Newsmada

Found 3510 news

  • « International Catering Cup » 2026 : Hisolo tena an’i Afrika i Madagasikara sy Maorisy
    Newsmada - 05:57 Jun 15, 2026
    Notanterahina tao amin’ny Novotel Convention & SPA Ankorondrano ny fifanintsanana iraisam-pirenena momba ny hainahandro « International Ca­tering Cup » andiany faha-10. Firenena 5 aty Afrika no nanana solontena (Côte d’Ivoi­re, Gabon, Nosy Maorisy, To­go ary i Madagasikara). Fan­tatra, omaly, fa hisolo tena an’i Afrika any amin’ny dingan’ny famaranana ny ekipa avy eto […]
  • « Volan’ny ankizy » : Mila haverina ny kilalao fahiny
    Newsmada - 05:56 Jun 15, 2026
    Sady « Iray volan’ny teny malagasy » no « Volan’ny ankizy » ny volana jona ho an’i Madagasikara. Ho an’ity taona 2026 ity, somary mangingina ny ankizy. Vitsy dia vitsy ny hetsika momba azy io. Kanefa… … Ahitana lesoka goavana be ny tontolon’ny ankizy eto Madagasikara. Iray amin’ireny ny fanabeazana izay mifamatotra amin’ny kilalao […]
    Tags: Volan
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 05:55 Jun 15, 2026
    Vita tamin’ity herinandro ity ny fihaonambe ara-tsiantifika momba ny fikojakojana ireo fitaovana ara-pitsaboana. Antoky ny fahombiazan’ny fitsaboana sy ny kalitaon’ny tolotra fahasalamana omena ny vahoaka ny fahaizana mikojakoja ireo fitaovana eny anivon’ny hopitaly. Fanoitra goavana ho an’ny fampandrosoana sy fanatsarana ny rafi-pahasalamana izany. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro […]
  • EPP Anjanahary : Nahazo fitaovana ny mpianatra hiatrehana CEPE
    Newsmada - 05:55 Jun 15, 2026
    Nizara fitaovam-pianarana ho an’ireo mpianatra, kilasy fahadimy, eo anivon’ny EPP Anjanahary II N ny fikambanana Ho avy baliaka, ny zoma lasa teo. Nahitana trousse, stylo, crayon, compas, rapporteur, règle, équerre, gomme ary chocolat izany. Nisitraka ny fanomezana ireo mpiadina miisa 87 eo anivon’ny sekoly. « Tsikaritray fa mila fanohanana bebe […]
  • Fampianarana : Tsy tokony hivaona ny laza adina
    Newsmada - 05:55 Jun 15, 2026
    Miatrika ny fanadinana CEPE ireo mpianatra ana hetsiny manerana ny Nosy, anio. Manomboka amin’ny 7 ora sy sasany ny fiantsoana anarana ka tsy tokony ho tara mihitsy, raha ny toromariky ny mpampianatra. Nahavita ny fandaharam-pianarana ny ankamaroan’ny sekoly, tsy nisy ny fanelingelenana nandritra ny taom-pianarana. Ampy ny fotoana niatrehana ny […]
  • “Ndao isika hilalao” : Fanatanjahantena arahina fialamboly
    Newsmada - 04:51 Jun 13, 2026
    Ao anatin’izao volana jona, natokana ho an’ny ankizy izao, manomana hetsika iray itambaran’ny fanatanjahantena sy fialamboly antsoina hoe: “Ndao isika hilalao” ny Taches d’huile. Fikambanana ivondronan’ireo mpianatra fahiny tao amin’ny Academie nationale des sports (ANS). Nandritra ny tafa nifanaovan’izy ireo tamin’ny mpanao gazety teny Ampefiloha, ny alakamisy lasa teo, no […]
    Tags: Ndao
  • Pureplay Football League : Klioba efatra hiady ny lelavola iray hetsy dolara
    Newsmada - 04:50 Jun 13, 2026
    Hifampitaona etsy amin’ny Kianja CFFA Iavoloha ny Malagasy mpankafy baolina kitra maro hijery ny manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara (PFL). Hotontosaina amin’ity faran’ny herinandro ity, eny amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, ny manasa-dalana mandroso amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara na Pureplay Football League (PFL). Klioba efatra no hifaninana amin’izany […]
  • Brésil sy Maroc; Hifanandrina rahampitso amin’ny 1 ora maraina
    Newsmada - 04:50 Jun 13, 2026
    Anisan’ny fihaonana goavana andrasan’ny mpitia baolina kitra maneran-tany, indrindra ny vahoaka afrikanina, ny fifandonan’ny Seleçao Brésil sy ny Lions de l’Atlas avy atsy Maroc. Amin’ny 1 ora maraina eto Madagasikara no handeha ny lalao. Miditra ao anatin’ny andro fahatelo sahady ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja baolina kitra, […]
    Tags: Maroc
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:49 Jun 13, 2026
    Nisy ny fikaonandohan’ireo mpiantsehatra voafantina eo anivon’ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza eto Madagasikara, tamin’ity herinandro ity. Nahakasika ny fandraisan’anjaran’i Madagasikara amin’ny famolavolana sy fanoratana ary fanatanterahana ny paikady maharitra ny lahadinika tamin’izany. Tanterahina anio ny Diaben’ny firaisankina iarahan’ny olom-pirenena rehetra amin’ireo olona manana toe-tena varira izay tarihin’ny fikambanana […]
  • Antsa fiombonana: Hanao tantsoroka ho an’ny fanabeazana ireo poeta
    Newsmada - 04:44 Jun 12, 2026
