Newsmada

Found 3510 news

  • Randrianarisoa Rijamanitra : 30 taona niangaliana ny dihy
    Newsmada - 04:46 Jul 09, 2026
    Anisan’ireo olo-malaza nandray anjara lehibe teo amin’ny sehatra ara-kolontsaina eto Madagasikara sy tany ivelany (La Réunion, France, …), indrindra eo amin’ny dihy ara-panatanjahantena,  Randria­narisoa Rijamanitra. Nahavita nametraka ny maha izy azy sy ny vina entiny izy, ka nandray anjara mavitrika tamin’ny fampiroboroboana sy fampivelarana ny dihy eto amin’ny firenena. Tsy […]
  • Yas Madagascar sy ny CUA : Hanisy “Fan Zone” mandritra ity Mondial ity
    Newsmada - 04:46 Jul 09, 2026
    Tsy ho diso anjara afaka hiaina mivantana ny lalao amin’ny Mondial 2026 hatrany amin’ny famaranana ny mpankafy, etsy amin’ny Parvis Analakely. Hasiana “Fan Zone” maimaimpoana eny an-toerana. Ho fiatrehana ny lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja baolina kitra, « Mondial 2026 », hisy ny « Fan Zone » handefa mivantana ny lalao, etsy […]
  • Ampahefa-dalana : Adin’ny samy firenen-dehibe sy matanjaka
    Newsmada - 04:45 Jul 09, 2026
    Hitohy anio indray ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2026”. Hiatrika ny dingana ampahefa-dalana ireo ekipa valo sisa mbola manohy ny fifaninanana. Tsontsorimamba isarahana avokoa, araka izany, ny lalao rehetra. Maroc irery sisa ny solontena afrikanina. Hotanterahina manomboka anio, ny lalao voalohany amin’ny dingana ampahefa-dalana, eo amin’ny fiadiana ny […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:44 Jul 09, 2026
    Hisokatra manomboka ny 14 jolay izao ny lalana tapaka manoloana ny farihin’Anosy mihazo ny kianja Barea Mahamasina. Hiverina toy ny mahazatra teo aloha ny lalan’ny fifamoivoizana amin’io faritra io. Mampahafantatra ny mponina ny CUA ao anatin’ny fanatanterahana ny tetikasa PIAA2 fa hisy fanovana eo amin’ny fandaminana ny fifamoivoizana eny amin’ny […]
  • Faritra Bongolava : Harovana ny fahasalaman’ny tanora
    Newsmada - 04:44 Jul 09, 2026
    Ao anatin’ny ezaka ataon’ny minisiteran’ny Fahasa­lamam-bahoaka amin’ny fisorohana ny areti-mifindra azo avy amin’ny firaisana ara-nofo (IST/VIH) sy ny fampiroboroboana ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana, nanolotra kapoty ho an’ny lehilahy (préservatifs masculins) sy takela-panentanana momba ny VIH/Sida ho an’ny Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports (DRJS) ny DRSP Bongolava. Mikendry […]
  • Toamasina : Jiolahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka
    Newsmada - 04:53 Jul 08, 2026
    Leo ny asan-jiolahy ny fokonolona hany ka lasa tsy te hitsitsy manoloana ny fahatrarana jiolahy manao izany. Ny alin’ny alahady teo, jiolahy iray saron’ny fokonolona nanendaka tao Tsara­kofafa. Nanambana antsy raim-pianankaviana iray tratra alina hamonjy fodiana izy. Vokany, na dia niezaka ni­tsoaka aza ilay jiolahy dia tsy namelan’ny fokonolona fa […]
  • « Circuit Training » 2026 : Lasan’i Faby sy i Nantenaina ny laharana voalohany
    Newsmada - 04:52 Jul 08, 2026
