Newsmada
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · PUBLIC SOURCE

Newsmada

Madagascar

newsmada.com

Latest stories from Newsmada. Read, like, and join the conversation.

Topics from Newsmada
Stories tagged Madagasikara · Clear filter

Banky Foiben’i Madagasikara : Tazonina ho 12,50 % ny tahan’ny zanabola

Notazonin’ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM) ho 12,50 % ny tahan’ny zanabola fototra. Mihatra nanomboka ny 4 novambra izany, mandritra ny telo volana. « Tanjona ny hampidina ny fidangan’ny vidim-piainana ho 5 % anatin’ny fohy ezaka », hoy ny BFM. Nahatratra 8,6 % ny fidangan’ny vidim-piainana tamin’ny septambra 2026, raha 6,8 …

Read at Newsmada

Rindrambaiko softappli : Mamaly ireo filana eto Madagasikara

Manampy ny orinasa hivelatra amin’ny niomerika ny Softwell amin’ny famokarana rindrambaiko mifanaraka amin’ ny filana. Nandritra ny hetsika Softevent teny Alarobia no nampahafantarana koa ny softAppli. “Natokana ho an’ny filana eto Madagasikara ny rindrambaiko novolavolaina niainga avy amin’ny traikefa nandritra ny 25 taona nijoroan’ny orinasa teto amintsika nefa manaraka ny …

Read at Newsmada

Rugby- Amboaran’i Madagasikara : Nihintsana ny FTM manohy ny diany ny Cosfa

Notontosaina omaly, tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ambaoran’i Madagasikara, taranja Rugby. Nihintsana am-boalohany ny FTM Manjakaray raha mbola manohy ny lalany kosa ny Cosfa. “Vokatra tsy nampoizina ” ! Taorian’izay ta­o­na maro lasa izay, sambany indray vao raraka teo amin’ny ampahefa-dalan’ny amboaran’i Madagasikara, Top 8, taranja Rugby, …

Read at Newsmada

Fanalefahana ny fiantraikan’ny loza : Folo taona ny asa an-tsoroka eto Madagasikara

“Manamarika ny 10 taona nanaovana asa an-tsoroka mialoha ny fiavian’ny loza i Madagasikara. Fomba fiasa ahafahana mandray fepetra mialoha hampihenana sy hanalefahana ny fiantraikan’­ izany amin’ny mponina sy ny fivelomany”, hoy ny tale jeneralin’ny BNGRC, jeneraly Ramanantsoa Gabriel, omaly, teny Alarobia. Nametraka ny laharam-pahamehana sy ny andraikitry ny tsirairay sy …

Read at Newsmada

Tsipy kanetibe – «Mondial 2027» : Efa nahavita ny fisoratana anarana i Madagasikara

Anisan’ireo firenena hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe, sokajy lehilahy, i Madagasikara. Hiditra amin’ny fampivondronana hifantenana izay handrafitra ny ekipam-pirenena ny Fédération sport-boule malagasy (FSBM) ny volana oktobra ho avy izao. Nampahafantarin’ny Fé­dé­ra­tion sport-boule malagasy (FSBM) tao amin’ny pejin’ny tambajotran-tseraserany, ny talata lasa teo, fa …

Read at Newsmada

Zotram-pifidianana: hanampiana an’i Madagasikara ny tetikasa APERM

Araka ny fampitam-baovaon’ny eo anivon’ny Ceni, teny Alarobia, omaly, nofaranan’ny komity mpitantana tamin’ny fivoriana fahenina ny tetikasa Fana­mafisana ny fizotran’ny fifidianana sy ny demokrasia eto Madagasikara (RPedem) iarahana amin’ireo mpiara-miombon’antoka, afakomaly. Na­natrika izany ny filohan’ny Ceni, Rakotonarivo Thierry. Teo koa ny mpandrindra maharitra ny Firenena mikambana (ONU) monina sy miasa …

Read at Newsmada

Jazz@Tohatohabato: Nanana ny lazany i Madagasikara sy ny kantony

Efa tazana hatry ny ela ? Hanana ny hoaviny mamiratra ny tontolon’ny jazz eto Madagasikara. Nientana ny teny an-tsehatra. Tahaka izany ihany koa ny mpijery. Maro ny feo re fa niavaka ny… «… Mahay ianareo Ma­lagasy, indrindra fa ny tanora. Manan-talenta ianareo… », hoy ireo vahiny tonga teny amin’ny famaranana ny fampisehoana an-tsehatra …

Read at Newsmada

Championnat des Nations U18 : Lavon’i Madagasikara 2 ny Club M Maurice

Tsara fiditra ny ekipam-pirenena Madagasikara 2, teo amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny firenena “championnat des nations”, taranja volley-ball, sokajy U18, vehivavy. Fihao­nana notanterahina omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Resin’izy ireo tamin’ny seta 3 no ho 2 ny Club M Maurice. Sahirana ny tovovavy malagasy vao nibata ny fandresena …

Read at Newsmada

Fanilon’i Madagasikara: Ankizivavy 50 marisika amin’ny sehatry ny siansa

Ao anatin’ny sahanasa ataon’ny Yess Girl izay manao fifanakalozana eo amin’ny Fanilon’i Madagasikara ny Stem na ny Science, Technology, Engineering, Mathematics. Tanjona ny fampirisihana ny ankizivavy hisehatra bebe kokoa amin’ny siansa sy fikarohana manome lanja vokatra ara-tsiansa. Samy nanomana tetikasa mivaingana ireo ankizivavy teo anivon’ny Fanilon’i Madagasikara. Misy ny nanao …

