Newsmada

Found 2905 news

  • 65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina : Hamolavola mpilalao ho reharehan’Antohomadinika
    Newsmada - 04:45 Nov 18, 2025
    Taorian’ny fanokafana ta­min’ny fomba ofisialy ny faha-65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina (RCI), taranja rugby, ny volana mey lasa iny, nitohy ny alahady teo, tetsy Antoho­madinika, ny hetsika. Natom­boka tamin’ny fotoam-pivavahana nitondrana am-bavaka ny ekipa sy ireo mpitantana ary ny mpilalao rehetra izany, mba ho taon’ny fahamatorana sy fiotazam-bokatra ary […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:45 Nov 18, 2025
    Efa manomboka miditra amin’ny fifidianana eo anivon’ny ligy, amin’izao fotoana izao, ny taranja basikety, taorian’ny fifidianana teny anivon’ny seksionina. Ligy telo indray no nahavita izany tamin’iny faran’ny herinandro iny. Anisan’izany ny ligin’i Bongolava sy Matsiatra Ambony. Ra­ha ny tetiandro, ny volana janoary 2026 no hotanterahina ny fifidianana eo anivon’ny Federasionina […]
  • Jiu-jitsu-« Mondiale » : Tompondaka maneran-tany i Idealisoa
    Newsmada - 04:44 Nov 18, 2025
    Medaly voalohany azon’ny Malagasy ao anatin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Jiu-jitsu brezilianina, tanterahina any Abu Dhabi, ny medaly volamena norombahin-dRanaivomanana Idealisoa, ny alahady lasa teo. Voahosotra ho tompondaka maneran-tany, araka izany, ity Malagasy mpikatroka eo amin’ny Gi/Kids 3/White/32kg, ity. Marihina fa zandrin’i Christian, ilay nahazo laharana fahatelo tamin’ny fiadiana […]
  • Lalao ara-pirahalahiana : Lavon’ny Barea 2 no ho 0 i Guinée Equatoriale
    Newsmada - 04:44 Nov 18, 2025
    Nahita fahombiazana ny ekipa nasionaly malagasy, omaly, tany Turquie. Nandresy an-dry zareo Nzalang Nationale Guinée Equatoriale ny Barea. Andrasana ny filaharan’ny Fifa. Tsara ny vokatra ho an’ny Barean’i Madagasikara. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 0, ny Nzalang Na­tionale an’i Guinée Equato­riale, omaly, tany Turquie. Fi­fanandrinana tafiditra anaty lalao […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:41 Nov 18, 2025
    Nandray ny soso-kevitry ny Pr Jonah Ratsim­bazafy, namana mpiara-miasa amin’ny sehatry ny fampianarana sy ny fikarohana, ny minisitry ny Fampi­anarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Nifan­tohan’ny resaka ny ady amin’ny diplaoma hosoka, izay anisan’ny laharam-pahamehan’ny minisitera amin’ny fanamafisana ny kalitaon’ny asa sy ny mangarahara eo amin’ny rafi-pampianarana ambony. Nahazo fampitandremana […]
  • Faragasy sy Dilo : Nahatafita hafatra ny « Soa Meva »
    Newsmada - 04:39 Nov 17, 2025
    Tafiditra ao anatin’ny « No­vembre numérique ». Ny sabotsy 15 novambra teo no nanatontosan’i Faragasy sy i Dilo (Eat My Butterfly) mpanakanto avy atsy amin’ny nosy La Réunion ilay fampisehoana an-tsehatra « Soa Meva ». No­­tazonin’i Faragasy hatrany ny aingam-panahy maha Malagasy azy teo amin’ny tontolon’ny famoronana. Nam­piasa ireo zavamaneno vokatry ny fikarohana teto […]
  • MSK – Fi.Mpi.Ma maneran-tany : Hisy ny fampiasana ny fitomboka mena
    Newsmada - 04:39 Nov 17, 2025
    Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy maneran-tany na ny Fi.Mpi.Ma, 62 taona niorenana. Nisy ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ity fikambanana ity sy ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina… Notanterahina, omaly, tao amin’ny efitrano malalaky ny Havoria etsy Anosy ny lanonana ho fanokafana ny fankalazana ny faha-62 taonan’ny Fikamba­nan’ny Mpikabary Malagasy ma­neran-tany na ny Fi.Mpi.Ma […]
  • Rugby ho an’olona 7 : Laharana fahefatra ny Makis Ladies
    Newsmada - 04:38 Nov 17, 2025
    Nifarana omaly, tany Kenya ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby lalaovina olona vehivavy “Africa Women’s 7’s Tournament”. Toy ny tamin’ny taon-dasa, laharana fahefatra ny Makis Ladies. Resin’ny The Cranes Ouganda, tamin’ny isa 38 no ho 12 teo amin’ny fiadian-toerana fahatelo. Tsy mbola afa-bela tamin-dry zareo Ogandezy indray ny […]
  • Hazakazaka Trail UCTS: Hisy ny fifaninanana ho an’ny ankizy
    Newsmada - 04:38 Nov 17, 2025
    Hotanterahina ny 21 hatramin’ny 23 novambra ho avy izao, eto an-dRenivohitra, ny hazakazaka mitety vohitra sy natiora, « Ultra Trek des Col­lines Sacrées (UTCS) ». He­tsika lehibe izay karakarain’ ny Ortana izy ity. Imasoana ny hampiroboroboana ny fizahantany maharitra sy ny Fanatanjahantena eto Anala­manga. Hampiavaka an’ity andiany ity, ny « Kilonga Trail (2,76 km) », […]
  • DAKA AN-JORONY: Sao miala loza ka sendra atambo
    Newsmada - 04:37 Nov 17, 2025
    Hiatrika lalao indray ny Barean’i Madagasikara anio. Fihaonana tsy ofisialy fa fanomanan-tena ihany. Efa mangina rahateo ny olan’ny federasionina, taorian’ny hetsika nitakiana ireo volan’ny mpilalao tamin’ny « Chan 2024 ». Manan­gasanga indray ity ny mety tsy hahatanteraka ny fihodinana faharoa amin’ny Diviziona faharoa nasionaly. Mety miala loza izany ka sendra atambo. Nifify […]
  • MPIVAROTRA SAKA
    Newsmada - 15:02 Nov 15, 2025
  • Harena an-kibon’ny tany: Antoky ny fanarenana ara-toekarena ireo tetikasa vaventy
    Newsmada - 05:02 Nov 15, 2025
    Miantoka ny 30% ny fa­non­dranana entana any ivelany ny fitrandrahana vaventy. Ma­nome ny 5% ny Harin­karena faobe (PIB). Nanome toky ny filohan’ny Fanava­ozana ny Repoblika, ny kolonely Ran­dri­anirina Michaël, raha niha­ona tamin’ny Von­dron’ny ori­nasa eto Madaga­sikara (Gem), ny 11 novambra teo, fa hametraka tontolo madio amin’ny fandraharahana eto amin­tsika, manodidina […]
  • Fandraharahana : Hatsangana ny politika momba ny indostria
    Newsmada - 05:02 Nov 15, 2025
    Tafiditra ao anatin’ny fanavaozan-drafitra apetraky ny fanjakana ny Politika hampandrosoana ny orinasa, fototry ny fampandrosoana ny toekarena. Hojerena manokana ny fomba hanampiana ny Malagasy mpandraharaha. «Hamolavola politika ho fampiroboroboana ny orinasa ny minisiteran’ny Fampiro­boroboana ny indostria sy ny fampivelarana ny sehatra tsy miankina (MIDSP). Hapetraka ihany koa ny Tahirim-pirenena entina […]
  • Kabary: Feno 62 taona ny Fi.Mpi.Ma
    Newsmada - 05:02 Nov 15, 2025
    16 novambra 1963 – 16 novambra 2025. Feno 62 taona ka­troka rahampitso ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy maneran-tany na ny Fi.Mpi.Ma. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ho fanamarihana izany ny « Takalo dinika amorom-patana » hotanterahina rahampitso, ao amin’ny Havoria, Anosy. Hanomboka amin’ny 1 ora sy sasany tolakandro, hamelabelatra ny lohahevitra: « Ny soatoavina malagasy […]