    Nafana dia nafana ny tao amin’ny Kianja mitafo Maha­ma­sina, nandritra ny fifaninanana “Circuit Training” andiany voalohany, nokarakarain’ny Zaka Rise Mada, ny faran’ny herinandro teo. Nahatratra 80 ny isan’ireo mpifaninana tamin’izany.  Nahi­tana fanazaran-tena maro, toy ny pompes, squats, burpees, sauts sur box (jump box), corde à sauter ary sprints ny fifanintsanana. […]
  • Pancrace : Handray ady iraisam-pirenena i Madagasikara
    Newsmada - 04:52 Jul 08, 2026
    Hisy fifanintsanana iraisam-pirenena horaisin’i Madagasikara, amin’ny volana novambra ho avy izao. Efa nisy ny fijerevana an’ireo mpikatroka mendrika afaka hiatrika izany. Raha tsy misy ny fiovana, hampiantrano ady iraisam-pirenena eo amin’ny taranja Pancrace, i Ma­dagasikara,  ny volana novambra izao. Nambaran’ny filohan’ny CMPS (Commision malgache de pancrace et submission), ny kolonely Zafin­dra­naivo Mely izany, nandritra […]
  • Hetsika « Call center » sy « Digital » : Maromaro ireo tanora horaisina hiasa avy hatrany
    Newsmada - 04:51 Jul 08, 2026
    Hetsika miavaka sy manokana. Efa nanomboka omaly, etsy amin’ny tokotanin’ny La­pan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, hatramin’ny zoma izao ny «Salon de la rélation client et des métiers digitals». Nambaran’ny mpikarakara, ZRK, Zina Rakotoseheno, fa hiavaka ity andiany faharoa ity. «Fantatra eo no ho eo na ho voaray avy hatrany […]
    Tags: Hetsika
  • Profesora Ranaivoson Jeannot Fils : « Mampandroso ny firenena ny fampiasana ny teny »
    Newsmada - 04:51 Jul 07, 2026
    « Raha hitady asa, tsy ny teny malagasy no hitsapana ny fahaizan’ny olona iray nefa io no teny hain’ny olon-drehetra. Raha ny teny malagasy ihany no hay dia toy ny olona tsy mahay na inona na inona », hoy ny fanazavan’ny mpampianatra mpikaroka eny amin’ny Oniversiten’Anta­na­narivo, ny profesora Ranai­voson Jeannot Fils, momba […]
  • Karate-« Coupe Internationale » : Atleta maherin’ny 400 no andrasana
    Newsmada - 04:51 Jul 07, 2026
    Hotanterahina eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 10, 11 ary 12 jolay izao, ny fifaninanana « Coupe Internationale d’An­ta­nanarivo », taranja karate. Atleta maherin’ny 400 no andrasana amin’izany. Efa vonona ny fikarakarana ary efa manomboka tonga eto an-toerana, ny alahady teo, ireo mpikatroka avy amin’ny firenena hafa nasaina. Ho an’i Mayotte, 12 […]
  • « Yas Coupe » – ampahefa-dalana : Hanala vela amin’ny CFFA ny Cosfa
    Newsmada - 04:50 Jul 07, 2026
    Mbola hihaona indray eo amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboara nasionaly « Yas Coupe 2026 », ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Cosfa miaramila. Notanterahina tetsy amin’ny orinasa Yas Mada­gascar Andraharo ny antsapaka hahafantarana izay ho mpifanandrina amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, «Yas Coupe 2026». Tafave­rina hifanandrina amin’ity amboara nasionaly ity indray ny CFFA […]
  • Seranan-tsambon’i Toamasina : Hatsaraina amin’ny niomerika ny fivezivezin’ny kamiao
    Newsmada - 04:50 Jul 07, 2026
    Tafiditra anatin’ny paikady hampandrosoana ny toekaren’i Madagasikara ny asa fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina. Tsy afa-misaraka amin’izany ihany koa ny fanatsarana ny fivezivezen’ny kamiao maka sy hanatitra entana ao an-toerana. Eo koa ny paikady hanafoanana ny fitohanana eo amin’ny Boule­vard d’ Ivondro, vavahady hidirana ao anivon’ny seranana. Hialana amin’ny filaharan’ny kamiao […]
