Newsmada
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · PUBLIC SOURCE

Newsmada

Madagascar

newsmada.com

Latest stories from Newsmada. Read, like, and join the conversation.

Topics from Newsmada
Stories tagged Barea · Clear filter

Barea sy Guinée Bissau: Hitantara ny lalao i Faneva Ima

Hiditra amin’ny andro fahatelo, afaka herinandro, ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena (Can 2027), taranja baolina kitra. Ho an’ny vondrona “L” misy ny Barea, hampiantrano an’i Guinée Bissau ny Malagasy, ny alakamisy 12 novambra ho avy izao, ao amin’ny Kianja Meknès, Maroc. Fantatra …

Read at Newsmada

Kitra – Can 2027:  Andrasana rahampitso ny lisitry ny Barea

Fantatra omaly, tao amin’ ny tambajotran-tseraseran’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) fa hivoaka ny alakamisy ho avy izao ny anaran’ireo mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena, Ba­rean’i Madagasikara, nan­tsoin’­ny mpanazatra Corentin Martins. Tsara ny mampaha­tsiahy fa hiatrika ny fifanin­tsanana Can 2027 ny Barea amin’ity volana novambra ity. Hatao ny 12 novambra ho …

Read at Newsmada

“Fifa World Cup Festival U15”: laharana faharoa ny Barea zandriny

Taorian’ny vokatra tsara azon’ny Barea zandriny, afakomaly, nahita faharesena iray sy fandresena iray indray izy ireo, omaly, tamin’ny andro fahatelo, fifanintsanana maneran-tany baolina kitra, tontosaina any Azerbaidjan. Laharana faharoa izy ireo. “Resy, avy eo nan­dresy”! Nahita fa­hombiazana ny ekipam-pirenena Barean’i Mada­ga­sikara zandriny, omaly, tamin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany “Fifa World …

Read at Newsmada

Can 2027, U23: Hitsapa ny ekipan’i Moramanga ny Barea

«Miomana hatrany! » Hiatrika la­lao fitsapana amin’ny ekipa voafantin’i Mora­manga, ny alahady ho avy izao, any an-toerana, ny ekipam-pirenena Barea, sokajy U23. Fihaonana tafiditra amin’ny fanomanana ny fifanintsanana Can U23 2027. Marihina fa ny voalohan’ny volana novambra ho avy izao no hihaona amin’i Afrika Atsimo i Madagasikara, mandritra ny dingana faharoa. …

Read at Newsmada

Baolina kitra – Fifanintsanana Can 2027 : Hivantana amin’ny Canal Plus ny lalaon’ny Barea

Hifanome tanana amin’ny fampandrosoana ny baolina kitra, indrindra fa ny Barea Madagasikara, ny Federasiona malagasy (FMF) sy ny Canal plus Madagasikara. Handefa mivantana ny lalaon’ny Barea sy i Nigeria ny fantsona Canal plus Sport 1, ny zoma ho avy izao. Manomboka izao, miara-miasa ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) sy …

Read at Newsmada

Fifanintsanana Can 2027 : Resy lahatra amin’ny Barea i Zacharie Boucher

Nantsoina hanatevina ny Barea i Zacharie Boucher, mpiandry harato, saingy nanda ny taona 2018. Valo taona aty aoriana, nanaiky ny handrafitra ny ekipa nasionaly malagasy izy rehefa nantsoin’i Corentin Martins, mpanazatra. Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, omaly ny mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy, na ny Barea. Toy ny mahazatra, tamin’ny alalan’ny …

Read at Newsmada

“Can 2027”: efa fantatra ny ankamaroan’ireo voaantso ho Barea

Na mbola amin’ny alakamisy ho avy izao aza vao hivoaka ny anaran’ireo mpilalao voaantso handrafitra ny Barea, efa namoaka ireo mpilalao nantsoin’i Corentin Martins, mpanazatra, ny ankamaroan’ireo klioba any ivelany, ny herinandro lasa teo. «Afaka andro vitsy !». Ny alakamisy ho avy izao no hivoaka ao amin’ny pejin’ny Fede­rasionina malagasin’ny …

Read at Newsmada

Fifanintsanana Can 2027: hisy mpilalao vaovao telo hanatevina ny Barea

Mbola eo am-piandrasana ny lisitry ny mpilalao hanatevina ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara, mandritra ny andro voalohany sy faharoa amin’ny fifanintsanana “Can 2027”, ny mpankafy baolina kitra. Misy mpilalao vaovao telo anatin’izany. Raha tsy misy ny fiovana, hisy mpilalao telo vaovao nantsoin’ny mpanazatra Corentin Martins, hanatevina ny Barea mandritra ny andro …

Read at Newsmada

Kianja Barea Mahamasina: tsy afaka handray ny lalaon’ny Barea amin’ny septambra

Nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, omaly, tetsy Maha­masina, fa tsy ho tratra amin’ny volana septambra ny asa fanamboarana ny Kianja Ba­rea Mahamasina, izay havadika ho bozaka safiotra. Midika izany fa tsy hatao eto an-toerana ny lalao hihaonan’ny Barea amin’i Tanzanie. Tsiahivina fa tafiditra anatin’ny …

