Le service national obligatoire pourrait faire son retour après plus de trois décennies d'abandon. Le président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina, a annoncé samedi à Ihosy que le gouvernement étudiait la possibilité de rétablir ce dispositif, même pour une durée de quelques mois. Devant les autorités traditionnelles du Sud, le chef de l'État a particulièrement insisté sur la nécessité de rétablir la discipline chez les jeunes, estimant que le respect des aînés, le sens des (…) - Société
Pas moins de huit heures de coupure, depuis la nuit de samedi jusqu'au milieu de la journée de dimanche. La capitale et ses environs ont de nouveau traversé une longue interruption d'électricité, avec des conséquences immédiates pour les ménages et les petites activités économiques. Un an après les manifestations populaires de septembre 2025 qui avaient entre autres pour revendications la résolution des problèmes d'électricité, et l'arrivée au pouvoir du régime de la Refondation, le (…) - Société
Zava-dehibe ho an’i Madagasikara ny fanamafisana ny fahaizana misoroka, mamantatra mialoha ary mamaly haingana ireo tranga ara-pahasalamana maika. Ilaina, araka izany, ny fanavaozana ireo paikady sy antontan-taratasy enti-miatrika ny karazana loza ara-pahasalamana ahina. Tanjona ny hampifanaraka izany amin’ny fiovaovan’ny tontolon’ny fahasalamana maneran-tany sy ny toe-draharaha eto Madagasikara. Mitombo hatrany ny …
Taom-panokafana ny fotodrafitrasa naorina sy nohavaozina ity taona ity ho an’ny polisim-pirenena. Nimasoan’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka ny nampitaovana azy ireny ahafahany manakaiky sy manampy ny vahoaka. Ny lohahevitra «Polisim-pirenena malagasy miaro sy manampy vahoaka» no nanamarihana ny tsingerin-taona nisian’ny polisim-pirenena teto Madagasikara, izay feno 65 taona tamin’ity taona ity. Manan-danja ny …
Hotanterahina manomboka ny alarobia 28 oktobra izao, ny “Festival des livres Thrillers”, andiany faha-5. Ho feno ny fandaharam-potoana satria haharitra 5 andro ny hetsika izay hatao eny Alliance Française Antananarivo. Raha ny fandaharam-potoana, amin’io alarobia io no hanaovana ny fanokafana ofisialy ka hisy hetsika maromaro hitranga eny an-toerana. Hisy ny …
Mpifety 22 000 isa no vory, raha ny tomban’ny mpikarakara. Fampisehoana, lalao, fialamboly, fanentanana ary fiaraha-mientana no nifandimby tao anatin’ny 3 andro. Faran’ny herinandro tena nahoraka iny ho an’i Toamasina. Tsy nisy ny hetsika tamin’ny taon-dasa, noho ny toe-draharaha teto amin’ ny firenena. Niverina tamin’ny tanjany ary nihoatra ny lazany …
Aujourd'hui, la France retient son souffle dans l'attente de ce qui va se passer, une semaine après les manifestations désastreuses du 17 octobre dernier qui ont vu les émeutiers se livrer à des pillages contre les commerces. Rien qu'à Paris, les chiffres évoquent plus de 220 pillages. Aujourd'hui, les efforts des autorités pour interdire ou encadrer les défilés seront-ils efficaces ? On ne peut que s'interroger sur les sources des événements qui secouent actuellement la France depuis (…) - Editorial
La multiplication des critiques contre l'administration douanière pousse le Syndicat des inspecteurs des Douanes de Madagascar (SIDM) à réagir. Face aux controverses entourant notamment les affaires de trafic d'or, l'organisation syndicale demande que les responsabilités soient établies sur la base des enquêtes et des procédures légales. Elle déplore que certaines informations diffusées publiquement alimentent la défiance envers l'ensemble des douaniers, sans distinction entre les agents (…) - Société
