Newsmada

Found 3510 news

  • «Nations League 3×3»- U23 : Resin’i Alzeria ny Ankoay lahy sy vavy
    Newsmada - 04:47 Jul 22, 2026
    Niditra tamin’ny “step two”,  omaly,  ny fifaninanana “Nations League 3×3”,  taranja basikety,  natokana ho an’ny sokajy latsaky ny 23 taona. Fifaninanana tanterahina any Botswana, nanomboka ny 20 jolay lasa teo. Tsy afa-bela nanoloana an’i Alzeria i Madagasikara, tamin’ity “step two” ity,  na teo amin’ny sokajy lehilahy izany,  na ny sokajy vehivavy. Na […]
  • Baolina kitra – Yas Coupe 2026 : Ho fantatra anio ny ekipa roa hiatrika famaranana
    Newsmada - 04:46 Jul 22, 2026
    Hotontosaina anio, ao amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus, By-pass, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, “Yas Coupe 2026”. Hiady ny tapakila ho any amin’ny famaranana, amin’izany, ny AS Ste Anne sy ny Wagner FC, ary ny FC Rouge sy ny Cosfa. Hafana ny fihaonana, anio, etsy By-pass, amin’ny lalao manasa-dalan’ny […]
  • Dr Hortensia, namoahana ombay mitady: Hita faty tany anaty haram-bato tao Ranomafana
    Newsmada - 04:46 Jul 22, 2026
    Iray andro taorian’ny tsy fahitana ny Dr Hortensia, tovovavy 27 taona, sy nanaovana ombay mitady azy tamin’ny tambajotran-tserasera, hita faty tao amin’ny Chute Andriama­mo­voka, ao amin’ny faritra Ra­nomafana, ny vatana mangatsiakany, omaly maraina. Latsa­ka tany anaty haram-bato lalina, ao Ranomafana, ny tenany ka nampanano sarotra ny fakan’ny vondrona mpamonjy voina […]
  • Kitra – Divizionina faharoa nasionaly : Hisolo tena an’Analamanga ny Disciples FC
    Newsmada - 04:46 Jul 21, 2026
    Ny ekipan’ny Disciples FC Espoir no voahosotra ho tompondakan’ny ligin’Anala­man­ga tamin’ity taom-pilalaovana 2026 ity. Lasan’izy ireo ihany koa ny lelavola 2 tapitrisa Ariary avy amin’ny ligy. Izy ireo ihany koa no hiaro ny voninahitr’Analamanga any amin’ny fifanintsanana diviziona faharoa, nasionaly. Tsia­hivina fa lavon’izy ireo, tamin’ny isa 1 no ho 0, […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:46 Jul 21, 2026
    Nanainga omaly, nihazo an’i Casablanca Maraoka, Ralevazaha Kevin, hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Judo, eo amin’ny sokajy junior, latsaky ny 66 kg. Ny sabotsy 25 jolay izao ity Malagasy judokas, avy amin’ny klioban’ny Family Judo Club Antsirabe (FJCA) ity no hiakatra tatami. Niakatra kianja, nanomboka omaly, ny Ankoay lahy sy vavy, miatrika ny “Nations League […]
  • Tsipy kanetibe : Lasa any Frantsa ihany ny Malagasy
    Newsmada - 04:45 Jul 21, 2026
    « Ela ny ela fa lasa ihany !» Araka ny fanambarana hita tao amin’ny pejin’ny Fédération sport boule malagasy (FSBM), omaly, nahazo taratasy fahazoan-dalana hivahiny any Frantsa ihany ny delegasionina malagasy, ny zoma lasa teo. Raha ny fanadihadiana natao, miisa enina ny mpilalao handrafitra ny delegasionina, hiaro ny voninahitr’i Mada­gasikara, mandritra ny […]
    Tags: Frantsa
  • ABL-U23 : Tanjona ny hahavitan’ny klioba iray lalao 9
    Newsmada - 04:45 Jul 21, 2026
