Newsmada

Found 2665 news

  • Fiarovana ny ala : Teknisianina 60 vao nivoaka teny amin’ny foibe CNFTF
    Newsmada - 07:10 Jul 07, 2025
    Tsy mbola ampy ny isan’ny teknisianin’ny ala eto amintsika. Izay no anisan’ny antom-pisian’ny foibem-piofanana. Miisa 60 ny teknisianin’ny ala nivoaka, ny 4 jolay teo, teny amin’ny Foibem-pirenena fanofanana ho teknisianin’ny ala (CNFTF) Angavokely Manjakandriana. Notokanana ihany koa ny fotodrafitrasa vaovao ho an’ny toeram-piofanana. Mizara roa ireo mpiofana. Nanaraka fiofanana mitohy […]
    Tags: CNFTF
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 07:09 Jul 07, 2025
    tao . Nisy ny fanomezana fiofanana maimaimpoana ho an’ny tanora sy ny mponina ahafahan’izy ireo manana asa mahavelona ny tenany sy ny ankohonany ary manatsara ny hoaviny amin’ny fananganana tetikasa fihariana. Nisongadina manokana ny fandraisan’anjara mavitriky ny vahoaka. Fahitalavitra sinoa “Divas Hit the Road”. Voafidy ho toerana voalohany amin’ny vanim-potoana […]
  • Mamianatra mozika
    Newsmada - 14:45 Jul 05, 2025
  • Fampivondronana ny ankizy: Homanina dieny izao ny hoavin’ny taranja Karate
    Newsmada - 04:45 Jul 05, 2025
    Nanomboka ny 3 jolay lasa teo, teny amin’ny ANS Ampefiloha, ary hifarana ny alahady izao, ny fampivondronana ireo ankizy latsaky ny 14 taona, taranja karate. Tanjona amin’izany ny hanomanana sahady ny hoavin’ny taranja karate, araka ny nambaran’ny filohan’ny Federasionina ny Karate-do Malagasy, Rate­fina­nahary Emile. Ireto ankizy manomboka amin’ny U8 hatramin’ny […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:45 Jul 05, 2025
    Hanomboka anio, any Toamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja basikety, eo amin’ny sokajy latsaky ny 16 taona, lahy sy vavy. Mi­aloha ny fifaninanana, hisy ny « Clinic des entraineurs » hatao ho amin’ny anio, ao amin’ny Arena Toamasina. Efa vita omaly kosa ny fivoriana ara-teknika. Misaona indray ny tontolon’ny baolina […]
  • Handball: Mampitandrina ny Federasionina
    Newsmada - 04:44 Jul 05, 2025
    Namoaka filazana ho an’ireo ligim-paritra rehetra eo ambany fifehezany ny Federasionina malagasin’ny handball (FMHB), ny 21 jona lasa teo, fa tokony hanaja ny lalàna manan-kery ny hetsika rehetra hataon’izy ireo. Ho an’ireo klioba tsy ankanavaka, tsy misy afaka mandray anjara na manao lalao amin’ny ekipa vahiny raha tsy mahazo alalana […]
  • Manasa-dalan’ny «Yas Coupe Madagascar » : Hanokatra ny lalao ny Elgeco Plus sy ny Cosfa
    Newsmada - 04:44 Jul 05, 2025
    Hifantoka etsy amin’ny Elgeco Plus By-Pass indray ny sain’ny mpanaraka baolina kitra malagasy, amin’ity herinandro ity. Samy hiady ny tapakilan’ny famaranan’ny “Yas Coupe de Madagascar” ireo ekipa efatra tafita amin’ny manasa-dalana. Raikitra izy ity! Hotante­ra­hina anio sy rahampitso, eny amin’ny Kianja Elgeco Plus Stadium, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboara […]
  • Kung Fu- Ligin’i Sava: Voafidy ho filoha ny Maître Daniel
    Newsmada - 07:31 Jul 04, 2025
