Newsmada

Found 2665 news

  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 06:02 Dec 24, 2024
    “TVM’Fety Krismasy”. Fandaharana manokana sy miavaka, novolavolain’ny fahitalavi-pirenena izy ity. Alefa manokana rahampitso 25 desambra, amin’ny maha andro Noely azy. Manomboka amin’ny 7 ora sy sasany ny tapany voalohany ary amin’ny 8 ora alina kosa ny tapany faharoa. Hisy mpanakanto hanafana ny fandaharana, toa an’ny Jaws Band sy ny Olifonica. […]
  • Tratran’ny vahiny ny tanjony : Very fototra ny taranaka Malagasy
    Newsmada - 06:02 Dec 24, 2024
    Iray amin’ireo firenena manana ny fototra rehetra ijoroany ny Malagasy. Manahirana ny vahiny ny fisian’izany ka nomontsaniny tamin’ny fomba rehetra. Anisan’izany ny finoana sy fivavahana. Mivavaka ny Malagasy. Notsipahin’ny vahiny izany ka nolazainy fa: «fony mbola tao anatin’ny vanim-potoana maizina ny Malagasy…». Noho ny fanajany ny zavaboahary, nahay nampiasa ny […]
    Tags: Malagasy
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 06:01 Dec 24, 2024
    Nankasitraka ny BNGRC sy ny tetikasa Mionjo tamin’ny fanomezana fitaovana ahafahany manatante­raka ny asa tandrify azy ny mponina avy amin’ny kaominina Faux Cap, distrika Tsihombe, faritra Androy, taorian’ ny fanamafisana fahaiza-manao sy fanomezana fampitaovana sy kojakoja. Ahafahan’ireo mpiantsehatra eny ifotony mihetsika avy hatrany ny fitaovana fa tsy mifampiandry manoloana ny […]
  • Fitsidihana arakasa tany Kenya : Nijerena ny kaoperativa momba ny fambolena
    Newsmada - 06:01 Dec 24, 2024
    Nanao fitsidihana fifanakalozan-kevitra sy arakasa tany Kenya, ny herinandro lasa teo, ny delegasiona malagasy notarihan’ny solontenan’ny minisiteran’ny Asa sy ny fampananasa ary ny asam-panjakana sy ny OIT. Ao anatin’ny fiaraha-miasa telozoro eo amin’i Madagasikara sy Kenya ary Frantsa izany. Nahafahana nanamafy ny fifandraisana eo amin’ny firenena telo tonta sy hifampizarana […]
    Tags: Kenya
  • Governora Rasoamaromaka Hery: “Tsy fitadiavana fahamarinan-toerana politika izao …”
    Newsmada - 06:33 Dec 23, 2024
    “Anton’ny nitakiana sy nangatahana ny vahoaka ma­lagasy tamin’ny fifidianana ben’ny Tanàna hoe tohano ny kandidà manohana ny fitondrana: tsy mitady fahamarin-toerana politika intsony izao, fa efa mitady fampandrosoana”. Io ny fijerin’ny governoran’ny faritra Analamanga sady sekretera nasionalin’ny TGV, Rasoamaromaka Hery, tao amin’ny haino aman-jery tsy miankina iray, tamin’ny faran’ny herinandro […]
  • Voka-pifidianana : Nisy nisandoka ny tranonkalan’ny Ceni
    Newsmada - 06:33 Dec 23, 2024
    Namoaka fanambarana ofisialy ny tomponandraikitra eo anivon’ny Vaomiera nasionaly misahana ny fifidianana Ceni fa nisy nisandoka ny tranonkalan’izy ireo, ny sabotsy 21 de­sambra teo. Nafamadiky ny olon-dratsy tamin’izany ny voka-pifidianana ben’ny tanàna ka nataon’ny mpisoloky ho nandresy ny kandidà laharana fahefatra ho an’ny eto an-dRenivo­hitra. Niova ho faharoa kosa ny […]
    Tags: Ceni
  • Minisitra Sahondrarimalala Marie Michelle: “Tombony ho an’Antananarivo ny fananana ben’ny Tanàna vehivavy”
    Newsmada - 06:32 Dec 23, 2024
    Nitondra ny fijeriny momba ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina teo ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena. Tombony ho an’Antananarivo ny fananana ben’ny Tanàna vehivavy, araka ny nambarana. “Fantatsika fa tombony betsaka ho an’ny ta­nànan’Antananarivo ny fananana ben’ny Tanàna vehivavy”, hoy ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena sady mpikatroka eo anivon’ny vovonana Isika rehetra […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 06:31 Dec 23, 2024
    Nanolotra video projecteurs miisa 10 ho an’ny sekolim-panjakana miisa folo, eto amin’ny Dren Anala­manga, ny orinasa Epson Europe BV Maroc. Nahazoana ny fitaovana ny fiaraha-miasa avy amin’ny minisiteran’ny Fana­beazam-pirenena, ny minisiteran’ny Fampiroboro­boana ny haitao sy ny ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny orinasa Epson. Moto miisa 6 […]
  • Fifamoivoizana : Nametraka lamina manokana ny ATT
    Newsmada - 06:31 Dec 23, 2024
    Nanolotra lamina manokana ny Antokondraharaha misahana ny fifamoivoizana an-tanety (ATT), amin’ny fiatrehana izao ankatoky ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona ary ny taom-baovao izao. Ho an’ ny eto Antananarivo sy ny ma­no­didina, hisokatra ny biraon’ny ATT Soarano, anio sy amin’ny sabotsy 28 desambra ary ny alarobia 01 janoary sy […]
