Newsmada

Found 3510 news

  • Amadia : Mikarakara ETP ho an’ny olon-dehibe
    Newsmada - 05:04 Aug 22, 2026
    Mikarakara hetsika Education thérapeutique (ETP) ho an’ny olon-dehibe miaina miaraka amin’ny diabeta ny fikambanana Amadia (Andia malagasy miady amin’ny diabeta), anio.Hiaraka handalina ny lohahevitra: ny diabeta sy ny tosidra izy ireo. Hitondra fampianarana amin’io fotoana io ny Dr Ramiandrisoa Lahitriniavo Ritchy. Eny amin’ny Clinique Amadia Faravohitra, manomboka amin’ny 9 ka […]
  • Fahaiza-mampiasa ny vaovao ara-toetr’andro : Niofana ny teknisianin’ny Faritra Androy sy Anosy
    Newsmada - 05:03 Aug 22, 2026
    Ho fanatsarana ny fahaiza-mampiasa ny vaovao ara-toetr’andro, ho fiarovana ny mponina, nisy ny fiofanana ho an’ireo tomponandraikitra eny ifotony, mpiara-miombon’antoka ara-teknika ary teknisianina. Taorian’ny fiofanana ho an’ny mpanao gazety sy mpanentana amin’ny onjampeo tao Vatomandry, nanohy ny fampiofanana ny ekipan’ny Foibe famantarana ny toetr’andro. Tao Ambo­vombe no nanatontosana izany, nanomboka […]
  • “Ligue des Champions 2026” : Ao Côte d’or, Maurice, ny lalaon’ny CFFA sy ny Lijabatho
    Newsmada - 06:27 Aug 21, 2026
    Nisafidy ny Nosy rahavavy, Maurice, ihany koa ny CFFA Andoharanofotsy hampiantranoana ny fihaonany amin’ny Lijabatho FC Lesotho, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Ligue des Champions Caf». Nambaran’ny loharanom-baovao eo anivon’ny klioba CFFA Andohara­no­fotsy, omaly, fa ao Maurice no handraisan’izy ireo ny lalao savaranonando mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i […]
  • ASIEF – Fifidianana naverina: Mbola lany ho filoha i John Love
    Newsmada - 06:27 Aug 21, 2026
    Voafidy ho filohan’ny Fi­kambanana misahana ny fa­natanjahantena iraisan’ny mi­nisitera sy ny andrimpanjakana na Asief (Association sportive interministerielle pour l’entretien des fonctionnaires) indray Andrianarison Botosera Jean Aimé (John Love). No­tan­terahina tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina izany, omaly. Tsiahivina fa naverina ity fifidianana ity noho ny fangatahan’ny maro izay noheverina ho nisy […]
  • Fahasalamana: Arahi-maso ireo avy any amin’ny firenena ahitana ebola
    Newsmada - 06:26 Aug 21, 2026
    Araka ny naoty iraisan’ny minisitera laharana faha-569 momba ny fanamafisana ny fe­petra ara-pahalasamana eny amin’ny sisintany, voarara vonjimaika ny fidiran’ireo vahiny eto amin’ny tanin’i Mada­ga­sikara raha toa ka nandalo tany amin’ireo firenena voakasiky ny valanaretina ebola tao anatin’ny 21 andro. Ho fisorohana ny mety hidiran’io aretina io eto amintsika izany. […]
  • Voka-panadinana bakalorea : 39,21% ny taham-pahombiazana ho an’i Toliara, 51,57% ho an’i Toamasina
    Newsmada - 06:26 Aug 21, 2026
    Raha ny vokatra ofisialy ho an’ny fanadinam-panjakana bakalorea efa nivoaka hatramin’ny omaly, ny tany Toliara no ambany indrindra ny taham-pahafahana. Mbola andrasana ny eto Antananarivo sy Antsiranana. Nivoaka omaly ny voka-panadinana bakalorea ho an’ny faritanin’i Tolia­ra, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny mpitantana ny oniversite any an-toerana. Miisa 29 144 ireo […]
    Tags: Toliara
  • Fanabeazana sy kolo saina: Nahay nihaino ny Malagasy
    Newsmada - 06:25 Aug 21, 2026
