Newsmada
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · PUBLIC SOURCE

Newsmada

Madagascar

newsmada.com

Latest stories from Newsmada. Read, like, and join the conversation.

Topics from Newsmada
Stories tagged Pureplay Football League · Clear filter

Pureplay Football League : Klioba efatra hiady ny lelavola iray hetsy dolara

Hifampitaona etsy amin’ny Kianja CFFA Iavoloha ny Malagasy mpankafy baolina kitra maro hijery ny manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara (PFL). Hotontosaina amin’ity faran’ny herinandro ity, eny amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, ny manasa-dalana mandroso amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara na Pureplay Football League (PFL). Klioba efatra no hifaninana amin’izany …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Hanala vela amin’ny Ajesaia ny Disciples FC

Hotanterahina ny faran’ny herinandro ho avy izao, etsy amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, ny lalao mandroson’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Adin’ny samy henjana ny fifanandrinan’ny Ajesaia sy ny Disciples FC Vakinankaratra, lalao hanokafana ny manasa-dalan’ny fifaninanam-pirenena PFL, ny sabotsy ho avy izao, eny …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Hanala vela amin’ny Disciples ny Ste Anne

Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny andro fahafolon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­sikara na “Pureplay Football League (PFL)”. Anisan’ny lalao andrasan’ny maro ny fi­haonan’ny Disciples FC Va­kinankaratra sy ny AS Ste Anne ao amin’ny kaonferansy atsimo. Raha tsiahivina, mitarika vonjimaika ny Disciples, manana isa 23, tsy mbola resy mihitsy. Fahatelo …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Voatazon’ny CosPN ny Disciples

Notanterahina ny faran’ny herinandro teo ny andro fahavalo sy fahasivin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­ga­sikara, “Pureplay Football League (PFL)”. Nosahiranin’ny CosPN Analamanga ny Disciples Fc Vakinankaratra, ny asabotsy teo, tany Antsirabe. Nisaraka ady sahala, 1 no ho 1, ny roa tonta. Marihina fa ny ekipan’ny Polisy nasionaly no nitarika 1 …

Read at Newsmada

“Pureplay Football League”: Hanafika an’i Antimo Record ny AS Ste Anne

Hotanterahina ny faran’ny herinandro ho avy izao ny andro fahavalon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­sikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Hanafika an’ireo ekipa avy any atsimo, any Toliara, ny AS Ste Anne, ny alahady ho avy izao, ao amin’ny Ki­anjan’i Maitre Kira. Araka ny fanadihadiana natao omaly, efa …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Hitazona ny toerany ny Disciples FC sy ny Cosfa

Hotontosaina ny faran’ny herinandro ho avy io ny andro fahafito amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra “Pureplay Football League (PFL)”. Hanamafy ny toerana amin’ny maha voalohany azy, amin’ny faran’ny herinandro, ny Disciples FC Vakinankaratra, manana isa 18, mifaninana ao amin’ny Kaonferansy Atsimo sy ny Cosfa miaramila, mitana …

Read at Newsmada

“Pureplay Football League” (PFL) : Cosfa sy Disciples, tsy mbola resy hatreto

Mizotra miandalana ny fifaninanam-pirenena amin’ny baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Samy tsy mbola resy hatramin’ny nanombohan’ny fifaninanana ny Cosfa sy ny FC Disciples. Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, ny andro fahenina amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra (Pureplay Football League). Ekipa roa no misongadina amin’izao …

Read at Newsmada

Pureplay Football League (PFL) : Mitarika ny Disciples FC, faharoa ny Elgeco Plus

Mbola mitana ny laharana voalohany ao amin’ny kaonferansy atsimo, amin’ny fifaninanana “Pureplay Football League” (PFL), ny Disciples Fc Vakinankaratra. Nahazo isa telo indray izy ireo, tamin’ity andro fahadimin’ny fifaninanam-pirenena ity, rehefa nandavo ny AS Ste Anne, tamin’ny isa mavesatra 5 no ho 0, afakomaly, tetsy amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavolo­ha. Manana …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Tsy mandray lalao ny Kianja Rabemananjara

Tsy afaka hampiantrano lalao amin’ny fifaninanam-pirenena “Pureplay Football League (PFL)” ny Kianja Rabemananjara Mahajanga noho ny fisian’ny korontana ataon’ny mpitsara vitsivitsy, izay mikomy any an-toerana. Nanapa-kevitra ny tomponandraikitra eo anivon’ny CFEM ny tsy hanisy fihaonana any an-toerana mandra-pahatonga ny lamina vaovao. Tapaky ny mpikambana eo anivon’ny Kaomisio­nina hikambanan’ireo klio­ba elita …

Read at Newsmada

“Pureplay Football League (PFL)” : Hanomboka ny alahady ho avy izao ny fifanintsanana

Hotontosaina ny 21, 27, 28 desambra ho avy izao ny andro voalohany, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Hizara vondrona roa ireo klioba 16 mandray anjara. Raikitra ny baolina! Ara­ka ny loharanom-baovao, nivory tetsy Ando­haranofotsy, afakomaly, ny Fikambanan’ny klioba elita amin’ny baolina kitra eto …

Read at Newsmada

You’re all caught up.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.