Newsmada
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · PUBLIC SOURCE

Newsmada

Madagascar

newsmada.com

Latest stories from Newsmada. Read, like, and join the conversation.

Topics from Newsmada
Stories tagged Afrika · Clear filter

Handball – Tompondakan’i Afrika : Tsy nahita mangirana ny Akio Madagasikara

Ratsy ny vokatra azon’ny Malagasy tamin’ity fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “cadets”, izay tontosaina atsy Côte d’Ivoire, ny 15- 22 septambra ho avy izao, ity. Faharesena fahatelo in­dray no nahazo ny Akio Madagasikara, omaly, ao anatin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “cadets”, atao ao Côte d’Ivoi­re, nandritra ny …

Read at Newsmada

Handball – Afrika «Cadets» : Mbola resin’i Tunisie indray i Madagasikara

“Resy indray…!” Mitohy hatrany ny vokatra ratsy ho an’ny ekipam-pirenena malagasy Akio, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2026”, taranja handball, sokajy “cadets”, lehilahy, izay tontosaina any Côte d’Ivoire, hatra­min’ny 22 septambra. Mbola niondrika teo anatrehan’i Tunisie, tamin’ny isa 62 no ho 20, indray ny Malagasy mpilalao, omaly, nandritra …

Read at Newsmada

Handball – Afrika « Cadets » : Resin’i Algeria i Madagasikara

“Vao manomboka dia resy!” Ratsy ny vokatra ho an’ny ekipam-pirenena malagasy Akio tamin’ity fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2026”, taranja handball, sokajy “Cadets”, sokajy lehilahy ity. Fihaonana tontosaina any Côte d’Ivoire, nanomboka omaly hatramin’ny 22 septambra. Resin’i Algeria, tamin’ny isa 36 no ho 15, ny Malagasy nandritra ny andro voalohan’ny …

Read at Newsmada

Tompondakan’i Afrika – « FifaE 2026 »: samy notolorana 1 tapitrisa Ar ireo tompondaka

Notontosaina tetsy amin’ny foibe Yas Andraharo, omaly, ny fankalazana ny maha tompondakan’i Afrika an’i Ma­dagasikara nandritra ny fifanintsanana « jeux FifaE » 2026 natao tany Maroc, ny 27 – 29 aogositra lasa teo. Notoloran’ny Yas Madagascar vola 1 tapitrisa Ariary avy i JZ Rayan sy Roberto SK, Malagasy niaro ny voninahi-pirenena, taorian’io …

Read at Newsmada

Handball – Afrika 2026: Hivondrona amin’ity herinandro ity ny Akio

Afaka andro vitsy sisa dia hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2026”, taranja handball, ho an’ny sokajy “Cadets” sy “Juniors”, lehilahy, izay hatao ao Abidjan. Ny volana septambra ho avy izao no hanatanterahina izany. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny ekipa nasionaly malagasy Akio. Raha tsy misy ny fiovana, …

Read at Newsmada

Baolina kitra – “Yas Coupe 2026”: Solontenan’i Madagasikara ho any Afrika ny FC Rouge

Fantatra fa ny ekipan’ny FC Rouge no hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, ho an’ireo klioba. Resin’izy ireo tamin’ny famaranana ny ekipan’ny AS Ste Anne. Ny ekipan’ny FC Rouge izany no hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, “Coupe de la confédération Caf …

Read at Newsmada

Kitra – Yas Coupe 2026 : Hiady izay ho any Afrika ny FC Rouge sy ny Ste Anne

“Iza no hisolo tena ny Mala­gasy atsy Afrika”? Ho fantatra anio, etsy amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus, ny anaran’izay ekipa ho solontenan’ny Malagasy amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika ho an’ny klioba, “Coupe de la Confédération Caf”. Ny eki­pan’ny FC Rouge sy ny AS Ste Anne no hiady ny tapakila hazahoana izany …

Read at Newsmada

Kick Boxing-Tompondakan’i Afrika : Medaly 22 noraofin’ny Malagasy tany kameronina

Nandrombaka medaly 22 ny Malagasy mpikatroka taranja Kick boxing, niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika tany Kameronina. Migadona an-tanindrazana, androany, izy ireo. Nanakoako tany Kame­ronina indray i Mada­ga­sikara! Namokatra ary nitondra vokatra tsara ny solontena malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Kick Boxing, natao tany Kameronina, ny 21 hatramin’ny …

