Newsmada
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · PUBLIC SOURCE

Newsmada

Madagascar

newsmada.com

Latest stories from Newsmada. Read, like, and join the conversation.

Topics from Newsmada
Stories tagged Malagasy · Clear filter

Lalao olympika ho an’ny tanora : 44 ny Malagasy delegasionina

Nanainga omaly, nihazo an’i Dakar, renivohitr’i Senegal, hiatrika ny lalao Olympika ho an’ny tanora, hotontosaina ny 31 oktobra–13 novambra ho avy izao, ny delegasionina malagasy. Miisa 44 izy ireo no lasa any an-toerana. Enina ny taranja handraisan’ny Malagasy anjara. Ny rugby lalaovin’olona fito, sokajy vehivavy, Ny ping-pong, ny lutte, ny …

Read at Newsmada

Karate – Tompondaka maneran-tany : Ahina tsy handray anjara ny Malagasy

Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja karate, ny 14 -18 oktobra ho avy izao, any Pologne, sokajy lahy sy vavy, ireo Malagasy mpikatroka efatra mianadahy, ahitana an’i Ornella Iriantsoa, Ayrton, Tiary, ary Mathieu. Hatra­min’ny nanaovanay fanadihadiana sy nanoratana, omaly anefa, mbola baraingo ny handehanan’izy ireo. Tsy mbola …

Read at Newsmada

Jiu-jitsu Brezilianina : Malagasy 10 hiatrika ny amboara maneran-tany

Efa ao anatin’ny fanomanana sahady ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ ny taranja haiady Jiujitsu brezilianina hotanterahina any Dubaï, ny volana novambra ho avy izao, ny Malagasy. Mi­kasa ny handefa mpikatroka miisa folo ny rafitra federaly eto an-toerana, raha ny fanazavan-dRakotozafy Johary, filohan’ny Federasionina malagasin’ity taranja ity. Hanana solontena amin’ireo …

Read at Newsmada

Fanabeazana sy kolo saina: Nahay nihaino ny Malagasy

Manana fiantraikany lehibe eo amin’ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy ny fahaizan’ny Malagasy nihaino fahiny. Nobeazina sy nokoloina hihaino ny manodidina azy. Avy amin’izany no nahalalany fa henoina ihany koa izy, hany ka tsy niteniteny foana. Ho an’ny vanim-potoanan’ny ankehitriny, mihevi-tena ho tsy misy maheno ve ny mpanakanto sy ny …

Read at Newsmada

Fiverenana ifotony : Lany andro mifampitsikera ny Malagasy

Manomboka mifoha ireo natoritory. Mipoitra ny atsy, miseho ny aroa. Samy manatanteraka hetsika ho fampahafantarana ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ireo fomba amam-panao niainan’ny Mala­gasy fahiny. Mitombo isa mifanindran-dalana amin’izay ihany koa ny fifampitsikerana. Tranga mifanohitra tanteraka amin’itsy tanjona tratrarina. Fahiny, nahay nifanohana sy niray hina ny Malagasy. An­kehitriny, …

Read at Newsmada

Tenisy – “Davis Cup” : Tafakatra amin’ny vondrona fahefatra ny Malagasy

« Tanteraka ny fanamby! » Tafita ao amin’ny vondrona fahefatra amin’ny fifanintsanana Davis Cup aty amin’ny faritr’i Afrika ny ekipam-pirenena malagasy. Nahazoan’izy ireo izany ny fandresena, tamin’ny isa 2 no ho 1, ny ekipa nasionalin’i Gabon. Raha hiverenana kely ny fifanandrinan’ny roa tonta, somary sahirana teo amin’ny fihaonana voalohany ny Malagasy, rehefa …

Read at Newsmada

Tenisy – Davis Cup : Ao amin’ny sokajy A ny Malagasy

Nanomboka omaly ka haharitra hatramin’ny 25 jolay ho avy izao, any Congo Brazzaville, ny fifaninanana Davis Cup, sokajy lehilahy, aty amin’ny faritra Afrika, vondrona fahadimy. Araka ny fikarohana natao, omaly, mifanintsana ao amin’ny sokajy “A”, miaraka amin’i Mauritanie sy Ethiopie, i Madagasikara. Fanamby lehibe iray ho an’ny Malagasy indray ity. …

Read at Newsmada

Kick Boxing-Tompondakan’i Afrika : Medaly 22 noraofin’ny Malagasy tany kameronina

Nandrombaka medaly 22 ny Malagasy mpikatroka taranja Kick boxing, niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika tany Kameronina. Migadona an-tanindrazana, androany, izy ireo. Nanakoako tany Kame­ronina indray i Mada­ga­sikara! Namokatra ary nitondra vokatra tsara ny solontena malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Kick Boxing, natao tany Kameronina, ny 21 hatramin’ny …

