Newsmada

Found 2665 news

  • Nifandona tamin’ny dahalo : Omby sivy tafaverin’ ny fokonolona
    Newsmada - 05:01 Dec 14, 2024
    Nandositra avokoa ny dahalo nangalatr’omby tao amin’ny tanànan’Agnala, kaominina Ambahita, distrikan’i Bekily, ny alarobia 11 desambra teo. Navoakan’ireo olon-dratsy ny omby miisa sivy tao am-bala. Hitan’ny tompon’omby anefa ireo mpandroba. Nanao hazolava, nivoaka avokoa ny olona mipetraka amin’ny manodidina ny tranon’ny lasibatra. Nandositra nitondra ireo omby halatra ny dahalo. Nanara-dia […]
  • Tournoi de Noël Basikety: Nivoaka mpandresy ny Etamazaoro
    Newsmada - 05:01 Dec 14, 2024
    Notontosaina tao amin’ny Kianja Bataillon Mé­dical Ampahibe, ny 10 desambra 2024 teo, ny lalao famaranana taranja basikety, ao anatin’ny « Tournoi de Noël ». Nifanandrina tamin’izany ny tomponandraikitra ambony sy sokajy mifangaro eo anivon’ny Foloalindahy. Ny lalao famaranana voalohany, nihaonan’ny ekipan’ny Etama­zaoron’ireo Tafika sy ny Etamazaoron’ny Tafika ana habakabaka. Nivoaka mpandresy tamin’ity […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:00 Dec 14, 2024
    Hotanterahina ny alahady ho avy izao, any Mahajanga, ny fifanandrinana miverina eo amin’ny Fosa Juniors sy ny Tsaramandroso Formation FC (TFFC). Samy klioba avy any Boeny moa izy ireto, ary mbola manala vela ny TFFC, izay efa nomontsanin’ny Fosa 4 no ho 0, nandritra ny lalao mandroso. Ity fihaonana ity, […]
  • Rugby – “XXL Top 12” : Adin’ny kartie ny an’ny Tam sy ny Mang’Arts
    Newsmada - 05:00 Dec 14, 2024
    Hiditra amin’ny andro faha-11 ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12”. Fifaninanana hotanterahina ra­hampitso, etsy amin’ny Kian­ja Makis Andohatape­na­ka. Hangotraka ny fihaonana eo amin’ny Tam Anosibe sy ny Mang’Arts Manjakaray. Adin’ny samy kartie ny an’ny roa tonta. Hanala vela amin’ Anosibe amin’ity ry zareo Manjakaray. Samy […]
  • WMG : Nizara « Colis de Noël » ho an’ny ankizy
    Newsmada - 05:04 Dec 13, 2024
    Nisitraka fanomezana krismasy avy amin’ny Wednesday Morning Group (WMG) ireo mpianatra eo anivon’ny EPP Andranovelona, Ambohitrinin­dri­ana ary Fieferana Ambohi­miarina Andrefana, ao anatin’ ny kaominina Ilafy, omaly. Nahitana fanomezana zavatra maro anaty fonosana ny tolotra, antsoina hoe “Colis de Noël”. Niampy fizarana mofo mamy avy amin’ny WMG ihany koa izany. «Tanjona […]
    Tags: Colis
  • Namono ny zanany vao teraka : Voasambotra ilay ramatoa nahavanon-doza
    Newsmada - 05:03 Dec 13, 2024
    Tra-tehaky ny zandary ilay renim-pianakaviana namono zaza menavava tao amin’ny kaominina Mahabo, afakomaly. Vehivavy 20 taona, no­samborin’ny zandarimaria tao amin’ny fokontany Ankadisarotra, kaominina Mahabo, distrikan’Ambohidra­trimo, ny 11 desambra teo. Hi­tan’ny fokonolona tao amin’io fokontany io ny zaza menavava iray, tamin’io andro io. Ni­hoson-dra tanteraka ny vavany ary notsatohana hazo ny […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:03 Dec 13, 2024
