Le président de la Refondation de la République de Madagascar, Michaël Randrianirina, et son homologue comorien, Azali Assoumani, ont été accueillis ce jeudi matin à Moscou par le président russe Vladimir Poutine. Selon l'ambassade de Russie à Madagascar, cette cérémonie officielle s'inscrit dans le cadre du troisième Sommet Russie-Afrique, consacré au renforcement des relations politiques, économiques et diplomatiques entre Moscou et les pays africains. Une trentaine de chefs d'État et de (…) - Politique
« Tsy maintsy miainga avy aty ambony ny fanavaozana. Manaraka ho azy ny eny ifotony avy eo », hoy ny ny filoha nasionalin’ny antoko Roso ho an’ny demokrasia sosialy (RDS), Rakoto Andrianirina Fetison. Anisan’ny naneho ny heviny momba ny ady amin’ny kolikoly sy ny fanovana ny fomba fitantanana ny raharaham-panjakana ny …
Nanao fanambarana ny eo anivon’ny antoko Tiako i Madagasikara, manoloana ny toe-draharaham-pirenena. Anisan’ny nivoitra tamin’ izany ny momba ny fifidianana. Nambaran’ny sekretera jeneralin’ny Tim, Randriamasinoro Ny Rina, fa tsy mitombina ny feo aely amin’ny filazana ny tsy hisian’ ny fifidianana. Niaiky koa anefa ity antoko naorin’ny filoha teo aloha, Ravalomanana, …
Ao anatin’ny roa andro… Hotanterahina eo amin’ny « Parking » ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny 31 oktobra sy ny 1 novambra izao, ilay hetsika « Roxicomania Festival ». Fampisehoana an-tsehatra ahitana mpanakanto mahatratra 18 sy ireo talenta vao miisa 13. Anisan’ny tanjona amin’ity hetsika ity ny haneho fa misy karazany maro ny rock fa tsy …
Noho ny hetraketraka nahazo azy, miaina ao anaty tsy fahasalamana i Bekoto. Manao antso ny fianakaviany sy ny tarika Mahaleo hoenti-manampy amin’ny fitsaboana azy. Tao anatin’ny efa-taona, niaina tsy fahasalamana i Bekoto, mpikambana ao amin’ny tarika Mahaleo sady anisan’ireo nanorina izany tarika izany. Raha tsiahivina, ny taona 2023, tany Antsirabe, …
Nahazo fampitandremana miloko mavo ho an’ny fahabetsahan’ny rotsakorana ny ilany atsimo atsinanan’ny Nosy, anio tontolo. Voakasik’izany ny faritra Matsiatra Ambony, Fitovinany, Mananjary, Ivohibe, Vondrozo ary Farafangana. Manaitra ny mponina hanamafy ny fahamailoana amin’ny mety ho fiakaran’ ny renirano ny Meteo. Nampahafantarina ny Design for Change, fandaharanasa natao ho an’ny ankizy, …
L'ancien député de Tana V, Naivo Raholdina, a été condamné à dix ans de prison et à une amende de 200 millions d'ariary, à l'issue de son procès tenu mardi 27 octobre au tribunal d'Anosy. L'ancien chef du fokontany d'Anosizato-Est, Jean Nirina Rafanomezantsoa, a également écopé de cinq ans d'emprisonnement ferme. Les deux hommes ont été reconnus coupables dans des affaires d'abus de pouvoir et de transactions foncières illégales. Une troisième personnalité, Raïssa Razaivola, a été condamnée (…) - Société
Le procès relatif à l'expédition controversée de Boeing 777 vers l'Iran est à nouveau reporté. Les débats sur le fond n'ont pas pu commencer, les avocats de l'Aviation civile de Madagascar (ACM), partie plaignante, et le parquet ayant réclamé davantage d'investigations. Le dossier, qui concernait initialement 38 prévenus, pourrait désormais s'étendre à 51 personnes. Une nouvelle échéance judiciaire est fixée au 5 novembre. L'audience, prévue hier à 10 h 30, a débuté avec du retard en (…) - Société
