Newsmada
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · PUBLIC SOURCE

Newsmada

Madagascar

newsmada.com

Latest stories from Newsmada. Read, like, and join the conversation.

Topics from Newsmada

Lafo ny fanafarana entana : Mampitondra faisana ny ady any Ukraine

Mampikaikaika ny mpandraharaha mpanafatra entana ny fidangan’ny saran’izany, ankehitriny. Anisan’ny mampitondra faisana ny ady lavareny any Ukraine. Mita­razoka ny fivezivezen’ny sambo ao amin’ny ranomasina mainty. Mi­ko­rontana ny fahatongavan’ny entana aty Afrika sy Mada­gasikara. Nilaza ny loharanom-baovao fa miteraka fa­tiantoka lehibe ny filalaovan’ny Okrenianina, tarihin’ny Ze­lensky, ny ady. Paikady iray entiny …

Read at Newsmada

Fikasihan-tanana vadintany : Hatolotra ny fitsarana ilay nahavanon-doza

Tsotra fa hentitra ny tenin’ny filoha nasionalin’ny Holafitry ny vadintany eto Madagasikara, ny maître Rarivoarivony Andriatafa­niaina, fantatry ny maro amin’ny solonan’anarana “Maître Tafa” nandritra ny fambolen-kazo tetsy amin’ny tokontany malalaky ny Lycée Jacques Rabemananjara, ny talata 16 jona lasa teo. Fotoana nanamarihana ny faha-19 taonan’ny vadintany maneran-tany ihany koa. “Raha …

Read at Newsmada

Les Aigles du Carthage Tunisie: Hervé Renard no hanohy ny Mondial

Ilay frantsay, i Hervé Renard, no hitondra ny Les aigles du Carthage, Tunisie, eo amin’ny fanohizana ny «Mondial 2026». Izy no nosafidin’ny federasionina tonizianina. Asa goavana no miandry azy dia ny hanarina ny fahavoazan’i Tunisie, tamin’ny faharesena nahazo azy. Notendren’ny federasionina tonizianina hanohy ny “Mondial” miaraka amin’ny Les aigles du …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Ao anatin’ny fiahiana sy fampivoarana sahanin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina, na­nantanteraka fidinana ifotony, niaraka tamin’ny kaominina Antananarivo Renivohotra, ny ekipan’ny minisitera, ny alin’ ny talata lasa teo. Nisy ny fanentanana natao tamin’ireo olona tsy manan-kialofana sy matory eny amin’ny sisin-dalana teny amin’ny faritr’i Behoririka, Tsaralalàna, Ambo­hidahy ary Analakely. Nentanina …

Read at Newsmada

Sehatry ny fandraharahana : Hamoaka ny andiany Sahy ny Iscam

Hotontasaina ny 02 jolay 2026, eny amin’ny CCI, Ivato, ny fanolorana mari-pahaizana ho an’ireo mpianatra nanaraka fiofanana teo anivon’ny Iscam Business School. Andi­any faha-35, ampitondraina ny anarana hoe: “Sahy” izy ireo, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy Ankadifotsy, oma­ly. Maneho tanjaka sy fahasahiana, herim-po ary fahavononana ny teny hoe Sahy …

Read at Newsmada

TARATRY ny KANTO

“Hip-Hop Session”, eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo. Anio, manomboka amin’ny 1 ora ny fotoana, iarahana amin’ireo efa fanta-daza toa an-dry Buddha El Taga, Samantha & Kayah, Doubl’Enn, Laz, Netyk, Typik, Septic, Ti-Ah, sns. Seho ifandimbiasana, eo amin’ny Esplanade, izay toerana manan-tantara eny amin’ny Oniver­site izy ity. Tafiditra anatin’ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny …

Read at Newsmada

Tetikasa Haratonaina : Fianakaviana maro afaka tanaty faharefoana

Mitohy anio ny fampirantiana mahakasika ny tetikasa “Haratonaina”, etsy amin’ny Gymnase Ankorondrano. Efa nanomboka ny taona 2014 no natao teto Madagasikara ity tetikasa ity, izay famatsiam-bolan’ny Banky iraisam-pirenena ary tanterahin’ny Fid. Mitondra sy mampahafantatra ny vokatry ny Hara­tonaina ireo mpisitraka manerana ny Nosy. Misy ireo efa nifarana tanteraka ny fandaharanasa …

Read at Newsmada

« Star Tour » Antananarivo: Andrasana fatratra ny tarika Rossy

Sambany hanafana ny «Star Tour» ny tarika Rossy… Anisan’ireo nanomboka ny «THB Tour» taloha kosa anefa, ary mbola mitoetra ankehitriny ny lazan’ilay hira «THB» nataon’i Rossy hatramin’izao. Anisan’ny vaovao lehibe ho an’ny mpankafy ny nahafantarana fa iray amin’ireo mpanakanto hanafana ny «Star Tour 2026» eto Antana­narivo, etsy amin’ny Coliseum ny …

