Newsmada

Found 3510 news

  • Media Cup – «Independance Day 2026» : Nisongadina ny TVM sy i Miarimbola Vahatra
    Newsmada - 04:35 Jun 30, 2026
    Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianja CAI Ambodin’Isotry, ny “Media Cup – Independence Day 2026”, taranja tsipy kanetibe, nifanandrinan’ny samy mpanao gazety. Fifaninanana nokarakarain’ny Union des journalistes sportifs de Ma­dagascar (UJSM). Nisonga­dina ny TVM, nandrombaka amboara telo. Mpandresy teo amin’ny lalaon’olon-telo, i Tita sy i Nary ary i […]
    Tags: Media
  • Basikety 5×5: Oniversite 20 hifaninana amin’ny Hoopfest
    Newsmada - 04:34 Jun 30, 2026
    Hotanterahina ny 13 hatramin’ny 19 jolay izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny hetsika “Hoopfest”, andiany voalohany. Fifaninanana basikety lalaovin’olona 5, karakarain’ny Université Privé d’Ambohidratrimo. Hetsika natokana ho an’ny mpianatra eny anivon’ny ambaratonga ambony. Oniversite miankina sy tsy miankina 20, eo amin’ny sokajy lehilahy, no hifaninana amin’izany. Tsy misy kosa […]
  • Ampaha-16-ndalana : Miandrandra an’i Maroc sy i Côte d’Ivoire ny maro
    Newsmada - 04:34 Jun 30, 2026
    Ekipa afrikanina roa no indray hiditra an-tsehatra, anio, dia ny Elefantan’i Côte d’Ivoire sy ny Lions de l’Atlas, Maroc, eo amin’ny dingana ampaha-16-ndalana, amin’ity «Mondial 2026 » ity. Fihaonana hiendrika famaranana avokoa ny azy roa tonta ireo. Anisan’ny lalao mahasarika ny mpanara-baovao amin’ity «Mondial 2026» ity ny fihaonana roa hatrehin’ireo solontena afrikanina. […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:33 Jun 30, 2026
    Miatrika fanadinana bakalorea katolika ny sekoly miankina amin’ny finoana katolika amin’ity herinandro ity, manerana ny diosezy 22. An’aliny ireo mpianatra manatanteraka izany eo anivon’ny sekoly, araka ny fanazavana azo. Manan-danja ho an’ny mpiandraikitra ny fanabeazana katolika ny fanadinana satria azo handrefesana ny fahavononan’ny mpianatra hiroso amin’ny fanadinam-panjakana bakalorea, izay hotontosaina […]
  • Taom-pianarana 2026 : Fahombiazana feno ho an’ny sekoly Maarif
    Newsmada - 04:33 Jun 30, 2026
    Natao ny sabotsy 27 jona teo, teny amin’ny CCI Ivato, ny fanolorana mari-pahaizana ho an’ny mpianatra ao amin’ny sekoly tiorka Maarif Fara­laza Talatamaty. Raha aravona, nahomby ny vokatra azon’ny mpianatra sy ny mpitantana ny sekoly ho an’ny taom-pianarana 2025-2026. San­tionany vitsivitsy, 20 ny mpianatra GS nifindra CP, 9 ny ankizy […]
  • Pureplay Football League : Tompondakan’i Madagasikara ny CFFA Andoharanofotsy
    Newsmada - 04:56 Jun 29, 2026
    Efa-taona aty aoriana! Voa­hosotra ho tompondakan’i Madagasikara, Pureplay Foot-ball League (PFL), ny CFFA Andoharanofotsy, ary lasan’ izy ireo ny lelavola 20 tapitrisa Ariary. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 1 ny Ajesaia Antaninkatsaka, omaly, teny amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus By-pass. Raha hiverenana ny fifanandrinana teny an-toerana, nanjakan’ny CFFA mihitsy […]
  • Kick Boxing-Tompondakan’i Afrika : Medaly 22 noraofin’ny Malagasy tany kameronina
    Newsmada - 04:55 Jun 29, 2026
