Newsmada
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · PUBLIC SOURCE

Newsmada

Madagascar

newsmada.com

Latest stories from Newsmada. Read, like, and join the conversation.

Topics from Newsmada

Fampianarana : Tsy tokony hivaona ny laza adina

Miatrika ny fanadinana CEPE ireo mpianatra ana hetsiny manerana ny Nosy, anio. Manomboka amin’ny 7 ora sy sasany ny fiantsoana anarana ka tsy tokony ho tara mihitsy, raha ny toromariky ny mpampianatra. Nahavita ny fandaharam-pianarana ny ankamaroan’ny sekoly, tsy nisy ny fanelingelenana nandritra ny taom-pianarana. Ampy ny fotoana niatrehana ny …

Read at Newsmada

“Ndao isika hilalao” : Fanatanjahantena arahina fialamboly

Ao anatin’izao volana jona, natokana ho an’ny ankizy izao, manomana hetsika iray itambaran’ny fanatanjahantena sy fialamboly antsoina hoe: “Ndao isika hilalao” ny Taches d’huile. Fikambanana ivondronan’ireo mpianatra fahiny tao amin’ny Academie nationale des sports (ANS). Nandritra ny tafa nifanaovan’izy ireo tamin’ny mpanao gazety teny Ampefiloha, ny alakamisy lasa teo, no …

Read at Newsmada

Pureplay Football League : Klioba efatra hiady ny lelavola iray hetsy dolara

Hifampitaona etsy amin’ny Kianja CFFA Iavoloha ny Malagasy mpankafy baolina kitra maro hijery ny manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara (PFL). Hotontosaina amin’ity faran’ny herinandro ity, eny amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, ny manasa-dalana mandroso amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara na Pureplay Football League (PFL). Klioba efatra no hifaninana amin’izany …

Read at Newsmada

Brésil sy Maroc; Hifanandrina rahampitso amin’ny 1 ora maraina

Anisan’ny fihaonana goavana andrasan’ny mpitia baolina kitra maneran-tany, indrindra ny vahoaka afrikanina, ny fifandonan’ny Seleçao Brésil sy ny Lions de l’Atlas avy atsy Maroc. Amin’ny 1 ora maraina eto Madagasikara no handeha ny lalao. Miditra ao anatin’ny andro fahatelo sahady ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja baolina kitra, …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Nisy ny fikaonandohan’ireo mpiantsehatra voafantina eo anivon’ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza eto Madagasikara, tamin’ity herinandro ity. Nahakasika ny fandraisan’anjaran’i Madagasikara amin’ny famolavolana sy fanoratana ary fanatanterahana ny paikady maharitra ny lahadinika tamin’izany. Tanterahina anio ny Diaben’ny firaisankina iarahan’ny olom-pirenena rehetra amin’ireo olona manana toe-tena varira izay tarihin’ny fikambanana …

Read at Newsmada

Antsa fiombonana: Hanao tantsoroka ho an’ny fanabeazana ireo poeta

Hanatontosa ny “Tantso­ro­ka ho an’ny fanabeazana”, eny Ambohidrabiby, ireo vondrona poeta, iarahana amin-dry Harisoa, Ny Voary, Do­moina Fitiavana, Masonalina, Dah nex, Orima, Dakoto, So­ra­tra Fanahy, Misaina Ratovo, Ny Voary Andrianom­bahy, ny 21 jona ho avy izao. Vokatry ny fahatsapana fa manana adidy amin’ny Tanindrazana iombonana ny poeta, indrindra amin’izao Iray …

Read at Newsmada

Baolina kitra – Mondial 2026: Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fifaninanana

Notontosaina, omaly, tao amin’ny kianjan’ny Azteca, Meksika, ny lanonam-panokafana ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja baolina kitra “Mondial 2026”. Nakotroka ny fanokafana, izay nahitana ka­razana seho mampahatsiahy ny tantaran’ity fifaninanana iraisam-pirenena ity, eo ihany koa, ny hira izay maneho ny kolontsain’ i Meksika sy Eta­zo­nia ary i Canada, izay firenena …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Ny tetikasa Mianatra dia miompana amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana toy ny fampisakafoana an-tsekoly sy ny zaridaina an-tsekoly. Eo koa ny fahasalaman’ny mpianatra, ny momba ny rano, fanadiovana, fiodiovana, ny fanentanana ny fiarahamonina amin’ny fananganana FEFFI ara-pomba demokratika…. 35 ireo sekoly ao amin’ny Cisco Toliara I sy Toliara II, Dren …

Read at Newsmada

Fanehoana firaisankina : Notolorana vatsy ny ankizy tsy salama eny amin’ny hopitaly

