Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Explore news from Madagascar through the publisher feeds gathered here. Local reporting can add detail about communities, public affairs and the economy that a broad international headline leaves out. Each item keeps its source and publication time visible.

Check whether a story concerns a particular town, region or the country as a whole. If you use translation, return to the original for place names, quotations and administrative terms that may lose meaning in a summary.

Sombim-baovao

Araka ny filazan’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny klioba CFFA Andoharanofotsy, omaly, fantatra izao fa anio hariva no hanainga hihazo ny Nosy Maurice, ny delegasiona sy ny mpilalao. Hiatrika ny lalao mandroson’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo klioba izy ireo. Ny ekipan’ny Lijabatho Lesotho moa no hifandona amin’ity ekipa …

Read at Newsmada

Basikety – Mada U18: fantatra ireo ekipa hiady ho lohany

Hampiantrano ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy U18, lahy sy vavy, taranja basikety ny ligin’Atsimo Andrefana. Hotanterahina ny 12 ka hatramin’ny 20 septambra ho avy izao izany. Navoakan’ny Federasionina malagasy (FMBB) tao amin’ny tambajotran-tseraserany, omaly, ireo ekipa hiatrika izany. Ligim-paritra 13 no hiady izay ho lohany ka ligy 6 amin’ ireo …

Read at Newsmada

« IHF Trophy Séniors », vehivavy: hatao ao Vontovorona ny fifanintsanana

Hotontosaina eny amin’ny Complèxe sportif Vonto­vo­rona, ny 29 septambra hatramin’ny 4 oktobra ho avy izao ny fifanintsanana eo amin’ny taranja handball, « IHF Tro­phy », ho an’ny faritra fahafito, sokajy vehivavy « Sé­niors ». Ankoatra an’i Mada­gasikara mampiantrano, miisa dimy ireo nosy hifanintsana amin’ izany. Anisan’izany i La Réu­nion, Mayotte, Comores, Mau­rice ary i …

Read at Newsmada

Billiard – Tompondaka maneran-tany: handray anjara i Madagasikara

Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany (World championships 2026), amin’ny taranja billiard, ny Malagasy afaka iray volana. Fihaonana hatao any Cape Town, Afrika Atsimo. Firenena maherin’ny 40, avy amin’ny kaontinanta dimy, no hiady ny lohany amin’izany. Hotanterahina ao Bell­ville, Velodrome Cape Town, Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho tompondaka …

Read at Newsmada

Indray mijery

 Misokatra ny fifaninanana hidirana amin’ny taona voalohany ao amin’ny Institut national de promotion formation Ivato. Lalam-piofanana maro no hita amin’izany, toy ny : Mécanique automobile, Génie mécanique et Maintenance industrielle, Génie frigorifique, Électrotechnique ; Électronique et informatique industrielle, Finances et comptabilité, Informatique de gestion sy Informatique, Maintenance et Réseaux. Ny …

Read at Newsmada

Dinika fakan-kevitra: tonga manatrika eny Iavoloha ny vondrona iraisam-pirenena

Miroso araka ny tetiandro sy ny lamina napetraky ny mpikarakara ny dinika politika tanterahina eny Iavoloha. Anisan’ny voaasa ny eo anivon’ny fianakaviambe iraisam-pirenena. Nitohy omaly hatramin’ny talata 8 septambra izao ny dinika fakan-kevitra ho fanomanana ny fifidianana izay tanterahina eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha. Ankoatra ny antoko politika, ny vovonana, ny fi­kambanana …

Read at Newsmada

Anosizato Andrefana: mpivaro-kena voaroba 18 tapitrisa Ar

Lasan’ny jiolahy roa tsy nisaron-tava ny vola mitetina 18 tapitrisa Ar, teny Anosizato Andrefana, omaly maraina. Voam­bana antsy ilay mpivaro-kena haka entana vao ma­raina. «Nisy nanaraka izy rehefa handeha haka entana any Ampahitra, tamin’ny 4 ora sy 20 minitra maraina», hoy ny fanazavan’ny zandary. Nitondra antsy ireo mpandroba. «Nisintona ny …

Read at Newsmada

Loi sur la cybercriminalité : l'État renforce les contrôles alors que l'accès à l'information reste en suspens

Le projet de loi n°042/2026 relatif à la lutte contre la cybercriminalité doit être soumis à l'adoption des députés, vendredi, à l'Assemblée nationale. Le texte figure bien parmi les projets déposés à Tsimbazaza et doit être débattu en séance plénière. Présentée comme une adaptation de la législation aux nouvelles menaces numériques, la réforme accorde surtout à l'État des capacités d'investigation considérablement renforcées. La principale innovation est la création de l'Unité de (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Préparation des élections : les consultations politiques se poursuivent à Iavoloha

Les consultations consacrées à la préparation des prochaines élections se poursuivent au Palais d'État d'Iavoloha. Plusieurs formations politiques et associations ont déjà été reçues par le colonel Michaël Randrianirina, président de la Refondation de la République, dans le cadre de cette démarche qui doit s'étendre sur plusieurs jours. Les premières rencontres ont débuté mardi 1er septembre. Pour cette première séquence, le chef de l'État a successivement reçu le groupe politique (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Nosy Sakatia: un potentiel écotouristique à valoriser