    Nandrombaka medaly 22 ny Malagasy mpikatroka taranja Kick boxing,  niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika tany Kameronina. Migadona an-tanindrazana, androany, izy ireo. Nanakoako tany Kame­ronina indray i Mada­ga­sikara! Namokatra ary  nitondra vokatra tsara ny solontena malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika,  taranja Kick Boxing,  natao tany Kameronina,  ny 21 hatramin’ny […]
  • Tsara ny vokatra ho an’i afrika: Ekipa sivy tafita amin’ny ampaha-16-ndalana
    Newsmada - 04:55 Jun 29, 2026
    Miditra amin’ny dingana hifanaovana veloma amin’izay ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, “Mondial 2026”. 32 sisa ny ekipa mbola manohy ny dia. Nahatafita ekipa sivy tamin’ireo 10 nandray anjara ny afrikanina. Tsy misy intsony ny kajikajy! Efa miditra ao anaty tsontsorimamba isarahana ny ekipa rehetra miatrika ny fiadiana ny ho […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:53 Jun 29, 2026
    Tontosa ny atrikasa fanombohana ny fanamboarana ny Drafitrasa hanamafisana ny rafitra nasionaly hiatrehana ireo loza mety hateraky ny sakafo tsy azo antoka sy hiarovana ny fahasalaman’ny vahoaka. Tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny fomba fiasa ny dingana, mikendry ny hanamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ireo sehatra rehetra voakasika amin’ny fisorohana, ny fanaraha-maso […]
  • EPP Sevohipoty : Nitombo avo dimy heny ny mpianatra
    Newsmada - 04:53 Jun 29, 2026
    Nisokatra ny taona 2015 ny akany fibeazana ao amin’ny EPP Sevohipoty. Tsy narisika loatra ny ray aman-dreny, tany am-boalohany. Zara raha nisy 60 teo ho eo ny zaza noraisina an-tanana. “Niova izany ankehitriny, miakatra avo dimy heny ny isan’ny mpianatra. Maha­tratra 311 izy ireo ao amin’ny akany fibeazana (préscolaire). Nahatonga […]
  • FOCUS CLIPSE TEEAN
    Newsmada - 08:24 Jun 27, 2026
  • Kianja Barea Mahamasina: tsy afaka handray ny lalaon’ny Barea amin’ny septambra
    Newsmada - 07:59 Jun 27, 2026
    Nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, omaly, tetsy Maha­masina, fa tsy ho tratra amin’ny volana septambra ny asa fanamboarana ny Kianja Ba­rea Mahamasina, izay havadika ho bozaka safiotra. Midika izany fa tsy hatao eto an-toerana ny lalao hihaonan’ny Barea amin’i Tanzanie. Tsiahivina fa tafiditra anatin’ny […]
    Tags: Barea
  • Podium tetsy Mahamasina: vahiny manokana ireo mpanakanto avy any Rosia
    Newsmada - 07:58 Jun 27, 2026
    Nanehoana kolontsaina marolafy ny tetsy amin’ny Kianjaben’i Mahamasina, omaly. Nanaitra ny rehetra ny fandraisana anjaran’ireo vahiny rosianina. Ny gadona efa fandre ihany, fa ny feony kosa dia vaovao tanteraka… Na izany aza, nitondra hafaliana ho an’ireo izay nanatrika ny « Podium » lehibe tetsy Ma­hamasina, omaly tolakandro, ireo mpanakanto avy any Rosia. […]
  • JME Atsinanana: zana-kazo 2 000 nambolena
    Newsmada - 07:55 Jun 27, 2026
    Niaraka nankalazaina ny 23 jona teo ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana (JME) sy ny Andro fiarovana ny zavamananaina hiadiana amin’ny fahangazan’ny tany, ho an’ny faritra Atsinanana. Tany Ambodiriana, distrika Toamasina II no nanatanterahina ny fotoana, ao anatin’ny Faritra arovana Betampona. Miisa 2 000 ny zana-kininina nambolena any an-toerana. Nankahery […]