    Vita hatrany amin’ny 40% ny fanamboaran-dalana ao Antsirabe Renivohitra. Voakasik’izany ny lalana Le Myre de Villers, ka mirefy 2 km ny nasiam-panamboarana. Hatao godirao koa ny lalana eo Ampatana hatreny amin’ny farmasia Vakinankaratra, raha rarivato sy « béton » ny eny amin’ny sampanana Zaodahy mankany Ambohimena. Natao ny 10-12 desambra teo ny […]
  • Lalàna any atsimo : 165 tapitrisa dolara avy amin’ny Bad
    Newsmada - 05:02 Dec 13, 2024
    Nankatoavin’ny filankevi-pitantanan’ny Banky afrikana ho an’ny fampandrosoana (Bad), ny 11 desambra teo, ny fampindramam-bola mitentina 165 tapitrisa dolara an’i Mada­gasikara, andiany fahatelo. Hanamboarana fotodrafitrasa mba tsy hampitoka-monina ny any atsimon’ny Nosy sy aty Afrika io vola io. Tanjona ny hanamorana ny fifanakalozam-barotra eo amin’ny seranan-tsambon’i Toliara sy Beira atsy Mozambika. […]
  • Fizahantany : Sambo 10 handalo an’i Ehoala
    Newsmada - 05:02 Dec 13, 2024
    Nisokatra ny 6 desambra teo, ny vanim-potoan’ny fizahantany, ho an’ny faran’ny taona 2024. Nisantatra izany, ho an’i Taolagnaro, ny fahatongavan’ny sambo vaventy, MS Hebridean Sky, mpitondra mpizahatany. Nijanona roa andro, ny 6 sy 7 desambra teo, ity sambo ity ary nikisaka any Toliara avy eo. Hiverina any Taolagnaro indray ny […]
  • TEASER IO BABY FOOT Ambatolampy
    Newsmada - 11:28 Dec 12, 2024
    Universel , on peut les produire.
  • Fifidianana filohan’ny vaomieran’ny UA: Tsara toerana ny kandidà Randriamandrato Richard
    Newsmada - 04:57 Dec 12, 2024
    “Manana kandidà manana tombony manokana i Mada­gasikara amin’izao fifidianana izao. Noho ny fivezivezeny matetika eto anivon’ny kaontinanta, ankatoavin’ireo filoham-panjakana ny fanolorana izany kandidà malagasy iza­ny”. Io ny tenin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, tamin’ny fanolorana teny Iavoloha, afakomaly, an-dRandriaman­dra­to Richard ho kandidà filohan’ ny vaomieran’ny Vondrona afrikanina (UA). Manana traikefany […]
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 04:57 Dec 12, 2024
    Hiakatra ao amin’ny IFM Analakely ry Solo­miral. Natetitetika tato ho ato ny fiakarana an-tsehatra nataon-dry zalahy, taorian’ny nahalasanan’i Fanaiky. Manara­raotra ihany koa ny fandalovany an-tanindrazana iarahana amin’ireo rahalahiny i Hajazz, ka hizara indray ireo hiran’ny tarika nandritra izay 30 taona mahery nisiany izay. Seho “Noely anaty mozika sy dihy”. Hotonto­saina […]
  • «Lamako Mifety » : Hitsapa ny mpankafy eto Madagasikara i Goulam
    Newsmada - 04:57 Dec 12, 2024
    Vahiny fa tsy lavitra. Mpa­nakanto tia an’i Madagasikara ary be mpankafy ihany koa i Goulam. Tsy voalohany rahateo no mitsidika an’i Mada­ga­sikara ity mpanakanto kaomorianina ity. Efa eto, ary nihaona tamin’ny mpanao gazety i Gou­lam, omaly, tetsy amin’ny Radisson Blu Ambodivona. “Faly ary tena heni-boninahitra aho tonga aty Madagasikara. Maro […]
  • Hatsikana : Hiseho eto Madagasikara i Amine Radi
    Newsmada - 04:56 Dec 12, 2024
    Tanterahina rahampitso, eny amin’ny Centre de confé­rence internationale (CCI) Ivato, ny fampisehoana hatsikana iarahana amin’i Amine Radi. Seho izay karakarain’ny Ami vison Madagascar, miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka maro. Sambany hanao fampisehoana eto Madagasikara i Amine Radi. Handray anjara amin’izany, hanatontosa ny tapany voalohany i Raitra Belaw’Ick sy i Lalaina Babeine. Tom­bony […]
