Newsmada

Found 2665 news

  • Fahadimy taonan’ny Kintana Football : hikarakara fifanintsanana ho an’ireo mpilalao zandriny
    Newsmada - 04:45 Oct 24, 2024
    Nambaran-dRamisa­manana Lova, filohan’ny Kin­tana football Madagascar (KFM), omaly, teny Andra­haro, fa mankalaza ny fahadimy taona nijoroany ny KFM amin’izao fotoana izao, izay ahitana ny sekolin’ny baolina kitra Kintana academy sy ny klioba Jet Kintana. Ho fanamarihana izany, manomana hetsika maro izy ireo mandritra ity telo volana farany ity. Anisan’izany ny […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:44 Oct 24, 2024
    Nitohy ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana “Fety de Baskety e!”, fankalazana ny faha-15 taonan’ny AT2B. Lalao anisan’ny niady ny fifandonana teo amin’ny Zoulou Papa sy ny AT2B, sokajy Vétérans lehilahy. Isa 41 no ho 39 no nivoahan’ny Zoulou Papa ho mpandresy. Hanatanteraka fihaonana “Mini-Basket”, basikety ho an’ny ankizy, ny […]
  • Youth Camp 2024 : miofana any Abidjan i Tantely sy i Tiffany
    Newsmada - 04:44 Oct 24, 2024
    Taorian’ny fiofanana ho an’ny zazalahy, anjaran’ny zazavavy indray no miatrika ny “Fiba Regional Africa Youth Camp”, izay hatao any Abidjan, Côte D’Ivoire. Fiofanana nanomboka omaly ary hifarana ny 26 oktobra izao. Efa nigadona any an-toerana ny fiandohan’ity herinandro ity ny Malagasy mpilalao, Rasoariniaina Tantely, mpilalaon’ny Fandrasa sy Rabeniami­na Kaloniaina Tiffany, […]
    Tags: Abidjan
  • Baolina kitra, vehivavy – «Cosafa cup 2024»: resin’ny Barea tamin’ny isa 5 no ho 1 i Maurice
    Newsmada - 04:44 Oct 24, 2024
    Nanao be fiavy ny Barea de Madagascar, teo amin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny “Cosafa Cup”, sokajy Sénior, vehivavy, taranja baolina kitra. Nomontsaniny tamin’ny isa mavesatra ny Club M Maurice. Tsara fanombohana ny Barea de Madagascar, vehivavy, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ireo firenena aty amin’ny […]
  • Angovo : hampiroboroboana ny fandrahoana madio
    Newsmada - 04:45 Oct 23, 2024
    Dingana vaovao! Nampa­hafantarina, omaly, ny fanombohana ny Fandrahoan-tsakafo madio ho an’ny rehetra eto Madagasikara (MCCI). Iarahan’ ny fanjakana, amin’ny alalan’ ny minisiteran’ny Angovo (MEH), ny Indostria sy varotra (MIC), ny Tontolo iainana (Medd), ny mpiara-miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika iraisam-pirenena (SeforAll, Pnud, Onudi, Pam, WWF, UKAid, MECS, Opec Fund), ny sehatra […]
    Tags: Angovo
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:45 Oct 23, 2024
    Noraisina ny fahavitan’ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-44, tapany faharoa, (Amboa­sary-Vohidiala: PK 60 – Pk 133), ny 17 oktobra teo. Tsia­hi­vina fa nanao ny asa ny orinasa sinoa CRBC, fa namatsy vola ny asa kosa ny Banky iraisam-pirenena tamin’ny alalan’ny tetikasa Pact. Nitombo avo telo heny ny vokatra ronono ary […]
  • Fampandrosoana : hiara-hiasa i Mada­ga­sikara sy ny CCCC
    Newsmada - 04:45 Oct 23, 2024
    Voaresaka nandritra ny fihaonan’ny filoham-pirenena tamin’ireo delegasionin’ny China Communication Construc­tion Company (CCCC), omaly, teny amin’ny Lapan’Iavoloha ireo fotodrafitrasa goavana hapetraka eto Madagasikara. Vinam-piaraha-miasan’ny roa tonta ny hamboarina ny « route du soleil » mampifandray an’Antsiranana sy Taolagnaro. Lalana mirefy hatrany amin’ny 2 000 km izay hanamora sy hanafaingana ny fivezivezen’ny olona sy ny […]
    Tags: CCCC
  • Fiaraha-miasan’ny MFFT sy ny AFD : hisitraka fotodrafitrasan’ny Padeve ireo tanàn-dehibe
    Newsmada - 04:45 Oct 23, 2024
    Miditra amin’ny andiany faharoa ny Fandaharanasa fampandrosoana ho amin’ny fandrindrana ny tanàn-dehibe (Padeve2). Nankatoavina tetsy amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany(MFFT), omaly, izany. Nambaran’ny sekretera jeneralin’ny MFFT, Ran­driamananjara San­ drina, fa anisan’ny hisitraka fotodrafitrasa iarahana amin’ ny AFD ny ao Antsiranana, Fia­narantsoa, Antsirabe, Toliary, Toamasina ary Mahajanga. “Hisitraka […]
    Tags: MFFT
  • Beach Soccer : anisan’ireo hitsara ny “Can 2024” i Naccache
    Newsmada - 04:49 Oct 22, 2024
    Nanomboka ny sabotsy 19 oktobra teo, ao amin’ny torapasik’i Hurghada Egypte, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2024), amin’ny baolina kitra lalaovina ambony fasika na ny beach soccer. Na tsy mandray anjara amin’izany aza ny Barea de Madagascar, voatendry hitsara ny lalao, any an-toerana, i Tsaralaza Maolidy (Naccache). Nialoha […]
