Newsmada

Found 2665 news

  • Naiditra am-ponja: tratra i Degany, nitifitra ny vadin’i Benjakely
    Newsmada - 04:43 Nov 04, 2024
    Saron’ny polisy i Degany sy ny namany izay tsy iza fa ireo jiolahy nanafika ny vadin’i Benjakely, mpanao Cash point, teny Manjaka Ilafy. Lasan’ireo mpanafika tamin’izany, ny vola 20 tapitrisa Ar mahery… Naiditra am-ponja vonjimaika ny sabotsy teo rehefa avy natolotra ny fampanoavana ireo jiolahy telo voarohirohy ho tompon’antoka tamina […]
  • Asief : mitohy ny ady amin’ny mpikarama an’ady
    Newsmada - 04:42 Nov 04, 2024
    Nifarana ny faran’ny herinandro teo, ny taom-pikatrohana 2024, ho an’ny Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires). Maro ny lesoka tamin’ity taona 2024 ity saingy hiezaka hanatsara, indrindra ny lafiny fikaraka­rana ny biraon’ny Asief, araka ny nambaran’ny filohany, Andria­narison Jhone Love. Ezaka mitohy ihany koa ny hanenjika ireo mpikarama […]
    Tags: Asief
  • Fifanolanana ara-tany ao Nosy-Be : ahina ny kolikoly ao amin’ny fitsarana
    Newsmada - 04:41 Nov 04, 2024
    Velon-taraina ireo manana olana ara-tany any Nosy Be ka niakatra teny amin’ny fitsarana raha ny nambaran’ireo niharan’izany. Anisan’izany ny tompon’ny tany, i Charles, raha nilaza fa nandresy hatrany izy ireo tamin’ireo raharaha ara-pitsarana nifanolanany amin’ ireo mibodo ny taniny ao amin’ ny fokontany Ambonara. “Nof­oanan’ny fitsarana avokoa anefa ireo didim-pitsarana […]
  • Politika sy fitantanana : nitombo ny tahan’ny vehivavy
    Newsmada - 04:41 Nov 04, 2024
    “Raha ny tahan’ny fandraisana anjaran’ny vehivavy eo amin’ ny fanapahan-kevitra amin’izao: 12 amin’ireo minisitra 29 na 41,6% ao anatin’ny governemanta, 27 amin’ny depiote 163 na 16% ao amin’ny Antenimierampirenena”. Io ny fanazavan’ny filohan’ny Filankevi-pirenen’ny vehivavy eto Madagasikara (CNFM), Andriamasy Marie Estelle, tamin’ny atrikasa nandinihana ny hampiakarana hatrany ny tahan’ny fandraisana […]
  • Soutien à l’économie: AmCham et Sénat, la même vision
    Newsmada - 06:00 Nov 02, 2024
    Le président de l’American chamber of commerce in Madagascar (AmCham), Russel Joseph Kelly, a récemment effectué une visite de courtoisie auprès du président du Sénat, le général Richard Ravalomanana. Les deux hommes ont exploré les possibilités de collaboration entre l’AmCham et l’institution sénatoriale, notamment le programme African Growth and Opportunity […]
    Tags: AmCham
  • Ravitsara, Girofle, canelle, à Manakara.
    Newsmada - 05:56 Nov 02, 2024
    Evasion de la senteur, les sens se reveillent à Manakara.
    Tags: Manakara
  • MFFT-SIF : fametrahana ny vovonana ho an’ny fananantany
    Newsmada - 05:51 Nov 02, 2024
    Natao ny alarobia 31 oktobra teo ny fifampidinihana nokarakarain’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) sy ny vovonana fikambanana Sehatra iombonan’ny fananantany (SIF). Nambaran’ny tale jeneralin’ny MMFT, Rakotobe Mamin’Ny Aina, fa hatsangana ny vovonana eken’ny rehetra entina hanatsarana ny fitantanana ny fananantany, hanatsarana ny lafin-tany. Misolo tena ny […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:51 Nov 02, 2024
    Tsy mahomby avokoa ny 49,5% amin’ireo orinasa vaovao ao anatin’ny dimy taona voalohany nisiany. Lasibatr’izany avokoa ny 80% amin’ireo mpandraharaha vao misondrotra ka mampitsahatra avy hatrany ny asany. Midika ho fiafaran’ny nofy sy ny tetikasa nanaovana ezaka samihafa ny fanakatonana orinasa iray. Lokan’ady ho an’ny faharetan’ny fandraharahana ireo fanamby ara-toekarena […]
  • RAVITSARA, GIROFLE, CANELLE A MANAKARA: Manakara 6
    Newsmada - 12:45 Oct 31, 2024
    Manakara au coeur de ses plantations
    Tags: Manakara
  • Fanajana ny zon’olombelona : nahazo fiofanana ireo polisy mpikaroka fandikan-dalàna
    Newsmada - 04:40 Oct 31, 2024
    Nosokafana ny 28 oktobra teo, tetsy amin’ny sampan­draharaha misahana ny fikarohana sy fiofanana (DRFC) Antanimora, ny fampiofanana momba ny ady amin’ny fampijaliana olona. Tafiditra indrindra amin’ny fanohizana ny tetikasa nosoniavin’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka sy ny Association pour la prévention de la torture (APT) izao fampiofanana omena ny polisy izao. Natao izao […]
