Newsmada

Found 3510 news

  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 06:13 Jul 17, 2026
    Hotontosaina, any Manakara, ny 29 jolay hatramin’ny 2 aogositra ho avy izao, ny fifanintsanana nasionaly amin’ny taranja baolina kitra eny amin’ny torapasika « Beach Soccer Mazavaloha ». Fifanina­nana handraisan’ireo ligim-paritra anjara. Andra­sana,araka izany, ny isan’ireo faritra izay ho avy amin’ity taom-pilalaovana ity. Amin’ny herinandro ho avy io, hisy ny fampivondronana ataon’ny klioban’ny […]
  • Ligue des Champions 2026 : Nahemotra ny lalaon’ ny RCSA sy ny UASC
    Newsmada - 06:13 Jul 17, 2026
    Nambara tao amin’ny pejin’ny Malagasy Rugby, afakomaly, fa noho ny fahoriana mianjady amin’ny klioban’ny UASC Cheminots Rugby na ny Besetroka, nisy ny fanovana ny fandaharam-potoan’ny lalao izay hotontosaina ny alahady ho avy izao. Fantatra fa hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny lalao sakana hiakarana amin’ny diviziona voalohany, “XXL Top 12”, izay […]
  • Échecs-“World Schools” : Laharana faha-13 i Madagasikara
    Newsmada - 06:13 Jul 17, 2026
    Tontosa ny 6 hatramin’ny 11 jolay lasa teo, tany Cape Town, Afrika Atsimo, ny “Fide World Schools Team Championship 2026”, taranja échecs. Laharana faha-13 i Madagasikara.  Tsy diso anjara tamin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany ho an’ny lalaontsaina échecs an-tsekoly, na “Fide World Schools Team Championship 2026”, natao tany Cape Town, Afrika Atsimo […]
  • Argentine vs Angleterre : Nosakanan’i Messi ny lalan’i Kane sy ny Anglisy
    Newsmada - 06:04 Jul 17, 2026
    Tafita hiatrika ny famaranana eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026 », ny Albiceleste Argentine. Nahazo ny tapakila hiatrehana izany izy ireo rehefa nanilika ny Three Lions Anglisy nandritra ny lalao manasa-dalana faharoa. Notaperin’i Messi sy ny Albiceleste Argentine teo amin’ny manasa-dalana ny lalan’ny Anglisy eo amin’ny fiadiana […]
  • FANTINA sy FINTINA
    Newsmada - 06:01 Jul 17, 2026
    Hanamafisana ireo fahaiza-manao ho an’ny mpiantsehatra amin’ny fikaonandoham-pirenena no hatao amin’ity jolay ity, araka ny tetiandron’ny FFKM. Manomboka amin’ny volana aogositra izao, hatramin’ny marsa 2027 kosa, ny firotsahana an-tsehatra. Miainga eny anivon’ny fokontany sy kaominina, ny distrika ary ny faritra izany. Ny fitantanan’ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry. Anisan’ny hodinihina […]
  • Momba ny filoha teo aloha, Rajoelina : Hodinihina eny amin’ny Antenimierampirenena
    Newsmada - 06:01 Jul 17, 2026
    « Hodinihina mandritra ny fivoriana parlemantera tsy ara-potoana ny momba ny fitantanan’ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry », hoy ny filohan’ny Antenimie­rampire­ne­na, Randrianasoloniaiko Site­ny, omaly, teny Tsimbaza­za. Nohamafisiny fa efa nandalo fankatoavan’ireo solombavambahoaka ny hanaovana fanadihadiana parlemantera momba izany ary efa nanaiky izany avokoa ireo depiote, mpanohana sy mpiara-dia amin-dRajoelina Andry. Nan­teriny […]
  • Miandry daholo
    Newsmada - 06:00 Jul 17, 2026
      Mandroso miandalana aloha ny resaka, hatreto, mahakasika ny fifidianana sy ny fikaonandoham-pirenena. Efa mazava ny zotra ho an’ny mpitondra sy ny vazaha eo anivon’ny fikambanana iraisam-pirenena. Vonona amin’ny ara-bola ireto farany, raha ilaina. Ny fanjakana malagasy rahateo efa milaza fa tsy handingana ny taona 2027 ny fitantanany. Milaza ny […]
  • Fanadihadiana parlemantera : “Tsy ho afa-maina izay nanao ny tsy mety tao amin’ny Jirama”
    Newsmada - 06:00 Jul 17, 2026
    Nihaona tamin’ny tomponandraikitry ny Jirama ny vaomieran’ny fanadihadiana parlemantera eo anivon’ny Anterinimierampirenena momba ny Jirama, omaly. ”Tsy ho afa-maina izay nanao ny tsy mety”, hoy ny filohan’ny vaomiera nandritra izany. Tsy nitsitsy, hentitra… ny tenin’ny filohan’ny vaomieran’ny fanadihadiana parlemantera eo anivon’ny Ante­nimierampirenena mom­ba ny Jirama, ny depiote Ra­ko­toniaina Pety, teny […]
    Tags: Jirama
  • 17 jolay 2026
    Newsmada - 05:59 Jul 17, 2026
  • Tenisy – Billie Jean King Cup :  Tsy tafavoaka teo anatrehan’i Nigeria i Madagasikara
    Newsmada - 04:48 Jul 16, 2026
    Notontosaina omaly, tatsy Botswana, ny andro fahatelo fifanintsanana isam-bondrona ho an’ny lalao isan-tarika, taranja tenisy, « Billie Jean King Cup », ho an’ireo firenena afrikanina anaty vondrona fahatelo, sokajy vehivavy. Taorian’ny fahombiazana in­droa nisesy, teo anatrehan’ireo namibianina sy ny borondey, izay nahazoan’ny Mala­gasy fandresena, isa 3 no ho 0, avokoa, dia […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:47 Jul 16, 2026
