Newsmada

Found 2665 news

  • Fiahiana ara-tsosialy : “Sambany izao vao tsara tantana ny Cnaps” hoy Rajoelina Andry
    Newsmada - 04:44 Nov 08, 2024
    Miroso mankany amin’ny niomerika ihany koa ny fiahina ara-tsosialy eto Madagasikara ankehitriny. Hitondra voka­tsoa maro izao firosoana any amin’ny niomerika izao ary hanala fahasahiranana ho an’ireo mpisitraka izany. «Sambany vao tsara tantana ny Cnaps ary manana am­bim-bava izy ireo amin’izao», hoy ny filoham-pirenena Ra­joelina Andry. Nivoitra izany nandritra ny lanonana […]
  • Magazay Cosmos Akoor Digue : fihenam-bidy hatramin’ny 75%
    Newsmada - 04:44 Nov 08, 2024
    Nisokatra voalohany omaly maraina, ny sampana tranombarotra Cosmos eny amin’ny Akoor Digue Andohatapenaka. Magazay faha-7 eto Antananarivo manampy isa ny 11 any amin’ny faritra. Manome tombontsoa lehibe ho an’ny mpanjifa ny Cosmos Akoor Digue amin’izao fisokafany izao. Fihenam-bidy amin’ny entana maro, hatrany amin’ny 75%, hatramin’ny 10 novambra. Eo koa ny […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:43 Nov 08, 2024
    Nankatoavin’ny loholona ihany koa ny teti­kasa Fly-over Maki, omaly. Famatsiam-bola mitotaly 31,5 tapitrisa dolara, ka avy amin’ny Banky arabo ho an’ny fampandrosoana aty Afrika (Badea) ny 28,5 tapitrisa dolara, raha avy amin’ny fanjakana malagasy ny 3 tapitrisa dolara. Efa lany teny amin’ny Antenimieram­pi­re­nena ity volavolan-dalàna ity, ny 5 novambra teo. […]
  • MTA-ONTM: miverina ny fiaraha-miasa amin’ny Corsair
    Newsmada - 04:43 Nov 08, 2024
    Niverina niantoka ny zotra Antananarivo-Paris ny kaompania Corsair, ny jona 2023. Mifameno amin’ny tanjon’ny fanjakana malagasy hampiroboroboana ny fifamoivoizana ana habakabaka ny fisiany, sady hampitomboana ny mpizahatany sy mpandraharaha ihany koa. Natao, omaly, ny fi­fanarahana fiaraha-miombon’ antoka eo amin’ny minisiteran’ ny Fizahantany sy ny asa ta­nana (MTA) sy ny kaompania […]
    Tags: Corsair
  • D’un point à un autre
    Newsmada - 11:18 Nov 07, 2024
    Eau de mer, eau douce. Elles nourrient Manakara
  • Fetin’ny maty ao Morafeno : mampifanindran-dalana ny fomba kristianina sy nentin-drazana
    Newsmada - 04:43 Nov 07, 2024
    Fomba tsy dia fahita sy re matetika ny fa­natsarana ny rafi-piarahamonina ao amin’ny fokontany  Morafeno, kaominina ambanivohitr’i Maro­mi­tety, distrikan’i Vavatenina. Dimy taona lasa izay, nampifandraisina ny fi­noana kristianina sy nentin-drazana rehefa hankalaza ny fetin’ny maty ary hita fa tsara ho an’ny rafi-piarahamonina ao an-tanàna izany. Tsy misy mifanome tsiny sy […]
    Tags: Morafeno
  • Fiarovana ny fari-dranomasina : hapetraka ireo paikady goavana
    Newsmada - 04:41 Nov 07, 2024
    Hifanakalo antotam-baovao, manomboka anio, ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB) ary ny Global Fishing Watch amin’ny alalan’ny ny fitsirihana ara-zanabolana ny tontolo an-dranomasina. Hanampy amin’ny fananana ireo jery todika mahakasika ny antontam-baovao nanomboka ny taona 2012 ka hatramin’izao ity fiaraha-miasa ity. Noho izany, «hahafahana mijery ny zavatra nataona […]
  • Youth Connekt Africa Summit 2024 : mandray anjara amin’ny hetsika i Madagasikara
    Newsmada - 04:41 Nov 07, 2024
    Hotanterahina any Kigali Rwanda, manomboka rahampitso hatramin’ny talata ho avy izao, ny fihaonamben’ny tanora eto Afrika, “Youth Connekt Africa Summit 2024”. Mahatratra 33 ny firenena mandray anjara, anisan’ izany i Madagasikara. Tanjo­na amin’ny hetsika ny hiresahana betsaka kokoa ny hoavin’ ny tanora eto Afrika. Araka ny vaovao voaray, omaly, efa […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:40 Nov 07, 2024
    Hotanterahina eto Madagasikara ny 14 ka hatramin’ny 22 novambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe indianina, ho an’ny ekipa tompondaka taranja handball (CCCOI 2024). Firenena 8 no handray anjara amin’izany, i Mada­ga­si­ka­ra mpampiantrano, i Maurice, i Seychelles, i Co­mo­res, i Mayottes, i Rodrigues, i Djibouti ary i […]
  • Fitsarana ambony Toamasina : jiolahy mpamerin-keloka nafahan’ny fitsarana
    Newsmada - 04:45 Nov 06, 2024
    Notsaraina tao amin’ny sampam-pitsarana ambony misahana ny ady heloka be­vava Toamasina, omaly, ny antontan-taratasin’ady laharana faha-179-Toa/23, momba ny fanafihana mitam-piadiana tao Ambohijafy Toamasina, ny alin’ny 12 febroary 2023. Voarohirohy tamin’izany ny jiolahy iray. Lasany ny moto an’ny raim-pianakaviana iray. Andian-jiolahy nirongo basy sy antsy no nisakana ilay raim-pianakaviana sady nandrahona […]