  • Sekolin’ny Etamazaoro ; Nivoaka ny andiany faha-30
    Newsmada - 04:50 Dec 10, 2024
    Notanterahina ny zoma 6 desambra 2024, tao amin’ny Cercle mess Soanierana, ny famoahana ireo mpianatra andiany faha-30 eo anivon’ny Sekolin’ny Etamazaoro. 13 mirahalahy ireo an­diany indray navoaka, rehefa avy niatrika fiofanana teorika sy fampiharana nandritra ny sivy volana. Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly […]
  • ONMAC-VG: Notsidihin’ny Légion d’honneur
    Newsmada - 04:50 Dec 10, 2024
    Tonga nitsidika ny trano fampirantiana amin’ny Ofisy nasionaly malagasy ho an’ny mpiady tranainy sy ny Bekotromaroholatra Anosy (ONMAC-VG) ny delegasiona avy ao amin’ny fikambanana Légion d’honneur avy amin’ny Nosy La Réunion, notarihin’ny filohan’izy ireo. Nandray azy ireo teny an-toerana ny talen’ny ONMAC, ny Jly Raharijaona Faly. Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo […]
    Tags: ONMAC-VG
  • Tranomboky monisipaly : Hampiroboroboina ny zavakanto
    Newsmada - 04:49 Dec 10, 2024
    Tsy mitsahatra mamerina ny hasina sy ny maha izy ny zavakanto sy ny kolontsaina ny Tranomboky monisipaly Analakely. Raha tsiahivina, ny volana oktobra 2023 ity trano famakiam-boky ity no niverina nisokatra indray, taorian’ny fanavaozana sy fanatsarana natao azy. Hetsika ara-javakanto sy ara-kolontsaina maro no hita eny an-toerana. Tanjona ao anatin’izany […]
  • Minisitry ny Raharaham-bahiny : “Fanamby ao amin’ny PGE ny ady amin’ny kolikoly”
    Newsmada - 04:49 Dec 10, 2024
    “Zava-dehibe ny anamarihana ny andro natokana iadiana amin’ny kolikoly. Satria, fa­namby atrehin’ny firenena ary anisan’ny tanjona lehibe ao anatin’ny Politika ankapoben’ny fanjakana malagasy (PGE) ny ady amin’ny kolikoly sy ny fametrahana sy fandalinana ary fiarovana ny fanjakana tsara tantana”. Io ny nambaran’ ny minisitry ny Raharam-bahiny, Rasata Rafara­vavi­tafika, ny amin’ny […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:48 Dec 10, 2024
    Fifaninanana manaraka eo amin’ny taranja basikety ny lalao natokana ho an’ny orinasa, izay hotanterahina afaka tapa-bolana. Fifaninanana karakarain’ny kaomisionin’ny mpitsara eto Madagasikara, eo ambany fiahian’ny Federasiona malagasin’ny basikety. Fifaninanana hamaranana ny taona 2024 ihany koa. Hosokafana amin’ny fomba ofisialy ny sabotsy 21 desambra izao ny taom-pilalaovana 2025, ho an’ny ligin’Analamanga, […]
  • Safidy : “Tsy ampy ny fanazavana ny fandaharanasan’ny kandidà “
    Newsmada - 04:48 Dec 09, 2024
    “Anisan’ny voambolana ampiasaina ny fitandroana ny fihavanana malagasy. Nefa misy teboka maromaro hoe voararan’ny lalàna ary torina, ohatra, ny fidirana amin’ny fiainan’olona manokana amin’ny fampielezan-kevitra. Izay no mahatonga ny Safidy nilaza hoe: lasa tsy ampy ny fanazavana ny fandaharanasan’ny kandidà”. Io ny fanazavan’ny mpitondra tenin’ny Safidy, Razanamahefa Désirée Marie Stella, […]
    Tags: Safidy

2665 items