    Tags: Naccache
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:49 Oct 22, 2024
    Manao andrana iray volana any Egypta, i Tendry, lohalaharan’ny Barea de Madagascar izay milalao ao amin’ny klioban’ny Disciples FC Vakinankaratra. Araka ny vaovao voaray, miisa telo ireo klioba hanaovany fitsapana. Tsiahivina fa tamin’ny fihaonan’ny Disciples FC sy ny Orlando Pirates no nahitan’ny mpitily an’i Tendry. Hatao any Fianarantsoa, ny 26 […]
  • Échecs : tompondakan’i Afrika Andriatahina Serge
    Newsmada - 04:49 Oct 22, 2024
    Notontosaina, ny faran’ny herinandro teo, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika ampitain-davitra na “en ligne”. Voahosotra ho tompondaka, nandritra izany, ny Malagasy mpilalao échecs, Andriatahina Serge. Efa ela nilona teo amin’io taranja io i Serge, ka ankoatra ny maha filohan’ny ligin’Alaotra Mangoro azy dia nilalao an-taonany maro tao amin’ny Chess Club […]
  • Cosafa sokajy vehivavy : hifandona voalohany amin’ i Madagasikara i Maorisy
    Newsmada - 04:48 Oct 22, 2024
    Anisan’ireo firenena mandray anjara amin’ity fifaninanana ara-panatanjahantena, vehivavy, ho an’ny firenena aty amin’ny faritra Atsimon’i Afrika ity, i Madagasikara. Ao amin’ny vondrona « B » no misy azy ireo. Hotanterahina manomboka anio, any Afrika Atsimo, ny fifanintsanana baolina kitra, sokajy vehivavy, Cosafa 2024. Araka ny fandaharam-potoana navoakan’ny komity mpikarakara ny fifaninanana, rahampitso […]
  • Hafari Malagasy : miaro ny zon’olombelona hatrany
    Newsmada - 04:48 Oct 22, 2024
    Mihamitombo ny olana atrehin’ny Malagasy amin’izao fotoana izao. Maro ireo olona matahotra ny hiditra birao kanefa misy zo voahitsakitsaka ao anatin’izany. Noho izany indrindra no antom-pisian’ny Hafari Malagasy, mampahafantatra ny zo didian’ny lalàna amin’ny olona iray, araka ny fanazavan’ny filohan’ny Hafari Malagasy, Rafanomezantsoa Jean Nirina. Nambarany, tamin’izany, fa maro ireo […]
  • Rencontre des dirigeants : Tosika ho amin’ny fandraharahana
    Newsmada - 04:45 Oct 21, 2024
    Fahombiazana. Nizara traikefa sy namelabelatra ireo foto-kevitra sy paikady ary fomba fanaon’ireo mpanao fanatanjahantena matihanina eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana, ny sabotsy teo, teny amin’ny Club Olympique de Tananarive (Le COT) Ankadikely Ilafy, ny Dr Fabrice Lollia. Notsindriny manokana fa « ilaina ny fifantohana sy fahavonona hahombiazan’ny fandraharahana sy ny fitantanana orinasa ». Maro, […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:45 Oct 21, 2024
    Mahatratra hatramin’ny 100 miliara Ar ny vola miditra amin’ny Jirama isam-bolana raha toa ka eo anelanelan’ny 140 ka hatramin’ny 170 miliara Ar ny fandaniana ataony. Noho izany, tsy maintsy manohana ara-bola ny Jirama ny fanjakana. Mivarotra herinaratra amin’ny fatiantoka ny orinasa satria 22 cents/KWh, izany hoe, 1000Ar ny vidin’ny famokarana, […]
  • Fahasalaman’ny biby : niampy 30 ireo « épidémiologistes »
    Newsmada - 04:45 Oct 21, 2024
    Nisitraka mari-pankasitrahana, ny zoma teo, ireo « épidémiologistes de terrain » vaovao miisa 30. Hifantoka amin’ny fitiliana ireo aretina izay mety hahazo ny olona sy ireo biby fiompy ireto mpisehatra ireto. Nakatona tamin’ny fomba ofisialy, nandritra io fotoana io ihany koa, ny atrikasa fanofanana momba ny fikojakojana ny fitaovana natao ho […]
  • Fitaterana ana habakabaka: hiara-miasa amin’i Madagasikara ny Rwandair
    Newsmada - 04:44 Oct 21, 2024
    Hisokatra tsy ho ela amin’ny firenena rwandais ny lanitr’i Madagasikara, ho fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany sy ny fitaterana ana habakabaka ary ny fampandrosoana ny toekarena. Atao sonia tsy ho ela ny fifanarahana eo amin’i Madagasikara sy ny kaompaniam-pitaterana ana habakabaka Rwandair. Voa­resaka izany nandritra ny fihaonana teo amin’ny minisitry […]
  • GFSI : hanampy amin’ny tsy fandriampahalemana
    Newsmada - 04:44 Oct 21, 2024
    Tontosa ny sabotsy teo ny fanolorana faneva ho an’ireo holafy efatra sy sakelika iray eo anivon’ny Vondron-kery manokana vonjy taitra na ny Groupement des forces spéciales d’intervention (GFSI), izay feno herintaona no nisiany, eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika. Nanome voninahitra ny lanonana ny filohan’ny Repoblika sady lehibe fara tampon’ny Foloalindahy, […]
    Tags: GFSI

2665 items