    Niditra tamin’ny andro faha-13, ny faran’ny herinandro teo, ny fifaninanana eo anivon’ny ligin’Analamanga, taranja basikety, ho an’ny sokajy latsaky ny 23 taona. Fifaninanana izay tanterahina isaky ny faran’ny herinandro, eny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano.  Fanamby efa napetraka hatrany am-piando­ha­na,  ho an’ny ligin’Anala­manga ny basikety,  ny hisian’ny lalao maro araka izay tratra,  amin’ny sokajy […]
  • Olan’ny Jirama : Hatomboka any Antsira­nana ny fanadihadiana
    Newsmada - 04:45 Jul 21, 2026
    Ho famahana ny olana sedrain’ny orinasa Ji­rama, nisy ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, omaly, teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza. Niompa­nan’­ izany ny mahakasika ny fanadihadiana ataon’ny depiote. Nitarika izany ny filohan’ny Antenimierampirenena, Randriana­soloniaiko Siteny sy ny filohan’ny Vaomiera mpanadihady mahakasika ny orinasa Jirama, Rakotoniaina Pety. Nanotrona azy ireo mpikambana ao […]
    Tags: Jirama
  • Rugby XXL Top 12 : Tafita ny Uscar sy ny FTM Manjakaray
    Newsmada - 04:50 Jul 20, 2026
    Notontosaina ny alahady teo, ny lalao sakana hiakarana amin’ny manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, Federaly I, XXL Top 12. Tafita hiatrika izany dingana manaraka izany ny ekipan’ny Uscar sy ny FTM Manjakaray. Ny ekipan’ny kaominina, nandavon’ny TFA Anatihazo, tamin’ny isa, 38 no ho 27. Rava tsy lera […]
  • JJB-Grand Open Mada IV : Norombahan-dRakotomaria Tsinjo ny “cash prize”
    Newsmada - 04:50 Jul 20, 2026
    Nafana ny fifaninanana “Absolute” nandritra ny “Grand Open Mada IV”, natao teny Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Rakotomaria Tsinjo no nahazo ny ” Cash prize”. Tontosa teny amin’ny La­pan’ny fanatanjahantena Mahamasina,  tao amin’ny Petit Palais,  ny fifaninanana “Grand Open Mada IV”,  taranja Jiujitsu Breziliana. Anisan’ny nampisongadina ity fifaninanana ity, ny […]
  • Mondial 2026: Norombahin’i Angleterre ny medaly alimo
    Newsmada - 04:49 Jul 20, 2026
    Nentin’ny Three Lions Angleterre, ny medaly alimo teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany « Mondial 2026 ». Resin’izy ireo teo amin’ny fiadiana ny laharana fahatelo ny Les Bleus France. Fihaonana nisian’ny baolina tafiditra betsaka indrindra. Ny Three Lions Angle­terre, no nahazo ny la­harana fahatelo ary niambozona ny medaly alimo. […]
    Tags: Mondial
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:49 Jul 20, 2026
    Tsy ho marin-toerana indraindray ny habaka any amin’ny ilany atsimo atsinanan’ny Nosy ny fiandohan’ny herinandro. Ny varatrazamalefaka no handrafitra ny toetry ny andro any an-kafa. Hahazo vahana ny varatraza ny alakamisy sy ny zoma izao. Ny fandalovana rindrin-drahona ao atsinanan’ny Nosy kosa no handrafitra ny toetry ny andro amin’ny faran’ny […]
  • FVKFM : Kitapon-dra 300 mahery natolotra ny DTS, HJRA
    Newsmada - 04:48 Jul 20, 2026
    Navitrika tamin’ny hetsika fanomezan-dra maimaimpoana ny kristianina ao amin’ny fiangonana FVKFM, ny sabotsy teo. Kitapon-dra maherin’ny 300 no voaangona nandritra ny hetsika fanentanana. Niarahana tamin’ny sampan-draharaha misahana ny famindrana ra (DTS) etsy amin’ny HJRA izany. Ankoatra ny ara-panahy izay fitaizan’ny fiangonana ny mpino, mandray anjara amin’ny fanampiana ny mpiara-belona sy […]
