Newsmada

Found 2905 news

  • Tsy fandriampahalemana ao Toamasina : Nampiaka-peo ny mpirakidraharaha
    Newsmada - 04:45 Oct 30, 2025
    Tsy takona hafenina intsony ny firaviravian-tanan’ny mpitandro filaminana, hany ka zary lasa mampirongatra ny tsy fandriampahalemana iza­ny. Efa mihatra isam-baravarana, manerana ny fokotany 138, anivon’ny kominina ambonivohitr’i Toamasina iza­ny. Vokany, tsy naharitra ka niloa-bava sy nampiaka-peo no sady nikiakiaka ny mpirakidraharaha eo anivon’ny Fi­tsarana ambaratonga voalohany sy ny Fitsarana ambony […]
  • Rugby – “XXL Top 12” : Hanohitra ny FTM ny 3FB Fahasalamana
    Newsmada - 04:48 Oct 29, 2025
    Hitohy amin’ny alahady 2 novambra ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, “XXL Top 12”, taranja rugby, rehefa niato nandritra ny telo herinandro. Fihaonana miisa telo no voalahatra amin’izany. Anisan’ny lalao andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny FTM Manja­ka­ray (Dakar) sy ny 3FB Fahasalamana. Raha ny fifanandrinana teo amin’ny roa […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:47 Oct 29, 2025
    Hotanterahina ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao, eny amin’ny Kianja Elgeco Plus Stadium By-Pass, ny fifaninanana baolina kitra ho an’ny sokajy zandriny U15. Fihaonana karakarain’ny Associations des jeunes entraineurs actifs (AJEA). Ireo klioba manana ny taratasy fanamarinana fijoroana sy ara-dalàna ihany no afaka handray anjara amin’izany. Raha ny […]
  • Barea Chan : Nilamina ny resaka « Prize Money »
    Newsmada - 04:47 Oct 29, 2025
    Tsy niandry an’ilay 72 ora akory, nandray andraikitra ny eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly. Araka ny tapaka tao anatin’ny fivoriana nikaton-trano, izay nataon’ny Barea Chan sy ny mpitantana ny FMF, tetsy Isoraka, afakomaly, nanapa-kevitra ny Federasionina, izay tarihin’ny filohany, Randriamanampisoa Alfred, fa hanefa ilay vola ambininy an’ny […]
  • Fitantanana ny fanatanjahantena ; Adidy maro no miandry ny minisitra Rasambany Alain Désiré
    Newsmada - 04:47 Oct 29, 2025
    Roa volana ihany no hitsarana ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena vaovao anatin’ny governemanta vaovao. Andraikitra maro sy azo lazaina ho mazana ny miandry azy amin’izany. “Arahabaina eh! Na­hazo minisitra”. Voa­tendry hitantana ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Ra­sambany Alain Désiré. Izy indray izany no hisolo ny toeran’i […]
  • Fanonganana ny FMF : Tsy manaiky ny AJEA sy ny Anciennes Gloires
    Newsmada - 04:26 Oct 28, 2025
    Tapitra anio ny 72 ora, fe-potoana farany nomen’i Boli­da, Faneva Ima, Abel Anicet, Voavy Paulin, mpilalao fahiny tao amin’ny Barea (Les 4 mousquetaires an’ny baolina kitra malagasy) ny tomponandraikitry ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Ny hanomezana ny ambim-bolan’ireo mpilalaon’ny Barea (Prize money), niatrika ny Chan 2024 no anton’izany. Filazana […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:25 Oct 28, 2025
    Hotanterahina ao amin’ny Kianja mitafo Vatofotsy Antsirabe, ny 6 sy 7 ary ny 22 sy 23 desambra ho avy izao, ny andiany voalohany amin’ny « Kids Game One ». Fifaninanana basikety ho an’olon-telo, sokajy U8 sy U10 ary ho an’olona dimy, sokajy U12 izy ity. Ankoatra izay, hisy koa ny fiofanana ho […]
  • Baolina kitra any Algerie : Nisongadina i Lalaina
    Newsmada - 04:25 Oct 28, 2025
    Nivoaka ho mpandresy ny Paradou AC, ekipa ilalaovan’i Lalaina, Malagasy mpilalao baolina kitra, nandritra ny andro faha-9 hiadina ny ho tompondakan’i Algerie, D1. Resin’izy ireo, tamin’ny isa 1 no ho 0, ny Mostaganem. Fihaonana notanterahina ny alahady lasa teo, tao Paradou Stadium. Baolina tokana matin’i Mohamed Abdelkader, teo amin’ny minitra […]
  • Fanatanjahantena : Asa maro ny miandry ny minisitra vaovao
    Newsmada - 04:25 Oct 28, 2025
    Mora ny mahazo ny seza fa sarotra ny mitazona azy. Andraikitra maro no miandry ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena vaovao, aorian’ny fanendrena azy. Raha tsy misy ny fiovana farany, hampahafantarina anio ireo mpikambana mandrafitra ny governemanta vaovao tarihan’ny praiminisitra, Rajaonarivelo He­rintsalama. Mbola baraingo amin’ny maro nefa ny anaran’ny […]
  • Jirama: Hihamafy ny fitokonana
    Newsmada - 04:24 Oct 28, 2025
