Newsmada

Found 3510 news

  • Afrobasket U18, zazalahy : Nandresy an’i Gabon tamin’ny mokafohy ny Ankoay
    Newsmada - 04:36 Aug 06, 2026
    Na sarotra aza, nivoaka ho mpandresy ihany ny Ankoay Madagasikara, nanoloana ny Panthères-n’i Gabon, teo amin’ny fanombohan’ny «Afrobasket », sokajy U18, zazalahy. Lavon’izy ireo tamin’ny mokafohy, tany amin’ny segondra farany ry zareo Gaboney. Nivoaka sempotra vao nahazo fandresena ny Ankoay Madagasikara, nanoloana ny Panthères-n’i Gabon, teo amin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana […]
  • Fampinonoan-dreny : Miantoka ny fahasalaman’ny zaza
    Newsmada - 04:36 Aug 06, 2026
    Hatramin’ny rahampitso no hanamarihana ny “Heri­nan­dro maneran-tany ho an’ny fampinonoan-dreny”, araka ny tetiandro napetraky ny “World Alliance for Breast­feeding Action (WABA)”. Ny fampinonoan-dreny, ainga tsara indrindra sy maharitra eo amin’ny fiainana; andeha hamafisintsika izay efa ma­homby. Io no lohahevitra no­voizina tao natin’ny herinandro. Paikady lehibe iadiana amin’ny tsy fanjariantsakafo eto […]
  • For Good Connections Days:  Ankizy 600 nentanin’ny Orange Madagascar
    Newsmada - 04:50 Aug 05, 2026
    Notanterahina tany Toa­masina, ny 31 jolay sy ny 1 aogositra lasa teo, ny andiany faharoa amin’ny “For Good Connections Days”. Hetsika nokarakarain’ny Orange Ma­dagascar, hanentanana ny ankizy sy ny ray aman-dreny amin’ny fampiasana amin’ny lafiny tsara ny niomerika, amin’ny alalan’ny baolina kitra ho fitaovana mahomby amin’izany. Nahavory ankizy 600 mianadahy […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:50 Aug 05, 2026
    Hotanterahina manomboka anio ka hatramin’ny 15 aogositra, ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena D2 National, taranja baolina kitra lehilahy sy ny fifaninanam-pirenena sokajy vehivavy. Kianja enina no handray izany dia ny any Antalaha, Ambatondrazaka, Mahajanga, Tsiroanomandidy, Antsirabe ary Ihosy. Ao amin’ny vondrona “B” ny Akio-n’i Madagasikara, eo amin’ny fiadiana ny ho […]
  • Afrobasket – U18 lehilahy : Hidona amin’i Gabon ny Ankoay
    Newsmada - 04:50 Aug 05, 2026
    Hanomboka anio alarobia, any Abidjan Côte d’Ivoire, ny andiany faha-25 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Afrobasket”, sokajy U18 lahy sy vavy. Ho an’i Madagasikara, handray anjara amin’ny lehilahy ny Ankoay. Hisantatatra ny fihaonana amin’ity andro voalohany ity izy ireo ka hifanandrina amin’i Gabon, ao amin’ny vondrona “B”. Hifandona amin’i […]
  • Championnat des Nations U18 : Firenena 4 hiady izay ho lohany amin’ny taranja volley-ball
    Newsmada - 04:50 Aug 05, 2026
    Handray lalao iraisam-pirenena ny Federasionina malagasin’ny volley-ball (FMVB). Santatry ny fiadiana ny ho tompondakan’ny firenena na ny “championnat des nations”, ho an’ny sokajy U18 zazalahy sy zazavavy. Ankoatra izay, hisy koa ny beach-volley. Hampiantrano ny andiany voalohany eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny firenena na ny “Championnat des nations”, taranja […]
  • Kitra – Fifindrana mpilalao: Efa manakaiky ny klioba Sodaney i Gregas
    Newsmada - 04:37 Aug 04, 2026