  • Fivoriana any Malawi : Nodinihin’ny Sadc ny olan’i Madagasikara
    Newsmada - 05:13 Jul 18, 2026
    Nisokatra omaly, any Ma­la­wi, ny fivorian’ny komity ivondronan’ireo minisitra mi­vondro­na eo anivon’ny Sadc. Nivoitra tamin’izany fa manaraka akaiky ny toe-draharaha politika eto Madagasikara ny Sadc. Ani­san’izany ny fanatanterahana ireo dingana hiverenana amin’ny ara-dalàna araka ny lalàmpanorenana. Notsindrin’ireo mpivory fa anisan’ny vahaolana ny fifampidinihana andraisan’ireo mpisehatra rehetra anjara mba hipetrahan’ny fitoniana […]
  • 160 taonan’ny gazety malagasy : Hananganana tranobe iombonana
    Newsmada - 05:13 Jul 18, 2026
    Nosokafana omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fa­natanjahantena sy ny ko­lontsaina Imahamasina, ny fankalazana ny faha-160 taonan’ny gazety malagasy (Gama) voalohany teto Ma­dagasikara. Nahalalan’ny olona izany voalohany, ny Teny soa Analanandro. Mbola hisy ny ivon’ny fankalazana ary hofaranana amin’ny fa­nanganana tranobe iombonana, izay tsangambato ho an’ ny asa fanaovan-gazety izany. Tsy hiankina […]
  • Lalao famaranana : Hiady ny amboara ry Messi sy ry Yamal
    Newsmada - 05:12 Jul 18, 2026
    Ho fantatra rahampitso izay hibata ny amboara volamena amin’ny andiany faha-23 ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2026”. Hamarana izany ny La Furia Roja Espagne sy ny Albiceleste Argentine, tompondaka farany. Hotanterahina rahampitso alahady, ao amin’ny Kianja New-York New Jersey, ny famaranana hiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny baolina […]
  • Fanadinana BEPC: Niakatra ny taham-pahafahana ho an’i Toamasina
    Newsmada - 05:12 Jul 18, 2026
    Ny alakamisy lasa teo ny fotoana niarahan’ny mpanabe, notarihin’ny lehiben’ny fanabeazam- pirenena, nandinihina ny naoty farany ambany ho an’ny mpiadina tamin’ny fanadinana BEPC 2026. Natao tao amin’ny CEG de référence Ambodimanga izany, ho an’ny tanànan’i Toamasina Reni­vohitra. Niarahan’ny rehetra nanapaka fa naoty 9,50/20 no eken’izy ireo ka nahazoana ny taham-pahafahana […]
  • Nanatona vahoaka ny ESIA: Nitily maimaimpoana ny diabeta sy ny tosidra
    Newsmada - 05:12 Jul 18, 2026
    Nanao fitiliana maimaimpoana ny diabeta sy ny tosidra avo (HTA) ho an’ny daholobe monina ao amin’ny fokontany manodidina ny ivontoeram-pitsaboana, eny Andranomena, ny ESIA, mpitsabo misahana ny fahasalaman’ny mpiasa. Ny diabeta sy ny fiakaran’ny tosidra no anisan’ny aretina mitaiza izay matetika tsy ahitana soritraretina mialoha nefa mety hiteraka fahasarotana lehibe […]
    Tags: ESIA
  • Karate-Challenge de Betsileo :  Any Fianarantsoa, ny 20 hatramin’ny 23 aogositra
    Newsmada - 06:14 Jul 17, 2026
    Taorian’ny fifaninanana “Coupe international d’Anta­na­narivo”, ny ” Challenge de Betsileo” indray no fandaharam-potoana manaraka  ho an’ny Federasionina karate-do malagasy. Hotanterahina any Fianarantsoa, ny 20 hatramin’ny 23 aogositra izao, ny “Challenge de Betsileo”, andiany faha-5. Fifaninanana izay efa fanao isan-taona sy tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoan’ny FKM ary anisan’ny manan-danja satria hahafahan’ny atleta […]
    Tags: Betsileo

3510 items