  • Ambohibao Antehiroka: mpanao fihetsiketsehana roa naratra
    Newsmada - 04:40 Oct 31, 2024
    Nitora-bato ny fokonolona, nanaparitaka tamin’ny baomba mandatsa-dranomaso ny zandary teny Ambohibao Antehiroka, afakomaly. Olona roa naratra. Nidina an-dalambe, ni­lanja sorabaventy sy nandoro kodiarana ny mponina teny Ambohibao An­tehiroka, ny alin’ny talata 29 oktobra teo. Leo tsy fisian-drano sy fahatapahan-jiro, nanakan-dalana naneho ny hatezerany ny mponina teny an-toerana. Nitsoaka kiririoka sy […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:39 Oct 31, 2024
    Resy nanoloana ny tompondakan’ny WFC i Tojo Heriniriana, tao anatin’ny fifaninanana « WFC Championship », izay ataony any Chine, taranja MMA. Voninahitra lehibe ho azy ity ady ity satria niady teo amin’ ny sokajy -61 kg izy, raha toa ka -57 kg ny sokajin-danja misy azy. Mbola mitohy ny fifaninanana ho an’i […]
  • JJB-“Fight Cage” : renioney 5 no hifandona amin’ny Malagasy
    Newsmada - 04:39 Oct 31, 2024
    Raikitra ny fiadiana iraisam-pirenena momba ny “Fight Cage” karakarain’ny Guerre­ros Team. Fifaninanana hotanterahina rahampitso, ao amin’ ny Kianja mitafon’i Mahama­sina. Nambaran’ny mpikara­kara fa ady iraisam-pirenena 5 no hitranga mandritra io fifaninanana goavana io. Sam­bany no hisy fifaninanana anaty “cage” eto Madagasi­kara. Taranja Jiu-jitsu sy Grap­pling, Pancrace ary K1 no hifaninanana […]
  • Fandaharanasa Masterclass : hampitana ny voka-pikarohana
    Newsmada - 04:51 Oct 30, 2024
    Hanohana ny fikarohana siantifika sy hanampy amin’ny fampitana izany ho an’ny daholobe ny Telma Mada­gascar sy ny Axian University amin’ny alalan’ny fandaharanasa Masterclass. « Tanjona ny hampiroboroboana ny seraseran’ireo voka-pikarohana sy hanampiana ireo mpikaroka hampahafantatra izany », hoy ny tomponandraikitry ny Telma, Randrianjatovonarivo Mamy Henintsoa. Noho izany, ma­nao fiofanana mandritra ny roa […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:50 Oct 30, 2024
    Hiroso amin’ny fampihodinana tsikelikely ny famokarana ataony ny orinasa Ambatovy rehefa niato nandritra ny iray volana mahery, noho ny fahavakisan’ny fantsona mpitatitra akora mampitohy ny fitrandrahana ao Moramanga sy ny orinasa ao Toamasina. Nitaky asa betsaka ireo fanarenana ireo, anisan’izany ny fanamarinana ny hamafisan’ny fantsona. Tsiahivina fa vaky ny 25 […]
  • Toekarena manga : antoky ny takalo ara-barotra
    Newsmada - 04:50 Oct 30, 2024
    Hatolotra mialoha ny filankevitry ny minisitra, anio, ny fikasana ho fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa, ho fampiroboroboana ny fikarohana ny ranomasina sy ny harena ao aminy. Tanjona ny hampandrosoana ny toekarena manga eto amintsika. Mandray anjara 80% amin’ny fifanakalozana ara-barotra maneran-tany ny ranomasina. Fonenan’ny 80% ny zavamananaina eto ambonin’ny tany koa izy ary […]
  • Fampiroboroboana ny fambolena : nampahafantarina ny tatitra momba ny sakafo
    Newsmada - 04:50 Oct 30, 2024
    Hanampy amin’ny famantarana ny tarehimariky ny fambolena sy ny vokatra azo avy aminy ary ny fomba fihinanana izany ny boky mirakitra ny voka-panadihadiana mahakasika ireo sakafo misy eto amintsika, ny taona 2016-2022. Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny toekarem-pirenena ny sehatry ny fambolena. Ha­treto, mbola miompana amin’ny fambolena mahavelona ny […]
  • OLAN’ny delestazy: tsy tokony hiandrasana korontana vao hovahana
    Newsmada - 04:49 Oct 29, 2024
    Tsy maintsy vahana anatin’ny fotoana fohy ny resaka delestazy satria tena manimba fiainana ilay izy. Tsy andrasana hikorontana ny olona vao hitady vahaolana fa mila vahana haingana ny fikatsoan’ny famatsiana jiro ary hanairana ny tomponandraikitra rehetra izany, hoy izy. Tokony hamarinina raha tena misy migafy tokoa ao amin’ny Jirama ary […]

2665 items