Newsmada
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · PUBLIC SOURCE

Newsmada

Madagascar

newsmada.com

Latest stories from Newsmada. Read, like, and join the conversation.

Topics from Newsmada
Stories tagged Barean · Clear filter

Barean’i Madagasikara : Mpilalao efatra tsy afaka hiakatra kianja

Hifanome fotoana amin’ny mpankafy, anio, ny ekipam-pirenena, Barean’i Madagasikara. Hifanandrina amin’ny OS Djurtus Guinée Bissau ny Malagasy. Misy mpilalao tsy afaka hilalao noho ny karatra mavo roa sy ny ratra. Hotanterahina anio, any Bissau, ny fihaonan’ny OS Djurtus Guinée Bissau sy ny Barean’i Mada­ga­sikara. Fifanandrinana izay tafiditra anatin’ny andro fahefatry …

Read at Newsmada

Fifanintsanana JO 2028-U23 : Resin’ny Bafana Bafana ny Barean’i Madagasikara

Ratsy ny vokatra teo amin’ny lalao voalohany ho an’ny Barean’i Madagasikara, U23. Resin’ny Bafana Bafana Afrika Atsimo, tamin’ny isa 1 no 0, ny Malagasy. Niondrika tamin’ny isa tery, 1 no ho 0, nanoloana ny Bafana Bafana Afrika Atsimo, ny Barean’i Madagasikara, nandritra ny lalao mandroso hiadian-toerana ho an’ny lalao Olympika …

Read at Newsmada

Barean’i Madagasikara : Tsy te hiresaka amin’ny mpanao gazety ny FMF sy ny mpanazatra

Hatramin’ny omaly, tsy nandrenesam-peo ny mpanazatra ny Barean’i Madagasikara sy ny Federasionina malagasy, nanoloana ireny faharesena mihoapampana sy mahamenatra ireny. Tsy misy fanazavana ny amin’ilay fanamiana sy ny tsy fahasahian’i Corentin Martins miatrika ny mpanao gazety malagasy. Tsy takona afenina intsony ny olan’ny baolina kitra eto Madagasikara. Manaporofo izany ny …

Read at Newsmada

Barean’i Madagasikara : Nantsoina tamin’ny ora farany i Andy sy i Mamisoa

Hifantoka atsy Maroc avokoa ny sain’ny mpitia baolina kitra, anio. Hotanterahina ao amin’ny Kianja Moulay Abdellah – Rabat ny lalao ara-pirahalahiana hifanandrinan’ny Lions de l’Atlas Maroc sy ny Barean’i Madagasikara, hanomboka amin’ny 8 ora alina. Raha ny vaovao voaray avy any an-toerana, nisy fiovana ny firafitry ny ekipam-pirenena malagasy. Nan­tsoina …

Read at Newsmada

Lisitry ny Barean’i Madagasikara: Niantso mpiandry harato i Corentin Martins

Nahazo mpilalao vaovao indray ny Barea! Nantsoin’i Corentin Martins handrafitra ny Barean’i Madagasikara, i Ilam Djaliane, mpiandry tsatoby mi­lalao ao amin’ny Blagnac FC, divizionina fahadimy (D5) any France. Araka ny fikarohana natao, nahatafidirana baolina 12 tamin’ireo lalao enina vitany ity mpiaro ny masonaraton’ny Barea vaovao ity. Efa nandalo niatrika fiofanana …

Read at Newsmada

Barean’i Madagasikara: Hanao lalao ara-pirahalahiana roa amin’ny volana jona

Tonga nanatrika ny hetsika fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena, tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny zoma teo, ny filohan’ny Fede­rasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randria­ma­nam­pisoa Alfred. Nandritra ny fanadihadiana natao taminy, nilaza izy fa hiatrika lalao ara-pirahalahiana any ivelany ny Barean’i Madagasikara, ny vo­lana jona ho avy izao. Antony, …

Read at Newsmada

Barean’i Madagasikara : Hilalao any amin’ny firenena eoropeanina sy afrikanina

Raha tsy misy ny fiovana farany, hiatrika lalao ara-pirahalahiana roa ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara. Tafiditra amin’ny “Fenêtre Fifa” hatao ny volana marsa ho avy izao. Hiatrika lalao ara-pirahalahiana roa ny Barea, mandritra ny “Fenêtre Fifa” amin’ny volana marsa ho avy izao. Araka ny siosion-dresaka mandeha sy ny filazan’ny loharanom-baovao iray …

Read at Newsmada

Barean’i Madagasikara : Nanainga omaly ireo mpilalao avy eto an-toerana

Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), nanainga omaly talata ireo mpilalao mandrafitra ny Barean’i Madagasikara avy eto an-toerana. Efatra mirahalahy izy ireo, ahitana an’i Rado sy i Mamisoa ary i Toldo, miampy an’i Nicolas. Ankoatra azy ireo, ny mpanazatra mpanampy, i Hildecoeur. Hihazo avy hatrany an’i …

Read at Newsmada

You’re all caught up.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.