Ao anatin’ny fankalazana ny faha-66 taona niverenan’ny fahaleovantena, nitsidika sy nankahery ary nitondra vatsy ho an’ireo ankizy tsy salama manaraka fitsaboana eny amin’ireo hopitalim-panjakana le­hibe eto Antananarivo ny so­lontenan’ny fitondram-panjakana. Notarihin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, kolonely Randrianirina Michaël izany, tamin’ity herinandro ity. Fitsidi­hana izay maneho indray ny fiaraha-mientan’ny fitondram-panjakana …

Read at Newsmada

Fanadinam-panjakana: Helohin’ny lalàna ny fiangarana manokana

Manantitrantitra ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena mahakasika ny didim-pitondrana laharana faha-19437/2026. Momba ny fisorohana sy fanasaziana ireo hosoka sy tsy fanarahan-dalàna mandritra ireo fanadinana sy fifaninanana ara-panjakana miankina amin’ny Men izy io. Meloka amin’ny fandikan-dalàna lehibe ny mpiasa rehetra tafiditra amin’ny fikarakarana fanadinana raha toa ka manome lanja manokana, manavakavaka na fitsinjovana …

Read at Newsmada

Victimes du cyclone Gezani: mise en place de groupes de soutien psychosocial

Plusieurs mois après le passage du cyclone Gezani, de nombreuses personnes vivent toujours dans le stress, l’anxiété, les traumatismes psychologiques, la peur ou encore dans un sentiment d’incertitude face à l’avenir. L’ONG Humanité & Inclusion (HI), autour du thème « Parce qu’ensemble, les épreuves deviennent plus faciles à traverser », vient de …

Read at Newsmada

Relations économiques : l’UE et AfOA concluent un Accord de Partenariat Economique modernisé

L’Union européenne (UE) et quatre Etats d’Afrique orientale et australe (AfOA) dont Comores, Madagascar, Maurice et les Seychelles viennent de franchir une étape majeure dans le renforcement de leurs relations économiques. Hier à Balaclava (Maurice), les deux parties ont procédé à la signature de l’Accord de Partenariat Economique (APE) renforcé. …

Read at Newsmada

“Coca Cola Ultimate Yas Soccer” : Handefa an’ireo lalao rehetra amin’ny Mondial

“Mijery baolina sy manala azy”! Izay no azo ambara amin’ity hetsika “Coca Cola Ultimate Yas Soccer” ity, izay handefasana ny lalao rehetra amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany maimaimpoana, etsy amin’ny Tana Water Front Ambodivona, manomboka anio. Raha ny fanazavana azo omaly, hisy fahitalavitra lehibe eny an-toerana. Hisy koa toerana telo …

Read at Newsmada

SOMBIM-BAOVAO

Hisongadina indray i Madagasikara eo amin’ny fitsarana basikety maneran-tany. Voatendry hitsara ny fiadiana ny amboara maneran-tany, ho an’ny sokajy latsaky ny 17 taona, ny Malagasy mpitsara iraisam-pirenena, i Yann Vezo Davidson. Fifaninanana izay hatao any Turquie, ny 27 jona hatramin’ny 5 jolay izao. Nitsidika sy tonga nanolotra fisaorana ny Filohan’ny Fanavaozana …

Read at Newsmada

Rugby – “XXL Top 12”: Hifampitana ny Uscar sy ny FTM

Madiva hifarana ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, na “XXL Top 12”. Miditra eo amin’ny andro faha-10 ny lalao ny alahady ho avy izao, eny amin’ny Kianja Makis Andohatape­naka. Anisan’ny lalao goavana ny fifanandrinan’ny Uscar sy ny FTM Manjakaray. Samy nahazo fandresena 6 sy faharesena 3 avy …

Read at Newsmada

Mahajanga-CRRA : Hananganana fomba fiasa manara-penitra

Tanterahina any Maha­janga, hatramin’ny zo­ma, ny atrikasa fananganana fitsipika sy fomba fiasa manaraka ny fenitra eo anivon’ny foibe fiantsoana CRRA. Fantatra fa natsangana eo anivon’ny minisiteran’ny Fa­ha­salamam-bahoaka ny Fita­leavan’ny foibe fanampiana ara-pitsaboana vonjy taitra (DCamum), tafiditra ao anatin’ny fampandrosoana ny rafitra fikarakarana ara-pahasalamana mialoha ny fidirana ho­pitaly eto Madagasikara. Mandray …

Read at Newsmada

Indray mijery

Efa misandrahaka ny oniversitem-paritra, toy ny any Sava, Mandritsara, Antsohihy, Menabe, Anosy, Ampanihy, Antsirabe, Itasy… Efa miasa sy mandray mpianatra avokoa izy ireny. Centre regional no nisy tany am-piandohana. Rehefa nitombo ny isan’ny mpianatra dia navadika ho lasa oniversite mahaleo tena tanteraka. Momba ny fanadinana bakalorea, ao anatin’ny fanomanana tanteraka …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.