    Tags: Feno
  • Sarimihetsika malagasy : Mbola maro ireo olana mila vahan’ny mpisehatra
    Newsmada - 05:01 Nov 15, 2025
    Mbola lavidavitra ny tena famirapiratana ho an’ny sarimihetsika malagasy. Anisan’ireo sokajy « nafana » tamin’ny fakan-kevitra natao ny alakamisy teo koa ity seha-kanto iray ity. Misy vahaolana anefa avy amin’ireo mpisehatra. Lalàna mifehy, rafitra misahana, fahaiza-manao, fitaovana, sns. Samy mbola ahitana olana avokoa izany, ho an’ny sarimihetsika malagasy. Vory lanona ireo mpi­sehatra, […]
    Tags: Mbola
  • Mpilaravinahitra iharan’ny herisetra: Nofanina ireo mpandray an-tanana
    Newsmada - 04:55 Nov 14, 2025
    Naharitra roa andro ny fiofanana mahakasika ny fihainoana sy ny fandraisana an-tanana ny mpiasa nifindra mo­nina niharan’ny herisetra ka niverina an-tanindrazana, natao teny Anosy, tamin’ity he­­rinandro ity. Anisan’ireo tena iharan’izany sy fantatry ny maro ireo vehivavy mpilaravinahitra any amin’ny tany arabo toy ny any Koweit. Misy very saina tanteraka mihitsy […]
  • Fikaonandoham-pirenena kristianina: Fotoana handraisan’ny mpino an-tanana ny firenena
    Newsmada - 04:55 Nov 14, 2025
    Hotanterahina ny 19 novambra ka hatramin’ny 21 novambra ho avy izao ny fikaonandoham-pirenena kristianina voalohany, eny amin’ny ISTS katolika Mandrimena, Iavoloha, karakarain’ny Fikambanana mampiely Baiboly eto Madagasikara. Fotoana ireo hanasana ny kristianina te hitondra anjara biriky amin’ny fampandrosoana ny fanjakan’ Andriamanitra sy ny fanarenana ny firenena, haharitra hateloana. Na anaty […]
    Tags: Fotoana
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:54 Nov 14, 2025
    Hisokatra ny 20 novambra ho avy izao ny taom-piotazana letisia 2025, araka ny tinapaky ny Vondrona mpanondrana letisia (Gel). Hisokatra anio 14 novambra, ny Birao tokana, hikarakarana ny antontan-taratasy ilain’ny mpisehatra rehetra. Miondrana any Eoropa ny 90% ny letisia avy aty Madagasikara, ary any Rosia sy Emirats Arabo Mitambatra ny […]
  • « PLFI 2026 »: Fitaovana hampandrosoana ny toekarena ny hetra
    Newsmada - 04:54 Nov 14, 2025
    «Tsy loharanom-bola fotsiny ny hetra fa tena fitaovana politika ara-toekarena », hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Dr Rami­ari­son Herinjatovo. Miantoka ny fampiroboroboana ny toekarena sy hanatsarana ny lafiny sosialin’ny mponina ny fomba fijerin’ny fitondram-panjakana ny hetra. Misongadina izany ao anatin’ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibola (PLFI 2026) izay mikendry […]
    Tags: PLFI
  • JPM : Hanome tantsoroka ny fandraharahana
    Newsmada - 04:54 Nov 14, 2025
    Fametrahana sehatra tsy miankina mamiratra, maharitra ary feno fahombiazana ho an’i Madagasikara, ireo ny foto-kevitra hijoroan’ny « Jeune patronat de Madagascar (JPM) ». Omaly, nihaona tamin’ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny fampivelarana ny sehatra tsy miankina, Rasoarahona Andriniaina, ny mpikambana ao amin’ny JPM. Nohazavain’izy ireo nandritra izany ny vinan’ny hetsika […]

2905 items