Newsmada

Found 3510 news

  • Fanamafisana fahamailoana: mampiasa « Caméra » ny sekoly
    Newsmada - 08:33 Sep 09, 2026
    Mbola miteraka horohoro eo amin’ny rehetra ny fahaverezana olona sy vono olona niseho nandritra ny fotoam-pialantsasatra ireny. Na an­kizy na tanora na olon-dehibe, samy lasibatra avokoa. Amin’izao fidiran’ny mpianatra izao, manamafy ny fanaraha-maso ny mpianatra na ny ray aman-dreny na ny sekoly, ho an’ny fandriampahaleman’ ny zaza sy ny ankizy. […]
  • Seha-pamokarana lohamenaka: ampitomboina ny fahafaha-miatrika ny fiovan’ny toetr’andro
    Newsmada - 08:30 Sep 09, 2026
    Nampahafantarina omaly, teny Ambatonakanga, ny tetikasa « Arche » izay hitondra fanavaozana ny fihariana mahakasika ny lohamenaka. Hampitombo ny fahafaha-miatrika amin’io seha-pamokarana io manoloana ny fiovan’ny toetr’andro. Marefo i Madagasikara noho ny fikorontanan’ ny toetr’andro, mihamafy ny fisehon’izany. Vo­ka­ny, marefo ny seha-pamokarana lohamenaka. Miankina amin’ ny fambolena sy ny toetr’andro. […]
  • Elections: plus de 80 partis consultés à Iavoloha
    Newsmada - 05:58 Sep 09, 2026
    Les consultations consacrées à la préparation des prochaines élections, initiées par le président de la Refondation de la République de Madagascar, le colonel Michaël Randrianirina, entrent dans la dernière ligne droite. Lancées le 2 septembre au palais d’État d’Iavoloha, elles réunissent depuis des partis politiques, des organisations de la société […]
    Tags: Iavoloha
  • Handball – « Can Juniors 2026 »: resy intelo ny Akio Madagasikara
    Newsmada - 05:51 Sep 09, 2026
    Ratsy ny vokatra ho an’ny ekipam-pirenena malagasy nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja handball, ho an’ny sokajy zandriny “Juniors”. Resy hatrany ny Akio tamin’ireo lalao telo nataony tao anatin’ny vondrona “B”. “Mbola resy indray …”! Lavon’i Nigeria tamin’ny isa 50 no ho 17, i Madagasikara, omaly, nandritra ny […]
  • Taxi-be tra-doza tetsy Ambohidahy: olona roa namoy ny ainy, 7 hafa naratra voafaokan’ny fiara
    Newsmada - 05:47 Sep 09, 2026
    Voalaza fa nisy olana teo amin’ny hisatra ny fiara zotra 186 iray rehefa tonga teo amin’ny tonelina Ambohidahy, omaly atoandro. Nahavoafaoka mpandeha an-tongotra miisa sivy izy io. Namoy ny ainy ny roa, maratra ny fito. Namoa-doza, tetsy am­bany tonelina Ambohi­dahy, omaly, tokony ho tamin’ny 2 ora atoandro, ny fiara taxi-be […]
  • Approvisionnement en électricité: la Jirama promet une amélioration à partir de ce week-end
    Newsmada - 05:41 Sep 09, 2026
    Le Réseau Interconnecté d’Antananarivo subit des délestages tournants de trois heures depuis le début de la semaine. La Jirama annonce un déficit de production estimé à 25 MW. Pour cause, le groupe G2 d’AfriPower Mandroseza reste hors service. La turbine Tac 1 de Jirama Ambohimanambola ne fonctionne plus, tout comme […]
    Tags: Jirama
  • Fanabeazana sy fampianarana: tsy tokony hiankindoha amin’ny vahiny
    Newsmada - 08:24 Sep 08, 2026
