Newsmada

Found 3510 news

  • Roa lahy voasambotra: nikasa hivarotra voamason’olona teo 67 Ha Atsimo
    Newsmada - 05:48 Sep 04, 2026
    Tonga hatraty an-dRenivohitra ny mpivarotra voamaso. Tra-tehaky ny polisy teny 67 Ha Atsimo ny roa lahy, afakomaly. Voamarina fa voamason-jaza varira izany. Sarona teny amin’ny lehilahy miisa roa, tetsy 67 Ha Atsimo, afakomaly, ny voamaso miisa roa. Na­laina avy amin’ny zaza varira izany, araka ny angom-baovao voarain’ny polisim-pirenena. Avy amin’ny […]
    Tags: Atsimo
  • Betroka: des tentatives de trafic de cannabis vers la capitale interceptées
    Newsmada - 05:39 Sep 04, 2026
    Après l’interception, le week-end passé à Betroka, de 21 sacs de drogue sur un 4×4, cinquante autres sacs de cannabis pesant jusqu’à 364 kg viennent de nouveau d’être saisis dans la même localité avant-hier. Et encore une fois, cette marchandise était prévue d’être acheminée à Antananarivo. Pour en revenir à […]
    Tags: Betroka
  • Sombim-baovao
    Newsmada - 08:26 Sep 03, 2026
    Araka ny filazan’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny klioba CFFA Andoharanofotsy, omaly, fantatra izao fa anio hariva no hanainga hihazo ny Nosy Maurice, ny delegasiona sy ny mpilalao. Hiatrika ny lalao mandroson’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo klioba izy ireo. Ny ekipan’ny Lijabatho Lesotho moa no hifandona amin’ity ekipa […]
  • Basikety – Mada U18: fantatra ireo ekipa hiady ho lohany
    Newsmada - 08:25 Sep 03, 2026
    Hampiantrano ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy U18, lahy sy vavy, taranja basikety ny ligin’Atsimo Andrefana. Hotanterahina ny 12 ka hatramin’ny 20 septambra ho avy izao izany. Navoakan’ny Federasionina malagasy (FMBB) tao amin’ny tambajotran-tseraserany, omaly, ireo ekipa hiatrika izany. Ligim-paritra 13 no hiady izay ho lohany ka ligy 6 amin’ ireo […]
  • « IHF Trophy Séniors », vehivavy: hatao ao Vontovorona ny fifanintsanana
    Newsmada - 08:24 Sep 03, 2026
    Hotontosaina eny amin’ny Complèxe sportif Vonto­vo­rona, ny 29 septambra hatramin’ny 4 oktobra ho avy izao ny fifanintsanana eo amin’ny taranja handball, « IHF Tro­phy », ho an’ny faritra fahafito, sokajy vehivavy « Sé­niors ». Ankoatra an’i Mada­gasikara mampiantrano, miisa dimy ireo nosy hifanintsana amin’ izany. Anisan’izany i La Réu­nion, Mayotte, Comores, Mau­rice ary i […]
  • Billiard – Tompondaka maneran-tany: handray anjara i Madagasikara
    Newsmada - 08:22 Sep 03, 2026
    Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany (World championships 2026), amin’ny taranja billiard, ny Malagasy afaka iray volana. Fihaonana hatao any Cape Town, Afrika Atsimo. Firenena maherin’ny 40, avy amin’ny kaontinanta dimy, no hiady ny lohany amin’izany. Hotanterahina ao Bell­ville, Velodrome Cape Town, Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho tompondaka […]
  • Indray mijery
    Newsmada - 08:16 Sep 03, 2026
     Misokatra ny fifaninanana hidirana amin’ny taona voalohany ao amin’ny Institut national de promotion formation Ivato. Lalam-piofanana maro no hita amin’izany, toy ny : Mécanique automobile, Génie mécanique et Maintenance industrielle, Génie frigorifique, Électrotechnique ; Électronique et informatique industrielle, Finances et comptabilité, Informatique de gestion sy Informatique, Maintenance et Réseaux. Ny […]
  • Dinika fakan-kevitra: tonga manatrika eny Iavoloha ny vondrona iraisam-pirenena
    Newsmada - 05:55 Sep 03, 2026
    Miroso araka ny tetiandro sy ny lamina napetraky ny mpikarakara ny dinika politika tanterahina eny Iavoloha. Anisan’ny voaasa ny eo anivon’ny fianakaviambe iraisam-pirenena. Nitohy omaly hatramin’ny talata 8 septambra izao ny dinika fakan-kevitra ho fanomanana ny fifidianana izay tanterahina eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha. Ankoatra ny antoko politika, ny vovonana, ny fi­kambanana […]
    Tags: Iavoloha
  • Anosizato Andrefana: mpivaro-kena voaroba 18 tapitrisa Ar
    Newsmada - 05:51 Sep 03, 2026
    Lasan’ny jiolahy roa tsy nisaron-tava ny vola mitetina 18 tapitrisa Ar, teny Anosizato Andrefana, omaly maraina. Voam­bana antsy ilay mpivaro-kena haka entana vao ma­raina. «Nisy nanaraka izy rehefa handeha haka entana any Ampahitra, tamin’ny 4 ora sy 20 minitra maraina», hoy ny fanazavan’ny zandary. Nitondra antsy ireo mpandroba. «Nisintona ny […]
  • Chambre des représentants US: la prolongation de l’Agoa approuvée
    Newsmada - 05:45 Sep 03, 2026
