Newsmada

Found 3510 news

  • FOCUS NY EJA
    Newsmada - 14:54 Sep 26, 2026
  • Teatra: 9 mianadahy hamelona ny Voamaintilany
    Newsmada - 04:54 Sep 26, 2026
    Nanatanteraka ny famerenana farany, omaly, ireo mpilalao teatra 9 mianadahy. Hamelona ny tantara Voamaintilahy, ra­hampitso alahady 27 septambra, eny amin’ny Ivokolo Charles Ravaloson, Analakely, izy ireo. Samy hitondra ny anjara toerany avy izy 9 mianadahy ary ho velomina eo imason’ny mpijery ny tantara efa nomanina hatry ny ela. Tsiahivina fa […]
  • « Ivony », etsy amin’ny Coliseum: Miatrika fanamby goavana ry AmbondronA
    Newsmada - 04:54 Sep 26, 2026
    Rahampitso ilay andro lehibe ho an’ny tarika AmbondronA sy ny mpankafy azy. Tsy ny famenoana ny Coliseum intsony ny fanambin’ny tarika, fa hametraka seho ho tantara. Herinandro mialoha no nanomboka ny fanomanana ny sehatra. Tsy mbola fahita hatrizay nisian’ny seho tao amin’ny Coliseum Antsonjombe no homanin’ny tarika AmbondronA. «Ivony no nataonay […]
  • BNGRC: Mifanakalo traikefa any La Réunion
    Newsmada - 04:53 Sep 26, 2026
    Nandray anjara tamin’ny fihaonan’ireo tomponandraikitra ambony misahana ny fitantanana ny tandindon-doza sy ny loza eto amin’ny faridranomasimbe Indiana ny delegasionina avy amin’ny BNGRC. Hetsika nokarakarain’ny COI, niaraka amin’ny etamazaoron’ny ranomasimbe Indiana frantsay misahana ny vonjy voina. Niompana tamin’ny fifanakalozana momba ireo rafitra nasionaly misahana ny fitantanana ny loza sy ny […]
    Tags: BNGRC
  • Ho fiatrehana ny El nino: Miantso amin’ny fametrahana drafitrasa fiomanana ny Hina
    Newsmada - 04:53 Sep 26, 2026
    Tranga ara-toetr’andro voajanahary mitsingerina isaky ny roa na fito na 10 taona eo ho eo ny El nino. Mi­hamafana ny ranomasina ka ny tambolon-drivotra dia miteraka haintany na tondradrano. Eto amintsika, ny haintany no isehoany kokoa, indrindra any atsimo izay efa tena iharan’ny haintany lavareny. Rehefa mihena ny orana, mihena […]
  • GCAM 2026: Fivezivezena mora mihetsika
    Newsmada - 04:53 Sep 26, 2026
    Mizara roa! Nanomboka ny 25, hitohy ny 26 ary 27 septambra ny hetsika Salon de l’auto Madagasikara eny amin’ ny CCI Ivato. Mampiavaka ity andiany faha-15 ity ny fitohizan’ny hetsika fanindroany indray, ny 1, 2, 3 ary 4 oktobra, eny an-toerana ihany. Mikarakara azy ny Vondron’ny mpanafatra fiara avy any […]
  • Faritr’Itasy : Taribin-jiro 600 m nisy nangalatra
    Newsmada - 04:44 Sep 24, 2026
    Mirongatra ny halatra taribin-jiro any amin’ny lalam-pirenena voalohany, indrindra any amin’ny faritra Itasy. Tamin’ny alin’ny alatsinainy 14 septambra teo, nahatratra 600 m ny taribin-jiro nisy nangalatra tamin’ny zotra «triphasée» eny Soamahamanina. Niteraka fahatapahan’ny fa­matsiana herinaratra maro izany, nanomboka teo Soa­mahamanina, Mandiavato, Miarinarivo, Manazary, Am­batomanjaka, Analavory, Am­pefy, Mananasy hatrany Soa­vinandriana. Nametraka […]
    Tags: Itasy
  • Fikaonandoham-pirenena: Hiofana ireo « Trio » ho eny ifotony
    Newsmada - 04:44 Sep 24, 2026
    Miroso tsikelikely ny fiatrehana ny fikaonandoham-pirenena. Anisan’ny efa handeha ny eny anivon’ny fokontany. Nambaran’ny loharanom-baovao eo ani­von’ny FFKM fa efa hanomboka tsy ho ela ny fanofanana ireo mpanamora sy mpitantsoratra ary koa ny mpiandraikitra hisahana ny fitaovana «Trio». Efa maro ireo zanaky ny fiangonana eo anivon’ny FFKM namaly ny antso […]
    Tags: Trio
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 04:43 Sep 24, 2026
    Hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny « Zoma ifampizarana », adihevitra tokony hotontosaina ny zoma izao, eny amin’ny Mozea ICMAA Isoraka. Noho ny fotoam-pahatsiarovana ny hetsika nisy teto amin’ny firenena no antony. Mbola vonona amin’ny fotoana manaraka koa ny pasitera Kotobesoa, hiresaka ny lohahevitra “Le “fatrange”, territoire des vivants et mémoire des morts ». […]
  • « Ant’SAry Doc Mada », andiany faha-4 : Hasongadina ireo horonantsary fanadihadiana
    Newsmada - 04:43 Sep 24, 2026
    Horonantsary maro notontosaina tany amina firenena 10, anisany ny eto Madagasikara. Ireo no halahatra, hampahafantarina sy hifaninanana mandritra ny “ant’Sary Doc Mada”. Hatao eto Antananarivo ny andiany faha-4 amin’ny “Festival Ant’Sary Doc Mada”, ny 25 septambra hatramin’ny 3 oktobra izao. Hetsika iraisam-pirenena, mi­o­mpana manontolo amin’ny horonantsary fanadihadiana izy ity. Sanganasa […]
