Newsmada

Found 2665 news

  • Rugby – «Top 12 Mada» : very izay resy eo amin’ny Besetroka sy Ankady
    Newsmada - 05:20 Oct 19, 2024
    Hitohy rahampiso, etsy amin’ny Kianja Makis Ando­hatapenaka, ny andro fahavalo amin’ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena “Top 12 Mada”, taranja rugby. Anisan’ ny fihaonana goavana ary hiendrika famaranana kely ny an’ny USA Ankadifotsy (Anka­dy) sy ny UAS Cheminots (Be­setroka). Very mantsy izay resy eo amin’ny roa tonta. Midina any amin’ny D2 […]
    Tags: Mada
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:20 Oct 19, 2024
    Hanomboka anio ary hitohy rahampitso, eny amin’ny Kianja CFFA Andoharanofotsy, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny amboara « Grand Tournoi d’Antananarivo (GTA) », taranja baolina kitra. Lalao 8 no voalahatra amin’izany ka 4 hatao anio ary rahampitso ny 4 ambiny. Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fifaninanam-pirenena, taranja handball, sokajy Sénior, […]
  • Fifanintsanana “Can 2025”: tsy mbola misy tafita ny sokajy «A»
    Newsmada - 05:20 Oct 19, 2024
    Ny alarobia teo no tafaverina an-tanindrazana ny Barea de Madagascar, taorian’ny fiatrehany ny andro fahatelo sy fahefatra amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”, natao tany Maroc, ny zoma 11 sy ny alatsinainy 14 oktobra lasa teo, ao amin’ny vondrona “A”. Hatreto, tsy mbola misy nahazo ny tapakila hiatrehina izany […]
  • Basikety –“Road To Bal” : mora ho an’ny GNBC ny nandresy ny BVH Seychelle
    Newsmada - 05:19 Oct 19, 2024
    Nahazo fandresena faharoa, nandritra ny fifaninanana “Road to ball”, taranja basikety, ny Gendarmerie nationale basket-ball club (GNBC), omaly, tany Tanzanie. Resin’ny GNBC, 98 no ho 72 , ny BVH avy atsy Seychelles. Mitohy vakana ny fa­hombiazana ho an’ny ekipan’ny zandary GNBC, omaly, tamin’ny fifanintsanana taranja basikety, “Road To Bal”, sokajy […]
  • RIEN NE SE PERD, TOUT SE CREE Manakara 4
    Newsmada - 15:00 Oct 18, 2024
    La création, l’art de l’inspiration avec le coco
  • AVG SY NY BIANCO : nohamafisina ny fiaraha-miasa
    Newsmada - 06:24 Oct 18, 2024
    Natao sonia, omaly, ny fanavaozana ny fiaraha-miasa eo amin’ny vovonana fiarahamonim-pirenena Alliance Voa­hary Gasy (AVG) sy ny Birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly (Bianco). Fanintelony ity fiaraha-miasa hiadiana amin’ny kolikoly amin’ny sehatry ny harena voajanahary ity, efa natomboka ny taona 2018. Nilaza ny filohan’ny filankevi-pitantanan’ny AVG, Razaka­ma­narina Ndranto, fa zava-dehibe […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 06:24 Oct 18, 2024
    Miisa 11 500 ny efitrano fandraisam-bahiny vaovao haorina, entina hampiantranoana ny vahiny sy ny mpizahatany ho avy eto Madagasikara. Tsy voatery ho mpizahatany mahazatra ny hanjifa azy ireny fa eo koa ny mpandraharaha hampiasa vola aty amintsika. Anisan’ny paikady hanatrarana mpizahatany sy vahiny miisa 1 000 000 mitsidika an’i Madagasikara amin’ny […]
  • Tosika ho an’ny e-commerce : misokatra ny Orange Shop
    Newsmada - 06:24 Oct 18, 2024
    Manakaiky sy manome fahafaham-po ny mpanjifa hatrany ny Orange Madagascar. Nampahafantarina omaly, tetsy Soarano, ny Orange Shop eo anivon’ny tranokalan’ny www.orange.mg. Tolotra hahafahan’ireo mpanjifa mividy finday sy kojakoja isan-karazany ary tolotra samihafa ana habaka eo anivon’ny orinasa Orange Madagascar manerana ny Nosy. « Tsy voatery hanatona botika Orange intsony ireo mpanjifa […]
  • Fandraharahana : miara-midinika ny rafi-panjakana sy ny sehatra tsy miankina
    Newsmada - 06:24 Oct 18, 2024
    Hanatsara ny sehatry ny fandraharahana eto Madagasikara ny dinika ho an’ny fifanakalozan-kevitry ny rafi-panjakana sy ny sehatra tsy miankina. Voaresaka ny tomban’ezaka sy ny fanamby. Fifanakalozana. Natao teny Ambodivona, om­a­ly, ny dinika fahafito ho an’ny fifanakalozan-kevitry ny rafi-panjakana sy ny sehatra tsy miankina (7ème table ronde économique) momba ny fandraharahana […]
  • Rien ne se perd, tout se crée
    Newsmada - 11:45 Oct 17, 2024
    La création, l’art de l’inspiration avec le coco
  • Baolina kitra-GTA : 20 tapitrisa Ariary ho an’izay tompondaka
    Newsmada - 06:03 Oct 17, 2024