  • Judo – “Mada Vétérans” : Namiratra i Mamy, i Luc ary i Vestalys
    Newsmada - 04:56 Dec 21, 2024
    Natao teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, omaly, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy vétérans, taranja Judo. 24 ny mpikatroka nandray anjara izay nizara ho sokajy M1 hatra­min’ny M7. Raha atao bango to­kana ny valin’ny fifaninanana, tamin’ny alalan’ny Ippon avokoa ny ankamaroany na­ha­zoan’ny mpikatroka ny fandresena. Anisan’ny tena nandrasana ny fiakarana tatami […]
    Tags: Judo
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:55 Dec 21, 2024
    Hotontosaina ny alahady ho avy izao, eny amin’ny Kianja Elgeco plus By-Pass, ny famaranana ny lalao fifanintsanana hiadiana ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina, ho an’ny sokajy zandriny U15, lahy sy vavy. Efa azo lazaina fa tompondaka i Madagasikara, efa nahazo fandresena avokoa ny mpilalao, lehilahy sy vehivavy. Marihina fa tetikasa avy […]
  • Rugby – «XXL Top 12 Mada»: Hanohitra ny FTM Manjakaray ny 3FB
    Newsmada - 04:55 Dec 21, 2024
    Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Ando­hatapenaka, ny andro faha-11 sady farany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12 Mada”. Hanamarika izany ny fihaonan’ny FTM Manjakaray (Dakar) sy ny 3FB Fahasalamana. Tsy manan-tsafidy ny ekipan’ny minisiteran’ny Fahasalamana amin’ity fa mila mandresy raha te ho tafiditra […]
  • Baolina kitra – «Chan 2024» : Vonona handresy an’i Eswatini ny Barea de Madagascar
    Newsmada - 04:55 Dec 21, 2024
    Tonga ity ny fotoana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Chan 2025” ho an’ny Barea de Madagascar. Fanamby goavana no miandry an-dry zalahy dia ny handresy an’i Eswatini, amin’ireo lalao roa hifanandrinana. Lalao hatao atsy Afrika Atsimo sy Maurice. Hotontosaina anio, ao amin’ny Kianja Lucas Masterpieces Moripe Stadium, ao Pretoria Afrika […]
  • EN AVANT LA FASHIONISTA
    Newsmada - 14:56 Dec 20, 2024
    Elle roule, elle resiste, elle défie le temps, c’est la Super Goélette
  • Karate-“Challenge du Sud Est” : Miaraka misalahy ny ligy telo
    Newsmada - 05:18 Dec 20, 2024
    Hanomboka, anio, any Manakara, ny fifaninanana “Chal­lenge du Sud-Est”, taranja karate. Efa vonona tanteraka ny fandraisana ity fifaninanana ity izay hiarahan’ny ligy telo mikarakara dia ny ligin’i Vatovavy, Fitovinany ary Atsimo Atsinanana. Fifanina­nana efa nanomboka omaly ary hitohy anio sy ny rahampitso. Araka ny efa nampahafantarina, ity no fifaninanana farany […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:17 Dec 20, 2024
    Nametra-pialana tsy ho tale teknika nasionalin’ny taranja tenisy ambony latabatra Rakotoarisoa Tahiry, ny talata lasa teo. Mahagaga ny mpankafy ity fanapaha-kevitra ity, raha ny vokatra no jerena, nahavita nanome ny tsara indrindra avy aminy ity teknisianina ity, porofon’izany ny naha tompondakan’i Afrika an’i Madagasikara, tamin’ny lalao isan-tarika, izay natao tany […]
  • «Pureplay Football League» : miankina amin’ny FMF ny tohiny
    Newsmada - 05:17 Dec 20, 2024
    Notontosaina teny Mahamasina, omaly, ny fivoriambe nasionaly nokarakarain’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Nitondra ny hevitra mahakasika ny tohin’ny fifaninanam-pirenena “Pureplay Football League (PFL)” ny filohan’ny fikambanan’ny klioba elita eto Madagasikara, CFEM, Rakotoarimanana Henintsoa na i Tôta. Nilaza ny tenany fa nisy ny fangatahana natao any amin’ny Federasiona malagasy (FMF), […]
  • Olan’ny Barea de Madagascar : Tsy manaraka ny fitsipi-pifehezana ny mpilaravinahitra
    Newsmada - 05:17 Dec 20, 2024
    Notanterahana, omaly, tetsy Mahamasina ny loabary an-dasy nandinihana ny hoavin’ny Barea de Madagascar. Nivoitra tamin’izany fa fositra ny tsy fanajan’ny mpilalao mpilaravinahitra ny fitsipi-pitondrantena. Manoloana ny tsy fa­hom­biazan’ny ekipam-pirenena Malagasy, Barea de Madagascar dia nanomana fihaonana narahina adihevitra ny federasionina malagasin’ny baolina kitra na ny FMF. Nanasana sokajin’ olona maro, […]
  • D’hier et encore aujourd’hui
    Newsmada - 11:14 Dec 19, 2024
    Rien à envier à celles d’aujourd’hui, elle continue sa route

2665 items