Les décisions judiciaires sont tombées à la vitesse de l'éclair dans l'affaire des onze ressortissants chinois sortis irrégulièrement de prison avant de disparaître, alors que ce dossier était resté dans l'ombre pendant plusieurs mois, sans la moindre communication officielle. Moins d'une semaine après le démenti de la ministre de la Justice, Fanirisoa Ernaivo, concernant les accusations portées contre elle, trois responsables de l'administration pénitentiaire ont été placés sous mandat de (…) - Société
Hanomboka anio, any Azerbaidjan, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja baolina kitra ho an’ny sokajy zandriny na “Fifa U15 World Cup” sy ny “Festival 2026”. Anisan’ireo mandray anjara ny Barea. Hifandona voalohany amin’izy ireo, eo amin’ity andro voalohany ity, ry zareo Baku. Lalao roa avy hatrany ny alahady 25 …
Hotanterahina ao amin’ny Gymnase Ankoay Ankorondrano, amin’ity faran’ny herinandro ity, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Badminton. Raha ny fanazavana azo avy amin’ny loharanom-baovao iray, ligy roa ihany no nahatonga solontena tamin’ity dia ny avy eto Analamanga sy ny avy any Vakinankaratra. Hotontosaina rahampitso ny andro fahefatra amin’ny fiadiana …
Hifampitaona etsy Andohatapenaka indray ny mpankafy baolina lavalava, rahampitso. Hiady ny amboara lehibe nasionaly ny ekipan’ny Kaominina, Uscar sy ny Cosfa. Hatao amin’io fotoana io koa ny famaranana ho an’ny sokajy vehivavy. Hotanterahina rahampitso, ao amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny lalao famaranana ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja Rugby. Hiady …
S43-26 | 23 octobre 2026 | Rédaction Diapason Depuis la rupture de 2025, Madagascar ne manque ni de consultations ni de propositions. Les jeunes ont adopté une résolution en 61 points. La CENI a synthétisé onze axes de réforme électorale. Des femmes leaders ont chiffré leurs exigences de représentation. Selon la presse, plus de quatre-vingts partis auraient été reçus à Iavoloha. Les diplomates ont esquissé une doctrine à l'horizon 2040. Et le FFKM (Conseil chrétien des Églises de (…) - Tribune libre
Il aura fallu attendre l'accession au pouvoir de l'un des fils d'Ambovombe, le colonel Michaël Randrianirina, pour voir se concrétiser un projet d'adduction d'eau potable dont les premières démarches remontent au moins à la présidence de Marc Ravalomanana. Après avoir traversé plusieurs régimes successifs, cette infrastructure destinée à améliorer l'approvisionnement en eau de 33 500 habitants a finalement été inaugurée jeudi par le président de la Refondation, accompagné du Premier ministre (…) - Société
Nitsahatra hatreo ny peniny, nandao ny tany mandrakizay i Vahela Osiar, poeta malagasy avy any Alaotra Mangoro. Nodimandry, omaly, teny amin’ ny HJRA Ampefiloha ity mpanoratra manana ny maha izy azy sy miavaka ity, rehefa tsy salama fotoana maromaro. Niavaka tamin’ny fomba fanoratra i Vahela Osiar, na tamin’ ny fampiasana …
Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana hoenti-manamarika ny faha-10 taonan’ ny Fondation H, etsy Ambatomena, lalana Refotaka, hosokafana ny 13 novambra izao, eny an-toerana, ny fampirantiana roa lehibe. « Masoandro amam-bolana », hampirantian’i Temandrota ny sanganasany. Eo ambany fitarihana sy fandrindran’i Tamsin Hong sy Hobisoa Raininoro. « Masoandro amam-bolana », hanasongadina ny tontolon’ny kanto, ny zava-panahy, …
Hotontosaina ny 24-25 oktobra ho avy izao, ao Mahamasina, ny fifaninanana basikety lalaovin’olona telo, sokajy lahy sy vavy, “Alley Hoop” andiany fahavalo. Hetsika ara-panatanjahantena karakarain’ny filoha tale jeneralin’ny RDJ, Rasolojaona Tahiana (Jaytaxx) sy ny Federasionina malagasin’ny basikety (FMBB) ary tohanan’ny orinasa Orange Madagascar sy ny Star. Raha ny fanazavana azo …