Nosy Sakatia souhaite renforcer son potentiel écotouristique grâce à ses richesses naturelles encore préservées. Les populations vivent principalement de la pêche et de l’artisanat, mais le tourisme ouvre de nouvelles perspectives pour l’économie locale. L’îlot bénéficie d’un statut d’aire protégée marine et terrestre dans la Diana. Il couvre environ 600 …

Read at Newsmada

Le VOI renforce ses capacités

Le VOI Rasis veut améliorer sa gouvernance et sa gestion des ressources naturelles de Nosy Sakatia. Du 21 au 26 août, dix représentants de la communauté ont effectué une visite d’échange à Ambalavao Fianarantsoa. La délégation, composée des membres du VOI, des femmes, des guides, des pêcheurs et des techniciens, …

Read at Newsmada

Vono olona tao Toamasina: efa-dahy voasambotry ny zandary

Voasambotry ny zandary miasa eo anivon’ny sampam-pikarohana misahana ny heloka bevava ao Toamasina, afakomaly, ireo efa-dahy namono olona tao Tsarahonenana. Nitrangana vonoan’olona tao amin’ny toeram-pisotroana iray anatin’io fokontany io, ny alahady 23 aogositra lasa teo, raha tsiahivina. Nifamaly tao anatin’ny toeram-pisotroana ny lehilahy maromaro izay voalaza fa samy te hampiasa …

Read at Newsmada

Sombim-baovao

Nanainga omaly, nihazo an’i Zambia, ny FC Rouge hiatrika ny fiadiana ny amboaran’ny Kaon­federasiona taranja baolina kitra. Tsiahivina fa hifandona amin’ny Red Arrows FC izy ireo ny sabotsy ho avy izao eo amin’ny dingana savaranonando. Miisa 23 ireo mpilalao mandrafitra ny FC Rouge amin’izao lalao hatrehin’izy ireo izao. Vokatra niavaka …

Read at Newsmada

“Course de côte”: hiditra amin’ny dingana fahefatra

Hotanterahina ny sabotsy 5 septambra ho avy izao, eny amin’ny SRK Imerintsiatosika, ny “Course de côte asphalte” sy ny andiany voalohany amin’ny “Slalom asphalte”. Fifani­nanana karakarain’ny klioba TMF. Manaraka ny fepetra iraisam-pirenena sy ny fitsipiky ny Fédérasion sport-automobile Madagascar (FSAM), ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2026 izany. Hanana …

Read at Newsmada

Karazam-bary Besalohy: mety amin’ny faritra rehetra, mamokatra 6t/ha

Dingana lehibe eo amin’ny fampiroboroboana ny fambolem-bary eto Madagasikara ny famolavolana ny karazam-bary vaovao “Besalohy”. Vo­ka­tra azo avy amin’ny fiaraha-miasan’ny Foibem-pikarohana ampiharina amin’ny fampandrosoana ny ambanivohitra (Fofifa) sy ny Japan Interna­tional Re­search Center for Agricultural Sciences (Jircas) izy io. Tsara kalitao sy miavaka amin’ny endriny ary ny fofony ny vokatra …

Read at Newsmada

Vono olona mahatsiravina: lehilahy roa hita faty nihoson-dra

Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana Rahajatiana Fenohasina, 29 taona sy Randriamahaleo Sitrakiniana, 27 taona, afakomaly alina. Hita faty tao Ambatobe, kaominina Betatao, distrikan’Anjozorobe izy ireo, omaly maraina, tokony ho tamin’ny 8 ora. Nahita ny razana ny olona mpandalo, nampandre ny tomponandraikitra isan’ambaratongany. Nampandre ny zandary indray ny ben’ny Tanàna, taorian’izay. …

Read at Newsmada

Madagascar Airlines: un ATR cloué au sol faute de moteurs de réserve

Les perturbations des vols persistent au niveau de Madagascar Airlines en raison du retard dans la livraison de deux moteurs. Ces moteurs sont actuellement soumis à des opérations d’entretien réglementaire dans des ateliers en Europe. La compagnie nationale attend désormais leur réception, après plusieurs reports successifs, a indiqué sa direction …

Read at Newsmada

Richard Ravalomanana : dix ans de travaux forcés, la défense se pourvoit en cassation

L'ancien président du Sénat, le général Richard Ravalomanana, a été condamné à dix ans de travaux forcés dans l'affaire des violences commises lors des manifestations de septembre et octobre 2025 à Antananarivo. Son avocat, qui conteste les éléments retenus contre son client, a annoncé un pourvoi en cassation. Trois accusations avaient initialement été portées contre lui. La première concernait une menace de mort présumée envers Jean Walker Andriakotomalala, ancien directeur des projets et (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Madagascar – États-Unis : les investissements privés au cœur d'un partenariat économique renforcé

Madagascar et les États-Unis veulent donner une nouvelle dimension à leurs relations économiques. Les deux pays entendent notamment favoriser les investissements privés et développer des partenariats dans plusieurs secteurs stratégiques. Cette ambition a été au centre d'une rencontre entre le ministre de l'Économie et des Finances, Ramiarison Herinjatovo Aimé, et Tom Bevan, chargé d'affaires a.i. de l'Ambassade des États-Unis, le 1er septembre à Antaninarenina. Les infrastructures, (…) - Economie

Read at Madagascar Tribune

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.