Newsmada

Found 2665 news

  • Sombim-baovao
    Newsmada - 04:47 Nov 26, 2024
    Tontosa ny alahady alina teo, tany Etazonia, ny fifaninanana “Musclemana America”. Ny solontena malagasy, i Fitiavana Mickael, no nandrombaka ny laharana voalohany tamin’izany, raha ny vokatra. Efa ela nanomanana izy ary efa nanantena ny hibata ny fandresena rahateo. Hotanterahina any Mahajanga, eny amin’ny Village Touristique, ny fiadiana ny tompondaka Zone […]
  • Taekwondo “ITF Mada 2024”: Hamoahana ekipam-pirenena ny fifaninanana
    Newsmada - 04:46 Nov 26, 2024
    Notontosaina ny alahady lasa teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankatso, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara, taranja Taekwon-do ITF. Araka ny nambaran’Andri­anjaka Miora, filohan’ny kaomisionin’ny Taekwon-do ITF (TKD ITF) eto Madagasikara, natao handrafetana ny ekipam-pirenena hiatrika ny fifanintsanana iraisam-pirenena sy eto amin’ny faritra Afrika ity fifaninanana nasionaly ity. Nilaza ihany koa […]
  • Ramaroson Jean Michel ; Voafidy ho filoha lefitry ny Fiba Afrika
    Newsmada - 04:46 Nov 26, 2024
    Vaovao tsara no nitranga teo amin’ny taranja basikety, izay nahavoafidy an-dRamaroson Jean Michel, ho filoha lefitry ny Fiba Afrika. Notanterahina tany Abid­jan Côte d’Ivoire, ny herinandro teo, ny fivoriambe faharoan’ny birao foiben’ny Fiba Afrika. Fotoana ihany koa nanatanterahina ny fifidianana izay hitantana ity taranja ity indray mandritra ny 4 taona […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:45 Nov 26, 2024
    Nampahafantarina, omaly, ny komity iraisan’ ireo minisitera hanarina ny valanjavaboahary Tsim­bazaza, izay ifandrimbonan’ny minisiteran’ny Raha­raham-bahiny, ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny Fanabeazam-pirenena, ny Fiza­hantany sy ny asa tanana, ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy, ary ny Serasera sy ny kolontsaina. Natomboka ny faran’ny herinandro teo, ny tetikasa […]
  • Lavon’ny aretina : nodimandry i Rira
    Newsmada - 05:06 Nov 25, 2024
    Andro manjombona indray ho an’ny tontolon’ny zavakanto. Nodimandry ny sabotsy teo Randriatseheno Wilfried Gervais, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe Rira “Baban’i Roukia”. Nolazoin’ny aretina efa elaela ihany izy, ka nampidirina hopitaly tany Mahajanga. Nihombo io aretiny io, ka voatery nampiakarina taty Antananarivo ity mpanakanto ity. Tsy nahatohitra izany anefa, […]
    Tags: Rira
  • “Opération Bokiko”: Tia boky Andriampamaky
    Newsmada - 05:05 Nov 25, 2024
    Tratra ny tanjona ho an’ny “Opération Bokiko”. Tia boky ny mponin’Andriampamaky, raha notarafina tamin’ny hetsika momba ny boky sy ny vakiboky notontosaina tany an-toerana, ny faran’ny herinandro lasa teo. Liana voalohany indrindra ireo ankizy mpianatra, izay sambany vao nanao atrikasa momba ny fanoratana. Natomboka ta­min’ireo mpianatry ny kolejy ny atrikasa, […]
  • HAPPY STORY of My TENNIS LIFE: Hivoaka ny alarobia izao ny boky
    Newsmada - 05:05 Nov 25, 2024
    Ambohipihaonan’ny zavakanto sy ny fanatanjahantena, indrindra ny haisoratra sy ny taranja tenisy, ny fotoana hamoahana ny boky Happy story of my tennis life. Hotanterahina ny alarobia 27 novambra, eny amin’ny Amicale culturelle et sportive d’Ambohi­da­hy (ACSA), ny fampahafantarana sy famoahana amin’ny fomba ofisialy ny boky Happy story of my tennis life, […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:04 Nov 25, 2024
    Manomboka ny asa fanamboarana ny lalana Antsohihy-Bealanana, RN31. Hatao godirao tanteraka ity lalana mirefy 102 km ity. Miisa 34 ny tetezana ho havaozina. Haharitra telo taona ny asa, ary efa tonga any an-toerana ny milina sy ny fitaovana vaventy rehetra ho hampiasaina. Miisa roa ny tohodrano lehibe hatsangana any amin’ny […]
  • Haba 0,5% ny Mobile money : hiantraika amin’ny sokajin’olona rehetra
    Newsmada - 05:04 Nov 25, 2024
    Mitsinjo ny daholobe ny asan’ny tranoheva Cash point, fifanakalozam-bola amin’ny finday. Araka ny fampahalalam-baovao nomen’ny mpandraharaha telo: ny MVola, ny Airtel Money ary ny Orange Money, hiantraika mivantana amin’ny mpanjifa sy ireo mpandraharaha amin’ny Cash Point ny fisondrotana 0,5% ny haba alaina amin’ny fifanakalozam-bola amin’ny finday mihoatra ny 150 000 […]
  • Rugby – «Top 8 Afrique» : hanala vela amin’i Maroc ny Makis de Madagascar