    Raha te hanarina an’i Madagasikara, ny fanabeazana sy ny fampianarana no mila hasiam-panitsiana. Marobe ireo taranja sy zana-taranja mila haverina. Vaky boky, fanabeazana ho olom-banona, fampiasana ny teny malagasy ho teny hoenti-manabe sy mampianatra, sns. Ao ihany koa ireo tokony hatsofoka. Fampianarana ireo fomba amam-panao sy ireo rehetra mifandraika amin’izany. […]
  • Hatsikana Hisedra sehatra irery i Godar
    Newsmada - 08:20 Sep 08, 2026
    Mihetsika ny tontolon’ny hatsikana. Mipoitra ireo manan-talenta, toa an’i Godar, vonona hitsapa mpankafy. Misy ary maro ny mpanao hatsikana misondrotra izao. Iray amin’ireny Andriampita Miranto, fantatra kokoa amin’ny hoe Godard. Efa tsikaritra tamina seho niarahana mpanao hatsikana maromaro, toy ny «Festi­val Jôkossô» izy. Fantatra kosa izao fa mitohy miakatra ny […]
    Tags: Godar
  • Eny amin’ny biraom-panjakana: tokony horaisina tsara ny rehetra
    Newsmada - 08:18 Sep 08, 2026
    Nanaovan’ny minisitry ny Asa, Denis Franconio Mac, fanamarihana manokana ny fandraisan’olona eny amin’ny biraom-panjakana, omaly, nandritra ny fananganan-tsaina. Mendrika fandraisana tsara mitovy avokoa ireo olona rehetra tonga manatona ireny biraom-panjakana ireny. Na avy aiza ny fiaviany na toy inona endrika ivelany, mitovy avokoa ny olona manan-draharaha eny amin’ny biraom-panjakana. Mendrika […]
  • Fahadiovan’ny tanàna: voarara ny mandrora, manipy fako eny an-dalambe
    Newsmada - 08:17 Sep 08, 2026
    Fihetsika mila fehezina ny fandrorarorana sy fanisinan-delo na fandrehofana…. eny rehetra eny. Andoavana sazy ny fanipazana izany eny amin’ny lalam-bahoaka. Sady mandoto tanàna no tsy fahalalam-pomba. Efa fantatra fa voarara kanefa fahazaran-dratsy na iniana atao ny fanaovana maloto eny rehetra eny. Mampahafantatra ny fehezam-pitsipika monisipaly misahana ny fikoloam-pahasalamana (CMH) ny […]
  • Elections de 2027: jusqu’à 2,7 millions de nouveaux électeurs potentiels
    Newsmada - 05:56 Sep 08, 2026
    A l’approche des prochaines échéances électorales, la jeunesse pourrait peser davantage dans le corps électoral malgache. Selon les estimations du KMF/Cnoe, entre 2,5 et 2,7 millions de personnes devraient atteindre l’âge légal du vote d’ici l’élection présidentielle prévue en 2027. Cette progression viendrait renforcer un électorat jeune déjà important. D’après […]
  • Fitaterana an-dranomamy: halalinina 2 m ny lakandranon’i Pangalana
    Newsmada - 05:52 Sep 08, 2026
    Ela ny ela! Manomboka ny asa fanadiovana manontolo ny lakandranon’i Pangalana. Mirefy 637 km ity lakandrano ity, mampitohy an’i Toamasina, mandalo Vatomandry, Mahanoro, Mananjary, mipaka any Farafangana. Tanjona ny hahazakan’ny lakandrano sambo hatramin’ny 60 taonina. Manantanteraka ny asa ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro (MTM), miaraka amin’ny Antokondraharaha […]
  • Valanaretina Mpox: maharaka ny toeram-pandraisana ny marary
    Newsmada - 05:48 Sep 08, 2026
