Newsmada
-
07:36 Sep 15, 2026
Nifarana ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, sokajy diviziona faharoa (D2). Ho an’ny vehivavy, lasan’ny VBCD ny amboara nasionaly, rehefa nandavo ny Squad X tamin’ny seta 3 no ho 0, (25,21/25,15/25,21) izy ireo. Marihina fa ny seta voalohany sy ny fahatelo […]