Read at Newsmada

JJB-AJP Tour Cape Town : Nahazo medaly volamena 4 sy alimo 2 ny Malagasy

Namiratra indray ny Malagasy mpikatroka ny taranja Jiu-jitsu Breziliana tany Afrika Atsimo. Medaly 6 no norom­bahin’izy ireo. Malagasy mpikatroka Jiu-jitsu Breziliana 4 mianadahy no niatrika ny fifaninanana “AJP Tour Cape Town Championship”, tany Afrika Atsimo. Tsy nitsanga-menatra ireo solontena malagasy fa namiratra. Medaly volamena 4 sy alimo 2 no norombahan’i …

Read at Newsmada

Fitsaboana any ivelany: Mahasarika ny Malagasy ny fanovam-batana

Mahatratra 73 isan-taona ny olona manatona ny hopital « Royal Green » atsy amin’ny nosy Maorisy. Manana manampahaizana manokana amin’ny fandidina samihafa ity hopitaly ity. Anisan’ireo tolotra omeny sy mahasarika ny Malagasy ny fandidiana sy ny fanatsarana ny bika aman’endrika. Sokajiana ao anatin’izay ny fampitoboana ny nono, ny tsindrona « botox », fanalana tavy …

Read at Newsmada

Fibatana fonjamby-Afrika : Medaly 14 noraofin’ny Malagasy

Niraradraraka ny medaly ho an’i Madagasikara, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja fibatana fonjamby, natao tany Egypte. Medaly 14 be izao no azon’ny Malagasy, raha toa ka atleta 6 monja no nisolo tena an’i Madagasikara. Volamena ny 6 tamin’ireo medaly azon’ny Malagasy ireo ka Andriatsitohaina Tojo, teo amin’ny sokajy …

Read at Newsmada

Kolosaina sy tarazo: Lasa olon’ny finoana ny Malagasy ?

Manana ny maha izy azy, hono, ny Malagasy. Ilay na ireo maha izy azy, anefa, efa voazarazara ka zary manasongadina ny tsy azy. Miteraka fifandirana, fisarantsarahana, ady tsy mety tapitra… Iray amin’ireo mampiavaka ny Malagasy ny maha olon’ny fahalalana azy. An-tapitrisa taona no niainany ny tranga iray. Nisintonany fahalalana izany, …

Read at Newsmada

Gymnastique – Afrika : Misolo tena ny Malagasy i Tiara

Tanterahina nanomboka ny 30 avrily teo, hitohy hatramin’ny 3 mey izao, any Pretoria Afrika Atsimo, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Gymnastique rythmique. Tsy diso anjara amin’izany i Madagasikara fa hanana solontena dia Rakotonirina Tiara. Hiara-dia aminy, amin’izany, ny mpanazatra azy Mr Tatiana. Tsiahivina fa i Tiara no hany Malagasy …

Read at Newsmada

Tsipy kanetibe – Afrique 4 : Norombahin’ny Malagasy avokoa ny fandresena

Nandihizan’ny Malagasy indray ny tatsy Maurice, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tsipy kanetibe, faritra fahefatra. Nofaohan’ny Malagasy avokoa ny medaly volamena miisa efatra niadiana tamin’izany. Firenena telo no niady ny lohany dia i Maurice, Madagasikara ary i Djibouti. Nanakoako tatsy Maurice indray ny lazan’i Ma­dagasikara, omaly zo­ma, …

Read at Newsmada

Volley – CAVB Zone 7: Malagasy 3 mitsara any Seychelles

Ankoatra ny fandraisan’ny ekipa malagasy anjara amin’ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka aty amin’ny ranomasimbe Indianina, taranja volley-ball, manana solontena ihany koa i Madagasikara eo amin’ny lafiny fitsarana lalao. Malagasy 3 no hitsara lalao any Seychelles mandritra ity fifaninanana ity. Ahitana an’i Mamitiaina Tsifolakasy Herizo, mpitsara federaly sy Koera Félix …

Read at Newsmada

Tambajotrana asa tsy ara-dalàna : Maro ireo Malagasy voatazona atsy Maorisy

Mametraka ho vaindohan-draharaha manoloana ny fama­rinan’olona sy ny fijerena manokana ireo mpifindra monina voatazona ao amin’ny « Centre de rétention » atsy Maorisy, ny fanjakana. Ani­san’ny anton-dian’ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Er­naivo, any an-toerana izany. Voalaza fa maro amin’ireo Malagasy nifindra any noho ny fampanantenana hahazo asa. Voatana amin’ny toerana manokana anefa …

Read at Newsmada

Bodybuilding: 16 taona aty aoriana, azon’ny Malagasy ny tompondaka maneran-tany

Nigadona an-tanindrazana, omaly, ny delegasionina ma­lagasy niatrika ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Bodybuilding, notanterahina tany Abu Dhabi, ny faran’ny herinandro teo. Nakotroka ny fandraisana ireo Malagasy maherifo izay nahazo ny tompondaka maneran-tany sy tompondaka lefitra ka notohizana hatrany amin’ny Kianja mitafon’ Ankorondrano ny lanonana nandraisana azy ireo. Namba­ran’ny filohan’ny …

Read at Newsmada

You’re all caught up.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.