Newsmada

Found 3510 news

  • « Tamberina »: manome fotoana amin’ny taona ho avy i Nono
    Newsmada - 09:20 Sep 14, 2026
    Feno fihetseham-po. Izay no azo hamintinana ny seho roa nataon’i Nono, tetsy amin’ny CCEsca sy tetsy amin’ny Havoria, ny alin’ny zoma teo. Namaly hatrany ireo mpankafy azy. I Nono kosa tsikaritra ho feno hafaliana, ka navoakany tamin’ny talentany izany. Soa ka niaraha-nihira avokoa ry «Ilay Masoandro», «Mandondona», «Miaka-midina», «Ankizy milalao», […]
    Tags: Nono
  • « Marina mafy »: anaty ran’i Joely ny fampihomehezana
    Newsmada - 09:20 Sep 14, 2026
    Tsy nisy nahavita toa azy, hatreto. I Joely no mpampihomehy voalohany nahafeno ny Lapan’ny fanatanjahantena. Izy koa no nahavita nampihomehy mpijery nandritra ny ora telo mahery. «Marina mafy !». Tena nampiaiky ny rehetra, araka ny anaran’ny fampisehoana nataony mihitsy, raha ny talentan’i Joely. Tena mikoriana anaty rany ny fampihomehezana, ary vavolombelon’izany […]
  • Alinirina Enica: mahavokatra be ny mangahazo atao compost
    Newsmada - 08:51 Sep 14, 2026
    “Mpisitraka ny tetikasa “Vatsin’ankohonana” efa hatramin’ny taona 2024 aho, renim-pianakaviana mamelona zaza telo. Mamboly sy miompy no tena asako”, hoy i Alinirina Enica. Tany aloha, voly saritaka ny fomba fambolena ny mangahazo, zara raha misy vokatra. Nampianarina azy ny fomba fambolena “Basket compost” ka tsy mampino ny vokatra tamin’ny mangahazo […]
  • Hery Rajaonarimampianina: « Madagascar a besoin de stabilité »
    Newsmada - 05:59 Sep 14, 2026
    A l’occasion du congrès provincial du HVM, samedi à Ambodifasika Itaosy l’ancien président Hery Rajaonarimampianina a appelé à préserver une stabilité durable à Madagascar, qu’il considère comme une condition essentielle du développement du pays. Il a également interpellé les responsables politiques à privilégier l’intérêt général et à avoir une vision […]
  • Banky iraisam-pirenena: vonona hamatsy vola ny tetikasa Volobe
    Newsmada - 05:53 Sep 14, 2026
    Afaka mandray anjara amin’ny famatsiam-bola, anjara birikin’ny fanjakana amin’ny tetikasa Volobe, ny Banky iraisam-pirenena mba hampihena ny vidin’ny herinaratra. Iray tamin’ ireo dinika fifanakalozan-kevitra nisongadina tamin’ny tetikasa ny vidin’ny kWh. Ankilany, manana tanjaka hatrany amin’ny 150 MW i Volobe ka tanjona ny hampihena ny fahatapahan-jiro eto Antananarivo sy ny manodidina […]
  • Fifaninanana afrikanina: tafakatra ny CFFA, raraka ny FC Rouge
    Newsmada - 05:49 Sep 14, 2026
    Mbola manohy ny diany amin’ny fifaninanana afrikanina, « Ligue des champions Caf », ny ekipan’ny CFFA Andoharanofotsy. Nangoron-damba kosa ny ekipan’ny FC Rouge tamin’ny fiadiana ny amboaran’ny Caf ho an’ireo klioba. Tafakatra any amin’ny dingana manaraka amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ireo klioba, « Ligue des champions Caf », ny ekipan’ny […]