    Nitombo iray indray ny ligy eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny Kung fu. Nahavita fifidianana ny 30 jona lasa teo ny ligin’i Sava. Lany ho filoha hitantana mandritra ny 4 taona manaraka ny Maître Daniel. Nanara-dalàna tsara ny fifidianana, raha ny tatitra. Natrehin’ny solontenan’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Ny minisitera izay […]
  • Sombim-baovao
    Newsmada - 07:31 Jul 04, 2025
    Nahemotra amin’ny 14 hatramin’ny 20 jolay izao, ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny « Jamborées Minibasket ». Hetsika karakarain’ny kaomisionin’ny Minibasket eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny basikety. Natokana ho an’ny katitakely tia sy milalao basikety izy ity. Efa nifarana ny 2 jolay lasa teo ny fisoratana anarana, raha toa ka ny 13 jolay […]
  • Rugby: Efa misokatra ny fifindrana klioba
    Newsmada - 07:31 Jul 04, 2025
    Nambaran’ny federasionina Malagasy Rugby tao amin’ny pejy, tambajotra seraserany, ny fiandohan’ny herinandro teo, fa efa nisokatra nanomboka ny talata 1 jolay, ny vanim-potoana fifindran-toerana ho an’ireo mpilalao baolina lavalava eto Madagasikara. Haharitra hatramin’ny 29 aogositra izao ny faharetan’izany. Nomarihin’ny tomponandraikitra fa tsy misy fandraisana izany intsony raha dila io fe-potoana […]
  • Mama FC sy ny Elgeco Plus: Nasehon’ny filohan’ny FMF fa mampihavana ny baolina kitra
    Newsmada - 07:30 Jul 04, 2025
    Manoloana ny resaka mandeha amin’izao fotoana, nanao fampihavanana sy nampanjaka ny resaka « Fair-play », teo amin’ny Mama FC sy ny Elgeco Plus, ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF).  Ny fihavanana maha Malagasy ary ny « Fair Play » ny an’ny baolina kitra! Ireo teny ireo, azo hilazana ny zava-nisy teny Ambohidahy, afakomaly. Fotoana […]
  • Orange Madagascar sy ny Samsung : Miara-miasa ho fanohanana ny lafiny niomerika
    Newsmada - 07:29 Jul 04, 2025
    Notontosaina ny 1 jolay teo, tao amin’ny Orange Digi­tal Center, ny fanaovana sonia fanamafisana fiaraha-miasa stratejika vaovao, eo amin’ny Orange Madagascar sy ny Samsung. Natao nandritra ny hetsika “Let’s Lead the Future” izany. Tanjona ny hanohanana ny fanovana niomerika ataon’ireo orinasa malagasy amin’ny alalan’ny fitaovana sy teknolojia vaovao, azo antoka […]
  • Andrianambinintsoa Florent Pagny: “Ny fiezahanao ihany no hanananao fiainana tsara…”
    Newsmada - 06:34 Jul 03, 2025
    Anisan’ireo Mala­ga­sy tanora efa fanta-daza amin’ny sehatry ny fanentanana sy ny fandrindrana lanonana eto Mada­gasikara Andria­nam­­­binin­tsoa Florent Pagny na i Pagny. Nitondra ha­fa­tra ho an’ireo ta­nora tahaka azy izy. Tanora iray efa manana ny toerany amin’ny re­saka fanentanana sy fandrindrana lanonana sy hetsika eto Madagasikara, Andria­nam­­binintsoa Florent Pagny na i […]
  • Asan-jiolahy tao Toamasina : Votsotra ireo zandary sy ny namany voarohirohy
    Newsmada - 06:33 Jul 03, 2025
    Niakatra fitsarana tao Toamasina ireo olona fito voarohirohy tamin’ny raharaha asan-jiolahy ny taona 2024. Nahavoarohirohy zandary telo, sy Tafika iray ary sivily telolahy, araka ny antotan-taratasin’ ady lah 66- Toa/25. Samy nanda ny fiampangana azy avokoa izy rehetra ireo nandritra ny fotoam-pitsarana. Tsy nisy rahateo ny mpitory sy vavolombelona nandritra […]
  • Baolina kitra kaomorianina : Mandalo krizy ny Federasionina any an-toerana ?