Read at Newsmada

TARATRY ny KANTO

Hanatanteraka ny «Festival de musique chrétienne» andiany faharoa ny Orchestre Philharmoni­que.Fampisehoana hotanterahina ao amin’ny Paroisse internationale Andohalo, ny alahady 21 jona izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Fizarana voalohany, hitendren-dry zareo ny «chants liturgiques» voarakitra ao anatin’ny Tiona sy ny Antema FFPM. Ny tapany faharoa, hamelomana ireo «classiques sy oratorios», …

Read at Newsmada

« Fetin’ny Mozika » : Hifarimbonan’ny vao misondrotra sy ny kalaza

Efa ho 30 taona izao no nanamarihana koa ny « Fetin’ny mozika » taty Madagasikara. Niova lamina, toerana lehibe kokoa ny eto Antananarivo amin’ity. Lasa toerana fanaovana fampisehoana ankalamanjana ny etsy anoloan’ny Lapan’ny tanànan’Anta­na­na­rivo. Mbola handray koa ny «Fetin’ny Mozika 2026», izay fikarakaran’ny AFT Anda­vamamba, ny toerana, ny sa­botsy 20 jona izao. «Ny …

Read at Newsmada

Tsipy kanetibe : Nivoaka ny anaran’ny handrafitra ny ekipam-pirenena

Tontosa tany Antsirabe, ny faran’ny herinandro teo, ny fitiliana ireo mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, hiatrika ny “tournoi estival”, any France. Omaly no namoaka ny lisitra ny Federation sport boule malagasy (FSBM). Ma­nana ekipa roa i Mada­gasi­kara, amin’izany fifaninanana izany. Mbola voatazona ao anaty ekipam-pirenena i Baloty sy i Lova …

Read at Newsmada

Kick boxing-Afrika : 18 ny handrafitra ny delegasionina malagasy

Atleta 14 sy staff teknika 4 no mandrafitra ny delegasionina malagasy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja kick boxing, hatao any Kameronina. Ao anatin’ny fanomanana farany ireo Malagasy mpikatroka amin’izao. Hanainga ny sabotsy 20 jona izao ny delegasionina malagasy hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja kick boxing, ho­tanterahina …

Read at Newsmada

« International Catering Cup » 2026 : Hisolo tena an’i Afrika i Madagasikara sy Maorisy

Notanterahina tao amin’ny Novotel Convention & SPA Ankorondrano ny fifanintsanana iraisam-pirenena momba ny hainahandro « International Ca­tering Cup » andiany faha-10. Firenena 5 aty Afrika no nanana solontena (Côte d’Ivoi­re, Gabon, Nosy Maorisy, To­go ary i Madagasikara). Fan­tatra, omaly, fa hisolo tena an’i Afrika any amin’ny dingan’ny famaranana ny ekipa avy eto …

Read at Newsmada

« Volan’ny ankizy » : Mila haverina ny kilalao fahiny

Sady « Iray volan’ny teny malagasy » no « Volan’ny ankizy » ny volana jona ho an’i Madagasikara. Ho an’ity taona 2026 ity, somary mangingina ny ankizy. Vitsy dia vitsy ny hetsika momba azy io. Kanefa…Ahitana lesoka goavana be ny tontolon’ny ankizy eto Madagasikara. Iray amin’ireny ny fanabeazana izay mifamatotra amin’ny kilalao …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Vita tamin’ity herinandro ity ny fihaonambe ara-tsiantifika momba ny fikojakojana ireo fitaovana ara-pitsaboana. Antoky ny fahombiazan’ny fitsaboana sy ny kalitaon’ny tolotra fahasalamana omena ny vahoaka ny fahaizana mikojakoja ireo fitaovana eny anivon’ny hopitaly. Fanoitra goavana ho an’ny fampandrosoana sy fanatsarana ny rafi-pahasalamana izany. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro …

Read at Newsmada

EPP Anjanahary : Nahazo fitaovana ny mpianatra hiatrehana CEPE

Nizara fitaovam-pianarana ho an’ireo mpianatra, kilasy fahadimy, eo anivon’ny EPP Anjanahary II N ny fikambanana Ho avy baliaka, ny zoma lasa teo. Nahitana trousse, stylo, crayon, compas, rapporteur, règle, équerre, gomme ary chocolat izany. Nisitraka ny fanomezana ireo mpiadina miisa 87 eo anivon’ny sekoly. « Tsikaritray fa mila fanohanana bebe …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.