Read at Newsmada

Baolina kitra – “Yas Coupe 2026”: Solontenan’i Madagasikara ho any Afrika ny FC Rouge

Fantatra fa ny ekipan’ny FC Rouge no hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, ho an’ireo klioba. Resin’izy ireo tamin’ny famaranana ny ekipan’ny AS Ste Anne. Ny ekipan’ny FC Rouge izany no hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, “Coupe de la confédération Caf …

Read at Newsmada

Fihaonambe iraisam-pirenena momba ny matematika : Mpampianatra fito misolo tena an’i Madagasikara

Mpampianatra fito, avy amin’ny Ecole doctorale ma­thématiques et applications (EDMA), ao amin’ny Oniver­siten’Antananarivo, no misolo tena an’i Madagasikara mandritra ny Fihaonambe iraisam-pirenena momba ny matematika. Atao any Filadelfia, na­nomboka ny alakamisy lasa teo ka hatramin’ny 31 jolay ho avy izao ny hetsika. Hanolotra ny asa fikarohany avy, eo anatrehan’ny fianakaviamben’ny …

Read at Newsmada

Fivoriana any Malawi : Nodinihin’ny Sadc ny olan’i Madagasikara

Nisokatra omaly, any Ma­la­wi, ny fivorian’ny komity ivondronan’ireo minisitra mi­vondro­na eo anivon’ny Sadc. Nivoitra tamin’izany fa manaraka akaiky ny toe-draharaha politika eto Madagasikara ny Sadc. Ani­san’izany ny fanatanterahana ireo dingana hiverenana amin’ny ara-dalàna araka ny lalàmpanorenana. Notsindrin’ireo mpivory fa anisan’ny vahaolana ny fifampidinihana andraisan’ireo mpisehatra rehetra anjara mba hipetrahan’ny fitoniana …

Read at Newsmada

Échecs-“World Schools” : Laharana faha-13 i Madagasikara

Tontosa ny 6 hatramin’ny 11 jolay lasa teo, tany Cape Town, Afrika Atsimo, ny “Fide World Schools Team Championship 2026”, taranja échecs. Laharana faha-13 i Madagasikara. Tsy diso anjara tamin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany ho an’ny lalaontsaina échecs an-tsekoly, na “Fide World Schools Team Championship 2026”, natao tany Cape Town, Afrika Atsimo …

Read at Newsmada

Amboaran’ny CAF : Ahina tsy hanana solontena i Madagasikara

Klioba roa amin’ireo efatra mbola anaty fifanintsanana “Yas Coupe de Madagasikara” no manana ny “Licence de club Caf”, raha ny voalazan’ny loharanom-baovao iray. Ahina ho sarotra ny raharaha raha tsy tafita amin’ny famaranana ireo ekipa roa ireo. Hotontosaina ny alarobia 22 jolay ho avy izao, eto Antananarivo, ny lalao manasa-dalan’ny …

Read at Newsmada

Karate – “Open de Saint Denis” ; Nahazo fanasana i Madagasikara

Taorian’ny fifaninanana iraisam-pirenena natao tetsy Mahamasina, vaovao mahafaly ho an’ny karate-do malagasy, voaasa amin’ny “Open de Saint Denis” i Madagasikara. Fahombiazana ny fifaninanana “Coupe international d’Antananarivo” natao teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahama­sina, ny faran’ny herinandro lasa teo. Tohin’izay, nahazo fanasana avy amin’ny Renio­ney i Madagasikara handray anjara amin’ny “Open de Saint Denis”, hatao …

Read at Newsmada

Pancrace : Handray ady iraisam-pirenena i Madagasikara

Hisy fifanintsanana iraisam-pirenena horaisin’i Madagasikara, amin’ny volana novambra ho avy izao. Efa nisy ny fijerevana an’ireo mpikatroka mendrika afaka hiatrika izany. Raha tsy misy ny fiovana, hampiantrano ady iraisam-pirenena eo amin’ny taranja Pancrace, i Ma­dagasikara, ny volana novambra izao. Nambaran’ny filohan’ny CMPS (Commision malgache de pancrace et submission), ny kolonely Zafin­dra­naivo Mely izany, nandritra …

Read at Newsmada

Kick Boxing : Handray ny « World Cup 2027 » i Madagasikara

Noraisina ofisialy, ny alatsinainy teo, ireo Malagasy mpikatroka niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Kick boxing. Nambara ofisialy ihany koa fa handray ny “World Cup” 2027 i Madagasikara. Taorian’ny nahazoan’ny atleta malagasy vokatra tsara, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Kick boxing, natao tany Kameronina, ny herinandro lasa …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Tompondakan’i Madagasikara ny CFFA Andoharanofotsy

Efa-taona aty aoriana! Voa­hosotra ho tompondakan’i Madagasikara, Pureplay Foot-ball League (PFL), ny CFFA Andoharanofotsy, ary lasan’ izy ireo ny lelavola 20 tapitrisa Ariary. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 1 ny Ajesaia Antaninkatsaka, omaly, teny amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus By-pass. Raha hiverenana ny fifanandrinana teny an-toerana, nanjakan’ny CFFA mihitsy …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.