Read at Newsmada

Kick boxing-Afrika : 18 ny handrafitra ny delegasionina malagasy

Atleta 14 sy staff teknika 4 no mandrafitra ny delegasionina malagasy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja kick boxing, hatao any Kameronina. Ao anatin’ny fanomanana farany ireo Malagasy mpikatroka amin’izao. Hanainga ny sabotsy 20 jona izao ny delegasionina malagasy hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja kick boxing, ho­tanterahina …

Read at Newsmada

« International Catering Cup » 2026 : Hisolo tena an’i Afrika i Madagasikara sy Maorisy

Notanterahina tao amin’ny Novotel Convention & SPA Ankorondrano ny fifanintsanana iraisam-pirenena momba ny hainahandro « International Ca­tering Cup » andiany faha-10. Firenena 5 aty Afrika no nanana solontena (Côte d’Ivoi­re, Gabon, Nosy Maorisy, To­go ary i Madagasikara). Fan­tatra, omaly, fa hisolo tena an’i Afrika any amin’ny dingan’ny famaranana ny ekipa avy eto …

Read at Newsmada

Fibatana fonjamby-Afrika : Medaly 14 noraofin’ny Malagasy

Niraradraraka ny medaly ho an’i Madagasikara, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja fibatana fonjamby, natao tany Egypte. Medaly 14 be izao no azon’ny Malagasy, raha toa ka atleta 6 monja no nisolo tena an’i Madagasikara. Volamena ny 6 tamin’ireo medaly azon’ny Malagasy ireo ka Andriatsitohaina Tojo, teo amin’ny sokajy …

Read at Newsmada

Rugby – Amboaran’i Afrika  : Andrasana ny lisitry ny Makis Ladies

Hotanterahina any Nairobi Kenya, ny 21 hatramin’ny 31 mey ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina lavalava, ho an’ny sokajy vehivavy, vondrona A. Araka ny fanadihadiana natao tamin’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny Rugby, mety hivoaka amin’ity herinandro ity ny lisitry ny mpilalao handrafitra ny …

Read at Newsmada

Gymnastique – Afrika : Misolo tena ny Malagasy i Tiara

Tanterahina nanomboka ny 30 avrily teo, hitohy hatramin’ny 3 mey izao, any Pretoria Afrika Atsimo, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Gymnastique rythmique. Tsy diso anjara amin’izany i Madagasikara fa hanana solontena dia Rakotonirina Tiara. Hiara-dia aminy, amin’izany, ny mpanazatra azy Mr Tatiana. Tsiahivina fa i Tiara no hany Malagasy …

Read at Newsmada

Judo-Mada 2026 : Hanomanana ny ho tompondakan’i Afrika

Tontosa ny alakamisy sy omaly zoma, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy rehetra, taranja judo. Nahatratra 368 ny mpandray anjara, avy amin’ny ligy 8. Teo ihany koa ny Diaspora miisa 2. Ho fanomanana sy fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, Cadets sy Juniors, hatao any …

Read at Newsmada

Tsipy kanetibe – Tompondakan’i Afrika : Hiatrika ny ampahefa-dalana «tir de précision» i Mamy

Mametraka ny anarany atsy Afrika ny ekipa malagasy miatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tsipy kanetibe, sokajy lehilahy. Porofon’izany, tafita hiatrika ny lalao ampahefa-dalana eo amin’ny fifaninanana mitifitra «tir de précision» i Mamy Ronaldinho. Omaly vao niditra an-tsehatra ny ekipa mala­gasy eo amin’ny fia­diana ny ho tompondakan’i Afrika, …

Read at Newsmada

Tsipy kanetibe tompondakan’i Afrika : Hanatevina ny ekipan’ny Pac i Mirija (Fakr)

Nanainga omaly ny eki­pan’ny Pac (Pétanque Ampi­ta­tafika club), hiatrika ny an­diany faha-10 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2025. Fifaninanana hotante­rahina ao Nouakchott, renivohitr’i Mau­­ritanie, manomboka raha­m­pitso sabotsy 22 hatramin’ny alakamisy 28 novambra ho avy izao. Raha tsiahivina, nandrombaka ny voalohany tamin’ny fifaninanam-pirenena ity klio­ban’Ampitatafika ity, izay misy an’i Mamy …

Read at Newsmada

You’re all caught up.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.