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fifaninanam-pirenena, taranja badminton ho an’olon-tokana, sokajy “Junior”, lahy sy vavy. Ligy roa no niatrika izany dia Analamanga sy Vakinankaratra. Na vao haingana aza no nitsanganan’ny Futura BC Antsirabe, efa manomboka mametraka ny anarany izy ireo. Porofon’ izany ny nandrombahany ny …
13 ireo firenena hisolo tena an’i Afrika eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka, sokajy lehilahy. Fihaonana hotanterahina any Thaïlande, ny 20-24 novambra ho avy izao. I Algerie, Burkina Faso, Cameroun, Côte d’Ivoire, Madagasikara, Mali, Mauritanie, Maurice, Niger, Senegal ary i Bénin. Nifarana ny alahady …
Nifarana ny alahady lasa teo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny “Alley Hoop” andiany faha-8, basikety lalaovin’olona telo. Tompondaka teo amin’ny sokajy vehivavy ny BC Somava. Lavony teo amin’ny famaranana, tamin’ny isa 21 no ho 10, ny GNBC I. Lasan’izy ireo ny amboara sy ny lelavola 6 hetsy Ar. Ny …
À deux reprises, le président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina, s'est prononcé sur le remaniement gouvernemental. La première fois, il a affirmé qu'il ne céderait pas aux pressions exercées sur les réseaux sociaux pour limoger un membre de son gouvernement. La seconde, il a annoncé que la ministre de l'Eau et de l'Assainissement conserverait son poste, sans même avoir besoin d'être évaluée. Deux déclarations qui ont fait réagir, notamment sur Facebook, où les critiques à (…) - Politique
La crise éclate au grand jour dans le secteur du tourisme. Le ministère du Tourisme et de l'Artisanat et l'Office national du tourisme de Madagascar (ONTM) s'opposent sur la nomination de Jean-Marc Razakazafy au poste de directeur exécutif par intérim. Lundi 26 octobre, les deux institutions ont publié des communiqués aux positions contradictoires. Le Conseil d'administration de l'ONTM annonce officiellement cette nomination, tandis que le ministère de tutelle fait savoir qu'il ne l'approuve (…) - Société
Hifarana ny zoma izao ny roa volana voalohany amin’ny taom-pianarana 2026-2027. Manao tombana ny fandraisan’ny mpianatra ny lesona nampitaina ny mpanabe, amin’ity herinandro ity, mialoha ny hidirana amin’ny fiatoana mandritra ny herinandro. Hiverina an-dakilasy indray ny mpianatra, ny 9 novambra ho avy izao. “Somary mbola sahirana ny mpanabe niatrika ny …
Marary 15 hisitraka vanin-taolana artifisialy ao amin’ny CHUJRA. Mahatratra 12 tapitrisa Ar ny vidin’ny “prothèse” iray. Misy manampahaizana avy any Brest miara-misalahy amin’ny Profesora malagasy hanao ny fandidiana na ilay antsoina hoe: “arthoplastie”. Saropady ny aretin’ny vanin-taolana. Lafo dia lafo ny fanoloana azy ho artifisialy ho an’ireo tsy maintsy mila …
Hanomboka anio 27 oktobra ka hatramin’ny 31 oktobra izao, hotanterahina ao amin’ ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy, ilay hetsika lehibe fanao isan-taona, « Herinandron’ny Havàtsa-Upem ». Omen-danja ao anatin’izany ny tontolon’ny soratra iray manontolo: ny mpanoratra sy ny aingam-panahiny, ny asa soratra, ny boky, ireo mpampiasa boky, sns. Aorian’ny fotoam-panombohana, ny maraina, …
Mitohy ao Bellville Velodrome, Cape Town Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja Billard. Fifaninanana karakarain’ny International Blackball Federation. Anisan’ ireo ao anatin’ny firenena 23 mifaninanana amin’izany i Madagasikara. Tsara aloha ny vokatra ho an’ny isan-tarika, vehivavy, izay efa nahavita “round 4” ka nahazo fandresena roa nanoloana an’i …