    Azo lazaina fa efa milamina ary mpilalaon’ny Al Merrikh SC, Razafimahatana Mika na i Gregas. Raha ny fanadihadiana natao omaly, ny taratasy fifindrana sisa no andrasana dia efa mpilalaon’ny Al Merrikh SC izy. “Efa kely sisa…”! Ny afakomaly teo, nivoaka tao amin’ny pejy facebook-n’ny Al Merrikh SC, klioba ao Soudan, […]
    Tags: Gregas
  • Fanatanjahantena : Misaona ny rugby sy ny kitra
    Newsmada - 04:37 Aug 04, 2026
    Tatoavan-draho-mainty amin’izao fotoana izao, ny tontolon’ny fanatanjahantena ma­lagasy. Taranja roa malaza eto Madagasikara no misaona dia ny rugby sy ny baolina kitra amin’ny torapasika (beach soccer). Ho an’ny baolina lavalava, fantatra fa nindaosin’ny fahafatesana omaly, i Bienvenu (Tsiliva). Mpila­laon’ny FTM Manjakaray avy eo Uscar ary niasa tao amin’ny kaominina Antananarivo […]
  • Viviane Rahariniraina: Namoaka boky hakana lesona sy fanazaran-tena
    Newsmada - 04:36 Aug 04, 2026
    Fanitelony amin’ny boky navoakan’i Viviane Rahariniraina ny « Je ne poursuis pas, je me choisis ». Misy fitarihana, fanazaran-tena ary fampironana amin’ny maha boky fampandrosoana ny tena azy izany. Lesona zato sy fanazaran-tena zato. Izay no noraketin’i Viviane Rahari­naina anatin’ilay bokiny, “Je ne poursuis pas, je me choisis”. Hampahafantarina ho an’ny besinimaro, […]
  • Fampianarana ambony : Miantoka ny kalitaon’ny fampianarana ny rafitra HAE
    Newsmada - 04:36 Aug 04, 2026
    Natao, omaly, tetsy amin’ ny Mesupres Fiadanana, ny fampahafantarana sy fampiofanana momba ny sehatra niomerika “Habilitation”, “Ac­créditation” ary “Équivalence” HAE. Niarahana tamin’ireo tomponandraikitry ny toeram-pampianarana ambaratonga ambony miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana izany. Miisa 546 ireo antontan-taratasy voaray hatramin’ny 10 jolay 2026, raha manodi­dina ny 250 kosa ireo antontan-taratasy […]
  • Vallée de l’est : Mitohy ny fanadiovana ao Masay
    Newsmada - 04:35 Aug 04, 2026
    Fotoanan’ny maintany toy izao no anaovana ny fanadio­vana ireo karazana lakandrano hahafahana miatrika ny fahavaratra. Manohy ny asa ny Apipa ka mizara ho ekipa maro­maro ny mpiasa. Tanjona ny hahafahana manatanteraka asa amin’ny toerana maro indray mandeha. Ny iray amin’ireo ekipa dia miasa eny Masay, manohy ny fanadiovana ny Vallée […]
  • Faha- 15 taon’ny Orange Money : Nomarihina tamina seho goavana
    Newsmada - 04:37 Aug 03, 2026
    Tsy navela nandalo fotsiny. Nisy ny lanonana izay naka endrika fampisehoana goavana, nentina nanamarihana ny faha-15 taona nisian’ny Orange Money teto Ma­dagasikara. Notontosaina ny alin’ny zoma teo izany, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Mpa­nakanto nosafidiana tanatin’ny maro, be mpankafy sy araka izay nandrasan’ireo mpampiasa ny Orange Mo­ney, no nifandimby niaka-tsehatra. […]
  • « Manala azy »- Olombelo Ricky: Efa fihaonamben’ny mpankafy
    Newsmada - 04:37 Aug 03, 2026
    Tontosa soa aman-tsara. Nantsoina ka nanohina ireo mpankafy. Mitoetra ho kolontsaina ny « Manala azy ». Tsy foana fa nahemotra ny seho. Tsy nampihemotra ireo mpankafy ny « Manala azy » izany, ka vory lanona indray ny rehetra ny tolakandron’ny sabotsy teo, tetsy Antsahamanitra. Mety nisy avy nanala fanadinana ve tao ? Tsy fantatra. Ny […]
