohimiadana , distrikan’ Andramasina, afakomaly. Tsy nahare na inona na inona ny tompon’ omby nandritra ny alina. Nifoha maraina, hataraina ny azy ireo nahita ny valan’ omby efa nadiodio. Nanjavona tao anatin’ny tranony ireo omby […]
  • ACMIL : 10 taona ny andiany mivantana faha-35
    Newsmada - 05:39 Jul 27, 2024
    Mankalaza ny nivoahany tao amin’ny Akademia Miaramila (Acmil) Antsirabe, ny 25 jolay teo ny andiany mivantana faha-35 misalotra ny anarana «Hiratra». Ny faha-10 taonan’ireto andiany ireto ity nomarihin’izy ireo tao Antsirabe ity. Nisy, araka izany, ireo hetsika samihafa natao hanamarihana ity tsingerintaona ity, toy ny fanolorana mari-pahatsiarovana amin’ny fanatsarana ny […]
  • Antsiranana : hanao fitsaboana maimaimpoana ny sambo «Arche de la paix»
    Newsmada - 05:39 Jul 27, 2024
    Tonga ao Antsiranana, omaly, ny sambo « Arche de la paix » avy any Sina. Hitsabo maimaimpoana izany. Efa fanaon’izy ireo izao hetsika izao. Nigadona, omaly, ao Antsiranana ny sambo lehibe iray an’ny firenena sinoa «Arche de la paix», izay natokana ho an’ny lafiny fitsaboana. Tonga nitsena izany ny Praiminisitra […]
  • IO Récapitulation# 2 Vacances Mahajanga 2
    Newsmada - 15:05 Jul 26, 2024
    ” S’ouvrir à l’inconnu, mieux comprendre le connu. L’autre regard sur la destination Madagascar ”
  • Fadintseranana Malagasy: « Goavana ny fanatsarana, hanamafisana ny mangarahara », hoy ny tale jeneraly
    Newsmada - 05:01 Jul 26, 2024
    Mpiantsehatra fototra eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny ao amin’ny ladoany. Hisy ny fanovana ho entina, manamafy ny toromariky ny Filohan’ny Repoblika. Manazava ny tale jeneraly ,Lainkavana Ernest Zafivanona. Gazety Taratra (*) : Inona marina Andriamatoa Tale jeneraly no nahatonga ireny fidinana tampoka nataon’ny filohan’ny Repoblika ireny ? Lainkavana Ernest (-) : Manoloana ireo fitarainana […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:00 Jul 26, 2024
    Voarafitra ny lisitr’ireo sehatra varo-draharaha ekena ho alalahana sy hasina fepetra ho an’i Mada­gasikara. Fahombiazana ny hahafahantsika mitambatra hanatratra ireo fanamby sy fahavononana hampandroso ny firenentsika, amin’ny alalan’ny varo-draharaha hiarahana amin’ny Vondrona eoropeana. Maherin’ny 42 isan-jato miohatra ny fanafarana tamin’ny taona 2021 ny fanafarana menaka fampiasa amin’ny sakafo nataontsika  tamin’ity […]
  • Vinavinan’ny fanjakana : andrasana ny mpizahatany 970 000 amin’ity taona ity
    Newsmada - 05:00 Jul 26, 2024
    Fepetra noraisin’ny filoha Rajoelina hanatsarana ny fitantanana sy ny fikarakarana ny mpandeha eny amin’ny seranam-piaramanidina ny fidinany teny ifotony, ny talata 23 jolay teo. Ny ampitson’io, noresahina ity tranga ity teny amin’ny filankevitry ny minisitra, notarihiny. Nohamafisina tao amin’ny fampitana am-bava, fa « mila hatsaraina ny fomba fiasa, indrindra amin’izao […]
  • Foara FIA 2024 : hiavaka ny biby tsara karazana sy ny nahandro
    Newsmada - 04:59 Jul 26, 2024
    Hatao ny 12,13 ary 15 septambra ho avy izao ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny Fambolena, ny fiompiana ary ny jono (FIA 2024), andiany fahenina, ao anatin’ny vondrona orinasa Hazovato eny amin’ny Zone Forello Tanjombato. Mi­araka mikarakara azy ny orinasa Forello Expo sy ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Natao, […]
    Tags: Foara
  • Rap Gasy : tafaverina indray ny « Fantsy line »
    Newsmada - 04:56 Jul 25, 2024
    Fifaninana anisan’ny nanamarika ny taona 2013 tany ho any ny « Fantsy line ». Tafaverina indray izy ankehitriny, amin’ny endriny nohatsaraina amin’ny maha fifaninanana ara-javakanto azy. Hotanterahina ny 27 jolay 2024, eny amin’ny PK 0 Soarano, ny dingana famaranan’ny « Fantsy li­ne 2024 ». Mandritra ny tapany voalohany, ao anatin’ny hetsika “Urban mood”, no hanaovana […]
