Newsmada

Found 3510 news

  • Robotex any Korea Atsimo: miantso tolo-tanana ny ekipa Karoka
    Newsmada - 08:17 Sep 11, 2026
    Hisolo tena an’i Madagasikara ny ekipa Karoka mandritra ny Festival iraisam-pirenena momba ny robotika “Robotex”. Hotanterahina any Songdo Convensia, Incheon, Korea Atsimo, ny 20 novambra hatramin’ny 2 desambra ho avy izao, izany. “Maze Solving” no sokajy hifaninanan’ ny ekipa Karoka. Fifaninanana robot haniva­tsiva lalana ahafahana ho tonga amin’ny toerana iray […]
  • Sombim-baovao
    Newsmada - 08:14 Sep 11, 2026
    Nanasongadina ny “Ambaniala” ny “Hakanto Night” andiany faharoa. Tontosa ny alin’ny zoma teo ity hetsika ity, tetsy amin’ny Hakanto Contemporary Ankadimbahoaka. Naneho ny tadidy sy ny endrika manodidina ny Fifohazana i Emilie Andriamahefa, tamin’ny alalan’ireo sanganasany naseho. Notakarina tamin’ireo saripikan’i Pierrot Men, manodidina indrindra ilay fampirantiana “Fofon’Aina”, mmba ny Fifohazana […]
  • Produire, transformer, développer: Ivato accueille la Fia et le Fig jusqu’au 13 septembre
    Newsmada - 05:57 Sep 11, 2026
    La CCI Ivato accueille depuis ce 10 septembre jusqu’au 13 septembre, la 8e Foire internationale de l’Agriculture, de l’Élevage et de la Pêche (Fia) jumelée avec le 2e Festival international de la Gastronomie (Fig), sur le thème « Madagascar en mouvement : produire, transformer, développer »..Plus de 250 stands réunissant […]
  • Arnaque en ligne à Madagascar: “500 fraudeurs en ligne arrêtés”, selon Washington
    Newsmada - 05:53 Sep 11, 2026
    De source auprès de l’Agence France-Presse (AFP), la procureure fédérale de Washington, Jeanine Pirro, a tenu une conférence de presse, avant-hier. Ce fut l’occasion pour elle, de revendiquer la participation américaine au démantèlement de centres d’arnaques en ligne à Madagascar opérés par des ressortissants chinois. Une coopération internationale d’envergure en […]
  • Herisetra an-tokantrano: renim-pianakaviana roa namoy ny ainy
    Newsmada - 05:43 Sep 11, 2026
    Vehivavy roa samy namoy ny ainy vokatry ny herisetra nahazo azy. Renim-pianakaviana iray vao 20 taona monja tsy tana ny ainy, tao amin’ny fokontany Soamiarana, kaominina Arivonimamo, ny alin’ny talata 8 septambra teo, tamin’ny 8 ora.  Nahitana dian’antsy maromaro tamin’ny vatan’ity vehivavy ity, tamin’ny fotoana namonjen’ny fianakaviany azy tao amin’ny […]
  • Fermeture de la gare routière Fasan’ny Karana: le ministre des Transports persiste et signe
    Newsmada - 05:36 Sep 11, 2026
    Ne pas faire machine arrière. Le ministre des Transports et de la météorologie, Herizo Ramanambola Andrianavalona, s’est montré intransigeant hier, sur fermeture de la gare routière Fasan’ny Karana et le déménagement vers la gare routière d’Amoronakona de toutes les coopératives concernées, au plus tard le 16 septembre. A partir de […]
  • Sandratra Atsinanana: nanome sehatra ireo mpianatra
    Newsmada - 07:50 Sep 10, 2026
    Nanamarika koa ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ny tany Brickaville, ny alarobia lasa teo. Nandray ny hetsika ny CEG Brickaville, ka nifarimbona tamin’izany ireo mpianatra, mpampianatra ary ny Sampana Faribolana Sandratra Atsinanana. Nano­me sehatra bebe kokoa ireo mpianatra ireo poeta sy mpanoratra, nahafahan’izy ireo niantsa […]
  • Tontolon’ny dihy: maniry hiatrika seho iraisam-pirenena i Bboy Fabio
    Newsmada - 07:49 Sep 10, 2026
    Anisan’ny Malagasy mpandihy, manana ny lazany eto Madagasikara, i Tovonirina Thierry Fabio na i Bboy Fabio. Efa nahazo indroa misesy ny fifanintsanana teto Madagasikara ny lehilahy ary maniry ny hifaninana amin’ireo mpandihy iraisam-pirenena. Tovolahy 28 taona, efa manana ny toerany eo amin’ny sehatry ny dihy, indrindra ny Break Dance, i […]
  • Fahaiza-manao niomerika: nihaona ny METFP sy ny mpitantana ny Gip Pix
    Newsmada - 07:46 Sep 10, 2026
    Nihaona tamin’ny tale jeneralin’ny Gip Pix, Benjamin Marteau, ny delegasionin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Andriamampandry Todisoa Manampy, tamin’ity herinandro ity, tao Paris, Frantsa. Nifantoka tamin’ny fahazoana mari-pahaizana niomerika ekena eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny fampifanarahana amin’ny fenitra, “Cadre de déférence des compétences numériques sy digitale compétence framework” […]
  • Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo: vehivavy 103 notolorana mari-pankasitrahana
    Newsmada - 07:45 Sep 10, 2026