  • Tetikasa APA: fizarana ny tombontsoa avy amin’ny fototarazo
    Newsmada - 07:46 Jun 27, 2026
    Natao omaly, ny tatitra momba ny tetikasa Fizarana ny tombontsoa azo avy amin’ny fototarazo sy ny fahalalana nentim-paharazana mahakasika ny zavamaniry (APA). Voakasik’izany ireo zavamaniry fanao fanafody, fikarakarana ny vatana sy tarehy. Tetikasa natao ny taona 2018 hatramin’ny 2025 ny APA, araka ny fifanarahana iraisam-pirenena tany Nagoya. Nilaza ny tale […]
    Tags: Tetikasa
  • Willot, i Antonio, i Marina Tompon’amboara Beach volley
    Newsmada - 08:00 Jun 25, 2026
    Nizotra ny faran’ny herinandro teo, tany Toama­sina, ny fiadiana ny am­boaran’­i Madagas­i­kara,­  taranja Beach volley, fihodinana faharoa. Ekipa 24 no nifaninana niady ny amboara nandritra izany. Teo amin’ny vokatra kosa, voahosotra ho tompon’amboara i Willot sy Anto­nio, teo amin’ny sokajy lehilahy,  rehefa nahazo ny fandresena nanoloana an’i Julio sy i Odilon,  tamin’ny seta […]
  • Tolona – Lalao olympika: raikitra ny fifantenana atleta ho any Dakar
    Newsmada - 07:59 Jun 25, 2026
    Hotanterahina any Dakar, renivohitr’i Senegal, ny 31 oktobra hatramin’ny 13 novambra ho avy izao, ny Lalao olympika natokana ho an’ny tanora (JOJ 2026). Efa nanomboka ny sabotsy teo, eny amin’ny Gymnase Ankorondrano, ny fifantenana ny mpilalao hiatrika izany. Anisan’ny taranja handraisan’ny atleta malagasy anjara ny tolona eny amin’ny torapasika, “ Beach […]
  • Laharana fahatelo tsara indrindra: valo ireo firenena hisitraka izany
    Newsmada - 07:57 Jun 25, 2026
    Hatramin’izao, tsy mbola misy ekipa afrikanina tafita amin’ny dingana ampaha-16-ndalana amin’ity fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ity. Ho an’ireo tsy tafiditra roa voalohany isam-bondrona, misy toerana valo hiadiana ho an’izay fahatelo tsara toerana indrindra. Firenena 7 no efa nahazo ny tapakila hiatrehana ny dingana ampaha-16-ndalana amin’ny “Mondial 2026”, tanterahina any […]
  • Indray mijery
    Newsmada - 07:55 Jun 25, 2026
     Nanatanteraka atrikasa tany Fianarantsoa ny solombavambahoaka mpikambana ao amin’ny «Coa­lition parlementaire pour la vaccination» notarihan’ny filohan’ny Vaomieran’ny fahasalamam-bahoaka sy ny fandrindram-piterahana, Dr Rajaobelina Lova Herizo. Adisisika momba ny fampandehanana ny «Fonds na­tional pour la vaccination» mba ho tena rafitra iray afaka ampiasaina hanamora ny fividianana vaksiny eto Madagasikara no nodinihina […]
  • Dokotera Volatiana: nanampy traikefa tany Etazonia
    Newsmada - 07:54 Jun 25, 2026
    Nanao fitsidihana voalohany tany Etazonia, tamin’ny alalan’ny fandaharanasa International Visitor Leadership Program (IVPL) ny Dr. Andriananja Volatiana, lehiben’ny sampan-draharaha misahana ny areti-mifindra ao amin’ny CHU Befela­tanana. Nanatri-maso ny fahaiza-manao amerikanina tao amin’ ny Cleveland Clinic, iray amin’ireo ivontoeram-pitsaboana lehibe indrindra maneran-tany ny tenany. Misy fandriana fandraisana marary 6 000 isa. […]
    Tags: Etazonia

3510 items