    Tags: Manala
  • Zo sy fananahana ara-pahasalamana : Nanao antso ny tanora manana fahasembanana
    Newsmada - 04:36 Aug 03, 2026
    Nifarana ny volana jolay lasa teo ny fakan-kevitra nasionaly, natomboka ny volana febroary lasa teo, tany Antsirabe, izay nataon’ireo tanora manana fahasembanana momba ny zo sy ny fahasalamana ara-pananahana. Ni­songadina fa misy olana ny fisitrahan’ireo sokajin’olona ireo momba ity zo ity ka manao antso ho an’ireo firaisamonim-pirenena sy ny fitondram-panjakana […]
  • Fanilon’i Madagasikara: Ankizivavy 50 marisika amin’ny sehatry ny siansa
    Newsmada - 04:36 Aug 03, 2026
    Ao anatin’ny sahanasa ataon’ny Yess Girl izay manao fifanakalozana eo amin’ny Fanilon’i Madagasikara ny Stem na ny Science, Technology, Engineering, Mathematics. Tanjona ny fampirisihana ny ankizivavy hisehatra bebe kokoa amin’ny siansa sy fikarohana manome lanja vokatra ara-tsiansa. Samy nanomana tetikasa mivaingana ireo ankizivavy teo anivon’ny Fanilon’i Madagasikara. Misy ny nanao […]
  • Fondation Axian : Tohanana hahaleo tena ara-tsakafo ny Akany Mamitiana
    Newsmada - 04:36 Aug 03, 2026
    Noho ny ezaka misongadina ataon’ny foibe fitaizana zaza kamboty sy sahirana na ny Akany Mamitiana eny Ambohimangakely dia nanao tolo-tanana ny Fondation Axian. Nanome kubota na milina enti-miasa amin’ny fa­mokaram-bary ho an’ny Akany Mamitiana eny Am­bohimangakely ny Fondationa Axian. Tanjona ny hahafahan’ny akany mahaleo tena ara-tsakafo ary tsy hiankin-doha intsony […]
  • Tetikasa Produir : Notsidihina ny fonenan’ireo mpifindra monina
    Newsmada - 04:42 Aug 01, 2026
    Tonga eto amintsika, mijery ifotony ny fizotry ny fandaharanasa Produir I sy ny II, ny avy amin’ny mpamatsy vola. Mitarika izany ny mpitantana misolo tena ny Vondrona afrikanina (UA) ao amin’ny filankevi-pitantanan’ny Banky iraisam-pirenena, Harold Tavares. Tanjon’ny fidinana ifotony nataon’izy ireo, ny alakamisy teo, ny handinihina ny vokatra efa azon’ny […]
  • CFME andiany faha-10 : Hifantoka amin’ny fampananana asa ny tanora
    Newsmada - 04:42 Aug 01, 2026
    Hotanterahina ny 4 ka ha­tramin’ny 8 aogositra, eto Anta­na­narivo, ny andiany faha-10 amin’ny «Carrefour de la formation, des métiers et de l’emploi (CFME)». Hetsika karakarain’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT). Lo­ha­hevitra amin’ity taona ity ny hoe «Ta réussite à portée de main» (Manakaiky anao ny fahombiazanao)». Hisy fihaonambe sy atrikasa ao […]
    Tags: CFME
  • Vahaolana amin’ny fitohanana: Manomboka ny fanamboarana ny Flyover
    Newsmada - 04:41 Aug 01, 2026
    Haharitra 24 volana ny fanamboarana ny tetikasa Flyover eny Anosizato entina hamahana ny olan’ny fifamoivoizana sy ny fitohanana eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Nanomboka tamin’ny fom­ba ofisialy omaly, ny fa­­­namboara­na ny te­tikasa Flyover eny Anosizato. Hetsika notarihin’ny ny Filo­han’ny fanavaozana, ny Kolo­nely Randrianirina Michaël. Haha­ritra 24 volana ny tetikasa entina […]
    Tags: Flyover

3510 items