    Notolorana mari-pankasitrahana momba ny fambolena an-tanàn-dehibe tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely, afakomaly, ireo vehivavy miisa 103. Avy amin’ny fokontany valo eto Antananarivo izy ireo. Nisy ny avy eny Am­bodimita, Ambodihady, Ando­hanimandroseza, Ankazo­man­ga Avaratra, Antetezana Afovoany, Ampefiloha Ambo­dirano, Ampangabe Anjana­kifolo ary Amboditsiry. Fam­piofanana nokarakarain’ny ONG Gret, tamin’ny alalan’ny tetikasa Aintsoa izy […]
  • MJS: la PNS en phase de finalisation, un quartier général installé au Kianja Barea
    Newsmada - 05:53 Sep 10, 2026
    Réunis au Kianja Barea Mahamasina, le ministère de la Jeunesse et des Sports, les fédérations et la presse, ont tracé les grandes lignes du renouveau sportif malgache. Entre l’adoption imminente de la Politique Nationale des Sports (PNS) prévue sous forme de loi d’ici octobre et l’effort financier engagé pour réhabiliter […]
  • Lutte contre la cybercriminalité: Madagascar signe le traité de l’ONU
    Newsmada - 05:49 Sep 10, 2026
    Par le biais de Lanto Rahajarizafy, ambassadrice extraordinaire et plénipotentiaire de Madagascar auprès des Nations unies, la Grande Île a signé vendredi à New York le traité des Nations unies contre la cybercriminalité, mieux connu sous l’appellation « Convention de Hanoï », dont le projet d’adhésion a été approuvé en […]
  • Fifanintsanana Can 2027: hisy mpilalao vaovao telo hanatevina ny Barea
    Newsmada - 05:47 Sep 10, 2026
    Mbola eo am-piandrasana ny lisitry ny mpilalao hanatevina ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara, mandritra ny andro voalohany sy faharoa amin’ny fifanintsanana “Can 2027”, ny mpankafy baolina kitra. Misy mpilalao vaovao telo anatin’izany. Raha tsy misy ny fiovana, hisy mpilalao telo vaovao nantsoin’ny mpanazatra Corentin Martins, hanatevina ny Barea mandritra ny andro […]
    Tags: Barea
  • Naka an-keriny zaza varira: olona dimy niray tendro voasambotra
    Newsmada - 05:44 Sep 10, 2026
    Tratry ny vela-pandrika na­taon’ny zandary tao Amba­ton­drazaka ireo naka an-keriny zazavavy varira 3 taona tany Vavatenina tamin’ny 5 septembra. Nokasain’ireo mpaka an-keriny hamidy izy. Misy fianakavian’ny renin’ilay zaza tamin’ireo olona dimy tompon’antoka tamin’ilay asa ratsy. Vehivavy ny telo ary lehilahy ny roa tamin’ireo voasaringotra. Namonjy alim-bavaka ny renin’ilay lasibatra. «Navelan’ny […]
  • Gare routière « Fasan’ny Karàna »: les lignes du Sud maintenues sur place
    Newsmada - 05:43 Sep 10, 2026
    Les transporteurs desservant les lignes du Sud pourront finalement rester à la gare routière de Fasan’ny Karàna, malgré la décision initiale de transférer l’ensemble des coopératives vers Amoron’Akona dans un délai de 15 jours. Une nouvelle solution a été trouvée à l’issue des discussions engagées par le ministère de l’Aménagement […]
    Tags: Fasan
  • Comores – Etat de santé de Ahmed Abdallah Mohamed Sambi: Said Ahmed Said Abdillah lance appel au colonel Azali Assoumani
    Newsmada - 12:34 Sep 09, 2026
    Ces derniers mois, la situation politique, sociale et économiques aux Comores, ainsi que l’Etat de santé de l’ancien président, Ahmed Abdallah Mohamed Sambi, a fait les gros titres des journaux régionaux et internationaux. A ces sujets, Said Ahmed Said Abdillah dit Sasa, président du Parti Comores Alternatives (P.C.A) et membre […]
  • Fanatanjahantena: hanatevina ny tontolo ny Aikon
    Newsmada - 08:35 Sep 09, 2026
    Tonga manatevina ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety ara-panatanjahantena ny gazety boky Aikon. Nampa­hafantarina ny zoma lasa teo, tao amin’ny efitranon’ny Kianja Barea Mahamasina ny fivoahan’ny laharana 00. Namba­ran-dRakotondrasoava Fetra, talen’ny famoahana, fa mifantoka tanteraka amin’ny fanatanjahantena ny Aikon. Amin’ izao fiandohana izao aloha, isaky ny telo volana ny fivoahan’ity gazetiboky ity. […]
    Tags: Aikon
  • “Alahadin’ny firaisankina”: nahomby ny tolotra fitarafana maimaimpoana
    Newsmada - 08:34 Sep 09, 2026
    Fahombiazana ny “Alahadin’ny firaisankina” nokaraka­rain’ny Institut médical de Madagascar (IMM), raha ny tom­bana avy amin’izy ireo. Santatra am-bavarano ny hetsika. Ankizy 25 no nisitraka fitarafana (échographie) maimaim­poana hahafahana manohy fitsaboana sy hahitana ny tena fototry ny aretina. Niaraka tamin’ny taratasy mazava avy amin’ny dokotera mpitsabo azy ireo ankizy ireo ka […]
    Tags: Alahadin

3510 items