Newsmada

Found 3510 news

  • Tarika Rebika: Handahatra hira 70 mahery!
    Newsmada - 06:29 Aug 28, 2026
    Tarika anisan’ny manana mpamoron-kira maro ny Re­bi­ka. Manahirana azy ireo hatrany ny fisafidianana izay hira halahatra, indrindra re­hefa fampisehoana goavana. “Ho lava dia lava ny fampisehoana, satria hira tsy latsaky ny 70 no hataonay, izany aza ahina misy mbola andrasan’ny mpa­nkafy tsy voalahatra ao”, hoy ny nambaran’i Nix, omaly. Mandritra […]
  • “Fa tsarotsaroako…” : Hahatsiaro ireo namana efa lasa ny Feo Gasy
    Newsmada - 06:29 Aug 28, 2026
    Feno fihetseham-po ny fitantaran’i Erick Manana… “Teny ambony sehatra no ni­rafitra ny tarika, tany Bor­deaux. Fa avy dia nifankahazo am-panahy ka tonga amin’izao 30 aona izao”, hoy ny ampahany tamin’ny fitantarany ny tantaran’ny tarika Feo Gasy, nandritra ny fihaonana tamin’y mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny QG Ankorondrano. Tafavory eto Antananarivo […]
    Tags: Feo Gasy
  • Hetsika ara-pahasalamana – IMM: Ankizy 25 hatao échographie maimaimpoana
    Newsmada - 06:09 Aug 27, 2026
    “Alahady ho an’ny Fiaina­na, fahasalaman ho an’ny fiarahamonina 100%”. Io no tarigetran’ny hetsika ara-pahasalamana tanterahin’ny Institut médical de Madagascar (IMM), ny alahady izao. Ankizy tsy salama, vao teraka hatramin’ny 12 taona, miisa 25, mila fitarafana maika ho fanaraha-maso ny fahasalamany na ho vonjy aina ho azy ireo no hatao échographies […]
    Tags: Ankizy
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 06:09 Aug 27, 2026
    Nahatratra 5 355 ny trangana Mpox niseho, 2 598 ireo sitrana ary 23 namoy ny ainy, nanomboka ny 18 desambra 2025 hatramin’ny 25 aogositra lasa teo. Enina ny tranga voamarina ny 25 aogositra, 74 ny distrika voakasika. Nahatratra 241 ny tranga voamarina tao anatin’ny efatra herinandro farany, araka ny voalazan’ny […]
  • Fanatsarana ny fiomanana: Nohamarinina ny fiveloman’ny tokantrano
    Newsmada - 06:09 Aug 27, 2026
    Notanterahina tao anatin’ny roa andro ny atrikasa fanamarinana ireo mombamomba ny toe-karena sy ny fiveloman’ny tokantrano eto Madagasikara, tao anatin’ny tetikasa “Fews Net 8 Base de connaissances”, miaraka amin’ny fa­matsiam-bolan’ny Chemonics. Niara-niasa tamin’ny BNGRC ho fanatanterahana izany ireo mpiara-miombon’antoka. Ani­san’izany ny Adventist Development and Relief Agency Adra sy ny Welthungerhilfe, […]
  • MESUPRES : Hampakatra ny laharan’ny oniversite sy ny voka-pikarohana malagasy
    Newsmada - 06:09 Aug 27, 2026
    Efa miroso amin’ny fanatsarana ny voka-pikarohana sy ny laharan’ny oniversite eto Madagasikara ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Atao amin’ny alalan’ny fampidirana sy fampiasana ny Vovonana iarahan’izy ireo miasa amin’ny sehatra tsy miankina sy ny CIDST izany. “Mamokatra voka-pikarohana maro isika eto Madagasi­kara nefa tsy fantatry […]
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 06:07 Aug 27, 2026
    Sehatra Ba gasy volana septambra. Hisesy ny hetsika ho fanandratana ny kanto. Ny alarobia 2 septambra izao, raikitra ny famerenan-kira miaraka amin’ny «Guide piano» Tsiadana. Zoma 4 septambra, hiroso avy hatrany amin’ny fandraisam-peo ao amin’ny Studio Maxon, eny Analamahitsy. Ny sabotsy 5 septambra, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ka […]
  • Dix mois de Refondation, entre réformes engagées et résultats attendus
    Newsmada - 06:00 Aug 27, 2026
    Dix mois après l’installation du régime de la Refondation, certaines mesures destinées à améliorer les conditions de vie de la population, réformer des secteurs clés de l’économie et des services publics, ont été prises, sans attendre les résolutions définitives de la réconciliation nationale. Les urgences n’attendent pas, comme on dit. […]
  • Festival Tria Tria: Antalaha vibre au rythme de la 4e édition
    Newsmada - 05:59 Aug 27, 2026
    Antalaha s’apprête à vivre quatre jours de fête, de musique et de découvertes, à l’occasion de la quatrième édition du festival Tria Tria, soutenue par Orange Mada­gascar et Orange Money Ma­da­gascar, du 27 au 30 août. Devenu au fil des années un rendez-vous culturel majeur de la région Sava, le […]
    Tags: Antalaha
  • Live Stage : « Ce sera mon deuxième grand spectacle » dixit Rija Ramanantoanina
    Newsmada - 05:59 Aug 27, 2026
    «En 40 ans de carrière, Live Stade sera mon deuxième grand spectacle. J’ai toujours rêvé de partager la scène avec un big band. Et ce vendredi, nous serons une trentaine d’artistes et de musiciens sous le feu des projecteurs », a fait savoir Rija Ramanantoanina, hier au KFC Ambodivona. Le […]
