Newsmada

Found 3510 news

  • Aleo hifanatrehana
    Newsmada - 05:59 Aug 26, 2026
      Andrasana fatratra amin’izao ny fanatanterahana fikaonandoham-pirenena. Mby aiza? Na ny tetiandro fanatanterahana, izay fomba hanaovana azy, ny lohahevitra hikaonan-doha, izay ho mpandray anjara… Mila fanazavana amin’ny antsipiriany sy manontolo hisian’ny fifampitokisana. Lazaina izay atao, atao izay lazaina. Mba tsy hihemo-dava ka zary mampieritreritra sy mampiherikerika. Ny fikaonando­ham-pirenena no hiantoka […]
  • FFKM : Tafatsangana ny birao ho an’ny fikaonandoham-pirenena
    Newsmada - 05:59 Aug 26, 2026
    Natolotry ny FFKM ofisialy teny amin’ny Village Voara Andohatapenaka, omaly, ireo mpikambana mandrafitra ny birao sy komity teknika hitantana ny Fikaonandoham-pirenena. Mizara 4 mazava izay birao izay. Ahitana ny filankevi-pitantanana izay misy mpitantana 17. Ani­san’ny voatendry ao anatin’ny filankevi-pitantanana, ny Prai­minisitra teo aloha, Raman­dimbiarison Zaza sy ny mpahay toekarena, Zafima­hova […]
    Tags: FFKM
  • Graines d’Avenir de Nosy Be: Nahazo boky an-jatony ny EPP Madirokely
    Newsmada - 05:58 Aug 25, 2026
    Himasoana ny fampitiavana ny vakiboky ho an’ireo zaza any Nosy Be. Nampiana ireo boky fianarana sy fialana voly ao amin’ny EPP Madirokely, izay miandraikitra ny fanabeazana ankizy maro. Tsy vao voalohany. Mito­hy hatrany ny fanohanana ny ankizy mpianatra ataon’ny fikambanana Grai­nes d’avenir de Nosy Be, amin’ny alalan’ny filohany, Amida Sanna. […]
  • Cisco Mitsinjo : Nijery ny fiantraikan’i Fytia ny minisitra
    Newsmada - 05:58 Aug 25, 2026
    Nijery mivantana ny zava-misy sy ny fiantraikan’ny fandalovan’ny rivodoza Fytia teo amin’ireo fotodrafitrasa sy sekoly voakasika tao amin’ny Cisco Mitsinjo, ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Raja­ona­rison Sendra Nirina, ny faran’ny herinandro teo. Teny amin’ny EPP Antongomena Bevary, Ambodimanga,CEG namakia ary EPP mitsinjo no nolalovany. Nanolotra fanitso 50 isa ho an’ny sekoly […]
  • ONG Fami : Notohanan’ny minisiteran’ny Mponina
    Newsmada - 05:58 Aug 25, 2026
    Ankizy manana fahasembanana eo amin’ny rantsam-ba­tana ambany no raisin’ny ONG Fami an-tanana sy tsaboina maimaimpoana, hatramin’ny fandidiana, raha ilaina, ao amin’ny CRMM Antsirabe. Hatramin’ny taona 1996, ankizy manodidina ny 400 no efa nahazo fitsaboana ka maro no efa sitrana tanteraka. Ho fanohanana azy, nanolotra tohana ara-tsakafo, kojakoja ilaina andavanandro ary […]
    Tags: ONG Fami
  • Latsakemboka eny amin’ny EPP : 45 000 Ar hatramin’ny 65 000 Ar isaky ny ray aman-dreny
    Newsmada - 05:57 Aug 25, 2026
    Ireo mpandraharaha no misantatra ny fanomanana ny fidirana amin’ny taom-pianarana vaovao, ho an’ny fampianarana ambaratonga voalohany sy faharoa fototra, omaly. Nanomboka nandray ny asany, omaly, ny mpandraharaha eny amin’ny sekolim-panjakana hikarakara ny fidirana amin’ny taom-pianarana 2026-2027. Miroso amin’ny fanomanana ny tomponandraikitra amin’izany ka tafiditra ao ny fandraisana ireo hisoratra anarana. […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 05:57 Aug 25, 2026