    Newsmada - 05:07 Nov 23, 2024
    Hifantoka atsy Maroc ny sain’ny mpitia fanatanjahantena rehetra amin’ity faran’ny herinandro ity, indrindra fa ny mpiondana baolina lavalava. Hiady ny tapakila hidirana ao anaty «Top 8 Afrique» mantsy ny Makis de Mada­gascar sy i Maroc, mpampiantrano. Hotontosaina rahampitso alahady, ao amin’ny Kianja Casa Blanca Maroc, ny fihaonan’ny roa tonta, ho […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:06 Nov 23, 2024
    Hotanterahina rahampitso 24 novambra, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifaninanana «Combat Avenir», taranja kick boxing. Fifaninanana karakarain’ny Lion Force. Efa miditra amin’ny andiany faha-4 ity ady goavana ity, ahitana ny Full Contact, K1 ary ny Low Kick. Efa nanomboka ny 18 novambra teo, hifarana rahampitso, eny amin’ny Kianja Elgeco […]
  • Taranja tolona : tsy misy sokajy Seniors ny fifaninanana nasionaly
    Newsmada - 05:06 Nov 23, 2024
    Hotontosaina ny 6 hatramin’ny 7 desambra ho avy izao, eny amin’ny Gymnase Ankoay Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tolona. Raha ny vaovao voaray omaly, tsy misy ny sokajy seniors amin’ity fifanintsanana iraisam-pirenena ity, fa ny sokajy zandriny U17 sy U20 ary U23 ihany no hifanintsanana. Raha ny […]
  • Judo – Open de Dakar : nahazo medaly 3 ny Malagasy
    Newsmada - 05:06 Nov 23, 2024
    Tsy nitsanga-menatra ny solontena malagasy niatrika ny “Open d’Afrique de Dakar”, taranja judo, natao ny 21 novambra teo izay hifarana anio. Medaly 3 no azon’ny Malagasy. Vokatra tsara no azon’ny Malagasy niatrika ny fifaninanana “Open d’Afrique de Dakar”, ny alakamisy lasa teo, teo amin’ny taranja judo. Medaly 3 no norombahin’ireo […]
  • Analakinina Hopitalibe : tranona kolonely indroa nidiran’ny jiolahy
    Newsmada - 05:05 Nov 23, 2024
    Fahasahiana sy fihantsiana izay no azo ilazana azy! Trano hofaina kolonely iray ao amin’ny fokontany Salazamay Atsimo, mifani­la elanelan-dalana fotsiny amin’ ny tobin’ny zandary Salaza­may no lasibatry ny asan-jiolahy tato ho ato ary efa indroa, raha ny angom-baovao. Ny voalohany, tafiditra tao an-tokantrano ireo jiolahy ary efa teo am-pitaterana entana toy ny […]
  • VOIX AERIENNE ET VOIX FERROVIERE Manakara
    Newsmada - 14:57 Nov 22, 2024
    Unique à Madagascar et c’est à Manakara
  • Exportation: Baisse en volume et en valeur des produits de rente et de la pêche
    Newsmada - 05:01 Nov 22, 2024
    En 2024, les exportations des produits de rente et de la pêche connaissent une baisse en volume et en valeur. Selon les explications du ministère de l’Economie et des finances, cette situation est due à un premier semestre marqué par un contexte mondial particulièrement difficile, avec l’aggravation des tensions géopolitiques. […]
  • Fampiasam-bola : hiara-kiasa ny EDBM sy ny Ravinala Airports
    Newsmada - 04:46 Nov 22, 2024
    Hatao ny paikady mahomby hampiasana ireo fotodrafitrasa rehetra ao amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato (TNR), hisarihana ny mpampiasa vola ho avy eto Madagasikara. Natao sonia ny 19 novambra teo ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny EDBM (Economic Deve­lopment Board of Mada­gascar) sy ny orinasa Ravi­nala Airports. Kendrena manokana ireo mpandraharaha mpampiasa vola iraisam-pirenena […]
    Tags: EDBM
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:46 Nov 22, 2024
    Navoakan’i El Hadari tao amin’ny pejy facebook fa efa mpilalaon’ny Paris FC, diviziona faharoa ao France, ny tenany. Mitondra ny laharana faha-19 ny tenany ao amin’ity klioba frantsay ity. Tsiahivina fa ani­san’ny angady nananana sy vy nahitany izao fifindrana izao i Lalaina Nomenjanahary na i Bolida, izay Malagasy nilalao tao […]
  • Askam AFA – Kitra vehivavy : hampanao fitsapana ho an’ny mpilalao U17
    Newsmada - 04:46 Nov 22, 2024
    Nambaran’ny mpanazatran’ ny Askam AFA Itasy, i Mani­tri­niaina Steve Princy, omaly, teo Analakely, fa hisy ny fitsapana vehivavy mpilalao latsaky ny 17 taona, ho an’izay maniry ny hiditra ao amin’ny klioban’izy ireo. Raha ny nambaran’ity teknisianina iray ity, misy ha­trany ny fitsapana rehefa mandeha ny fanazarantena. No­tsiahiviny ihany fa isaky […]
  • Un engouement enseveli
    Newsmada - 11:10 Nov 21, 2024
    Spécificité ? Une réalité comme ailleurs.

2665 items