Newsmada
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · PUBLIC SOURCE

Newsmada

Madagascar

newsmada.com

Latest stories from Newsmada. Read, like, and join the conversation.

Topics from Newsmada
Stories tagged Cosfa · Clear filter

Rugby – « Amboaran’i Madagasikara » : Hanao valin’ady amin’ny Cosfa ny Uscar

Hifampitaona etsy Andohatapenaka indray ny mpankafy baolina lavalava, rahampitso. Hiady ny amboara lehibe nasionaly ny ekipan’ny Kaominina, Uscar sy ny Cosfa. Hatao amin’io fotoana io koa ny famaranana ho an’ny sokajy vehivavy. Hotanterahina rahampitso, ao amin’ny Kianja Makis Andohatape­naka, ny lalao famaranana ny fiadiana ny amboaran’i Mada­gasikara, taranja Rugby. Hia­dy …

Read at Newsmada

Rugby- Amboaran’i Madagasikara : Nihintsana ny FTM manohy ny diany ny Cosfa

Notontosaina omaly, tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ambaoran’i Madagasikara, taranja Rugby. Nihintsana am-boalohany ny FTM Manjakaray raha mbola manohy ny lalany kosa ny Cosfa. “Vokatra tsy nampoizina ” ! Taorian’izay ta­o­na maro lasa izay, sambany indray vao raraka teo amin’ny ampahefa-dalan’ny amboaran’i Madagasikara, Top 8, taranja Rugby, …

Read at Newsmada

Rugby – Top 8 Mada: hanala vela amin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina

Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Top 6 Mada”, taranja rugby. Anisan’ny lalao be mpiandry ny fifanandrinana eo amin’ny Cosfa (Beba­oty) sy ny CEA Andrano­ma­nalina. Fihaonana fanindroany ho an’ny roa tonta ity. Hanala vela ry zareo Andrano eto ka hangotraka tanteraka ny …

Read at Newsmada

Rugby – XXL Top 12: voahositra ho tompondaka ny Cosfa

Tontosa omaly, tetsy amin’ ­ny kianja Makis Andoha­tape­naka ny famaranana niadiana ny ho tompondakan’i Madaga­sikara, taranja rugby XXL Top 12. Voahosotra ho tompondakam-pirenena ny Cosfa (Be­baoty) rehefa nandresy ny Uscar, tamin’ny mokafohy, 26 no ho 25. Niady tanteraka ny fihaonana satria nifanenjehana hatrany ny isa. Na izany aza, nitarika 8 …

Read at Newsmada

Rugby – XXL Top 12: Hanao famaranana ny Cosfa sy ny Uscar

“ Adin’ny samy boaty !” Ny ekipan’ny Kaominina Antana­na­rivo Renivohitra, Uscar sy ny an’ny miaramila, Cosfa no tafita hiatrika ny lalao famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, “XXL Top 12”. Raha hiverenana kely ny ma­nasa-dalana rehetra teny Ando­hatapenaka, ny alahady teo. Ny ekipan’ny Cosfa nandavo ny FTM Man­jakaray, tompondaka farany, …

Read at Newsmada

« Yas Coupe » – ampahefa-dalana : Hanala vela amin’ny CFFA ny Cosfa

Mbola hihaona indray eo amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboara nasionaly « Yas Coupe 2026 », ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Cosfa miaramila. Notanterahina tetsy amin’ny orinasa Yas Mada­gascar Andraharo ny antsapaka hahafantarana izay ho mpifanandrina amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, «Yas Coupe 2026». Tafave­rina hifanandrina amin’ity amboara nasionaly ity indray ny CFFA …

Read at Newsmada

Rugby – Top 12: Hanala vela amin’ny Cosfa ny TFA Anatihazo

Hitohy amin’ny alahady 3 mey ho avy izao ny fiadiana ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby «Top 12». Toy ny mahazatra, hampiantrano izany ny Kian­ja Makis Andohata­pe­naka. Anisan’ny fihaonana andrasan’ny rehetra ny fihaonana eo amin’ny Cosfa (Be­baoty) sy ny TFA Anatihazo (Pilo kely). Hanala vela amin-dry zareo …