  • Festival Sorogno: des grosses pointures à l’affiche
    Newsmada - 05:59 Aug 27, 2026
    Coup d’envoi du festival Sorogno mêlant divertissement et valorisation de la diversité artistique ce jour à Ambanja, en parallèle de la foire économique de la ville. Une vingtaine d’artistes avec des grosses pointures venus des différentes régions de Madagascar, ainsi que de l’étranger, seront attendus. Din Rotsaka et Docteur Love […]
  • Recherche et gestion des Aires protégées: l’université d’Antananarivo et MNP unissent leurs efforts
    Newsmada - 05:58 Aug 27, 2026
    Afin de renforcer le lien entre la recherche universitaire et la gestion durable des Aires protégées (AP), le département de Géographie de l’université d’Antanana­rivo, représenté par le Pr James Ravalison, et Mada­gascar National Parks (MNP), représentée par sa directrice générale, Ony Rakotoarison, ont signé une convention de partenariat, hier à […]
    Tags: Aires
  • GOUGETTE 26 AOUT 2026
    Newsmada - 06:05 Aug 26, 2026
  • « Sarimiantsa » : Hiantsa tononkalo ny mpilalao sarimihetsika
    Newsmada - 06:03 Aug 26, 2026
    Hafa noho ireo efa hita hatramin’izay. Fiantsana to­nonkalo karakarain’ny Fari­bolana Sandratra ao amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM-GZ) Analakely, ny tolakandron’ny 19 septambra izao, manomboka amin’ny 3 ora. « Sarimiantsa », hiano­hana antsa tononkalo 35 miaraka amin’i Mina Ilarion, Nofy, Christophe Rabearimanana, Anjara Tsy Ahy ary i Haintso Nirina. « Anisan’ny hampiavaka ny Sarimiantsa ny fomba […]
  • « Tsy tontan’ny ela »: Mirakitra tantara ho an’i Samoëla ao Antsahamanitra
    Newsmada - 06:03 Aug 26, 2026
    Mitohy ny fankalazana ny 30 taona an-tsehatra. Rariny loatra raha handalo indray ao Antsahamanitra i Samoëla, hanohy ny tantara. «Tsy tontan’ny ela ». Mahalaza be izay lohateny nosafi­diana izay. Ho an’ilay fampisehoana hotontosain’i Sa­moëla etsy Antsahamanitra, ny alahady 30 aogositra izao io, manomboka amin’ny 3 ora. « Impito ny tao Antsahama­nitra. Fanimbalony […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 06:02 Aug 26, 2026
    Nihena 2,24% ny taham-pahafahana nasionaly tamin’ ny fanadinana bakalorea, izay 48,49% raha ampitahaina tamin’ny voka-panadinana tamin’ny taona 2025 izay naha­tratra 50,73 %. Anisan’ny anton’izany fidinana izany ny fanaraha-maso hentitra hampiakarana ny kalitao sy ny lanjan’ny diplaoma mivoaka, raha ny fanazavana. Manoloana ny fihanaky ny aretina Ebola any amin’ ny firenena […]
  • Zaikaben’ny tanora ho an’ny fahitsiana : Hatao eto Antananarivo, ny 1 sy 2 oktobra
    Newsmada - 06:02 Aug 26, 2026
    Hanatanteraka “Forum national pour la promotion de l’intégrité” ny Kaomity mitandro ny Fahitsiana (CSI), ny 1 sy 2 oktobra ho avy izao, eny amin’ny oniversi­ten’Antanana­rivo. Tohanan’ny Organisation internationale de la Fran­cophonie (OIF) sy ny Con­fédération Suisse ny hetsika. Misokatra ho an’ny tanora malagasy rehetra 18 taona ka hatramin’ny 35 taona […]
  • Tsipy kanetibe : Miandry ny Federasiona ny fifindran’i Tiana kely ao amin’ny Decines
    Newsmada - 06:01 Aug 26, 2026
    Mbola eo am-piandrasana ny taratasy fifindrana avy amin’ny Federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM) i Tiana kely, amin’izao fotoana izao. Hifindra ao amin’ny klioba Decines ity Malagasy mpilalao ity, ny taona ho avy io. Nambaran’ny filohan’ny klioba UBMT, Ratsim­baharison Luc, omaly, teny Ankatso, fa misy mpilalao telo ao amin’izy ireo halain’ny […]
  • FANTINA sy FINTINA
    Newsmada - 06:00 Aug 26, 2026
    Nodimandry, omaly, ny filoha mpanorina ny antoko Udecma-KMTP, Randriamorasata Solo Norbert. Mpanolotsaina faratampon’ny tolom-piavotana (CSR) tamin’ny Repoblika II izy, ary tale nanorina ny gazety Fiaraha-miasa sady filoham-boninahitry ny Fikam­banan’ny mpanao gazety zokiolona eto Madagasikara (AJDM). Nanao fandraharahana koa izy teo amin’ny sehatry ny fitrandrahana vato, fiompiana trondro sy tantely… Foto-kevitra […]
  • Filohan’ny Antenimierampirenena: “Tsy valifaty ny fanadihadiana parlemantera”
    Newsmada - 06:00 Aug 26, 2026
    “Tsy natao hanaovana valifaty politika ireo fanadihadiana atao, tsy natao hitsa­rana mialoha ihany koa. Ny marina no tadiavina.” Io ny kabarin’ny filohan’ny Ante­nimie­rampirenena, Randria­na­soloniaiko Siteny, nanomboka ny fivoriana tsy ara-potoana teny Tsimbazaza, omaly. Nasiany teny tamin’ izany ny fanadihadiana par­lemantera momba ny fitantanana ny raharaham-panja­kana nandritra ny fitondran’ny filoha teo […]

3510 items