    Tags: Rouge
  • Trafic illicite: quatre lingots d’or saisis à l’aéroport d’Ivato
    Newsmada - 05:46 Sep 14, 2026
    Quatre lingots d’or, d’un poids total de 5,75 kg, dissimulés dans la valise d’une passagère et destinés à être exportés clandestinement hors du pays, ont été interceptés à l’aéroport international d’Ivato par une équipe de la Présidence de la Refondation de la République de Madagascar, hier. La dame, propriétaire de […]
    Tags: Ivato
  • Volley-ball – “Mada D2”: fantatra ireo hanao ny famaranana
    Newsmada - 06:21 Sep 12, 2026
    Tontosa omaly, tetsy amin’ ny Kianja mitafon’Ankoron­drano, ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakam-pirenena taranja volley-ball, sokajy D2. Saika voahaja avokoa ny lojika tamin’ity, satria nivoaka ho mpandresy ireo klioba heverina ho sangany amin’izao fotoana. Ho an’ny vehivavy, hifanandrina eo amin’ ny famaranana ny Squad-X sy ny VBCD. Ny Squad-X izay […]
  • Fifaninanana afrikanina: ny CFFA hiaro ny isa roa, ny FC Rouge hanala vela
    Newsmada - 06:20 Sep 12, 2026
    Azo lazaina fa tafita any amin’ny dingana manaraka amin’ny “Ligue des champions Caf” ny ilan-tongotry ny CFFA Andoharanofotsy, raha toa ka mbola sahirana ny FC Rouge atsy amin’ny“Coupe de la confédération Caf”. “Samy hiezaka!” Ho­ton­tosaina amin’ity faran’ny herinandro ity ny lalao miverina rehetra ho an’ireo solontena malagasy roa miatrika ny […]
    Tags: Rouge
  • Taratry ny kanto
    Newsmada - 06:18 Sep 12, 2026
    Notolorana ny mariboninahitry ny kanto i Nônô. Ny « Commandeur de l’ordre des arts, des lettres et de la culture » izay fara-tampony amin’izany no nomen’ny minisitry ny Kolontsaina sy ny serasera, Mandrindrarivony O’gascar Fenosoa an’ity andrarezin’ny kanto ity, omaly tolakandro. Hotontosaina etsy amin’ny CGM/GZ Anala­kely, anio, manomboka amin’ny 10 ora tolakandro, […]
  • Festival Jôkôsô: haneho ny talentany ireo sangany amin’ny hatsikana
    Newsmada - 06:17 Sep 12, 2026
    Hiaraka haneho ny talentany mandritra ny “Festival Jôkôsô” ireo mpanakanto amin’ny hatsikana sy fampihomehezana efa matihanina sy andrarezina. Fa eo koa ireo tanora vao misondrotra nefa tsy mena-mitaha amin’ny hafa. Tsy lany olona manan-talenta i Madagasikara. Hatao ny 18 hatramin’ny 25 septambra ho avy izao, eto Antananarivo sy Toamasina, ny […]
    Tags: Festival
  • Ligue des Champions: la FCJE dénonce des chants antisémites et islamophobes avant Real-Inter
    Newsmada - 06:13 Sep 12, 2026
    Une nouvelle polémique sur les discours de haine dans le football espagnol a éclaté mercredi autour du stade Santiago-Bernabéu. Des chants attribués à un groupe de jeunes supporters du Real Madrid, proférés avant la rencontre face à l’Inter Milan, ont provoqué une réaction ferme de la Fédération des communautés juives […]
  • Valala an-karona indray !