    Newsmada - 06:33 Jul 03, 2025
    Araka ny fikarohana na­tao, omaly, izay navoakan’ny lahatsoratra an-gazety iray, Sport News Africa, fantatra fa mandalo fotoan-tsarotra ny Federasionin’ny baolina kitra kaomorianina (FFC). Raha ny fanazavana azo tamin’ity gazety iray ity, tsy dia hita ao an-toerana ny filohan’ny Federasiona FFC, Saïd Ali Saïd Athouman, izay lany fanindroany hitantana ity rafitra […]
  • Raharaha vonoan’olona tao Vatomandry : Lehilahy iray voaheloka mandra-pahafaty
    Newsmada - 06:33 Jul 03, 2025
    Notsaraina tao amin’ny efitrano fitsarana ambony, sampana ady heloka bevava, ny talata teo, ny antontan-taratasin’ady lah 61 – Toa / 25 mahakasika ny raharaha ady lova nitarika famonoan’olona, ny 04 febroary 2024, tao Bemasoandro,Vatomandry. Naharitra ora enina. Niantomboka tamin’ny 9 ora maraina, tsy nifarana raha tsy tamin’ny 3 ora tolakandro, […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 06:32 Jul 03, 2025
    Fifaninanana « Word Travel Award ». Nandre­sy tamin’ny fanehoana ny maha natiora miavaka sy toerana tsy manampaharoa ho an’ny mpizahatany i Madagasikara. noharahabaina sy nankasitrahana ihany koa ny Andilana Beach Resort. Izy ireo izay nitazona ny anaram-boninahitry ny ranomasimbe Indianina ho an’ny torapasika lehibe indrindra, nandritra ny 10 taona nisesy. Tohana […]
  • ONG Ketsa: Nandray an-tanana ankizy sahirana 300 isa, efa tafita ny 100 tamin’izany
    Newsmada - 06:06 Jul 02, 2025
    Manampy ny ankizy sy fianakaviana sahirana ara-pivelomana sy misedra olana eo amin’ny ankohonana ny ivontoerana sy ny fikambanana tsy miankina. Anisan’ izany ny ONG Ke­tsa eny amin’ny kaominina ambanivohitra Alakamisy Fenoarivo. Tao anatin’ny 28 taona, maherin’ny 300 isa ny ankizy sy tanora sahirana noraisin’izy ireo an-tanana sy efa nampiany, raha […]
  • Tsy manaiky ny sata vaovao: Mikasa hitokona ny mpiasan’ny Jirama
    Newsmada - 06:05 Jul 02, 2025
    Nanao fivoriambe ny vondrona sendika, ny Tamba­ben’ny mpiasan’ny Jirama (TMJ), omaly, teny Man­droseza. Maherin’ny 3 000 ireo nanatrika ny fotoana, nifototra tamin’ny sata vaovao hifehy ny orinasa ny lahadinika. Tsy eken’ny mpiasa ny sata vaovao hamadihana ny Jirama ho lasa Orinasa tsy anavahana anarana (Société Anonyme) farany teo. Fantatra fa hiditra […]
    Tags: Jirama
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 06:05 Jul 02, 2025
    Miisa 6 ny andiam-balala novonoina tany amin’ny kaominina Tanamary Bekisopa, distrika Ikalamavony sy Antsoha, distrika Ihosy, nampiasana helikoptera. Miisa 11 kosa ny tany amin’ny distrika Sakaraha. Nisy koa ny hetsika an-tanety natao tany amin’ny kaominina Andiolava, distrika Ihosy. Teknika fambolena an-tanety avy any Zimba­bwe ny Pfumvudza. Atao eto amintsika ny […]

2665 items