Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Explore news from Madagascar through the publisher feeds gathered here. Local reporting can add detail about communities, public affairs and the economy that a broad international headline leaves out. Each item keeps its source and publication time visible.

Check whether a story concerns a particular town, region or the country as a whole. If you use translation, return to the original for place names, quotations and administrative terms that may lose meaning in a summary.

MESUPRES : Hampakatra ny laharan’ny oniversite sy ny voka-pikarohana malagasy

Efa miroso amin’ny fanatsarana ny voka-pikarohana sy ny laharan’ny oniversite eto Madagasikara ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Atao amin’ny alalan’ny fampidirana sy fampiasana ny Vovonana iarahan’izy ireo miasa amin’ny sehatra tsy miankina sy ny CIDST izany. “Mamokatra voka-pikarohana maro isika eto Madagasi­kara nefa tsy fantatry …

Read at Newsmada

TARATRY ny KANTO

Sehatra Ba gasy volana septambra. Hisesy ny hetsika ho fanandratana ny kanto. Ny alarobia 2 septambra izao, raikitra ny famerenan-kira miaraka amin’ny «Guide piano» Tsiadana. Zoma 4 septambra, hiroso avy hatrany amin’ny fandraisam-peo ao amin’ny Studio Maxon, eny Analamahitsy. Ny sabotsy 5 septambra, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ka …

Read at Newsmada

Dix mois de Refondation, entre réformes engagées et résultats attendus

Dix mois après l’installation du régime de la Refondation, certaines mesures destinées à améliorer les conditions de vie de la population, réformer des secteurs clés de l’économie et des services publics, ont été prises, sans attendre les résolutions définitives de la réconciliation nationale. Les urgences n’attendent pas, comme on dit. …

Read at Newsmada

Festival Sorogno: des grosses pointures à l’affiche

Coup d’envoi du festival Sorogno mêlant divertissement et valorisation de la diversité artistique ce jour à Ambanja, en parallèle de la foire économique de la ville. Une vingtaine d’artistes avec des grosses pointures venus des différentes régions de Madagascar, ainsi que de l’étranger, seront attendus. Din Rotsaka et Docteur Love …

Read at Newsmada

Recherche et gestion des Aires protégées: l’université d’Antananarivo et MNP unissent leurs efforts

Afin de renforcer le lien entre la recherche universitaire et la gestion durable des Aires protégées (AP), le département de Géographie de l’université d’Antanana­rivo, représenté par le Pr James Ravalison, et Mada­gascar National Parks (MNP), représentée par sa directrice générale, Ony Rakotoarison, ont signé une convention de partenariat, hier à …

Read at Newsmada

Concertation nationale : le chronogramme met les échéances électorales de 2027 sous pression

Un référendum ou une élection constitutionnelle entre mai et juillet 2027 : c'est l'une des principales échéances inscrites dans le Programme de la Refondation de la République. Mais le chronogramme dévoilé par le Conseil œcuménique des Églises chrétiennes de Madagascar (FFKM) soulève désormais une question de calendrier. Les résolutions de la concertation nationale, censées servir de base à la future Constitution, ne seront présentées qu'après mai 2027. Le temps disponible entre la fin des (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Assemblée nationale : Siteny mise sur les enquêtes face aux appels à la dissolution

Face aux appels à la dissolution de l'Assemblée nationale portés notamment par la Gen Z et l'Association des étudiants dynamiques des universités de Madagascar (Assedu Mada), le président de la Chambre basse, Siteny Randrianasoloniaiko choisit de défendre l'institution par son action. À l'ouverture de la deuxième session extraordinaire à Tsimbazaza, il a placé le contrôle de la gestion publique au cœur de son discours, présentant les enquêtes parlementaires comme une démonstration de (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Madagascar sur les traces de la Centrafrique

La Grande Île accélère son rapprochement avec Moscou. Coopération militaire, intérêts miniers, assistance électorale. La stratégie déployée par la Russie à Madagascar rappelle, à bien des égards, celle mise en œuvre en République centrafricaine. Ce choix fait peser le risque d'une dépendance croissante à l'égard du Kremlin et d'une captation des ressources stratégiques du pays, au moment où la transition est censée préparer un retour à l'ordre constitutionnel. C'est devenu un classique en (…) - Tribune libre

Read at Madagascar Tribune

« Sarimiantsa » : Hiantsa tononkalo ny mpilalao sarimihetsika

Hafa noho ireo efa hita hatramin’izay. Fiantsana to­nonkalo karakarain’ny Fari­bolana Sandratra ao amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM-GZ) Analakely, ny tolakandron’ny 19 septambra izao, manomboka amin’ny 3 ora. « Sarimiantsa », hiano­hana antsa tononkalo 35 miaraka amin’i Mina Ilarion, Nofy, Christophe Rabearimanana, Anjara Tsy Ahy ary i Haintso Nirina. « Anisan’ny hampiavaka ny Sarimiantsa ny fomba …