    Newsmada - 06:02 Sep 12, 2026
    Mahavariana ny mpanao politika, tsy miova mihitsy ny fomba fanao. Ny nataon’ireo rehetra nifandimby ihany no miverina. Tsy mahagaga anefa izany satria ny mpitarika sy ny mpitondra no miova. Ny mpiantsehatra ve? Mpanao politika mahay mihofo sy manaraka ny volontany. Tsy misy resaka etika sy fahatokanam-po eo. Tena henjana amin’ny […]
  • Vovonana Tantana: mampivondrona ny ben’ny Tanàna
    Newsmada - 05:59 Sep 12, 2026
    Vovonana iray manohana ny Fanavaozana sy ny Kly Randrianirina Michaël ny “Plateforme Tantana” tarihin-dRakotoniaina Justin. Na­tsangana mba hanome sehatra ireo mpitarika, manana traikefa isan-karazany, hoenti-mampandroso an’i Mada­ga­sikara. Herintaona aty aorian’ny nitolomana, mampivondrona ny ankolafin-kery rehetra ny vovonana. Anisan’izany ny ben’ny Tanàna. Vonona ny hiara-hiasa sy hanamora ny fananganana ny Firaisan­kinan’ny […]
  • Fiaraha-miasa iraisam-pirenena: hanohana ny fifidianana ny Vondrona eoropeanina
    Newsmada - 05:59 Sep 12, 2026
    Noraisin’ny filoha lefitry ny kaomisionin’ny Vondrona eoropeanina (UE), Kaja Kallas, afakomaly, tao Bruxelles, ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël. Voaresaka ny fiaraha-miasa marolafy, indrindra ny lafiny politika. «Vonona hanohana sy hanampy amin’ny fifidianana izahay », hoy ity tomponandraikitra ambony eo anivon’ny UE ity. Nohamafisin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika izany ka nilazany […]
    Tags: Vondrona
  • Tselatra
    Newsmada - 05:54 Sep 12, 2026
    Lehilahy telo mpivarotra rongony voasambotry ny polisy tao Miakadaza, kaominina Imerintsiatosika, afakomaly. Nosavaina, nahatrarana fonosana rongony efa voatsinjara teny amin’izy telo lahy. Nogiazana ireo zava-mahadomelina ary natolotra ny fampanoavana izy ireo. Mpanendaka miisa efatra saron’ny polisy tao amin’ny fokontany Tsararano, kaominina Mahajanga, afakomaly. Ikoizana amin’ny asa ratsy amin’ny fokontany manodidina […]
  • Anosipatrana: mpangalatra moto voatora-bato
    Newsmada - 05:53 Sep 12, 2026
    Nandositra nikasa hiampita ny ranon’Ikopa, voasambotry ny fokonolona ka natolotra ny mpitandro filaminana ny lehilahy iray mpangalatra moto teny Anosipatrana, omaly maraina. Moto an’olon-tsotra napetraka teo amin’ny toerana voatokana sady andoavam-bola ity nokasain’ny olon-dratsy hangalarina ity. Tsy nampoiziny, niverina tampoka ny tompon’ny moto. Nahita ny fihetsik’ity olon-dratsy ity izy. Nandositra […]
  • Entrepreneuriat EJE Lab 3.0, quatre mois pour transformer des idées en projets viables
    Newsmada - 09:16 Sep 11, 2026
    Ils sont soixante jeunes porteurs de projet à participer cette année à la troisième édition de l’Espace Jeune Entrepreneur, EJE Lab 3.0. Ils seront accompagnés, pendant quatre mois, dans la structuration de leurs idées pour parvenir à transformer un projet entrepreneurial en activité viable et, à terme, commercialisable. Aller au-delà […]
  • SNPS 2024-2030: hamafisina ny fiahiana ara-tsosialy mampiaty
    Newsmada - 08:19 Sep 11, 2026
    Hametraka ny Paikady nasionaly momba ny fiahiana ara-tsosialy (SNPS) ho an’ny taona 2024-2030 ny fanjakana amin’ny alalan’ny minisiteran’ ny Mponina sy ny fiahiana sosialy. Mifototra amin’ny fana­tanterahana ireo fandaharanasam-panjakana sy fandrindrana ireo rafitra fiahiana ara-tsosialy izany. Mikendry ny hampiroboroboana sy ha­namafisana ny fiahiana sy ny faharetan’ny mponina marefo manoloana ny […]
    Tags: SNPS

3510 items