Newsmada
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · PUBLIC SOURCE

Newsmada

Madagascar

newsmada.com

Latest stories from Newsmada. Read, like, and join the conversation.

Topics from Newsmada
Stories tagged Disciples · Clear filter

Kitra – Divizionina faharoa nasionaly : Hisolo tena an’Analamanga ny Disciples FC

Ny ekipan’ny Disciples FC Espoir no voahosotra ho tompondakan’ny ligin’Anala­man­ga tamin’ity taom-pilalaovana 2026 ity. Lasan’izy ireo ihany koa ny lelavola 2 tapitrisa Ariary avy amin’ny ligy. Izy ireo ihany koa no hiaro ny voninahitr’Analamanga any amin’ny fifanintsanana diviziona faharoa, nasionaly. Tsia­hivina fa lavon’izy ireo, tamin’ny isa 1 no ho 0, …

Read at Newsmada

Baolina kitra –1/8 Yas Coupe 2026: Mbola hihaona indray ny Ajesaia sy ny Disciples FC

Efa fantatra avokoa ireo ekipa mpifanandrina mandritra ny ampahavalon-dalan’ny amboaran’i Madagasikara, « Yas Coupe », taorian’ny antsapaka nataon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) tao amin’ny pejiny, omaly. Mbola hihaona indray eo amin’ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, ta­ranja baolina kitra, «Yas Cou­pe 2026», ny Ajesaia Bongo­lava sy ny Disciples FC Vaki­nankaratra. Tsiahivina …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Hanala vela amin’ny Ajesaia ny Disciples FC

Hotanterahina ny faran’ny herinandro ho avy izao, etsy amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, ny lalao mandroson’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Adin’ny samy henjana ny fifanandrinan’ny Ajesaia sy ny Disciples FC Vakinankaratra, lalao hanokafana ny manasa-dalan’ny fifaninanam-pirenena PFL, ny sabotsy ho avy izao, eny …

Read at Newsmada

PFL – Disciples Fc : Any amin’ny manasa-dalana ny tongotra ilany

Efa tafita any amin’ny dingana manaraka ny tongotra ilan’ny Disciples Fc Vakinankaratra. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 4 no ho 0 ny Fosa Juniors Fc Boeny, omaly, tao amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga. Fihaonana izay tafiditra anatin’ny lalao mandroson’ny ampahefa-dalan’ny Pureplay Football League (PFL). Raha hiverenana ny fihaonana teny an-toerana, nanindry tanteraka …

Read at Newsmada

Disciples FC sy Fosa Juniors: Hifandona eo amin’ny ampahefa-dalana

Raha tsy misy ny fiovana, ny Disciples FC Vakinankaratra, laharana voalohany, ao amin’ny Kaonferansy Atsimo, hifanandrina amin’ny Fosa Juniors FC Boeny, fahefatra ao Ava­ra­tra, eo amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra (PFL). Ampahatsiahivina ihany fa hatao ny 17 mey ho avy izao ny fihaonana mandroso, ka …

Read at Newsmada

Kitra – Pureplay football league : Resin’ny Uscafoot ny Disciples FC

Tsy voahaja ny lojika teo amin’ny andro faha-12 hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra na ny Pureplay Football League (PFL). Resin’ny Uscafoot ny Disciples FC ho an’ny kaonferansy atsimo. Nitranga ny tsy nampoizina teo amin’ny vokatry ny andro faha-12 hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra Pureplay …

Read at Newsmada

Baolina kitra – PFL : Manamafy ny toerany ny Disciples Fc

Notontosaina ny faran’ny herinandro teo, ny andro fahasivy sy fahafolon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Ho an’ny kaonferansy Atsimo, mbola mitana ny lohany sy manamafy ny toerany, ny Disciples Fc Vakinankaratra. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 4 no ho 2, ny As Ste Anne, …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Hanala vela amin’ny Disciples ny Ste Anne

Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny andro fahafolon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­sikara na “Pureplay Football League (PFL)”. Anisan’ny lalao andrasan’ny maro ny fi­haonan’ny Disciples FC Va­kinankaratra sy ny AS Ste Anne ao amin’ny kaonferansy atsimo. Raha tsiahivina, mitarika vonjimaika ny Disciples, manana isa 23, tsy mbola resy mihitsy. Fahatelo …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Voatazon’ny CosPN ny Disciples

Notanterahina ny faran’ny herinandro teo ny andro fahavalo sy fahasivin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­ga­sikara, “Pureplay Football League (PFL)”. Nosahiranin’ny CosPN Analamanga ny Disciples Fc Vakinankaratra, ny asabotsy teo, tany Antsirabe. Nisaraka ady sahala, 1 no ho 1, ny roa tonta. Marihina fa ny ekipan’ny Polisy nasionaly no nitarika 1 …