    Hanatontosa ny “Tantso­ro­ka ho an’ny fanabeazana”, eny Ambohidrabiby, ireo vondrona poeta, iarahana amin-dry Harisoa, Ny Voary, Do­moina Fitiavana, Masonalina, Dah nex, Orima, Dakoto, So­ra­tra Fanahy, Misaina Ratovo, Ny Voary Andrianom­bahy, ny 21 jona ho avy izao. Vokatry ny fahatsapana fa manana adidy amin’ny Tanindrazana iombonana ny poeta, indrindra amin’izao Iray […]
  • Baolina kitra – Mondial 2026: Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fifaninanana
    Newsmada - 04:44 Jun 12, 2026
    Notontosaina, omaly, tao amin’ny kianjan’ny Azteca, Meksika, ny lanonam-panokafana ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja baolina kitra “Mondial 2026”. Nakotroka ny fanokafana, izay nahitana ka­razana seho mampahatsiahy ny tantaran’ity fifaninanana iraisam-pirenena ity, eo ihany koa, ny hira izay maneho ny kolontsain’ i Meksika sy Eta­zo­nia ary i Canada, izay firenena […]
    Tags: Mondial
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:43 Jun 12, 2026
    Ny tetikasa Mianatra dia miompana amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana toy ny fampisakafoana an-tsekoly sy ny zaridaina an-tsekoly. Eo koa ny fahasalaman’ny mpianatra, ny momba ny rano, fanadiovana, fiodiovana, ny fanentanana ny fiarahamonina amin’ny fananganana FEFFI ara-pomba demokratika…. 35 ireo sekoly ao amin’ny Cisco Toliara I sy Toliara II, Dren […]
  • Fanehoana firaisankina : Notolorana vatsy ny ankizy tsy salama eny amin’ny hopitaly
    Newsmada - 04:43 Jun 12, 2026
    Ao anatin’ny fankalazana ny faha-66 taona niverenan’ny fahaleovantena, nitsidika sy nankahery ary nitondra vatsy ho an’ireo ankizy tsy salama manaraka fitsaboana eny amin’ireo hopitalim-panjakana le­hibe eto Antananarivo ny so­lontenan’ny fitondram-panjakana. Notarihin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, kolonely Randrianirina Michaël izany, tamin’ity herinandro ity. Fitsidi­hana izay maneho indray ny fiaraha-mientan’ny fitondram-panjakana […]
  • Fanadinam-panjakana: Helohin’ny lalàna ny fiangarana manokana
    Newsmada - 04:42 Jun 12, 2026
    Manantitrantitra ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena mahakasika ny didim-pitondrana laharana faha-19437/2026. Momba ny fisorohana sy fanasaziana ireo hosoka sy tsy fanarahan-dalàna mandritra ireo fanadinana sy fifaninanana ara-panjakana miankina amin’ny Men izy io. Meloka amin’ny fandikan-dalàna lehibe ny mpiasa rehetra tafiditra amin’ny fikarakarana fanadinana raha toa ka manome lanja manokana, manavakavaka na fitsinjovana […]
  • Réformes du travail : Barson Rakotomanga plaide pour le privé
    Newsmada - 04:58 Jun 11, 2026
    Dans une publication sur sa page Facebook, le secrétaire général du Randrana Sendikaly, Barson Rakotomanga, interpelle les autorités pour que « les réformes du code de travail soient faites au profit des travailleurs du secteur privé », qu’il considère comme le moteur de la production et du développement économique du pays. En […]
  • Victimes du cyclone Gezani: mise en place de groupes de soutien psychosocial
    Newsmada - 04:57 Jun 11, 2026
    Plusieurs mois après le passage du cyclone Gezani, de nombreuses personnes vivent toujours dans le stress, l’anxiété, les traumatismes psychologiques, la peur ou encore dans un sentiment d’incertitude face à l’avenir. L’ONG Humanité & Inclusion (HI), autour du thème « Parce qu’ensemble, les épreuves deviennent plus faciles à traverser », vient de […]
    Tags: Gezani
  • Relations économiques : l’UE et AfOA concluent un Accord de Partenariat Economique modernisé
    Newsmada - 04:57 Jun 11, 2026
    L’Union européenne (UE) et quatre Etats d’Afrique orientale et australe (AfOA) dont Comores, Madagascar, Maurice et les Seychelles viennent de franchir une étape majeure dans le renforcement de leurs relations économiques. Hier à Balaclava (Maurice), les deux parties ont procédé à la signature de l’Accord de Partenariat Economique (APE) renforcé. […]
  • “Coca Cola Ultimate Yas Soccer” : Handefa an’ireo lalao rehetra amin’ny Mondial
    Newsmada - 04:49 Jun 11, 2026
    “Mijery baolina sy manala azy”! Izay no azo ambara amin’ity hetsika “Coca Cola Ultimate Yas Soccer” ity, izay handefasana ny lalao rehetra amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany maimaimpoana, etsy amin’ny Tana Water Front Ambodivona, manomboka anio. Raha ny fanazavana azo omaly, hisy fahitalavitra lehibe eny an-toerana. Hisy koa toerana telo […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:49 Jun 11, 2026
    Hisongadina indray i Madagasikara eo amin’ny fitsarana basikety maneran-tany. Voatendry hitsara ny fiadiana ny amboara maneran-tany,  ho an’ny sokajy latsaky ny 17 taona,  ny Malagasy mpitsara iraisam-pirenena,  i Yann Vezo Davidson. Fifaninanana izay hatao any Turquie,  ny 27 jona hatramin’ny 5 jolay izao. Nitsidika sy tonga nanolotra fisaorana ny Filohan’ny Fanavaozana […]

3510 items