    I Zimbaboe sy i Namibia no iray  vondrona amin’i Madagasikara,  amin’ny fifanintsanana hahazoana ny tapakila amin’ny « Afrobasket U18 »,  hatao ny 22 jolay hatramin’ny 30 jolay izao, any Zimbaboe. Izay ekipa voalohany ao anatin’ny vondrona no hiatrika ny « Afrobasket » hatao any Côte d’Ivoire,  ny 5 hatramin’ny 16 aogositra izao. Hotanterahina ny […]
  • Muay thai : Nahazo diplaoma roa ny maître Gildas
    Newsmada - 04:47 Jul 16, 2026
    Fahombiazana tanteraka ny dian’ny maître Razanajatovo Gildas tany Thaïlande. Nandritra ny roa volana izy no nianatra sy niofana tao amin’ny Muay thai Institute Rangsit International ary nahazo ny mari-pahaizana IS2 sy IS3 ho an’ny “instructeur international”. Ady totohondry izay natao tao Pattaya, tao amin’ny Max Muay Stadium, ny sabotsy lasa teo, […]
    Tags: Muay
  • Amboaran’ny CAF : Ahina tsy hanana solontena i Madagasikara
    Newsmada - 04:47 Jul 16, 2026
    Klioba roa amin’ireo efatra mbola anaty fifanintsanana “Yas Coupe de Madagasikara” no manana ny “Licence de club Caf”, raha ny voalazan’ny loharanom-baovao iray. Ahina ho sarotra ny raharaha raha tsy tafita amin’ny famaranana ireo ekipa roa ireo. Hotontosaina ny alarobia 22 jolay ho avy izao, eto Antananarivo, ny lalao manasa-dalan’ny […]
  • FFKM : «Miantso ny mpitondra hanohy ny fandraisana andraikitra»
    Newsmada - 04:46 Jul 16, 2026
    “Miantso ny tomponandraikitra rehetra izahay mba hanohy hatrany ny fandraisanareo andraikitra sy ny fepetra rehetra am-pahamarinana sy am-pahitsiana ao anatin’ny fangaraharana tanteraka mba tsy hiverenan’ny loza tahaka izao intsony”. Io ny fanambaran’ny FFKM, tarihin’ny filohany, ny Mgr Ranarivelo Samoela Jaona, ny fiandohan’ny herinandro teo, manoloana ny fahaverezana olona sy famoizana […]
  • Angleterre vs Argentine : Hanala vela tany amin’ny 40 taona lasa ny anglisy
    Newsmada - 04:47 Jul 15, 2026
    Hotontosaina, anio, ao amin’ny Kianjan’ny Atlanta, Etazonia, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboara maneran-tany. Hihaona, ami’izany, ny Three Lions Angleterre sy ny Albiceleste Argentine. Hifanandrina mandritra ny manasa-dalan’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, “Mondial 20­26”, i Argentine, tompondaka farany sy i Angleterre. Hatao ao amin’ny Kianjan’i Atlanta, Etazonia, ny fihaonan’ny roa […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:47 Jul 15, 2026
    Vehivavy miisa 30 niharan’ny herisetra nandrato fiofanana momba ny zaitra tetsy amin’ny CFP Tsimbazaza. Notolorana fampitaovana izy ireo hampahaleo tena hiatrehany ny fiainany. Tafiditra ao anatin’ny politikan’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina ny fanohanana sy fampizakan-tena ireo vehivavy. Miditra amin’ny volana fahefatra, taorian’ny nandoavana ny vatsim-pianarana volana marsa, avrily ary […]
  • Fanadinana BEPC eto Antananarivo :Hivoaka ny faran’ny herinandro
    Newsmada - 04:47 Jul 15, 2026
    Vita ny alatsinainy teo ny fitsarana ny taratasim-panadinana BEPC rehetra ho an’ny Cisco Atsimondrano. Efa mandamina ny taratasy ny mpiasa, omaly. Manomboka anio ny fampidirana ny naoty ao anatin’ny ordinatera. Tombanana hifarana rahampitso izany. Raha mizotra tsara ny dingana rehetra, hivoaka ny zoma na sabotsy ho avy izao ny valim-panadinana […]
  • Valanaretina Mpox : Natao vaksiny ny voafonja
    Newsmada - 04:46 Jul 15, 2026
    Ho fanamafisana ny ady amin’ny fiparitahan’ny valanaretina Mpox, nidina ifotony tao amin’ny fonjaben’i Tsiroano­mandidy ireo mpiasan’ny fahasalamana, “ekipan’ny Emad”. Paikady napetraky ny fitondram-panjakana, amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombon’antoka. Nandritra izany, nisy ny fanaovana vaksiny ny rehetra ka anisany ny mpiasan’ny fonja, ny mpiasan’ny fitsarana ary ireo voafonja. Santionany […]
  • Baolina kitra – Klioba Delta United: Hifantina tanora eto Madagasikara
    Newsmada - 05:30 Jul 14, 2026
    Ho fanampiana sy ho fikarakarana ny tanora malagasy, nantsangana ny klioba fiofanana baolina kitra, Delta United. Nambaran’ny teknisianina, Rasoanaivo Titi na ny Coach Titi, fa natsangana ho an’ireo zandry latsaky ny 16 sy ny 18 ary ny 19 taona izy ity. Hisy ny fifantenana manerana ny faritra eto Madagasikara rehefa […]

3510 items