Read at Newsmada

Kitra diviziona voalohany – PFL : Voatazon’ny CFFA sahala ny Disciples FC

Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, ny andro fahafito sady faran’ny lalao mandroso amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara “Pureplay Football League (PFL). Ho an’ny kaonferansy Atsimo, voatazon’ny CFFA Andoharanofotsy, ady sahala 1 no ho 1, ny ekipan’i Vaki­nankaratra, Disciples Fc, ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny Kianjan’ny Velodromes Antsi­rabe. Niady …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Hitazona ny toerany ny Disciples FC sy ny Cosfa

Hotontosaina ny faran’ny herinandro ho avy io ny andro fahafito amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra “Pureplay Football League (PFL)”. Hanamafy ny toerana amin’ny maha voalohany azy, amin’ny faran’ny herinandro, ny Disciples FC Vakinankaratra, manana isa 18, mifaninana ao amin’ny Kaonferansy Atsimo sy ny Cosfa miaramila, mitana …

Read at Newsmada

“Pureplay Football League” (PFL) : Cosfa sy Disciples, tsy mbola resy hatreto

Mizotra miandalana ny fifaninanam-pirenena amin’ny baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Samy tsy mbola resy hatramin’ny nanombohan’ny fifaninanana ny Cosfa sy ny FC Disciples. Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, ny andro fahenina amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra (Pureplay Football League). Ekipa roa no misongadina amin’izao …

Read at Newsmada

Pureplay Football League (PFL) : Mitarika ny Disciples FC, faharoa ny Elgeco Plus

Mbola mitana ny laharana voalohany ao amin’ny kaonferansy atsimo, amin’ny fifaninanana “Pureplay Football League” (PFL), ny Disciples Fc Vakinankaratra. Nahazo isa telo indray izy ireo, tamin’ity andro fahadimin’ny fifaninanam-pirenena ity, rehefa nandavo ny AS Ste Anne, tamin’ny isa mavesatra 5 no ho 0, afakomaly, tetsy amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavolo­ha. Manana …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Mbola manjaka ny Disciples FC

Fandresena hatrany! Na­hita fahombiazana indray ny ekipan’ny Disciples FC Vaki­nankaratra, ny faran’ny herinandro teo. Resin’izy ireo, tamin’ny isa 1 no ho 0, ny Elgeco Plus Analamanga, tao amin’ny Kianjan’ny Vélodrome Antsirabe. Fandresena fahefatra tamin’ny lalao efatra vita izany izao no azon’ny ekipan’i Vakinankaratra, manana isa 12 izy ireo. Iny kosa …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Misongadina hatrany ny Disciples FC

Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny andro fahatelo fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Foot­ball League”. Nahazo fandresena fahatelo, tamin’izany ny Disciples FC rehefa nandavo ny Uscafoot tamin’ny isa 3 no ho 1, tao amin’ny Kianja Vé­lodrome Antsirabe. Manana isa sivy izany izao ny Discip­les FC, ary …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Mitarika vonjimaika ny Disciples FC

Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Foot­ball League (PFL)”. Mitarika vonjimaika ao amin’ny kaonferansy atsimo ny Disciples FC Vakinankaratra. Nahazo fandresena fanindroany, 2 no ho 1, nanoloana ny Antimo Re­cord, tany Toliara, izy ireo. Ma­nana isa enina izany ny …

Read at Newsmada

“Pureplay Football League”: tsara fanombohana ny Disciples FC sy ny CFFA

Notontosaina ny alahady lasa teo ny andro voalohany fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football Lea­gue (PFL)”. Samy tsara fano­mbohana na ny Disciples FC Vakinankaratra na ny CFFA Andoharanofotsy, tamin’izany. Ny Disciples FC nandavo ny Mama FC, tamin’ny isa 1 no ho 0, tao amin’ny Kianjan’ny Mama …

Read at Newsmada

« Match de Défi » : Hitsapa ny heriny amin’ny Barea ny Disciples FC

Ho fiatrehana sahady ny fifaninanam-pirenena “Pure­play Football League (PFL)”, hanatanteraka lalao ara-pirahalahiana any amin’ny faritr’i Toamasina, ny Disciples FC Vakinankaratra. Araka ny vaovao efa miely, manerana ny tambajotran-tserasera, hifandona amin’ireo mpilalao milaravinahitra sy ireo nandrafitra ny Barea Chan farany teo ity klioba avy atsy Vakinanka­ratra ity, ny 28 desambra ho …

Read at Newsmada

You’re all caught up.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.