Newsmada
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · PUBLIC SOURCE

Newsmada

Madagascar

newsmada.com

Latest stories from Newsmada. Read, like, and join the conversation.

Topics from Newsmada
Stories tagged Madagasikara · Clear filter

« International Catering Cup » 2026 : Hisolo tena an’i Afrika i Madagasikara sy Maorisy

Notanterahina tao amin’ny Novotel Convention & SPA Ankorondrano ny fifanintsanana iraisam-pirenena momba ny hainahandro « International Ca­tering Cup » andiany faha-10. Firenena 5 aty Afrika no nanana solontena (Côte d’Ivoi­re, Gabon, Nosy Maorisy, To­go ary i Madagasikara). Fan­tatra, omaly, fa hisolo tena an’i Afrika any amin’ny dingan’ny famaranana ny ekipa avy eto …

Read at Newsmada

Barean’i Madagasikara : Tsy te hiresaka amin’ny mpanao gazety ny FMF sy ny mpanazatra

Hatramin’ny omaly, tsy nandrenesam-peo ny mpanazatra ny Barean’i Madagasikara sy ny Federasionina malagasy, nanoloana ireny faharesena mihoapampana sy mahamenatra ireny. Tsy misy fanazavana ny amin’ilay fanamiana sy ny tsy fahasahian’i Corentin Martins miatrika ny mpanao gazety malagasy. Tsy takona afenina intsony ny olan’ny baolina kitra eto Madagasikara. Manaporofo izany ny …

Read at Newsmada

Barean’i Madagasikara : Nantsoina tamin’ny ora farany i Andy sy i Mamisoa

Hifantoka atsy Maroc avokoa ny sain’ny mpitia baolina kitra, anio. Hotanterahina ao amin’ny Kianja Moulay Abdellah – Rabat ny lalao ara-pirahalahiana hifanandrinan’ny Lions de l’Atlas Maroc sy ny Barean’i Madagasikara, hanomboka amin’ny 8 ora alina. Raha ny vaovao voaray avy any an-toerana, nisy fiovana ny firafitry ny ekipam-pirenena malagasy. Nan­tsoina …

Read at Newsmada

Ady amin’ny kolikoly : Mihemotra ny laharan’i Madagasikara

Nihemotra laharana valo i Madagasikara amin’ny ady amin’ny kolikoly, araka ny tatitry ny Transpa­rency international faha-31, ny fiandohan’ny herinandro teo, momba ny tondro andrefesana ny kolikoly, taona 2025. Laharana 148 amin’ny firenena 182 i Madagasikara tamin’ny 2025, amin’ny isa 25 amin’ny 100 na 25/100. Nefa tamin’ny taona 2024, 26/100 no …

Read at Newsmada

Lisitry ny Barean’i Madagasikara: Niantso mpiandry harato i Corentin Martins

Nahazo mpilalao vaovao indray ny Barea! Nantsoin’i Corentin Martins handrafitra ny Barean’i Madagasikara, i Ilam Djaliane, mpiandry tsatoby mi­lalao ao amin’ny Blagnac FC, divizionina fahadimy (D5) any France. Araka ny fikarohana natao, nahatafidirana baolina 12 tamin’ireo lalao enina vitany ity mpiaro ny masonaraton’ny Barea vaovao ity. Efa nandalo niatrika fiofanana …

Read at Newsmada

Barean’i Madagasikara: Hanao lalao ara-pirahalahiana roa amin’ny volana jona

Tonga nanatrika ny hetsika fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena, tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny zoma teo, ny filohan’ny Fede­rasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randria­ma­nam­pisoa Alfred. Nandritra ny fanadihadiana natao taminy, nilaza izy fa hiatrika lalao ara-pirahalahiana any ivelany ny Barean’i Madagasikara, ny vo­lana jona ho avy izao. Antony, …

Read at Newsmada

Tsipy kanetibe – Afrique Zone 4 : Ekipa roa hisolo tena an’i Madagasikara

Hiady ny tapakila ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, faritra faha-4, taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka, lehilahy, i Madagasikara. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny faritra faha-4 amin’ny taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka, lehilahy, i Madagasikara. Fifaninanana hotanterahina atsy Maurice, ny 27 avrily – alahady 3 …

Read at Newsmada

Tsipy kanetibe – Amboaran’i Madagasikara: Lasan’ny UBMT ny lelavola 3 tapitrisa Ar

Norombahin’ny ekipan’ny UBM Tokana, ny amboaran’i Madagasikara teo amin’ny taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka lehilahy. Lasan’izy ireo ny vola 3 tapitrisa Ariary sy ny amboara ho an’ny ekipa. Nandrombaka izany kosa ny FAM ho an’ny vehivavy. Tanteraka tany amin’ny kianja Vakinankaratra, ny fiadiana ny amboa­ran’i Madagasikara, amin’ny taranja tsipy kanetibe …

Read at Newsmada

Rivodoza Fytia sy Gezani : Miditra amin’ny fanare­nana i Madagasikara

Taorian’ny nandravaravan’ny rivodoza Fytia sy Gezani, ny volana febroary lasa teo, nahakasika distrika 29 sy faritra fito, miditra amin’ny dingana fanarenana sy fanavaozana maharitra i Madagasikara amin’izao fotoana izao. Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny BNGRC, ny fanokafana ofisialy ny fiofanana momba ny fanombanana ny filana sy ny fahasimbana …

