Explore news from Madagascar through the publisher feeds gathered here. Local reporting can add detail about communities, public affairs and the economy that a broad international headline leaves out. Each item keeps its source and publication time visible.
Check whether a story concerns a particular town, region or the country as a whole. If you use translation, return to the original for place names, quotations and administrative terms that may lose meaning in a summary.
Himasoana ny fampitiavana ny vakiboky ho an’ireo zaza any Nosy Be. Nampiana ireo boky fianarana sy fialana voly ao amin’ny EPP Madirokely, izay miandraikitra ny fanabeazana ankizy maro. Tsy vao voalohany. Mitohy hatrany ny fanohanana ny ankizy mpianatra ataon’ny fikambanana Graines d’avenir de Nosy Be, amin’ny alalan’ny filohany, Amida Sanna. …
Nijery mivantana ny zava-misy sy ny fiantraikan’ny fandalovan’ny rivodoza Fytia teo amin’ireo fotodrafitrasa sy sekoly voakasika tao amin’ny Cisco Mitsinjo, ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rajaonarison Sendra Nirina, ny faran’ny herinandro teo. Teny amin’ny EPP Antongomena Bevary, Ambodimanga,CEG namakia ary EPP mitsinjo no nolalovany. Nanolotra fanitso 50 isa ho an’ny sekoly …
Ankizy manana fahasembanana eo amin’ny rantsam-batana ambany no raisin’ny ONG Fami an-tanana sy tsaboina maimaimpoana, hatramin’ny fandidiana, raha ilaina, ao amin’ny CRMM Antsirabe. Hatramin’ny taona 1996, ankizy manodidina ny 400 no efa nahazo fitsaboana ka maro no efa sitrana tanteraka. Ho fanohanana azy, nanolotra tohana ara-tsakafo, kojakoja ilaina andavanandro ary …
Ireo mpandraharaha no misantatra ny fanomanana ny fidirana amin’ny taom-pianarana vaovao, ho an’ny fampianarana ambaratonga voalohany sy faharoa fototra, omaly. Nanomboka nandray ny asany, omaly, ny mpandraharaha eny amin’ny sekolim-panjakana hikarakara ny fidirana amin’ny taom-pianarana 2026-2027. Miroso amin’ny fanomanana ny tomponandraikitra amin’izany ka tafiditra ao ny fandraisana ireo hisoratra anarana. …
Araka ny fampitam-baovao azo, handeha hanatevin-daharana an’i Zigle sy i Yves any amin’ny klioba Decines France, i Tianakely. Eo am-piandrasana ny taratasy fahazoan-dalana avy amin’ny ligy sy ny FSBM ny tovolahy, ankehitriny. Tsy mbola fantatra kosa ny faharetan’ny taona hilalaovany any. Mitohy ao amin’ny Kianja mitafon’i Mahajanga ny fiadiana ny …
Le coup d'envoi de la Concertation nationale sera donné ce mardi 25 août au Village Voara Andohatapenaka. Cette journée, placée sous le thème du redressement et du renouveau, doit marquer l'entrée du processus dans une phase plus concrète, avec la présentation de ses principales étapes ainsi que du coordonnateur national appelé à en assurer le pilotage. Le Conseil œcuménique des Églises chrétiennes de Madagascar (FFKM) ouvrira la rencontre par un culte œcuménique prévu à 15 heures. Ce (…) - Politique
Banky Foiben'i Madagasikara (BFM) prévoit d'installer prochainement des points de collecte d'or à Ambilobe, Maevatanana, Mananjary et Miandrivazo, quatre zones à fort potentiel aurifère. L'opération doit permettre à la Banque centrale de renforcer les réserves en or du pays tout en favorisant la formalisation et une meilleure traçabilité de la filière. Ces nouvelles structures doivent surtout rapprocher les circuits officiels des artisans orpailleurs. En facilitant l'accès à des points de (…) - Economie
Ny fandalovan’ny rindrin-drahona no hamaritra ny toetry ny andro any amin’ny Faritra atsimon’ny Nosy. Varatraza malefaka kosa ho an’ny any an-kafa. Tombanana hahazo vahana kokoa ny varatraza eto Madagasikara, manomboka ny alakamisy ho avy izao. Misy ny fampitandremana noho ny haavon’ny alondrano sy ny hamafin’ny rivotra, manomboka ny alarobia ho …
Niakatra 4, 25% ny taham-pahafahana fanadinana bakalorea ho an’Antananarivo raha mitaha amin’ny vokatra ny taona 2025, araka ny fanambaran’ny filohan’ny Oniversiten’Antananarivo, Pr Randrianasolo Rivoarison, ny faran’ny herinandro teo. 51, 74,% ny taham-pahafahana ankapobeny ; 69,66% ho an’ny fampianarana teknika. Ny sokajy L : 70,92%, manana ny taha ambony indrindra. Ny …
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro teo, ny trano fandidiana sy trano fitobian’ny marary avy nodidiana ho an’ny CHRD Belo sur Tsiribihina. Dingana lehibe iray ho fanatsarana sy fanamafisana ny tolotra ara-pahasalamana ho an’ny mponina izany. Hanampy amin’ny fanakaikezana ny fitsaboana ara-pandidiana sy ny fanatsarana ny fandraisana an-tanana ireo …
L'Assemblée nationale entame ce mardi 25 août une nouvelle session extraordinaire dans une atmosphère politique inhabituelle. Derrière les travaux législatifs programmés à Tsimbazaza se profile une interrogation autrement plus importante : celle du maintien de la Chambre basse dans sa forme actuelle. La réunion avait été demandée par les députés avant d'être convoquée par décret pris en Conseil des ministres le 7 juillet, conformément au mécanisme prévu par la Constitution. Son ouverture (…) - Politique
Le pays espérait avoir tourné la page de la série d'enlèvements et de crimes qui avait suscité une vive inquiétude en juillet. La découverte, dimanche matin à Ambohimanga Rova, des corps de Stéphanie Mikaella Israele Nohasoavina, 21 ans, et de Haingotiana Samison Vololoniaina, 17 ans, vient brutalement remettre la question de la sécurité au premier plan. Les deux adolescentes avaient quitté leur domicile à Anjanahary vendredi, avant midi. Elles avaient indiqué qu'elles se rendaient au (…) - Société
Anisan’ny firenena faran’izay mahantra, hono, i Madagasikara.Na maneran-tany io, na aty Afrika, na aty amin’ ny faritry ny ranomasimbe Indianina. Samy milaza an’izay na ny vahiny; eny, na ny teratany eto an-toerana aza. Ndeha hatao hoe: hono, fa raha ny marina: firenena manan-karembevava i Madagasikara, fa ny vahoaka ao …
Vendredi, Ony Hanjaka alias Stam, Ralf Arivelo et Jeremia ou LazAéro Polyvalart ont donné une conférence de presse à La Teinturerie à Ampasanimalo, pour présenter leur exposition collective baptisée « Lavatondro ». Elle s’y tient jusqu’au 2 septembre. Plus qu’une exposition collective, Lavotondro dessine des retrouvailles. Ony Hanjaka alias Stam, …
La concertation nationale entre dans une phase concrète à Madagascar. Après plusieurs semaines d'attente, le dispositif chargé d'accompagner le processus commence à prendre forme. Le Comité technique s'est réuni pour la première fois vendredi au palais d'État de Mahazoarivo, sous la conduite du Premier ministre Mamitiana Rajaonarison. Cette structure aura notamment pour mission d'accompagner le déroulement des travaux menés avec le Conseil œcuménique des Églises chrétiennes de Madagascar (…) - Politique