    Manana fiantraikany lehibe eo amin’ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy ny fahaizan’ny Malagasy nihaino fahiny. Nobeazina sy nokoloina hihaino ny manodidina azy. Avy amin’izany no nahalalany fa henoina ihany koa izy, hany ka tsy niteniteny foana. Ho an’ny vanim-potoanan’ny ankehitriny, mihevi-tena ho tsy misy maheno ve ny mpanakanto sy ny […]
    Tags: Malagasy
  • Commerce mondial : quand la facture des droits de douane arrive en 2026
    Newsmada - 05:59 Aug 21, 2026
    Les droits de douane américains vont freiner le commerce mondial. C’est ce que dit l’Organisation mondiale du commerce (OMC) dans son dernier rapport. En 2025, le commerce mondial de marchandises devait croître de 2,4%. C’est une bonne nouvelle. Mais pour 2026, l’OMC prévoit une chute à seulement 0,5%. En août, […]
  • Portrait : Mickael Loïc Andry-Mirmo et l’aventure Overdose
    Newsmada - 05:59 Aug 21, 2026
    Vous avez peut-être déjà aperçu son chariot de restauration mobile à Ankorondrano ou à Andohatapenaka. Il y propose des fruits sous forme de smoothies et de salades. Nous vous présentons aujourd’hui Mickael Loïc Andry-Mirmo, à l’origine d’Overdose Fruits Bar. Portrait. Comment est née l’idée de créer Overdose-Fruits Bar ? Avant […]
  • Industrie et commerce: la création de valeur passe par la transformation locale
    Newsmada - 05:58 Aug 21, 2026
    L’ambition affichée à l’occasion du Salon de l’industrie et du commerce (IN-CO) 2026, qui se tient au Stade Barea Mahamasina depuis hier jusqu’au 22 août, est de faire de ses deux secteurs des leviers de transformation économique. L’objectif est de renforcer la production nationale et de favoriser l’émergence d’un tissu […]
  • Numérique et entrepreneuriat: Orange Madagascar pousse les jeunes à passer à l’action
    Newsmada - 05:58 Aug 21, 2026
    Orange Madagascar organise ce jour une masterclass à l’Orange Digital Center (ODC) de Fianarantsoa, dans le prolongement de la célébration nationale de la Jour­née internationale de la jeunesse, tenue les 12 et 13 août et ayant réuni plus de 5.000 jeunes. Portée par l’Orange Digi­tal Center et Orange Solida­rité Ma­dagascar, […]
  • Culture d’orge: les producteurs demandent des mesures urgentes
    Newsmada - 05:57 Aug 21, 2026
    À bout de souffle. Les producteurs d’orge d’Anjoma Manandriana alertent sur la dégradation de leur activité et demandent des mesures urgentes pour sauver cette filière essentielle. Dans cette commune du district de Manandriana, l’orge constitue une importante source de revenus. Selon le maire Honoré Patrick Fenonantenaina, la filière existe depuis […]
  • Fitaterana : Ho hentitra ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana
    Newsmada - 06:39 Aug 20, 2026
    Ialohavan’ny fanentanana ny sazy, araka ny fanamba­rana sy fampahafantarana. Nampitovy tadin-dokanga eo amin’ny fanajana ny lalàn’ny fitaterana sy ny fifamoivoizana ireo tomponandraikitra misa­hana izany. Handray fepetra hentitra ny minisiteran’ny Fitaterana sy ireo rantsamangaikany, ahitana ny avy amin’ ny Antokondraharaha momba ny fitaterana an-tanety sy ny avy amin’ny DSPAR. Mana­mpy azy […]
  • Antenimierampirenena : Notsidihin’ny delegasionina frantsay
    Newsmada - 06:38 Aug 20, 2026