    Araka ny fampitam-baovao azo, handeha hanatevin-daharana an’i Zigle sy i Yves any amin’ny klioba Decines France, i Tianakely. Eo am-piandrasana ny taratasy fahazoan-dalana avy amin’ny ligy sy ny FSBM ny tovolahy, ankehitriny. Tsy mbola fantatra kosa ny faharetan’ny taona hilalaovany any. Mitohy ao amin’ny Kianja mitafon’i Mahajanga ny fiadiana ny […]
  • Tapôlaka Glady Timeless : Nanamafy indray ny maha andrarezina an’i Rossy
    Newsmada - 06:11 Aug 24, 2026
    Seho goavana sy tsara fiomanana. Iray amin’ireo nanamarika ny tantaran’ny hira malagasy tamin’ity taona 2026 ity ny Tapôlaka Glady Timeless. Seho tsara rindra. Tsara fiomanana. Tazana sy niainana nandritra ilay seho goavana « Tapôlaka Glady Timeless » notantera­hina ny sabotsy teo, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina avokoa ireo. […]
  • Tarika Loharano: Nomen-danja ny hira sy ny dihin’ny Ntaolo
    Newsmada - 06:11 Aug 24, 2026
    Seho ankalamanjana na­nana endrika fampianarana sy fampitan-kafatra ary tsodrano. Notanterahina ny sabotsy teo ilay hetsika lehibe nanandratana ny « Hiran’ny Ntaolo sy dihin’ny Ntaolo » notantera­hina teo Analakely. Taorian’ny diabe niainga teny Ambohija­tovo izay nifarana teo anolo­an’ny Lapan’ny Tanànan’An­tananarivo Renivohitra, notanterahin’ny tarika Loharano sy ireo vondrom-piarahamonina samihafa ny fanehoana ireo […]
    Tags: Ntaolo
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 06:09 Aug 24, 2026
    Ny fandalovan’ny rindrin-drahona no hamaritra ny toetry ny andro any amin’ny Faritra atsimon’ny Nosy. Varatraza malefaka kosa ho an’ny any an-kafa. Tombanana hahazo vahana kokoa ny varatraza eto Madagasikara, manomboka ny alakamisy ho avy izao. Misy ny fampitandremana noho ny haavon’ny alon­drano sy ny hamafin’ny rivotra, manomboka ny alarobia ho […]
  • Bakalorea antananarivo 2026 : Niakatra ho 51,74 % ny taham-pahafahana
    Newsmada - 06:09 Aug 24, 2026
    Niakatra 4, 25% ny taham-pahafahana fanadinana bakalorea ho an’Antananarivo raha mitaha amin’ny vokatra ny taona 2025, araka ny fanambaran’ny filohan’ny Oniversi­ten’Antananarivo, Pr Randria­nasolo Rivoarison, ny faran’ny herinandro teo. 51, 74,% ny taham-pahafahana ankapo­beny ; 69,66% ho an’ny fampianarana teknika. Ny sokajy L : 70,92%, manana ny taha ambony indrindra. Ny […]
    Tags: Niakatra
  • Belo sur Tsiribihina : Nahazo trano fandidiana
    Newsmada - 06:09 Aug 24, 2026
    Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro teo, ny trano fandidiana sy trano fitobian’ny marary avy nodidiana ho an’ny CHRD Belo sur Tsiribihina. Dingana lehibe iray ho fanatsarana sy fanamafisana ny tolotra ara-pahasalamana ho an’ny mponina izany. Hanampy amin’ny fanakaikezana ny fitsaboana ara-pandidiana sy ny fanatsarana ny fandraisana an-tanana ireo […]
  • Mahantra, hono…