Read at Newsmada

Lalao ara-pirahalahiana :  Resin’i Maroc tamin’ny isa 4 no ho 0 ny Barea

Voahaja ny lojika! Tsy nahatohitra ny ekipan’ny Lion de l’Atlas Maroc ny Barean’i Madagasikara, omaly, tao amin’ny Kianjan’i Moulay Ab­dellah, Rabat Maroc. Nomo­ntsanin’ny ekipa nasionaly maraokanina, tamin’ny isa 4 no ho 0, ny Barea. Raha hiverenana kely ny fifanandrinana, nanindry tanteraka tamin’ny lafiny rehetra ny Maraokanina, na teo amin’ny fanafihana …

Read at Newsmada

“Lalao Olympika 2028” : Mpilalao 40 mahery hifantenana izay ho Barea, vehivavy

Tafiditra anatin’ireo firenena 35 hiatrika ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila roa, hiatrehana ny Lalao Olympika, hatao any Los Angeles Etazonia, i Madagasikara. Hanomboka ny tapaky ny volana jona izao ny fanomanana. “Barea vonona…?”. Ani­san’ireo firenena eni­na hiatrika ny fihodinana voalohany amin’ny ady ta­pakilan’ny Lalao Olym­pi­ka 2028, any Los Ange­les Etazo­nia, …

Read at Newsmada

Corentin Martins- Mpanazatra ny Barea : Hita ny marimaritra iraisana, andrasana ny fanambarana ofisialy

Nifarana ny 31 janoary teo, ny fifanarahan’ny fanjakana malagasy sy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) amin’ilay frantsay mpanazatra ny Barea, Corentin Martins. Fantatra, omaly, fa mbola hanohy i Corentin Martins ary andrasana ny fanambarana ofisialy mahakasika izany. Araka ny filazan’ny lohara­nom-baovao iray, omaly, efa naverin’i Corentin Martins, aty Madagasikara, …

Read at Newsmada

Barea A – Corentin Martins : Mbola hodinihina ny fanavaozana ny asany

Nanatanteraka fitsidihana ny Kianja Barea Mahamasina ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), notarihin’ny minisitra Rasambany Alain Désiré, omaly. Nanatrika izany koa ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred. Nohararaotina tamin’io ny resaka mahakasika ny fitohizan’ny asa ho an’ny mpanazatra ny Barea A, i Corentin Martins. Nilaza izy …

Read at Newsmada

Lalao ara-pirahalahiana : Lavon’ny Barea 2 no ho 0 i Guinée Equatoriale

Nahita fahombiazana ny ekipa nasionaly malagasy, omaly, tany Turquie. Nandresy an-dry zareo Nzalang Nationale Guinée Equatoriale ny Barea. Andrasana ny filaharan’ny Fifa. Tsara ny vokatra ho an’ny Barean’i Madagasikara. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 0, ny Nzalang Na­tionale an’i Guinée Equato­riale, omaly, tany Turquie. Fi­fanandrinana tafiditra anaty lalao …

Read at Newsmada

Lalao ara-pirahalahiana : Raikitra ihany ny fihaonan’ny Barea sy i Guinée Equatoriale

Na dia teo aza ny vaovao naelin’ny Federasionina gineanina (FeGuiFut), ny zoma lasa teo, fa tsy ao anatin’ny fandaharam-potoan’izy ireo ny hifandona amin’ny Barea. Fantatra omaly ihany, fa i Madagasikara sy i Kenya, no hifanandrina aminy. “Saika ratsy”! Nanitsy ny vaovao navoakany tao anatin’ny tambajotran-tseraseran’izy ireo ihany, ny Federasiona gineanina …

Read at Newsmada

Baolina kitra : Hisedra an’i Guinée Equatoriale ny Barea

Na tsy manana lalao ha­trehina intsony aza ny Barean’ i Madagasikara, hiatrika fihaonana ara-pirahalahiana sady fitsapana izy ireo. Io no fantatra raha ny fampitam-baovao tao amin’ny tambajotran-tseraseran’n  Federa­sionina mala­gasin’ny baolina kitra (FMF), nivoaka omaly. Hifanandrina amin’i Gui­née­ Equatoriale ny Barea ny alatsinainy 17 novambra ho avy izao. Lalao hotanterahina ao Antalya, …

Read at Newsmada

Baolina kitra U15 : Ekipa 32 nifantenana Barea

Notanterahina teny amin’ny Kianja Elgeco Plus Sta­dium, ny alahady teo, ny fifaninanana baolina kitra sokajy zandriny, U15. Fihaonana no­karakarain’ny Association des jeunes entraineurs actifs (AJEA). Tanjona ny hifantenana mpilalao handrafitra ny Barea U15, hiatrika «Tournoi» tanterahina atsy Maurice, ny volana desambra ho avy izao. Nahatratra 32 ireo ekipa nifaninana tamin’ity ka …

Read at Newsmada

You’re all caught up.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.