    Nanatanteraka fitsidi­hana ara-pomba fifanajana teny amin’ny An­tenimierampirenena, Tsimba­zaza, ny delegasionin’ny An­teni­mierampirenena frantsay, notarihan’ny filohan’ny vaomieran’ny raharaham-bahiny, i Bruno Fuchs, afakomaly. Niara-dalana taminy ny mpanolotsaina ara-diplaomatika sy ny tomponandraikitra am­bony ao amin’ny Masoivoho frantsay eto Madagasikara. Ny fifandraisan’i Madagasi­kara sy i Frantsa no tena niompanan’ny fihaonana. Nambaran’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Ran­dri­ana­soloniaiko Siteny, […]
  • Fiverenana ifotony : Lany andro mifampitsikera ny Malagasy
    Newsmada - 06:38 Aug 20, 2026
    Manomboka mifoha ireo natoritory. Mipoitra ny atsy, miseho ny aroa. Samy manatanteraka hetsika ho fampahafantarana ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ireo fomba amam-panao niainan’ny Mala­gasy fahiny. Mitombo isa mifanindran-dalana amin’izay ihany koa ny fifampitsikerana. Tranga mifanohitra tanteraka amin’itsy tanjona tratrarina. Fahiny, nahay nifanohana sy niray hina ny Malagasy. An­kehitriny, […]
    Tags: Malagasy
  • « Tapôlaka Glady Timeless” : Hampiainana ny sanga­na­san’i Rossy ranoiray
    Newsmada - 06:38 Aug 20, 2026
    Anatin’ny fanomanana faramparany ny ekipa. Efa mipetrapetraka, saingy mbola maro ny pitsopitsony, satria goavana ny hetsika homanina. Tsikaritra izany nandritra ny fitsidihana sady fihaonan’i Rossy sy ny ekipany tamin’ny mpanao ga­zety, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Maha­ma­sina, omaly. Ao no hanatontosana ilay “Tapôlaka Glady Timeless”, ny sabotsy 22 aogositra izao, hanomboka […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 06:37 Aug 20, 2026
    Mitohy anio ny fanaovam-baksiny miaro amin’­ny aretina Mpox eny amin’ny Polyteknika Vonto­vorona. Entina manakaiky ny mpianatra ny vaksiny ary atao ny fanentanana sy fandresen-dahatra azy ireo hiaro tena amin’ny valanaretina. Nisy ireo mpianatra navitrika tamin’izany. Mialoha ny fanasaziana dia hanentana ny tompon’andraikitry ny fitaterana mahakasika ny tsy tokony hampiasana jiro […]
  • Santé publique: Cenhosoa affiche ses ambitions dans l’océan Indien
    Newsmada - 06:01 Aug 20, 2026
    Les célébrations du 135e anniversaire du Centre hospitalier de Soavinandriana (Cenhosoa), plus connu sous le nom d’Hôpital militaire (Homi), se sont ouvertes hier. A cette occasion, le directeur général de l’établissement, le médecin général de division Willy Ratovondrainy, a présenté les perspectives pour les quinze prochaines années, dans l’optique des […]
    Tags: CenHoSoa
  • Madagascar – France : le député Bruno Fuchs reçu par Michaël Randrianirina
    Newsmada - 06:00 Aug 20, 2026
    Après avoir rencontré les autorités, les représentants de la jeunesse et du secteur privé et visité des projets financés par l’Agence française de développement (AFD), le député français Bruno Fuchs, président de la commission des Affaires étrangères, accompagné de plusieurs conseillers, a été reçu par le président de la Refondation, […]
  • Sadc – Lutte contre la corruption: Madagascar face au défi de la coopération régionale
    Newsmada - 06:00 Aug 20, 2026
    La lutte contre la corruption ne peut plus se limiter aux frontières nationales. C’est l’un des principaux messages émanant de Durban (Afrique du Sud), où se tient, du 18 au 21 août 2026, le Forum de la société civile de la Communauté de développement de l’Afrique australe (Sadc). Transparency International […]
    Tags: SADC

3510 items