    Tsy nisy tranga vaovao amin’ny valanaretina Mpox voatily ny sabotsy lasa teo, araka ny vaovao nomen’ny Cousp nasionaly. 3 589 ny tranga voamarina nanomboka ny 18 desambra 2025 hatramin’ny faran’ny herinandro teo. 2 865 ny sitrana ary 23 namoy ny aina ka ireo mitondra ny tsimokaretina VIH/Sida no maro anisa […]
  • Météo : Episode El Nino, Madagascar classée en situation préoccupante
    Newsmada - 05:40 Sep 08, 2026
    Selon le Bureau de coordination des affaires humanitaires des Nations unies (OCHA), Madagascar fait face à la me­nace d’un épisode El Niño exceptionnellement fort, couplé à un Dipôle de l’océan Indien (IOD) positif, allant de ce mois de septembre jusqu’au début de l’année 2027. En somme, la Grande île se […]
  • Handball – Can Junior: indroa resy ny Akio Madagasikara
    Newsmada - 07:51 Sep 07, 2026
    Faharesena indroa no azon’­ny Akio Madagasikara, teo amin’ny andiany faha-33 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2026), taranja handball sokajy “junior” lehilahy. Fihaonana tantera­hina any Abidjan Côte d’Ivoire. Teo amin’ny andro voalohany natao ny sabotsy lasa teo, ho an’ny sokajy “B” lavon’i An­gola tamin’ny isa 49 no ho 17 […]
  • Rugby – XXL Top 12: voahositra ho tompondaka ny Cosfa
    Newsmada - 07:50 Sep 07, 2026
    Tontosa omaly, tetsy amin’ ­ny kianja Makis Andoha­tape­naka ny famaranana niadiana ny ho tompondakan’i Madaga­sikara, taranja rugby XXL Top 12. Voahosotra ho tompondakam-pirenena ny Cosfa (Be­baoty) rehefa nandresy ny Uscar, tamin’ny mokafohy, 26 no ho 25. Niady tanteraka ny fihaonana satria nifanenjehana hatrany ny isa. Na izany aza, nitarika 8 […]
    Tags: Cosfa
  • Fifanintsanana afrikanina: naharesy ny CFFA, resy ny FC Rouge
    Newsmada - 07:48 Sep 07, 2026
    Tsara fiditra ny CFFA teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika. Ratsy fanombohana kosa ny FC Rouge, eo amin’ny fifanintsanana ho an’ny amboaran’ny kaonfederasiona. Vokatra, teo amin’ny fihaonana savaranonando mandroso avokoa ireo. Notanterahina ny sabo­tsy lasa teo, ireo lalao roa amin’ny fifanintsanana afrikanina, taranja bao­lina kitra ho an’ny ekipa tompondaka […]
  • Vovonana Tantana: misokatra amin’ny tanora mpitarika
    Newsmada - 07:45 Sep 07, 2026
    Am-perinasa tanteraka ny vovonana Tantana ankehitriny, herinandro taorian’ny nijoroany tamin’ny fomba ofisialy. Se­hatra iray ivondronan’ny tanora mpitarika sy ireo raiamandreny resy lahatra amin’ny fanoha­nana ny fanavaozana sy ny Kly Randrianirina Michaël izany. Misokatra amin’ny sokajy sy ankolafy samihafa izy. Mame­traka ny fahavononana sy asa ho enti-mampandroso fa tsy mijanona amin’ny […]
  • Dinika politika eny Iavoloha: mitaky fitoniana ny fanaovana fifidianana
    Newsmada - 07:43 Sep 07, 2026
    Hitohy amin’ity herinandro ity ny dinika politika eny Iavoloha. Handray ireo filoham-pirenena teo aloha ny Kly Randrianirina Michaël. Efa nohainoana ny vondrona sy antoko politika, toy ny Irmar, ny MMM, ny Siap sy ny Avi, izay manamafy fa fitoniana aloha vao fifidianana. Miditra amin’ny herinandro faharoa amin’ny dinika politika ny […]
    Tags: Iavoloha

3510 items