    La Chambre des représentants américaine a adopté, avant-hier, le projet de loi HR 6500 visant à prolonger l’African Growth and Opportunity Act (Agoa) jusqu’en décembre 2028. L’approbation de ce texte à une large majorité 370 voix contre 48 s’avère être une étape majeure pour l’avenir des échanges commerciaux entre les […]
  • Nosy Sakatia: un potentiel écotouristique à valoriser
    Newsmada - 10:49 Sep 02, 2026
    Nosy Sakatia souhaite renforcer son potentiel écotouristique grâce à ses richesses naturelles encore préservées. Les populations vivent principalement de la pêche et de l’artisanat, mais le tourisme ouvre de nouvelles perspectives pour l’économie locale.  L’îlot bénéficie d’un statut d’aire protégée marine et terrestre dans la Diana. Il couvre environ 600 […]
  • Le VOI renforce ses capacités
    Newsmada - 10:46 Sep 02, 2026
    Le VOI Rasis veut améliorer sa gouvernance et sa gestion des ressources naturelles de Nosy Sakatia. Du 21 au 26 août, dix représentants de la communauté ont effectué une visite d’échange à Ambalavao Fianarantsoa. La délégation, composée des membres du VOI, des femmes, des guides, des pêcheurs et des techniciens, […]
  • Vono olona tao Toamasina: efa-dahy voasambotry ny zandary
    Newsmada - 10:36 Sep 02, 2026
    Voasambotry ny zandary miasa eo anivon’ny sampam-pikarohana misahana ny heloka bevava ao Toamasina, afakomaly, ireo efa-dahy namono olona tao Tsarahonenana. Nitrangana vonoan’olona tao amin’ny toeram-pisotroana iray anatin’io fokontany io, ny alahady 23 aogositra lasa teo, raha tsiahivina. Nifamaly tao anatin’ny toeram-pisotroana ny lehilahy maromaro izay voalaza fa samy te hampiasa […]
  • Sombim-baovao
    Newsmada - 10:33 Sep 02, 2026
    Nanainga omaly, nihazo an’i Zambia, ny FC Rouge hiatrika ny fiadiana ny amboaran’ny Kaon­federasiona taranja baolina kitra. Tsiahivina fa hifandona amin’ny Red Arrows FC izy ireo ny sabotsy ho avy izao eo amin’ny dingana savaranonando. Miisa 23 ireo mpilalao mandrafitra ny FC Rouge amin’izao lalao hatrehin’izy ireo izao. Vokatra niavaka […]
  • “Course de côte”: hiditra amin’ny dingana fahefatra
    Newsmada - 10:32 Sep 02, 2026
    Hotanterahina ny sabotsy 5 septambra ho avy izao, eny amin’ny SRK Imerintsiatosika, ny “Course de côte asphalte” sy ny andiany voalohany amin’ny “Slalom asphalte”. Fifani­nanana karakarain’ny klioba TMF. Manaraka ny fepetra iraisam-pirenena sy ny fitsipiky ny Fédérasion sport-automobile Madagascar (FSAM), ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2026 izany. Hanana […]
    Tags: Course
  • Karazam-bary Besalohy: mety amin’ny faritra rehetra, mamokatra 6t/ha
    Newsmada - 06:00 Sep 02, 2026
    Dingana lehibe eo amin’ny fampiroboroboana ny fambolem-bary eto Madagasikara ny famolavolana ny karazam-bary vaovao “Besalohy”. Vo­ka­tra azo avy amin’ny fiaraha-miasan’ny Foibem-pikarohana ampiharina amin’ny fampandrosoana ny ambanivohitra (Fofifa) sy ny Japan Interna­tional Re­search Center for Agricultural Sciences (Jircas) izy io. Tsara kalitao sy miavaka amin’ny endriny ary ny fofony ny vokatra […]
  • Vono olona mahatsiravina: lehilahy roa hita faty nihoson-dra
    Newsmada - 05:54 Sep 02, 2026
    Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana Rahajatiana Fenohasina, 29 taona sy Randriamahaleo Sitrakiniana, 27 taona, afakomaly alina. Hita faty tao Ambatobe, kaominina Betatao, distrikan’Anjozorobe izy ireo, omaly maraina, tokony ho tamin’ny 8 ora. Nahita ny razana ny olona mpandalo, nampandre ny tomponandraikitra isan’ambaratongany. Nampandre ny zandary indray ny ben’ny Tanàna, taorian’izay. […]
  • Madagascar Airlines: un ATR cloué au sol faute de moteurs de réserve
    Newsmada - 05:50 Sep 02, 2026
    Les perturbations des vols persistent au niveau de Madagascar Airlines en raison du retard dans la livraison de deux moteurs. Ces moteurs sont actuellement soumis à des opérations d’entretien réglementaire dans des ateliers en Europe. La compagnie nationale attend désormais leur réception, après plusieurs reports successifs, a indiqué sa direction […]
  • Fandraharahana: hiara-hiasa ny UniPod sy ny MDE
    Newsmada - 11:03 Sep 01, 2026
    Tanjona napetraky ny Pôle entrepreunariat– hub entrepreneurial 2026, andiany voalohany, ny hanovana ny hevitra sy vokatry ny fikarohana ho lasa orinasa sy harena ho an’i Mada­gasikara. Mifanaraka amin’ny vinan’ny minisiteran’ny Fam­pianarana ambaratonga am­bony sy ny fikarohana ara-tsiansa, amin’ny alalan’ny UniPod, eo ambany fitanta­nan’ny Fitaleavan’ny fikaro­hana sy ny haivao izany. Mahatonga […]
    Tags: UniPod

3510 items