    Newsmada - 06:00 Aug 24, 2026
      Anisan’ny firenena faran’izay mahantra, hono, i Mada­gasikara.Na maneran-tany io, na aty Afrika, na aty amin’ ny faritry ny ranomasimbe Indianina. Samy milaza an’izay na ny vahiny; eny, na ny teratany eto an-toerana aza. Ndeha hatao hoe: hono, fa raha ny marina: firenena manan-karembevava i Madagasikara, fa ny vahoaka ao […]
  • Filohan’ny Fanavaozana : “Ny fihavanana no mampandroso”
    Newsmada - 06:00 Aug 24, 2026
    Tontosa ny faran’ny herinandro, tao amin’ny kaominina Evato, distrikan’i Farafangana, ny fanamafisam-pihavanana teo anivon’ny fikambanana Tohitroky, ivondronan’ny foko valo. “Sarobidy amiko ny fihavanana. Raha tsy mihavana sy mifankatia isika, tsy handroso izany i Madagasikara. Nozaraza­raina isika nanomboka tany amin’ny fanjanahantany.” Io ny nambaran’ny filohan’ny Fana­vaozana ny Repoblikan’i Ma­da­gasikara, ny kolonely Ran­drianirina […]
  • 24 aogositra 2026
    Newsmada - 05:59 Aug 24, 2026
  • La Teinturerie : «Lavatondro», plus qu’une exposition collective
    Newsmada - 05:58 Aug 24, 2026
    Vendredi, Ony Hanjaka alias Stam, Ralf Arivelo et Jere­mia ou LazAéro Polyvalart ont donné une conférence de presse à La Tein­turerie à Ampasanimalo, pour présenter leur exposition collective baptisée « Lavaton­dro ». Elle s’y tient jusqu’au 2 septembre. Plus qu’une exposition collective, Lavo­tondro dessine des retrouvailles. Ony Han­jaka alias Stam, […]
  • Havàtsa-Upem 74 taona: Andiany fahefatra ny « Dia rodoben’ny vakiboky »
    Newsmada - 05:05 Aug 22, 2026
    Fikambanan’ny poeta sy ny mpanoratra malagasy ny Havàtsa-Upem. Tafiditra ao anatin’ny hetsika fanamari­hana ny faha-74 taonany. Hisy ny « Dia rodoben’ny vakiboky an-dalambe » andiany fahefatra. Hetsika hotantera­hina ny sabotsy 5 septambra izao, manomboka amin’ny 9 ora maraina, eo Analakely ano­loan’­ny Lapan’ny tanàna. Dia mizotra mankany amin’­ny Garan’i Soarano. Mi­hodina mizotra mahitsy […]
    Tags: Upem
  • 25 taona tao anaty rap : Vahinin-dRaboussa ry 18, 3, Marion, Doubl’Enn
    Newsmada - 05:05 Aug 22, 2026
    Izy irery, hatreto, no mpanao rap gasy nahazaka ny Lapan’ny fanatanjahantena. Niantso ireo namany hifampizara sehatra aminy Raboussa, no manomana seho ho tadidy sy ampitaina ihany koa. Herintaona toy izao, nirefotra tsara ny Lapan’ny fanatanjahantena… Fa­nokafana ny 25 taona an-tsehatra iny, ho an-dRa­boussa. Hofaranana ao ihany ny fankalazana ny 30 […]
  • Faritra Itasy : Notohanana ny zokiolona sy ny manana fahasembanana
    Newsmada - 05:04 Aug 22, 2026
    461 ireo zokiolona manana karatra maha mpikambana nisitraka tantsoroka ara-tsa­kafo sy ara-pitaovana tamin’ ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina, omaly, tao Itasy. Nizara mivantana izany ny minisitra Rakotoniaina Voa­han­ginirina Cathia. Ankoatra izay, olona ma­nana fahasembanana miisa 22 ihany koa no nizarana fa­nampiana, nahitana fitaovan-dakozia sy milina fanjairana. Tanjona ny hanamafisana […]

3510 items