  • Africa Corps : Mandray anjara amin’ny fitandroana ny filaminana
    Newsmada - 04:50 Jul 07, 2026
    Anisan’ny mitondra ny anjara birikiny amin’ny fitandroana sy fametrahana fandriampahalemana aty Madagasikara sy Afrika ny miaramila rosianina na ny Africa corps. Manoloana ireny fampiasana drones, nanarahan-dia ny filohan’ny Fanavaozana ireny, dia voalaza fa manaraka akaiky sy manampy ny Malagasy izy ireo. Etsy ankilan’izay, mbola mitohy ny iraka ataon’izy ireo any […]
  • Baolina Kitra – “Yas Coupe de Madagascar” : Nofaranan’ny Ajesaia ny dian’ny Disciples Fc
    Newsmada - 04:43 Jul 06, 2026
    Notontosaina ny faran’ny herinandro lasa teo, ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, ta­ranja baolina kitra, Yas Coupe 2026. Maro ireo klioba sangany mbola manohy ny diany amin’ity fifanintsanana ity, anisan’izany ny Elgeco Plus, tompon’ny amboara farany, ny CFFA Andoharanofotsy, tompondakan’i Madagasikara, ny Cosfa Miaramila, ny Fc Rou­ge, izay nandresy tsy […]
  • Basikety – Fifanintsanana «Mondial 2027»: Laharana fahefatra ny Ankoay Madagasikara
    Newsmada - 04:43 Jul 06, 2026
    Ratsy ny vokatra ho an’ny Ankoay Madagasikara, teo amin’ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja basikety lalaovina olona dimy, sokajy lehilahy. Faharesena intelo no azon’ny ekipam-pirenena malagasy. Nifarana omaly, tao amin’ny kianja Stadium Marius Ndiaye, tao Dakar Senegal ny fifanintsanana hiadian-toerana «3ème fenêtre» ho an’ny “Mondial […]
  • Mondial 2026 : Efa-taona aty aoriana hiverina hidona i France sy i Maroc
    Newsmada - 04:42 Jul 06, 2026
    Hifanandrina indray i France sy i Maroc eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany “Mondial”. Amin’ity, hiady ny tapakilan’ny manasa-dalana, ny roa tonta. Hanala vela ny maraokanina izay hany ekipa afrikanina, indroa tafita eo amin’ny ampahefa-dalana. Anisan’ny lalao hanamarika ity “Mondial 2026” ity ny ampahefa-dalana hikatrohan’ny Les Bleus France sy […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:41 Jul 06, 2026
    Nisitraka fitaovana ireo laboratoara eny ani­von’ny hôpitaly lehibe. Nahazo izany ny CHU Analankininina sy ny CHU Morafeno ao Toamasina. Vokatra azo tamin’ny alalan’ny Tetikasa PPSB, sy voarindran’ny UCP ary vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola izany. Tanjona ny hanatsarana ny kalitaon’ny fahasalamana hositrahan’ny vahoaka. Bus 84 isa no hiasa hitatitra ireo mpianatra […]
  • Fanadinana BEPC : Tsy handefitra amin’ny hosoka ny fanjakana
    Newsmada - 04:41 Jul 06, 2026
    Miatrika ny fanadinana BEPC ireo tanora miisa 327 815 manerana ny Nosy, manomboka androany. Ho­santarina amin’ny taranja Malagasy izany, izao maraina, izay haharitra ora 3 mahery. Hitohy amin’ny taranja SVT ny tolakandro. Nanantitrantitra ny fanjakana ny amin’ny maha zava-doza ny fanaovana karazana hosoka amin’ny fanadinam-panjakana. Voarara ny misolo mpiadina na […]

3510 items