Read at Newsmada

« Tsy tontan’ny ela »: Mirakitra tantara ho an’i Samoëla ao Antsahamanitra

Mitohy ny fankalazana ny 30 taona an-tsehatra. Rariny loatra raha handalo indray ao Antsahamanitra i Samoëla, hanohy ny tantara. «Tsy tontan’ny ela ». Mahalaza be izay lohateny nosafi­diana izay. Ho an’ilay fampisehoana hotontosain’i Sa­moëla etsy Antsahamanitra, ny alahady 30 aogositra izao io, manomboka amin’ny 3 ora. « Impito ny tao Antsahama­nitra. Fanimbalony …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Nihena 2,24% ny taham-pahafahana nasionaly tamin’ ny fanadinana bakalorea, izay 48,49% raha ampitahaina tamin’ny voka-panadinana tamin’ny taona 2025 izay naha­tratra 50,73 %. Anisan’ny anton’izany fidinana izany ny fanaraha-maso hentitra hampiakarana ny kalitao sy ny lanjan’ny diplaoma mivoaka, raha ny fanazavana. Manoloana ny fihanaky ny aretina Ebola any amin’ ny firenena …

Read at Newsmada

Zaikaben’ny tanora ho an’ny fahitsiana : Hatao eto Antananarivo, ny 1 sy 2 oktobra

Hanatanteraka “Forum national pour la promotion de l’intégrité” ny Kaomity mitandro ny Fahitsiana (CSI), ny 1 sy 2 oktobra ho avy izao, eny amin’ny oniversi­ten’Antanana­rivo. Tohanan’ny Organisation internationale de la Fran­cophonie (OIF) sy ny Con­fédération Suisse ny hetsika. Misokatra ho an’ny tanora malagasy rehetra 18 taona ka hatramin’ny 35 taona …

Read at Newsmada

Tsipy kanetibe : Miandry ny Federasiona ny fifindran’i Tiana kely ao amin’ny Decines

Mbola eo am-piandrasana ny taratasy fifindrana avy amin’ny Federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM) i Tiana kely, amin’izao fotoana izao. Hifindra ao amin’ny klioba Decines ity Malagasy mpilalao ity, ny taona ho avy io. Nambaran’ny filohan’ny klioba UBMT, Ratsim­baharison Luc, omaly, teny Ankatso, fa misy mpilalao telo ao amin’izy ireo halain’ny …

Read at Newsmada

FANTINA sy FINTINA

Nodimandry, omaly, ny filoha mpanorina ny antoko Udecma-KMTP, Randriamorasata Solo Norbert. Mpanolotsaina faratampon’ny tolom-piavotana (CSR) tamin’ny Repoblika II izy, ary tale nanorina ny gazety Fiaraha-miasa sady filoham-boninahitry ny Fikam­banan’ny mpanao gazety zokiolona eto Madagasikara (AJDM). Nanao fandraharahana koa izy teo amin’ny sehatry ny fitrandrahana vato, fiompiana trondro sy tantely… Foto-kevitra …

Read at Newsmada

Filohan’ny Antenimierampirenena: “Tsy valifaty ny fanadihadiana parlemantera”

“Tsy natao hanaovana valifaty politika ireo fanadihadiana atao, tsy natao hitsa­rana mialoha ihany koa. Ny marina no tadiavina.” Io ny kabarin’ny filohan’ny Ante­nimie­rampirenena, Randria­na­soloniaiko Siteny, nanomboka ny fivoriana tsy ara-potoana teny Tsimbazaza, omaly. Nasiany teny tamin’ izany ny fanadihadiana par­lemantera momba ny fitantanana ny raharaham-panja­kana nandritra ny fitondran’ny filoha teo …

Read at Newsmada

Aleo hifanatrehana

Andrasana fatratra amin’izao ny fanatanterahana fikaonandoham-pirenena. Mby aiza? Na ny tetiandro fanatanterahana, izay fomba hanaovana azy, ny lohahevitra hikaonan-doha, izay ho mpandray anjara… Mila fanazavana amin’ny antsipiriany sy manontolo hisian’ny fifampitokisana. Lazaina izay atao, atao izay lazaina. Mba tsy hihemo-dava ka zary mampieritreritra sy mampiherikerika. Ny fikaonando­ham-pirenena no hiantoka …

Read at Newsmada

FFKM : Tafatsangana ny birao ho an’ny fikaonandoham-pirenena

Natolotry ny FFKM ofisialy teny amin’ny Village Voara Andohatapenaka, omaly, ireo mpikambana mandrafitra ny birao sy komity teknika hitantana ny Fikaonandoham-pirenena. Mizara 4 mazava izay birao izay. Ahitana ny filankevi-pitantanana izay misy mpitantana 17. Ani­san’ny voatendry ao anatin’ny filankevi-pitantanana, ny Prai­minisitra teo aloha, Raman­dimbiarison Zaza sy ny mpahay toekarena, Zafima­hova …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.