Read at Newsmada

« African Music Icons »: Handray anjara i Madagasikara

«African Music Icons» 2026. Ny Lamako Events no hitarika sy hikarakara ity andiany ity eto Madagasikara, araka ny fanendrena nataon’ny Mshales Entertainement, mpikarakara ao Afrika Atsimo. Afaka mandray anjara avokoa na ny Malagasy, mpanakanto eto an-toerana na ireo any ivelany. Firenena miisa 54 no miara-misalahy amin’ito taona 2026 ito. Faritra …

Read at Newsmada

Fahasalamana : 50 taona niara-niasa i Madagasikara sy i Chine

Nandray anjara mavitrika tamin’ny fanatsarana ny rafitra ara-pahasalamana teto Madagasikara ny sinoa, tao anatin’ny 50 taona. Tolotra ara-pahasalamana sy fizarana traikefa ary fanampiana ara-pitaovana ny endrika nisehoan’izany. Manamarika ny faha-50 taonan’ny fiarahan’i Madagasikara sy Chine nisehatra tamin’ny fahasalamana isika izao. Nanolotra fitaovana ho an’ny hopitaly Anosiala, araka izany, ny hopitaly …

Read at Newsmada

Mpitsabo eto Madagasikara : Miantso hanavaozana ny rafitra ara-pahasalamana

Naneho ny fahavononany handray anjara amin’ny fanavaozana ny rafitra ara-pahasalamana eto Madagasikara ireo mpitsabo, malagasy, nandritra ny fihaonambe nataon’izy ireo tetsy Antaninarenina, ny 13 marsa lasa teo. Tanjona ny hananganana rafitra ara-pahasalamana marina, ma­homby ary manaja ny matihanina amin’ny sehatry ny fahasalamana. Mbola maro ireo olana sedrain’ny mpitsabo ankehitriny. « Sahirana …

Read at Newsmada

Barean’i Madagasikara : Hilalao any amin’ny firenena eoropeanina sy afrikanina

Raha tsy misy ny fiovana farany, hiatrika lalao ara-pirahalahiana roa ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara. Tafiditra amin’ny “Fenêtre Fifa” hatao ny volana marsa ho avy izao. Hiatrika lalao ara-pirahalahiana roa ny Barea, mandritra ny “Fenêtre Fifa” amin’ny volana marsa ho avy izao. Araka ny siosion-dresaka mandeha sy ny filazan’ny loharanom-baovao iray …

Read at Newsmada

Corenin Martins: Ho avy eto Madagasikara hanazatra ny Barea

Nambaran’ny loharanom-baovao iray fa nahita marimaritra iraisana ihany i Corentin Martins sy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) ary ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Andrasana ny fanambarana ofisialy. Raha tsy misy indray ny fiovana, ho avy eto Madagasikara, ny fa­ran’ny herinandro izao, i Corentin Martins. Araka ny filazan’ilay loharanom-baovao …

Read at Newsmada

Filaharan’ny Fifa : Tafakatra laharana faha-104 i Madagasikara

Nivoaka afakomaly, tao amin’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasionina iraisam-pirenena ho an’ny baolina kitra, ny filaharana vaovaon’ireo firenena mifanintsana amin’ity taranja ity maneran-tany. Nisondrotra eo amin’ny laharana faha-104 i Madagasikara na dia tsy nandray anjara tamin’ny Can farany teo aza. Niakatra laharana iray indray. Na dia tsy niatrika ny fiadiana ny am­boaran’i Afrika …

Read at Newsmada

« Madagaslam Festival » : Tompondakan’i Madagasikara 2025 i Ma Fia

Naharesy lahatra olona maro i Ma Fia, vao nisalotra ny anaram-boninahitra, tompondakan’i Madagasikara amin’ny “slam-poésie”. Solontena any amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena ihany koa. Samy babany avokoa… Saingy toy ny fifaninanana rehetra, tsy maintsy misy ny mpandresy. I Ma Fia, solontenan’ny faritra Boeny, no nivoaka ho tompodakan’i Madagasikara tamin’ny fifaninanam-pirenena ho an’ny …

Read at Newsmada

Handball : Hampiantrano fiofanana i Madagasikara

Namoaka ny fandaharam-potoana mahakasika ny fiofanana ho an’ireo mpanazatra ho an’ny taom-piasana 2026, ny 20 novambra lasa teo, ny Kaonfederasionina afrikanin’ny hand­ball (CAHB). Anisan’ireo firenena voasafidy hampiantrano izany i Madagasikara. Ny fiofanana hahazoana ny mari-pahaizana «IHF Licence D» no hatao amin’izany. Fiaraha-miasan’ny CAHB sy ny Federasionina malagasin’ny handball (FMHB), hotanterahina …

Read at Newsmada

Barean’i Madagasikara : Nanainga omaly ireo mpilalao avy eto an-toerana

Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), nanainga omaly talata ireo mpilalao mandrafitra ny Barean’i Madagasikara avy eto an-toerana. Efatra mirahalahy izy ireo, ahitana an’i Rado sy i Mamisoa ary i Toldo, miampy an’i Nicolas. Ankoatra azy ireo, ny mpanazatra mpanampy, i Hildecoeur. Hihazo avy hatrany an’i …

Read at Newsmada

You’re all caught up.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.