    Tags: Fantsy
  • «Ligue des champions d’Afrique»: hatao atsy Maorisy ny lalaon’ny Disciples sy ny Orlando Pirates
    Newsmada - 04:55 Jul 25, 2024
    Nanambara tao amin’ny tambajotra serasera, omaly, ny Disciples FC fa hatao atsy Maorisy ny lalao mandroso tokony horaisiny eto Mada­ga­si­kara, eo amin’ny dingana savaranonando hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Li­gue des champions”. Fihao­na­na, hikatrohany amin’ny Orlando Pirates Afrika Atsimo. Hotanterahina ao amin’ny kianja Complexe Côte d’Or Stadium, ny 18 aogositra […]
  • «Mada Jeunes 2024»: horaisin’Analamanga ny fifaninanana
    Newsmada - 04:55 Jul 25, 2024
    Hotanterahina eny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy zandriny, taranja handball. Hanomboka ny 2 aogositra izany ka tsy hifarana raha tsy ny alahady 10 aogositra 2024. Sokajin-taona telo na eo amin’ny tovolahy na ho an’ny tovovavy no hifaninanana dia ny «minime, cadet, junior». Hiverina eto Analamanga indray izany […]
  • Rugby – Top 12: “Vonona foana ny Uscar na tsy misy filoha aza”, hoy i Benja SG
    Newsmada - 04:54 Jul 25, 2024
    Noho ny olana anaty, nametra-pialana ny filohan’ny fileovana Uscar, taranja rugby. Manoloana izany, fiaraha-mitantana ny hitondrana ny ekipa. “Vonona foana izahay na tsy misy mpitondra aza”, hoy Randriamanantena Benjamin, sekretera jeneralin’ny Uscar. Gazety Taratra (*) : Aiza ho aiza ny Uscar ao anatin’izao taom-pilalaovana izao ? R.Benjamin (-) : Eo ihany ny […]
  • Tsipy kanetibe: hiatrika «Tournée Estivale 2025» izay voalohany
    Newsmada - 05:00 Jul 24, 2024
    Hotanterahina ny 2 ka hatramin’ny 4 aogositra ho avy izao ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny tsipy kanetibe. Fifanintsanana hatao eny amin’ny kianja Fitaratra Ton­garivo Tanjombato ary natokana ho an’ny sokajy olon-droa miaraka. Araka ny lalàna mifehy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, natao ho an’ireo mpilalao ma­nana kara-pilalaovana ara-dalàna izany. Hanana […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:59 Jul 24, 2024
    Hotanterahina any Tunis Tunisie, ny 2 hatramin’ny 8 septambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja karate. Anisan’ireo handray anjara amin’izany i Madagasikara. Efa miatrika fanazaran-tena isan’andro ireo Malagasy mpilalao, araka ny vaovao voaray avy eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny karate. Hotontosaina ny 26 hatramin’ny 28 jolay ho […]
  • Course de côte defi Bardahl: hiditra amin’ny dingana fahefatra
    Newsmada - 04:58 Jul 24, 2024
    Hotanterahina ny sabotsy 27 sy ny alahady 28 jolay ho avy izao ny dingana fahefatra amin’ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny Slalom sy ny Course de côte defi Bardahl 2024. Fifaninanana karakarain’ny klioba TACS ary hatao eny amin’ ny vohitr’i Manintona sy Ambohidava. Lalan-tany mirefy 2,83 km no hifaninanana amin’ity. Fihaingana eo Manintona […]
  • Ping pong – Tompondakan’i Afrika: nahazo ny laharana fahatelo i Madagasikara
    Newsmada - 04:58 Jul 24, 2024
    Nahavita zavatra goavana nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, tany Botswana ny ekipa malagasy, ny herinandro lasa teo. Manana fanamby ny hiatrika lalao maneran-tany izy ireo. Tsara ny vokatra! Mada­gasikara no nahazo ny laharana fahatelo ta­min’ireo firenena 17 nandray anjara tamin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja tenisy ambony latabatra, […]
    Tags: Afrika

3143 items