    Notanterahina teny Ando­haranofotsy, omaly, ny antsapaka hahafantarana ireo klioba izay ho mpiray vondrona amin’ ny fifaninanana goavana eto Antananarivo (GTA). Lalao hanomboka ny sabotsy 19 oktobra hatramin’ny 3 no­vam­bra. Nambaran-dRa­kotoari­manana Henintsoa na i Maitre Tôta, filoha mpikarakara ny fifanintsanana, fa toy ny tamin’ ny taon-dasa ihany ny vola azon’ny mpandresy, […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 06:02 Oct 17, 2024
    Tsy afaka milalao i Sony Laiton, mpiandry tsatoby an’ny Barea de M/car, amin’ny andro fahadimy hikatrohana amin’i Tunisie sy ny andro fahenina hifan­donana amin’i Comores. Noho ny karatra mavo indroa azony nandritra ny fihaonana teo aloha ny anton’izany. Mety hisolo ny toerany izany, i Teva na i Nina. Taorian’ny fahavitan’ny […]
  • Karting : hiditra amin’ny dingana fahefatra
    Newsmada - 06:02 Oct 17, 2024
    Hotanterahina ny alahady 20 oktobra ho avy izao, eny amin’ny “circuit international” Imerintsiatosika ny dingana fahefatra amin’ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena amin’ny karting «4è Grand Prix de Mada 2024». Fifaninanana, karakarain’ny klioba Serana Racing Kart. Misokatra ho an’ireo mpifaninana rehetra manana ny kara-pilalaovana karting FSAM, voamarin’ny federasiona sy ireo mpanamory […]
  • Basikety – Road to ball: hidona amin’i Tanzanie anio ny ekipan’ny zandary
    Newsmada - 06:02 Oct 17, 2024
    Hiaro ny voninahi-pirenena amin’ny Road to ball, taranja basikety, manomboka anio ny Gendarmerie Nationale Basket-ball Club (GNBC). Hidona amin’i Tanzanie, mpampiantrano ny mpilalaon’ny zandary, eo amin’ny fanombo­han’ity fifaninanana afrikanina ity. Hanomboka amin’ity alakamisy ity, ao amin’ny kianja mitafon’i Dar-Es-Salam ao Tanzanie ny Road to ball, taranja basikety. Dingana voalohany amin’ny […]
  • Tontolon’ny fitsarana : tsy handefitra amin’ireo manao kolikoly ny minisitera
    Newsmada - 04:49 Oct 16, 2024
    Anisan’ny nivoitra tamin’ny fananganan-tsaina, teny amin’ny fonjaben’ Antanimora, ny alatsinainy 14 oktobra teo, ny toromarika sy hafatrafatry ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fitsarana, Belalahy Hanitriniaina. Nambarany fa naharay fitarainana ny eo anivon’ny minisitera ka hodinihina ny fahamarinany. “Han­draisana fepetra izy ireny ka tsy hasiana famindram-po amin’ireo tratra manao izany. Efa maromaro […]
  • Toamasina : sarona ireo mpanapoka solika
    Newsmada - 04:49 Oct 16, 2024
    Miverina indray ny solika mitapoka. Miisa 24 mianadahy ireo ahina ho nanapoka solika anjatony litatra. Maro ireo nametraka fitarainana tato anatin’ny volana vitsy fa simba ny fiara vokatry ny haratsian’ny solika. Fantatra aorian’ny fanamboarana ny fiara fa nandrotsahana solika mitapoka ny fiara na moto iray nisedra olana. Nametraka fitarainana ireo […]
  • Fanasan-tanana : nanentana ny kamboty ny vondrona kameroney
    Newsmada - 04:49 Oct 16, 2024
    Andro maneran-tany ho an’ny fanasan-tanana ny 15 oktobra. Nitsidika sady nanentana ny ankizy tezaina ao amin’ny foibe fitaizana ny zaza kamboty Felana Maitso eto Antananarivo, ny alatsinainy teo, ny vondron’ny teratany kameroney eto Madagasikara, nanamarihana izany. Nohazavaina tamin’ny ankizy ny maha zava-dehibe ny fanasana tanana sy ny fomba fanaovana azy. […]
  • Sivana teny tsimbazaza : velon’ahiahy ny Holafitry ny mpanao gazety
    Newsmada - 04:49 Oct 16, 2024
    Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM), manoloana ny tranga niseho teny Tsimbazaza, omaly. Ahin’izy ireo ho tsy voahaja ny zo fototra eo amin’ny fahahalahan’ny asa fanaovan-gazety. Nambaran’ny OJM fa ahina ny tsy fanajana ny zo fototra ho an’ny olom-pirenena amin’ny hahazoana vaovao. Nisehoana fanakanana ny ampahany […]
  • « Opération Coup d’arrêt » : dahalo dimy maty voatifitry ny mpitandro filaminana
    Newsmada - 04:50 Oct 15, 2024
    Mitohy ny hetsika “Opération Coup d’arrêt”, fampandriana fahalemana ataon’ny mpitandro filaminana any amin’ny faritra Atsimo. Dahalo dimy no maty voatifitra, ankoatra ireo omby arivo tratra… Minisitra efatra avy amin’ny governemanta notarihin’ny minisitry ny Foloalindahy, ahitana ny MSP, MDG, minisitry ny Ati­tany, no nigadona any Atsi­mon’ny Nosy, omaly, mitady ny paikady […]
    Tags: Coup

2665 items