    Mitohy anio ny fitokonan’ny sendikàn’ny mpiasan’ny Jirama, izay mikendry ny fialan’ny tale jeneralin’ny orinasa, Ron Weiss. Miray hina manao ny tolona ny mpiasa manerana ny faritra. Araka izany, mikatona ny ankamaroan’ny masoivohon’ny Jirama. Man­ga­taka ihany koa ny hanafoanana ny fampiharana ny sata vaovao izy ireo. Na izany aza, mbola hisy […]
    Tags: Jirama
  • Sakafo ara-pahasalamana : Manana ny lanjany eo amin’ny vatan’olombelona ny manga
    Newsmada - 05:11 Oct 27, 2025
    Ny manga dia iray amin’ireo voankazo malaza sy tian’ny olona maneran-tany. Noho ny tsirony mamy, ny hanitra manintona ary ny tombontsoa ara-pahasalamana maro ao aminy no anton’izany. Eto Madagasikara, iray amin’ireo voankazo tena maro mpamboly sy be mpihinana ny manga, satria tsy mitaky fikarakarana sarotra, ary manome vokatra be rehefa […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 05:10 Oct 27, 2025
    Hisehatra any Brooklyn, New York, i Soa Ratsifandrihana. Haneho ilay soradihy « Fampitaha, fampita, fampitana » izy, ny 28 hatramin’ny 30 oktobra izao, mandritra ny « Powerhouse International Festival ». Mifototra amin’ny soradihy mazava loatra, saingy miharo mozika miaraka amin’ilay mpitendry gitara, Joël Rabesolo izany. Niaharan’izy ireo niasa rahateo tamin’ireo […]
  • « Tolo-tanana ho an’i Kolibera »: Naneho firaisankina ny samy mpanakanto
    Newsmada - 05:08 Oct 27, 2025
    Tsy sambany ny fiaraha-mientan’ny samy mpanakanto. Nanoloana ny tsy fahasalamana nahazo an’i Kolibera, nisy ny hetsika izay notontosaina ny sabotsy lasa teo, teny Anat’Sah, sampanan’ Am­bohi­trimanjaka. Natao ho fitadiavam-bola hanampiana an’ity andrarezin’ny tendry gasy an-gitara ity izany, hiatrehany ny tohin’ny fitsaboana. Maro dia maro ireo namaly ny antso na dia […]
    Tags: Kolibera
  • Nentim-paharazana: Natsangana ny Vovonana mpitankasina mijoro
    Newsmada - 05:08 Oct 27, 2025
    Ho tany repoblikanina, miorina amin’ny fomba nentim-paharazana i Madagasikara. Izay no tanjon’ny Vovonana mpitankasina mijoro izay nampahafantarina voalohany ny zoma 25 oktobra teo, tetsy amin’ny IKM Antsahavola. Ivondronan’ireo mpandala ny fomban-drazana malagasy, tsy anavahana foko sy firazanana izany. Mahatsapa izy ireo fa manana adidy goavana amin’izao toe-draharaha lalovan’ny firenena izao […]
    Tags: Vovonana
  • « Artivisme 2025 » : Ny zavakanto, ho fitaovam-panentanana ny mpiara-belona
    Newsmada - 05:07 Oct 27, 2025
    Mpanabe ny mpanakanto. Mpanaitra ny fiarahamonina amin’ny loza manambana ihany koa. Izay no tanjona tamin’ ny hetsika « Artivisme 2025 », nampiasain’ireo mpanakanto ny talentany amin’ny adisisika ho an’ny fiarahamonina. «Artivisme», mira fa­na­irana amin’ny ala­lan’ny zavakanto. «Miaraka mandrasa ny fahanginana. Andao hiady amin’ny fanolanana sy ny fifamotorana». Io ny lohahevitra novoizina nandritra ny […]
  • MPANETY ANOSY
    Newsmada - 14:27 Oct 25, 2025
  • Mpanazatra Corentin Martins : Baraingo ny fitohizan’ny asa
    Newsmada - 05:26 Oct 25, 2025
    Hifarana ny faran’ny volana janoary ho avy izao ny fifanarahana eo amin’i Corentin Martins sy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), amin’ny fitondrana ny ekipam-pirenena Barean’i Ma­da­gasikara. Nilaza ny eo anivon’ny federasionina fa mbola hiankina amin’ny fitondram-panjakana ny mety hanavaozana ny fifanarahana na tsia. Notsiahivin’izy ireo fa ny fanjakana no […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:26 Oct 25, 2025
    Raha tsy misy ny fiovana, hitohy ny alahady 2 novambra ho avy izao ny fifaninanam-pirenena taranja baolina lavalava, « XXL Top 12 ». Tsara ny mampahatsiahy fa efa nandeha ny andro voalohan’ny fifaninanana. Mbola baraingo hatrany ny fiadiana ny amboara lehibe na ny “Super Coupe”, izay hifanandrinan’ny FTM Manjakaray, tompondakan’i Madagasikara sy […]
  • Cosafa, sokajy vehivavy : Handray anjara ny Barea Ladies
    Newsmada - 05:26 Oct 25, 2025
    Anisan’ireo firenena hifaninana amin’ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika (Cosafa 2025) ny Barea Ladies. Fifaninanana izay nahemotra ho amin’ny fiandohan’ny taona 2026, raha tanterahina isaky ny volana novambra izy ity, saingy noho ny tsy fahafahan’ireo firenena hampiantrano ny anton’ny fanemorana. Mbola eo am-piresahana […]

2905 items