Read at Newsmada

Rugby – XXL Top 12: Lavon’ny Cosfa (Bebaoty) ny Tam

Nitohy tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andro fahafito hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby na ny XXL Top 12. Voahaja ny lojika raha ny vokatra. Anisan’izany, lavon’ny Cosfa (Bebaoty), tamin’ny isa (39) no ho (23) ny Tam Anosibe. Nanantombo teo amin’ny tanjaka ny miaramila, izay nanafangaro ny lalaony, …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Hitazona ny toerany ny Disciples FC sy ny Cosfa

Hotontosaina ny faran’ny herinandro ho avy io ny andro fahafito amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra “Pureplay Football League (PFL)”. Hanamafy ny toerana amin’ny maha voalohany azy, amin’ny faran’ny herinandro, ny Disciples FC Vakinankaratra, manana isa 18, mifaninana ao amin’ny Kaonferansy Atsimo sy ny Cosfa miaramila, mitana …

Read at Newsmada

“Pureplay Football League” (PFL) : Cosfa sy Disciples, tsy mbola resy hatreto

Mizotra miandalana ny fifaninanam-pirenena amin’ny baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Samy tsy mbola resy hatramin’ny nanombohan’ny fifaninanana ny Cosfa sy ny FC Disciples. Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, ny andro fahenina amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra (Pureplay Football League). Ekipa roa no misongadina amin’izao …

Read at Newsmada

Rugby – “XXL Top 12”: Resin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina

Nivoaka sempotra vao tafavoaka ho mpandresy ny Cosfa (Bebaoty), nanoloana ny CEA Andranomanalina. Fihaonana tafiditra amin’ny andro fahadimy hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12”. Efa tany amin’ny “gong” farany vao nibata ny fandresena tamin’ny isa tery ny miaramila. Nahavory mpijery maro, ny fihaonan’ny roa tonta, tamin’ity. …

Read at Newsmada

Rugby-Jobily faha-125 taona: tsy tafavoaka teo anatrehan’ny CEA ny Cosfa

Notanterahina omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andoha­tapenaka, ny fankalazana ny jobily faha-125 taonan’ny Rugby Malagasy. Lavon’ny CEA Andranomanalina tamin’ ny isa 25 no ho 22, ny Cosfa. Tsy tafavoaka teo anatrehan’ny mpilalaon’ny CEA, ny Mia­ramila, tamin’ity lalao fihan­tsiana ity. Raha hiverenana kely ny fifanandrinana, na­nindry ny CEA tao anatin’ny 23 …

Read at Newsmada

Rugby- Fankalazana ny faha-125 taona: Hitsapa ny heriny amin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina

Hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny “Super coupe de Madagascar”, taranja rugby. Noho ny tsy fahafahan’ny FTM Manjakaray no antony. Niova ny fandaharam-potoana ka hidona amin’ny Cosfa, tompon’ny amboara, ny CEA Andranomanalina, mitarika vonjimaika eo amin’ny fifaninanana “XXL Top 12”. Niova tampoka ny fandaharam-potoanan’ny Malagasy Rugby. Raha ny voalahatra mantsy tokony …

Read at Newsmada

Rugby – “XXL Top 12”: Tsy mbola afa-bela tamin’ny Cosfa ny USA

Nitohy ny alahady teo, te­ny amin’ny Kianja Makis Ando­hatapenaka, ny andro fahadimy iadiana ny ho tompondakam-pirenena, taranja rugby, “XXL Top 12”. Tsy mbola afa-bela tamin-dry (Cosfa) Bebao­ty indray ry zareo USA (Anka­dy). Niondrika tamin’ny isa tery, 16 no ho 14. Niady hatramin’ny “gong” fa­rany ny lalaon’ny roa tonta. Nitarika tamin’ny …

Read at Newsmada

You’re all caught up.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.