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 04:42 Sep 24, 2026
    Sekoly vaovao miisa telo, samy manana efitrano fianarana roa, no naorina ao amin’ny kaominina Miary Lamatihy, distrikan’i Sakaraha. Tamin’ny alalan’ny tetikasa Contribution large à l’amélioration de la scolarisation, de la santé et de l’environnement des enfants (Classes), tanterahin’ny ASOS, tohanan’ny ONG Partage no nahavitana izany. Misy sekoly roa hafa koa […]
  • Tsipy kanetibe – UBMT  : Klioba zandriny indrindra nefa misongadina
    Newsmada - 04:47 Sep 23, 2026
    Anisan’ireo klioba Tsipy kanetibe zandriny indrindra ny UBMT (Union des boulistes manjaka tokana Ambohitri­manjaka) izay niorina ny volana marsa 2026. Klioba tarihin-dRatsimbaharison Luc sy i Rijavola ary Randrianaivo Eric. Efa manana ny toerany, na eto Madagasikara na any ivelany, ny klioba. Manana fijery vaovao amin’ny fomba fitantanana sy ny hoavin’ny […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 04:47 Sep 23, 2026
    Mbola mitohy hatrany ny fanomanana ho an’ny klioban’ny CFFA Andoharanofotsy. Raha tsy misy ny fiovana, hanatanteraka lalao ara-pirahalahiana amin’ny ekipan’ny Artis FC, etsy amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, izy ireo, anio, amin’ny 10 ora maraina. Marihina fa hiatrika ny dingana faharoa, fifanintsanana afrikanina, « Ligue des champions Caf », izay hihaonana amin’ny Young […]
  • Handball – « Can Cadet» : Faha-13 ny Akio Madagasikara
    Newsmada - 04:47 Sep 23, 2026
    Nifarana omaly, tany Abidjan, Côte d’Ivoire, ny andiany faha-22 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja handball, sokajy «cadet 2026». Farany vao nisy ventiny ny an’ny Akio. Izay vao nahazo fandresena raha niady ny laharana faha-13. Resin’izy ireo, tamin’ny isa 37 no ho 24, ry zareo Zambianina. Fihaonana notanterahina ny […]
  • Baolina kitra – Fifanintsanana Can 2027 : Hivantana amin’ny Canal Plus ny lalaon’ny Barea
    Newsmada - 04:46 Sep 23, 2026
    Hifanome tanana amin’ny fampandrosoana ny baolina kitra, indrindra fa ny Barea Madagasikara, ny Federasiona malagasy (FMF) sy ny Canal plus Madagasikara. Handefa mivantana ny lalaon’ny Barea sy i Nigeria ny fantsona Canal plus Sport 1, ny zoma ho avy izao. Manomboka izao, miara-miasa ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) sy […]
    Tags: Barea
  • Vovonana Tantana : Tafajoro ny rafitra eto Antananarivo
    Newsmada - 04:46 Sep 23, 2026
    Tafapetraka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny Vovonana Tantana-Faritany Antananarivo sy ny faritra Analamanga. Notonto­saina tetsy amin’ny efitrano malalaky ny Kaominina Anta­nanarivo Renivohitra ny lanonana nanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny taratasy manendry an-dRamatoa Ra­harivololoniaina Ninah ho mpandrindram-paritra Anala­manga sy Ramatoa Randria­narisoa Riana Raymonde ho ambasadaoro eto amin’ny faritany Antananarivo. Misokatra ho […]
  • « Ventson’ny Be Art » : Mifandrary ny kanton’i KaMi sy Zongo Bilaky
    Newsmada - 04:41 Sep 22, 2026
    Manome sehatra hisongadinan’ny fahasamihafan’ny fomba fanehoan’ny mpanakanto ny sanganasany ny Tokotany Be Malagasy. Anisany ny fampirantiana mandeha ao, amin’izao fotoana. Mpanakanto marolafy roa, samy manana ny aingam-panahiny, samy manana ny fironany eo amin’ny famoahana izany ho zavakanto ihany koa. Ny itovian’i KaMi sy i Zongo Blaky dia izay fitiavana mizara […]
    Tags: KaMi
  • Toamasina : Niofana ireo mpitsabo eny amin’ny hopitaly
    Newsmada - 04:41 Sep 22, 2026
    57 ireo mpianatra ho mpitsabo sy mpiasan’ny fahasalamana avy amin’ny hopitalin’i Toamasina manaraka fiofanana maimaimpoana momba ny vonjy voina. Ny tomponandraikitra misahana ny fahasalamana avy amin’ny masoivoho amerikanina sady mpampiofana ny Croix Rouge amerikanina no nanatanteraka izany. Sady mianatra ny teknika, mampiasa “défibrilateur” ivelan’ny hopitaly no manao fampiharana avy hatrany […]
  • Kaominina Vohémar: Nahazo fotodrafitrasa avy amin’ny Orange
    Newsmada - 04:40 Sep 22, 2026
    Miara-miasa amin’ny kaominina Vohémar ny orinasa Orange Madagascar hanavaozana ny fotodrafitrasa efa misy any an-toerana sy hanatonana bebe kokoa ny vahoaka. Mifandraika amin’izany ny fananganana fotodrafitrasa vaovao na fanatsarana ireo nampiasaina taloha hitondra fivoarana ho an’ny tanàna. Tafiditra ao ny fanavaozana tanteraka ny bazary Ambondrona. Sady lasa toerana madio no […]

3510 items