  • Fifidianana filoham-pirenena amerikanina : mifandanja ny hery ho an’ny kandidà roa tonta
    Newsmada - 04:45 Nov 06, 2024
    Notanterahina omaly, ny fifidianana filoham-pirenena ao Etazonia. I Kamala Harris, avy amin’ny antoko Demokraty sy i Donald Trump, avy amin’ny antoko Repoblikanina no mifaninana amin’izany fifidianana ho filoham-pirenena izany. Amin’ny ankapobeny, mbola miovaova hatrany ny fironana mahakasika ny valim-pifidianana. Efa nanambara kosa ny avy amin’ny antoko Repoblikanina fa nisy ny […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:44 Nov 06, 2024
    Lany tsy nisy nitsipaka ny tetikasa Fly Over teny amin’ny Antenimieram-pirenena, omaly. Miisa roa ny fihodinan-dalana « Fly Over », ka eny Anosi­zato ny iray, ary eny amin’ny toby fitaterana Maki Ando­ha­tapenaka ny faharoa. Manodidina ny 30 tapitrisa dolara ny asa, ka avy amin’ny Banky arabo ho an’ny fampandrosoana ny 28 tapitrsa […]
  • Toekarena : “Mbola ambony ny vidim-piainana”, hoy ny BFM
    Newsmada - 04:44 Nov 06, 2024
    Mbola lafo ny vidim-piai­nana eto Madagasikara tao anatin’ny telo volana fahatelo, taona 2024, raha ny namba­ran’ny Banky foiben’i Mada­ga­sikara (BFM). Tsinjony sady nohamafisiny tao anatin’ny fanadihadiana ara-toekarena nataony fa hihalafo hatrany izany eto amintsika ho an’ity taona 2024 ity. Nilaza ny go­vernoran’ny BFM, Andriana­rivelo Aivo, omaly, teny Antani­narenina fa: « […]
    Tags: Mbola
  • «Fight Cage» : voahosotra ho ekipa mendrika ny Guerreros
    Newsmada - 04:40 Nov 05, 2024
    Tsy nitsanga-menatra ny klioba mpikarakara tamin’ny andiany voalohan’ny fifaninanana “Fight Cage”, notontosaina teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Taranja Jiujitsu Breziliana, pancrace ary K1 no nitranga nandritra izany. Teo amin’ny Jiu-jitsu, voahosotra ho ekipa mendrika ny Guerreros, mpikarakara, ary azon’i Riano (Guerreros) sy i Tafita (Guerreros) ny […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:39 Nov 05, 2024
    Nifarana ny faran’ny herinandro teo, tany Mahajanga, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Ma­da­gasikara, taranja Taekwondo WT. Nisongadina ny ligin’Analamanga, izay nandrombaka medaly volamena miisa 81. Hatramin’izao, ny fifaninanana nasionaly ihany no azon’ny Federasiona atao. Satria, tsy mbola nahazo ilay “code” iraisam-pirenena hahafahana mandefa atleta any amin’ny fifanintsanana iraisam-pirenena izy ireo. […]
  • Klioba RCTS: hisokatra amin’ireo taranja hafa
    Newsmada - 04:39 Nov 05, 2024
    Nankalazaina ny alahady lasa teo, teny Imamba, ny faha-12 taonan’ireo mpanohana sy mpiara-miasa amin’ny klioba Rugby club tanora Soavimasoandro (RCTS). Ho fanamarihana izany, notokanana tamin’ny fomba ofisialy, teny an-toerana, ny kianja basikety, izay sady afaka hilalaovana volley-ball sy handball ary ny mini-foot. Nambaran’ny filohany, Andrianarisoa Avotra, fa hivelatra amin’ny taranja […]
  • Handball – “IHF Trophy cadet” : raraka ny Akio de Madagascar
    Newsmada - 04:39 Nov 05, 2024
    Tsy afaka manohy ny diany intsony ny Akio de Madagascar, sokajy cadet, eo amin’ny fiadiana ny “IHF Trophy”, taranja handball. Faharesena fanindroany no azon-dry zalahy. Mbola lavon’i Guinée indray teo amin’ny andro faharoa ho an’ny fifanintsanana isam-bondrona. Tsy mihiratra ho an’ny Akio de Madagascar, sokajy cadet, mihitsy ny masoandro eo […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:38 Nov 05, 2024
    Araka ny tombana nivoaka ny taona 2018, amin’ny vehivavy 100 manao fitiliana ny vozon’ny tranon-jaza, fito no tratran’ny homamiadana amin’io taova io. Aretina mifandraika amin’ny fomba fiaina ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza noho ny tsimokaretina mifindra amin’ny alalan’ny firaisana ara-nofo, araka ny fanazavan’ny mpitsabo. Tetikasa iarahan’ny minisiteran’ny Fam­pianarana teknika sy ny […]
  • Imerintsiatosika : tafapetraka ny vato fototry ny kaomisarian’ny polisy
    Newsmada - 04:43 Nov 04, 2024
    Tafapetraka ny alakamisy 31 oktobra 2024 teo, ny vato fototry ny kaomisaria vaovao ao Ambohitrantenaina Imerin­tsiatosika. Tafiditra indrindra amin’ny vinan’ny Filoham-pirenena momba ny fampandrosoana mifototra amin’ny fijerena lavitra sy ny fanatsarana hatrany ny fandriampahalemana izany. Eo koa ny fanorenana tanàna vaovao izay ahitana ireo biraom-panjakana maro ilain’ny vahoaka, toy ny […]

2665 items